Liste des messages

Liste des messages, inserés par angouz, par ordre de date
angouz ( 24/10/2016 08:14)
Misy antony matoa....
Nisy fandaharana anankiray izay hitako nalefany haino aman-jery iray eto gasikara, fanoherana ny finoana no tena tanjon'io doc io, fa ny tena mampiomehy ahy dia nisy personnage mihintsy nataon'ny vava... suite
répondu par endriny le 08/11/2016 04:27
angouz ( 12/10/2016 14:52)
Misy tsy mazava
Salama daholo ! Hono oa azo atao ve ny manoratra fanjonohana olona mba ho solokina eto amin'ity serasera ity eto, misy olona milaza fa afaka mampindrana vola hatramin'ny 900 000€ dia avy eo alain'n... suite
répondu par hery le 05/04/2017 18:44
angouz ( 22/09/2016 18:34)
Aza kitihina ny havanay
Ny tany amidinareo azo leferina ihany !... suite
répondu par angouz le 12/10/2016 06:38
angouz ( 17/09/2016 18:57)
Raha liana ianao
Miarahaba antsika rehetra ! Misy soso-kevitra indray ity ka asa na misy liana na tsia, mahita tany ideal izaho afaka ambolena safran ka sao misy manam-paniriana ny te hifaninana @varotra iraisam-pire... suite
répondu par angouz le 30/09/2016 17:18
angouz ( 18/08/2016 18:36)
Mba ilaina tokoa ve ?
Salama ! Hono ho aho ry mpiady hevitra isany, aminareo ve dia tena ilaina tokoa ve ny mpimasy ? satria dia izao no antony fanontaniko, raha efa tena mandinika ny olona mpampiasa sy mpilalao ody izaho ... suite
répondu par hery le 10/09/2018 20:41
angouz ( 18/08/2016 18:17)
fiverenan'ny sambo fiara
Azo inoana ve fa hisy fiverenany ny sambo fiara ary iza no mpaminany nilaza an'izany, ary ahoana ny fisehoany ?... suite
répondu par endriny le 08/09/2016 06:31
angouz ( 11/07/2016 18:11)
Misy reference iray indray ity fa dia aoka samy ha...
Misy reference iray indray ity fa dia aoka samy handinika sy amakafaka tsara izay tena marina fa io aloha izao no ofisialy, ka dia aiza ary izany no fototra ?... suite
angouz ( 22/06/2016 17:57)
Hafa ndray ty an !
http://polyandrie/une indienne épouse 5frère/news.reponserapide.com :-)... suite
angouz ( 21/06/2016 17:50)
Ketrika mahasoa
Miarahaba anareo izay mamaky eto ! marina tokoa fa isika gasy dia fatra-pitady izay mahasoa izay tokoany na dia ny andrian'ilika aza mbola atrehina fona ka mba misy fanontaniana Moa ve dia tsy misy o... suite
répondu par tranokwly le 23/06/2016 06:40
angouz ( 02/06/2016 22:52)
Raha mba serasera ihany mo....
Mba mandinika ihany za fa to tsy mba misy olona mihintsy ato @ ity lohahevitra ity hoe : andao ndray anangana orin'asa lehibe iray ny poniny serasera.org dia ho rava ny fahantrana eto gasikara hummm !... suite
répondu par fredkwel le 03/06/2016 04:33
angouz ( 02/06/2016 22:40)
Fotsy Mena Maintso
MANKAHERY ANTSIKA GASY IRAY MANONTOLO IZAY MIATRIKA IZAO FIAINANA MAFY IZAO ARY MIRARY NY SOA HANTRANY SY FAHOMBIAZANA HO ANTSIKA REHETRA E ! ... suite
répondu par fredkwel le 03/06/2016 04:39
angouz ( 02/06/2016 22:26)
Fazahoana zanaka lahy
Akory iaby ! tsy haiko na efa voaresaka tato izy ity, fa mba anisany mahaliana ny manontany azy, ahoana kay no fomba azahoana zaza lahy fa mba tsara ho fantatra ? ary mba iangaviana mba experience vec... suite
répondu par fredkwel le 17/06/2016 07:17
angouz ( 26/05/2016 21:13)
hazon'aina
Jenezy 3:24, Apok 22:2 mba azavao kely azafady fa tena tsy azoko ... suite
répondu par rhaj0 le 20/06/2016 11:16
angouz ( 22/05/2016 17:53)
Aretin-tsaina
Inona marina no tena mahasitrana ny marary saina fa toa misy fianankaviana iray izay dia lany volabe nefa dia tsy sitrana intsony ary dia maty ihany ilay adala ?... suite
répondu par angouz le 27/05/2016 14:38
angouz ( 07/05/2016 17:16)
fifindra-monina
Mba te hifampiresaka @ olona zay efa ela nimpetrahana ao france, fa mba manampaniriana ny te hipretraka any. misaotra !... suite
répondu par angouz le 09/05/2016 13:10
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0324