Lisitry ny dinika
Lisitry ny dinika, nampidirin'i coopsal, milahatra araka ny daty
coopsal
(
10/04/2009 16:17)
Heroda ... tara loatra
"Faly dia faly Heroda nony nahita an'i Jeso, fa ela no naniriany hahita azy, noho ny fandrenesany azy efa maresaka erý, sady nanantena izy fa hahita azy hanao fahagagana. 9 Nanao fanontaniana maro ...
tohiny
novalian'i fahamarinana ny 15/04/2009 19:09
coopsal
(
11/03/2009 07:54)
importancen'izany hoe tia sy tian'olona ..
[quote=fahamarinana]
... ny tena importance an'izany tia sy tiavin'olona izany...avy eo moa samy manao ny choix-ny ny tsi11.
Ny anjarako dia manoro izay kely haiko sy heveriko mifanaraka amin'ny
[...
tohiny
novalian'i fahamarinana ny 16/03/2009 17:37
coopsal
(
03/02/2009 15:28)
Mafampana eto amintsika : avy aiza no fototry ny olana?
Miarahaba antsika rehetra,
[color=red][b]1- KORONTANA ETO MADAGASIKARA : Mahagaga[/b][/color]
Na ny Filoham-pirenena Marc Ravalomanana na ny Ben'ny tanànan' Antananarivo dia samy olona mpitantana...
tohiny
novalian'i mia ny 03/02/2009 20:31
coopsal
(
03/02/2009 15:26)
Mpivavaka marina ve isika Malagasy ?
Miarahaba antsika rehetra,
[color=red][b]1- KORONTANA ETO MADAGASIKARA : Mahagaga[/b][/color]
Na ny Filoham-pirenena Marc Ravalomanana na ny Ben\'ny tanànan\' Antananarivo dia samy olona mpitanta...
tohiny
novalian'i xxx ny 13/02/2009 14:04
coopsal
(
22/12/2008 14:32)
Izay tsy nataonareo tamin'ireny madinika ireny ...
"[size=14px][color=blue][i]Ary rahefa ho avy amim-boninahitra ny Zanak'olona otronin'ny anjely rehetra, dia hipetraka eo amin'ny seza fiandrianan'ny voninahiny izy; ho vory eo anatrehany ny firenena r...
tohiny
novalian'i ikaretsaka ny 17/01/2009 03:04
coopsal
(
09/12/2008 12:40)
zaza ao an-kibo
Vao afak'omaly maraina aho no niresaka tamin'ilay zanako (mbola ao an-kibon'ny mamany), nitantara taminy ny namoronan' Andriamanitra izao tontolo izao. Ary nilaza taminy ny fisian'ny karazan-java-boah...
tohiny
novalian'i ikaretsaka ny 22/12/2008 20:59
coopsal
(
11/11/2008 16:29)
lohahevitra lasa tiana tohizana
Ahoana kay ry Hery (na ny hafa koa) ny fomba handaharana ny lohahevitra araka ny mpandefa, na daty namaliana farany, na daty namakiana farany?
Hatr@izao mantsy dia milahatra ho azy araka ny daty namo...
tohiny
novalian'i coopsal ny 25/11/2008 11:06
coopsal
(
13/08/2008 14:26)
Tsy tadidiko ny lohatenin'ilay hira
Miarahaba antsika rehetra,
Misy hira anakiray izay mba tiako hananana ny tonony, ny tonon-kira dia voasoratra ao @ 1 Korintiana 13 :
L'amour n'est pas irritable, il n'est ni jaloux ni méchant
Mais...
tohiny
novalian'i endrika01 ny 14/08/2008 11:13
