Lisitry ny dinika
Lisitry ny dinika, nampidirin'i SARERAKA2, milahatra araka ny daty
SARERAKA2
(
30/05/2007 15:43)
Manao ahoana daholo indray e!
Dia voatery tsy maintsy hiverina indray i SARERAKA satria .........
tohiny
novalian'i Jeankely ny 06/06/2007 02:28
SARERAKA2
(
21/01/2007 10:59)
Lasa ny mamba dia misosoka ny voay.....
Lasa i SYLLA dia misosoKa i RABEMANANJARA........
tohiny
novalian'i fijo ny 24/01/2007 22:41
SARERAKA2
(
09/12/2006 10:01)
hanangana hotely 5 étoiles i RAVALOMANANA..
izany ve no hahafaka an'i MADAGASIKARA @ fahantràna ? zavatra vola hiditra any ampaosin'ny mpitondra t@ vola nahodinkodina tetsy sy teroa !
MAHAVARIANA!...
tohiny
novalian'i Lalah ny 14/12/2006 17:56
SARERAKA2
(
08/12/2006 10:54)
NANGALA-BATO NY HAVANA RAVALOMANANA....
IO FA HITA NY FIKA VORETRA!.....ny tody tsy misy fa ny atao no miverina !...
tohiny
novalian'i fijo ny 15/12/2006 22:56
SARERAKA2
(
04/12/2006 10:52)
INONA NO VAOVAO MANERANA NY TANY?
-Lany 71% araka ny vokatra mbola tsy ofisialy eto ANTANANARIVO ny filoha masina RAVALOMANANA asa efa be angamba no manadino fa mbola misy faritany 5 be izao no atao hoe MADAGASIKARA.Raha io vokatra io...
tohiny
novalian'i fijo ny 06/12/2006 23:23
SARERAKA2
(
04/12/2006 06:20)
2e tour dia VIIITTTAAAA....
Raha ny fijery @ ankapobeny dia hisy ny 2é tour ..
ka dia MANAINGA NY MPANOHITRA MBA HANAMBATRA NY HERINY ARAKA IZAY TRATRA FA DIA 2 E TOUR DIA VITA NY AMIN INGAHY RAVALOMANANA MARC ....
TSY ANTAN...
tohiny
novalian'i fijo ny 07/12/2006 22:54
SARERAKA2
(
30/11/2006 21:35)
Izao ve no fampandrosoana MAHARITRA sy HAINGANA!
DEVELOPPEMENT DURABLE ....sao dia ny mifanohitra no tena izy e? eny re ry TIM isany ô !
http://ilerouge.centerblog.net/34.html...
tohiny
novalian'i pakopako ny 02/12/2006 08:39
SARERAKA2
(
30/11/2006 18:15)
efa misy olona adàla sa dia inona loatra!
Ho an'izay tsy mahalàla dia rahampitso no fara-doboka eo @ fampihelezan-kevitra ho an'ny kandidà rehetra ka ny an'ingahy RAVALOMANANA dia eny MAHAMASINA.Raha ny zavatra hitako teny dia efa misy olon...
tohiny
novalian'i xxx ny 06/12/2006 15:55
SARERAKA2
(
29/11/2006 18:17)
Nampihomehy ahy tokoa ny caricature tao @ express anio!
asa aloha raha hisokatra izy ity caricature nataon'ny namana ELYSE RANARIVELO tao @ EXPRESS na ahoana fa raha tsia dia miangavy izay namana mahay manao azy mbà ho hitan 'izay tsy nahita
http://ww...
tohiny
novalian'i fijo ny 01/12/2006 23:38
SARERAKA2
(
25/11/2006 23:45)
NO COMMENT!
http://www.ambiky.com/img.php
HI HI HI ... HA HA HA ...
tohiny
novalian'i patrick2002 ny 26/11/2006 22:22
SARERAKA2
(
25/11/2006 23:16)
LANY RA8 HISY NY GREVE eny @ 13 mai..tsy lany ....
Raha lany i RAVALOMANANA dia hisy ny greve eny @ 13 mai ....raha tsy lany koa izy dia hisy ny greve eny @ 13 mai ...KA DIA SAMIA MIOMANA E!
-LASANTSY 1 LITATRA 50.000FMG
-NY GASOIL 40.000FMG
-NY...
tohiny
novalian'i pimaso ny 30/11/2006 13:21
SARERAKA2
(
24/11/2006 23:30)
Ary raha mbà avadika moa izany ny rasa e!
Raha sakanana tsy ho à bordn'ny AIR MAD ny produits TIKO ,sakanana tsy ho à bord koany gazety le quotidien!
Sakanana tsy ho eny @ mpivarotra ny produits TIKO rehetra ... sakanana ny olona tsy hiant...
tohiny
novalian'i xxx ny 28/11/2006 22:37
SARERAKA2
(
24/11/2006 21:10)
Ireo mpomba an-DRAVALOMANANA sasantsasany MAHAMENATRA!
Tongo-bakivaky ka sady maharary no mahamenatra ny ataon'ireo mpomba an-ndRAVALOMANANA sasantsasany eto @ tanàna eto indrindra moa @ izao propagande izao.Ao ireo mandrovitra ankitsirano ny affichen'ny...
tohiny
novalian'i niryna ny 18/12/2006 00:02
SARERAKA2
(
24/11/2006 19:21)
VONOY AHO HOY IZY FA AFAKA 3 ANDRO.....
SARERAKA dia tsy maintsy hiteny raha mbola misy zavatra tsy rariny na aiza na aiza !
Koa dia mamerina ny fiarahabàna ny MPISERASERA REHETRA e!
Na novonoina ary aho hoy izy afaka 3 andro ihany di...
tohiny
novalian'i Fiffi ny 25/11/2006 08:25
