Lisitry ny dinika

Lisitry ny dinika, nampidirin'i andry2013, milahatra araka ny daty
andry2013 ( 07/02/2013 03:31)
Tena iray, Fanahy iray, Fanantenana iray, Tompo iray, Finoana iray, Batemy iray (Efezianina 4, 3-6)
Hafatr’i Md Paoly Mikeleza aina hitana ny firaisam-po amam-panahy akamban'ny fihavanana; [b][u]fa tsy misy afa-tsy tena iray, sy Fanahy iray, araka ny niantsoana anareo ho amin'ny fanantenana iray;... tohiny
novalian'i Miharena ny 07/02/2013 15:59
andry2013 ( 05/02/2013 04:26)
Ny Anjely aza mba Niarahaba Azy koa
Matetika dia tsy azon’ny olona sasany loatra ilay hoe “Arahaba ry Maria” fanaon’ny kristianina katolika , mety misy mihitsy aza no mihevitra fa tsy manana fototra ara-baiboly izy io, azo laz... tohiny
novalian'i Nehemiah ny 26/02/2013 05:51
Andry2013 ( 24/01/2013 06:18)
Tena Kristianina ? Idealin'ny Fiainana ao amin'i Kristy
Ny Fiainana ao amin'i Kristy Ry kristianina, fantaro ny fahamendrehanao. Satria mandray anjara amin’ny fomba aman-toetran’Andriamanitra ianao ankehitriny, ka aza miverina mikororosy fahana indray... tohiny
novalian'i andry2013 ny 04/02/2013 19:54
Andry2013 ( 23/01/2013 06:25)
Ahoana ny hevitrareo ?
Ho an'ny Kristianina indrindra indrindra: Ahoana ny hevitrareo momba ireto toko sy andininy ao amin'ny Baiboly ireto : ny zavatra ambarany sy ny fifandraisany (niady hevitra tamin'olona momba ireo ah... tohiny
novalian'i andry2013 ny 04/02/2013 18:15
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0346