Liste des messages
Liste des messages, inserés par alfantomas, par ordre de date
alfantomas
(
15/12/2013 17:17)
solombavambahoaka
dia ahoana indray ireto mpihazakazaka maro maniry ny ho eny tsimbazaza ireto ve mba tena mahalala ny andraikitra hosahaniny marina sa maika ny hangoronkarena fotsiny ihany? sao mantsy dia ho MPISOLO V...
suite
répondu par tsipolitra le 10/09/2014 15:05
alfantomas
(
14/12/2013 13:05)
Mpanao propagandy tsy mahalala fomba
Mahavarina fa tsy misy mahalala fomba intsony amin' izao na ny kely na ny lehibe fa ity tranga iray teny Ampitatafika ity dia tena hafa mihitsy; Mpanao propagandy mijanona eo akaikin' ny toerana andev...
suite
répondu par vahiny2004 le 17/12/2013 08:50
alfantomas
(
19/10/2013 09:44)
fifidianana manara-penitra
aiza ny kara-pifidianana sy nenaran'ny mpifidy sasany sa izay ilay hoa manara-penitra???...
suite
répondu par alfantomas le 20/10/2013 10:50
alfantomas
(
12/10/2013 05:14)
propagandy ve?
Toa lasa fampisehoana miaraka amin'ny mpanakanto sy fampihainoana ny "bande originale" ny kandida ho aho ilay fampielezan-kevitra eh. Tsy misy kandida na iray aza mba milaza izay tena fandaharan'asany...
suite
répondu par hadji le 14/10/2013 03:28
alfantomas
(
12/10/2013 05:13)
propagandy ve?
Toa lasa fampisehoana miaraka amin'ny mpanakanto sy fampihainoana ny "bande originale" ny kandida ho aho ilay fampielezan-kevitra eh. Tsy misy kandida na iray aza mba milaza izay tena fandaharan'asany...
suite
alfantomas
(
06/09/2013 09:21)
Mila ny hevitry ny ray aman-dreny
Ahoana ny fijery ireo zaza mbola tsy mahasara-dreny araky ny fitenena(12-13-14 taona) nefa miroboka sahady amin'ny sehatry ny fitiavana? Vokatry ny fivoaran'ny toetr'andro ve sa vokatry ny fanabeazana...
suite
répondu par nilex le 24/09/2013 07:21
Alfantomas
(
19/07/2013 16:59)
Propagandy alohan'ny fotoana
Kung fu wisa sy sylvain RABETSAROANA tsy mitsahatra mamory vahoaka eran'ny tanan-dehibe ary eto tsiroanomandidy rahampitso manao saritsarina propagandy mialoha......
suite
répondu par hadji le 03/08/2013 05:05
Alfantomas
(
27/06/2013 05:22)
Maninona rehefa ny ankizy no manokatra vilany dia ...
Maninona rehefa ny ankizy no manokatra vilany dia hoe mangalampihinana fa rehefa lehibe dia hoe manandran-tsira?...
suite
répondu par jobiely le 01/07/2013 12:48
Alfantomas
(
26/06/2013 11:39)
Fahaleovantena hono...
Dradradraina fa 53 taona hono izay ny fahaleovantenantsika. Fahaleovantena hono kanefa ity firenena lazaina fa mahaleotena dia mbola miankindoha tanteraka ny vahiny na ara-politika na ara-toekarena na...
suite
répondu par margrity le 28/06/2013 12:21
alfantomas
(
20/06/2013 08:09)
tsara ampafantarina ny rehetra ny moba ny finoana ...
tsara ampafantarina ny rehetra ny moba ny finoana katolika fa misy mihevitra anay ho mivavaka amin'ny sary vongana.tsy mivavaka velively amin' ireny izahay fa fahatsiarovana fotsiny ihany ireny
...
suite
répondu par tanimamiko le 15/07/2013 08:51
alfantomas
(
20/06/2013 07:53)
tokony tsy hahemotra intsony ny fifidianana fa ten...
tokony tsy hahemotra intsony ny fifidianana fa tena mijaly ny vahoaka Malagasy...
suite
répondu par silver5 le 24/06/2013 11:43
alfantomas
(
19/06/2013 16:09)
Misy antokom-pinoana sasany tsy mitsahatra manarat...
Misy antokom-pinoana sasany tsy mitsahatra manaratsy ny finoan'ny hafa mba hitaomany ny olona hivavaka ao aminy hanangonany harena (am-pahafolon-karena) ...
suite
répondu par ranovelona le 04/07/2013 06:48
Alfantomas
(
19/06/2013 16:00)
Tsy misy zavatra manan-kasina intsony eo amin'ny t...
Tsy misy zavatra manan-kasina intsony eo amin'ny tanora ankehitriny hany ka niova tsy manaja ny hafa ny fomba fisainana...
suite
répondu par tanimamiko le 15/07/2013 08:44
Alfantomas
(
19/06/2013 08:31)
Tsy mahagaga raha mahita tanora manaonao foana ank...
Tsy mahagaga raha mahita tanora manaonao foana ankehitriny fa ny gazety sy ny fahitalavitra izay natao hanabeazana indray no mampiana-dratsy....
suite
répondu par pisoonja le 19/06/2013 13:02
alfantomas
(
17/06/2013 14:17)
mampalahelo fa simba sy very hasina ny teny Malaga...
mampalahelo fa simba sy very hasina ny teny Malagasy nohon'ny teknolojia vaovao (club sms...)...
suite
répondu par tojonjanahary le 10/07/2015 10:38
alfantomas
(
16/06/2013 09:22)
Diso ny fiheverana fa ny finoan'ny Ntaolo malagasy...
Diso ny fiheverana fa ny finoan'ny Ntaolo malagasy dia mifanohitra amin'ny finoana kristianina, tsy mifanohitra velively ireo fa mifameno aza...
suite
répondu par Nehemiah le 19/06/2013 07:30
alfantomas
(
16/06/2013 09:13)
efa lojika mihintsy ve ny hoe rehefa tiana dia mam...
efa lojika mihintsy ve ny hoe rehefa tiana dia mampifilafila?...
suite
répondu par FENOSOA2 le 26/07/2013 17:11
alfantomas
(
16/06/2013 09:02)
samy halatra izao ihany kanefa maninona ny mpanao ...
samy halatra izao ihany kanefa maninona ny mpanao sinto-mahery teny tsaralalana no sahin'ny vahoaka vonoina nefa ny mpitondra mangalatra amina tapitrisany maromaro no tsy misy sahy miteny?...
suite
répondu par hery le 25/06/2013 12:25
alfantomas
(
08/06/2013 06:50)
ny fiverenana amin'ny fototra maha Malagasy no tok...
ny fiverenana amin'ny fototra maha Malagasy no tokony imasoana raha te handroso marina
...
suite
répondu par tanimamiko le 15/07/2013 08:48
