Lisitry ny dinika

Lisitry ny dinika, nampidirin'i Ylly, milahatra araka ny daty
Ylly ( 08/03/2008 07:34)
Lasa tsy manao veloma hono naman'ny tezitra.
Lasa tsy manao veloma hono naman'ny tezitra sa naman'ny sosotra. Dia manao veloma anareo rehetra aho.Mbola somary vaovao ihany aho teto nefa be ny fahasahiranana ka tsy ho afaka ny hanenjika ny reh... tohiny
novalian'i tsiafoi1 ny 10/03/2008 06:37
Ylly ( 24/02/2008 18:57)
Aza mamaly ratsy ny ratsy.
>>>> > >> midika ve io hoe tsy hamaly ny ratsy nataon'olona ahy aho fa andriko Andriamanitra atsy ho atsy hitsara sy hanasazy an'io olona?... tohiny
Ylly ( 21/02/2008 07:48)
Fa maninona?
Fanontaniana mba tiako hapetraka na io hapetrako eto io. ... tohiny
novalian'i penina ny 10/03/2008 14:42
Ylly ( 19/02/2008 15:14)
Finaninanana manindry dokambarotra(3)
Ndao ry zareo mba hifaninana kely isika a!mahavita manindry im-piry isan'andro an'ireny dokambarotra ireny ianareo? ao aloha hatomboko ny ahy jerena hoe?:)... tohiny
novalian'i Kwasi ny 20/02/2008 10:48
Ylly ( 30/01/2008 18:35)
Tandremo marina e!
tena miala tsiny ry zareo fa nataoko fanahiniana ny handefasana an'ity eto mba hampitandrina antsika rehetra, @ teny frantsay izy io ka tena miala tsiny fa lasa miova ny fototry ilay voalaza raha nava... tohiny
novalian'i XxxX ny 02/02/2008 08:52
Ylly ( 18/01/2008 20:51)
Homba anao Jesoa
Enganie ka homba anao Jesoa Hanadio sy hanazava Hampahery lalandava Enganie ka homba anao Jesoa http://dailymotion.alice.it/mychannel/cuoreblu50/video/x3x62r_homba-anao-jesoa-fafah_music vava... tohiny
novalian'i turidro ny 07/02/2008 21:58
Ylly ( 16/01/2008 11:49)
Mivavaka: Inona no ilana azy?
[b]Mivavaka: Inona no ilana azy? Mahery sy mahomby ny vavaka.[/b] Rehefa mivavaka amin’ilay Andriamanitra Tsitoha izay nanao ny lanitra sy ny tany isika: dia toy ny mandeha mihitsy any amin... tohiny
Ylly ( 23/11/2007 11:16)
Mitsara ve Andriamanitra?
Mampalahelo fa maro ny olona no sahy manome tsiny an’Andriamanitra tsotra izao raha vao misy zavatra tsy mety miseho eo amin’ny fiainana, ka tsy mifanaraka amin’ny eritreritra ; dia vao mainka... tohiny
novalian'i Ylly ny 07/12/2007 15:20
Ylly ( 07/11/2007 14:23)
Ny fahotana.
Ao isika mba handinika kely ny atao hoe >>fahotana... tohiny
novalian'i rapala ny 10/11/2007 17:55
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0879