Liste des messages

Liste des messages, inserés par STViha, par ordre de date
STViha ( 30/10/2016 19:22)
RANONORANA MIVATRAVATRA (Zakaria 14/16-19)
"RANONORANA MIVATRAVATRA" , io no fiantso ny anjara tso-drano tsy maivana ho an'ny firenena manatanteraka ny andro firavoravoana fitoerana an-trano ratsan-kazo araka ny lalàna voatendry. Isaorana era... suite
répondu par Strong3 le 11/11/2016 06:50
STViha ( 10/10/2016 14:14)
VOLANA FAHAFITO 5777/ IOM KIPOUR/ TRANO RATSAN-KAZO
Faly miarahaba indray ! Araka ny efa nambara fa ao anatin’ny volana fahafito isika HEBREO izao dia tsara raha velabelarina ny tokony ho atao ho fiaraha-mientana hatrany mba ho fanarenana ny firenena... suite
répondu par STViha le 30/10/2016 19:27
STViha ( 09/10/2016 17:31)
SHANA TOVA OUMETOUHA
Salama e ! Faly indray miarahaba ny MALAGASY na ny HEBREO manerana ny NOSY, faly sy ravo tokoa manambara amintsika izao vaovao tsara manaraka izao : Tsinana ny Alahady lasa teo mantsy ny volana fahaf... suite
répondu par lolo110255 le 13/10/2016 15:33
STViha ( 23/08/2016 20:20)
FIARAHA-MIENTANA NO ILAINA
Tsy efa fotoana ve izao hoy isika tokony mba ny MALAGASY @ izay no mitrandraka sy mihinana harena ambonin'ny taniny fa tsy ny vahiny mpanjanaka intsony? Ndao mba ny vava no ampiasaina miaraka @ fahefa... suite
STViha ( 15/08/2016 19:13)
FIARAHA-MIENTANA NO ILAINA
ASA FAMPIHOROHOROANA. Anisan’ny zavatra tena atahoran’izao tontolo izao na firenena aiza na firenena iza ary misy firenena fanta-daza amin’io resaka io mihitsy, tsy ho lazaina eto hoe iza izan... suite
STViha ( 13/08/2016 20:12)
MALAHELO NY MALAGASY (HEBREO) ELOHIM !
Fa ny vahiny ve mieritreritra mihitsy hoe vita tanteraka ny momba ny MALAGASY na ny HEBREO e ? Sanatria izany hoy i Paoly ao amin’ ny Romana 11/1. Inona moa no tsy karazana ota fady ataon’ny vahi... suite
STViha ( 09/08/2016 20:08)
RY MALAGASY (HEBREO)! AZA MATORITORY INTSONY
"Tiava ny namanao tahaka ny tenanao" hoy i IESHUA ao @ Lioka12/31, hain'ny MALAGASY na HEBREO tsara mihitsy ny nampihatra io Didy lehibe mikasika ny fitiavana ny namana io na ny fitiavana ny Tanindraz... suite
répondu par RA TAN le 13/05/2017 11:21
STViha ( 09/08/2016 20:06)
RY MALAGASY (HEBREO) AZA MATORITORY INTSONY!
"Tiava ny namanao tahaka ny tenanao" hoy i IESHUA ao @ Lioka12/31, hain'ny MALAGASY na HEBREO tsara mihitsy ny nampihatra io Didy lehibe mikasika ny fitiavana ny namana io na ny fitiavana ny Tanindraz... suite
répondu par RBNIR le 28/09/2016 10:54
STViha ( 09/08/2016 20:05)
RY MALAGASY (HEBREO) AZA MATORITORY INTSONY!
