Lisitry ny dinika

Lisitry ny dinika, nampidirin'i bida, milahatra araka ny daty
bida ( 14/04/2008 19:41)
VARY
Efa misy fepetra ve azo ampiharina mivantana ho any firenena malagasy raha tojo ny crise momba ny vary toy ny mahazo ny firenena hafa (Inde, Haïti, ...) ???... tohiny
novalian'i soanja ny 24/09/2009 03:13
bida ( 14/04/2008 19:39)
VARY VARY VARY
Hiaraha-manaraka ny vaovao eran-tany momba ny crise na vary, inona no hitranga raha tena midona @ Madagascar io crise io satria na hisy aza hiakatra be ny vidiny. Inona ny soso-kevitra azo hamahana na... tohiny
bida ( 14/04/2008 19:18)
Lubrifiant @ préservatif
Misy vehivavy vitsivitsy @ faritra vitsivitsy any dago mampiasa ilay lubrifiant @ kapôty iny hosorana @ volo fa hoe mahatsara volo ilay izy, mandrovitra kapôty maromaro amin'izay fotoana izay vao ma... tohiny
bida ( 07/04/2008 21:22)
Natao hotohizana ity tononkira ity
Vata vy nidiny gadànà no nanangonany fananana... tohiny
novalian'i mmmhh ny 08/04/2008 12:20
bida ( 04/04/2008 21:00)
Tripy
Ny tripy le mbola maintimainty ireny hono matsiro kokoa noho izy efa voadio fotsifotsy. Ahoana ny fandraisanareo anizany ?... tohiny
novalian'i pseudo38 ny 29/07/2008 17:32
bida ( 17/03/2008 22:48)
Tsy mety misokatra ny Windows
Mila hevitra kely : Inona ny antony mahatonga ny ordi, velonina dia tsy mety misokatra ny windows fa juste le page voalohany iny fotsiny, ilay mampiseho ny marque nilay ordi fotsiny no misorara tsy m... tohiny
novalian'i khoto ny 23/03/2008 15:42
bida ( 16/03/2008 23:45)
lasopy sokrila
mba mila hevitra aminareo, ahoana ny fikarakarana lasopy sokrila satria spécialité gasy io no fiheverako azy... tohiny
novalian'i pseudo38 ny 14/06/2008 15:39
bida ( 15/03/2008 22:56)
Tselatra
"Tselatra" misy antony ve ny tsy hisiany Concert Tselatra mihitsy aty France ? Efa elaela ihany manko raha tsy diso ny fahalalako no nisy izany taty... tohiny
novalian'i bida ny 22/03/2008 22:03
bida ( 15/03/2008 22:12)
Bononoka
Mahafantatra bononoka ve ianareo, tsara ny tsirony fa somary misy fofona kely. Iza no tia, ary mety misy karazanjavatra hafa ve azo hafangaro aminy hahatsara azy sy hanome fofona manintona kokoa?... tohiny
bida ( 11/03/2006 22:12)
Eric_Tselatra
Mety ahazoana adresse ny Eric ve eto na mail. Ary lery ve tena lasa mpino tsara mihitsy sa hira fotsiny e???... tohiny
novalian'i PAQTE ny 18/04/2006 05:39
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0078