Lisitry ny dinika

Lisitry ny dinika, nampidirin'i fara, milahatra araka ny daty
fara ( 02/12/2011 08:02)
ordi de Bureau amidy
Amidy ordinateur de bureau complet Tsy vaovao fa mbola tsara PIV Ram128Mo 40Mhz Lecteur CD prix:200 000ariary / 1000 000 fmg contact: 034 68 145 34 ... tohiny
fara ( 12/10/2011 08:13)
asio fihaonana vavao ndray
Maninn rah mba asiana fihaonana manaraka ndray @ ty taona ty e,efa ho tapitra iany ny taona ,ohatra we @ toussaint any , na Espace oasis iany aza tsy maninn fa mety B minay le toerana .Zany we betsak... tohiny
novalian'i fara ny 20/10/2011 11:31
fara ( 15/04/2008 07:32)
MITADY TRANO MAIKA ENY ANALAMAHITSY
Zah r'eto mitady trano maika hofaina ,faritra analamahitsy sy ny manodidina ,na Androhibe ,trano hipetrahana.Nareo namana zay mahita eny @ faritra eny d mbĂ´ valio eto na contacter-o mivantana : niain... tohiny
fara ( 25/10/2006 16:52)
Mitady trano maika be r'ireto zah a
Mitady trano hofaina maika be r'ireto zah a,amoron-dalana ,500.000fmg ka h@ 750.000fmg,faritra :Mahamasina,Andrefan'Ambohijanahary,Analakely ,Ambondrona,Ankadifotsy,Antanimena. Tena maika be tampoka ... tohiny
novalian'i tslem ny 31/10/2006 08:55
fara ( 10/01/2006 07:29)
Fandrosoana
T@ heritaona zany a,12% ny fisondrotakarama,d t@ ity taona ty kou mbola 12%,izany no tena atao hoe fandrosoana.D nifanontany ireto oul 2,hoe ,inn no tena mba projet anao @ ity taona ity,d namaly ny ir... tohiny
novalian'i dadabe ny 11/01/2006 13:14
fara ( 24/11/2005 12:00)
SAROTRA NY MIOVA
Amintsika malagasy d mbola sarotra mintsy ny hanova ny toetra ho tsara na hanaraka fandrosoana.Dradradraina hatrany ny hoe FANDROSOANA,nefa ny toetratsika tsirairay avy aza mbola mifotetaka @ tany.Ire... tohiny
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0075