Lisitry ny dinika

Lisitry ny dinika, nampidirin'i andrywi, milahatra araka ny daty
andrywi ( 13/07/2010 11:33)
EFA VITSY AN'ISA DE MBOLA VALALA ANKARONA IHANY ...
Efa zara raha misy manohana sy manaraka ny Mpanohitra dia mbola jereo koa ity fizarazarana be ! inona tsony izay Magro 400olona sy Arema 300olona sy ny ambiny 400olona raha izany ! tsy aleo ravaina a... tohiny
novalian'i andrywi ny 13/07/2010 15:53
andrywi ( 09/07/2010 16:30)
Izao le fanotaniana ee..ary aza ahodikodina raha tsy mahita havaly !!..
Taiza ary no nahitan'ny Fanjakana "VOLA " nandoavana an'ireto ary ? zay tena valiny alefa fa aza miodikodina azafady !!.... ---karamam-panjakana '2taona beizao " = [u]taiza ? [/u] ---Ireo fourni... tohiny
novalian'i 3188 ny 11/07/2010 01:05
andrywi ( 08/07/2010 09:24)
tsy maintsy ho avy ny Komisera Eropeana Momba ny Fampandrosoana !!
mbola ny Vondrona Eropeana sy ny ACP alo notonga !! ary hamory an'ireo ankolafy telo izy !!ny loza anefa dia efa tsy mifanara-tsaina efa ela ireo mpanohitra fa otran'ny efa samy maka ho azy na dia vit... tohiny
novalian'i bacouli ny 09/07/2010 10:58
andrywi ( 07/07/2010 17:41)
Tena marina tokoa fa diso fanantenana amin'ny 3mvs i Ravalomanana
ZAO IZY LASA TSISY FANANTENANA INTSONY HODY FA VAO MAIKA NILENTIKA ANDAVAKA niditra mivantana tamin'ny tel i dada tam meeting n'ny TIM no nilaza fa diso fanantenana amin'ny fandehan'ny tolona izy ... tohiny
novalian'i andrywi ny 08/07/2010 17:56
andrywi ( 07/07/2010 09:43)
inona moa no tena antony hitrahan'ny fanjakana ireo Bois des roses ?
--Ataon'ny olona ambetindresaka ny hoe ihinanan'ny FAT ireo vola ireo , zarainy ireo vola azo amin'ny bois des roses sns .... ---nefa mba jereo amin'ny maso tsy miangatra fa ny FAT no mitondra ny fanj... tohiny
novalian'i andrywi ny 08/07/2010 17:45
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0081