"Tiava ny namanao tahaka ny tenanao" hoy i IESHUA ao @ Lioka12/31, hain'ny MALAGASY na HEBREO tsara mihitsy ny nampihatra io Didy lehibe mikasika ny fitiavana ny namana io na ny fitiavana ny Tanindraz... suite
STViha ( 02/08/2016 20:41)
SAO MBA ITY SISA NO ANDRASANA ETO AMINTSIKA
IESHUA tokoa no vahaolana ho an'ny MALAGASY. Tsy ''Affirmation gratuite'' araka ny fiteny vahiny velively fa TENA FAHAMARINANA ary voaporofo ara-baiboly ka efa betsaka no mivoy izany. Raha tsy mandros... suite
répondu par rhaj0 le 08/08/2016 13:51
STViha ( 11/07/2016 21:27)
MITADY MAIKA ANAO MALAGASY (Kristiana) ny Andriamanitry ny Hebreo hiverina aminY
Araka ny efa voambara tamin’ ny lohahevitra farany momba ny maha HEBREO ny MALAGASY sy ny tsy maintsy hahatanterahan’ ny faminaniana mikasika ny fanambàrana azy dia maro ny naneho ny heviny sy ... suite
répondu par stahtam le 27/03/2017 05:37
STViha ( 08/07/2016 22:51)
EFA TONGA NY FAMONJENA AN'I MADAGASIKARA
Araka ny efa voalaza ombieniombieny sy ny efa hita porofo mitohoka amin'ny tendany, tsy azontsika hialàna na hodian-tsy fantatra intsony dia hamafisina etoana fa HEBREO NY MALAGASY tsy azo toherina n... suite
répondu par stahtam le 11/07/2016 07:16
STViha ( 05/07/2016 08:46)
FOHAZY NY HERINAO RY GASY!
Misaotra ireo efa nahavaky sy naneho hevitra t@izao fanolorana vahaolana hoan'ny firenena izao, ity mantsy ilay tonga @ fitenenana hoe: "ny omby indray mandry tsy indray mifoha" ka dia azo raisina ho ... suite
répondu par rhaj0 le 20/07/2016 14:56
STViha ( 03/07/2016 18:52)
ANJOMARAM-PANAFAHANA HO AN'I GASIKARA
Araka ny efa hitantsika tamin'ny lahatsoratra teo aloha dia mitady ho voatsamatsamaka sy vakivaky ny fiaraha-monina Malagasy, fantatsika anefa fa ''Ny firaisana no Hery'', ''Izay mitambatra vato, izay... suite
répondu par booboo le 05/07/2016 12:38
STViha ( 02/07/2016 19:56)
FAMPIRAISANA FINOANA
Tsy mety ho tanteraka ve ny fampivondronana ho iray ny Kristiana eto Madagasikara? Raha ny hevitray dia efa vanim-potoana izao tokony hampiraisam-panahy amin'izay ho antsika Kristiana eto Madagasikar... suite
STViha ( 01/07/2016 20:48)
ANTSO AVO HOAN'NY MALAGASY
Isaorana ny RAY MPAHARY fa mbola nahatratra izao fotoana na andro fiomanana hidirana @ andro faha-7 ato anatin'ny fanafahan'i Estera izao isika na ilay antsoina hoe ''Zoma''. Tsy kisendrasendra no nam... suite
répondu par rhaj0 le 19/07/2016 11:44
STViha ( 30/06/2016 20:10)
GASIKARA AFAKA!
Mbola manamafy ihany amintsika Malagasy izay MINO ny MPAMONJY (ny ZANAKA izay tonga tety an-tany hanamafy hatrany ny fiombonam-po sy fanahy (vavaka) izay natomboka omaly ; Satria amin'ilay Nahary dia... suite
STViha ( 29/06/2016 20:21)
GASIKARA AFAKA!
GASIKARA AFAKA! (Isaia 60/1-3) Toa honohono na zary nofinofy ny hoe ''FAHAFAHAN'NY MALAGASY'' na ara-tantara na ara-jeografia, satria tsy arak'izany ny tena toe-java-misy sy ny fomba fiainana nanombo... suite
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0189