Liste des messages

Liste des messages, inserés par Vazivazo, par ordre de date
vazivazo ( 18/07/2019 14:16)
vita iny ny CAN, fa hiroso @ CHAN
Toa mandeha be ny feo fa ekipa hafa mihitsy no hiatrika ilay match @ CHAN, sao dia efa zatra naheno ny anarana sy nahita ny filalaon'ireto Barea efa malaza ireto isika ka sao handiso fanantenana ny ma... suite
répondu par hery le 19/07/2019 15:00
vazivazo ( 04/05/2016 05:04)
lalao serasera
Tena tsy tsaroako hoe taiza no nahitako ilay hoe lalao serasera iny ry Hery an: misy ilay dikan'ny anarana, ny voninkazo, sns e, Izany hoe raha mba te hiditra @ iny dia aiza ho aiza ato? Sao mba azo a... suite
répondu par hery le 04/05/2016 06:41
vazivazo ( 24/02/2016 04:22)
mitsikia kely monja oeeeeee
Nanontany ilay mpampianatra hoe: inona rankizy no tokony atao mba hananantsika lakilasy madio lalandava? nananga-tanana ilay mpianatra iray dia namaly: TOKONY MIJANONA ANY AN-TRANO DAOLO isika fa tsy ... suite
répondu par batsilana le 26/07/2017 06:13
vazivazo ( 08/09/2015 13:02)
allocation de congé
Sao mba misy afaka manome ny formule fikajiana ny allocation de congé azfd, M6 Dia ilay allocation de congé VE TAFIDITRA @ atao hoe KARAMA BRUT??... suite
Vazivazo ( 20/02/2015 07:43)
cours de français
Nanadina mpianatra anakiray ity prof de Frç dia hoy izy: - Mitsangàna ianao dia mitanisà verbe du premier groupe maromaro... -Nitsangana ilay mpianatra voatondro dia hoy izy: appeler - rencontrer- ... suite
répondu par mpisotrtoaka le 07/04/2015 11:34
vazivazo ( 23/06/2014 09:55)
hevitra niserana
Sendra niserana tato an-dohako ity hevitra ity e, ary sao mba mety koa raha asiana lohahevitra manokana mikasika ny FIVAROTANA ZAVATRA na entana tiana amidy, mety mba maro no liana amin'ilay te hividy... suite
répondu par hery le 23/06/2014 10:18
vazivazo ( 19/06/2014 12:21)
voatsiperifery sy jirofo
Ary mba azo ampiasaina amin'ny sakafo ve ireny voatsiperifery ireny e? dia ny sakafo toa inona no azo asaiana azy ankoatran'ny sakay Ary ny jirofo woa mba inona tokoa ny fampiasana azy matetika e, mi... suite
répondu par ora le 03/07/2014 12:19
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0073