Lisitry ny dinika

Lisitry ny dinika, nampidirin'i Randria2007, milahatra araka ny daty
Randria2007 ( 23/10/2012 08:13)
Mitady tany hambolena.
Mitady tany 1 ha eo ho eo mba hambolena. Toerana misy rano mazava ho azy, na farafaharatsiny afaka hanaovana lavadrano. Manodidina an' Antananarivo renivohitra, ary tsy misy manao halabotry fa azo ant... tohiny
novalian'i fali ny 21/08/2014 07:49
Randria2007 ( 17/08/2012 14:00)
Mampiditra clip @ youtube
Ahoana kay ny fampidirana clip @ youtube?... tohiny
Randria2007 ( 17/08/2012 13:43)
Voly avotra
Mitady mpividy vokatry ny tany voly avotra na eto antoerana na any ivelany. Iza no atonina? ary ahoana ny ahalalana ny tadiavin'ny mpanjifa? Mba omeo sopapa.... tohiny
Randria2007 ( 08/12/2009 07:34)
Ahoana ny mba hevitrareo
Ireo namana mpanao fitaterana avy any Ilakaka no mitantara (zà klo tsy nahita), fa dia misy fiaramanidina mi escale, hono, ao Ilakaka ao, dia miainga indray avy eo! Inona no ataony ao? Ary iza no mit... tohiny
Randria2007 ( 02/10/2008 14:18)
Mila fanampiana
Mbô ampio kely za zareo fa raha lany @ desambra ny licence antivirus-ko de miàbànà eo zà. Kanefa ry zalà sasany tô mitady an'izay @ le oe fitadiavana crack? Azo tadiavina ve izany? De aôna ... tohiny
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.4752