Lisitry ny dinika

Lisitry ny dinika, nampidirin'i Rafahafahana, milahatra araka ny daty
rafahafahana ( 20/10/2010 12:51)
Mahagaga
Gaga aho fa tsy mivoaka eto @ serasera ny hevitra sy ny lahatsoratra nosoratako tao @ fivavahana sy finoana, inona re no mety ho antony é, misy sivana ve sa ahoana, sa mety nanindrona anareo mpikarak... tohiny
novalian'i zandry01 ny 27/10/2010 08:13
Rafahafahana ( 04/06/2009 13:10)
RDB
Mba oome ny adresy ahafahana mihaino ny radio RDB par internet zay mahafantatra. Misaotra mialoha.... tohiny
Rafahafahana ( 09/05/2009 05:08)
FPVM sy TGV
Ahoana ny hevitrareo mikasika ny FPVM sy ny TGV. Mety hiaraka ve ny fivavahana sy ny politika?... tohiny
novalian'i nofinofy ny 24/05/2009 12:43
Rafahafahana ( 19/03/2009 15:48)
La Communauté de développement de l'Afrique australe refuse
La Communauté de développement de l'Afrique australe (SADC) a refusé jeudi de reconnaître Andry Rajoelina comme nouveau président de Madagascar, deux jours après sa prise de pouvoir par la force... tohiny
novalian'i Oay ny 20/03/2009 07:43
Rafahafahana ( 02/03/2009 15:24)
Aza mety
Tsy manana toerana anie ny mpanao politika gasy aty frantsa é. Ny fahantrana no ahafantarana an'i Madagasikara aty frantsa ireo mpanao politika taloha efa naloan'ny vahoaka ireo anie aty ka hoatran'... tohiny
novalian'i andrywui ny 02/03/2009 18:21
Rafahafahana ( 02/03/2009 09:13)
Ao ambadik'izao ve ny Frantsay sa iza no belazao?
Tsy manana toerana anie ny mpanao politika gasy aty frantsa é. Ny fahantrana no ahafantarana an'i Madagasikara aty frantsa ireo mpanao politika taloha efa naloan'ny vahoaka ireo anie aty ka hoatran'... tohiny
novalian'i xxx ny 15/04/2009 13:57
Rafahafahana ( 29/01/2009 12:49)
Iza moa i Andry?
Andry Rajoelina ve? Ben'ny tanàna an'ANTANANARIVO renivohitra sady lehiben'ny MPANDRAVA an ' ANTANANARIVO renivohitra ihany koa, tsy zay ihany fa vitany koa ny nandrava sy nandoro ny foto-drafitr'as... tohiny
Rafahafahana ( 27/01/2009 08:36)
Omeo toerana
Mba omeo toerana ao Tsiafahy ao anie ry TGV sy ny tariny mba hahazoany naka saina é! Olona tahaka azy ve no haka fitondrana tsy angamba dia ... tsy hitako izay voambolana ilazana izay mety ho tohiny... tohiny
novalian'i xxx ny 27/01/2009 11:58
Rafahafahana ( 16/01/2009 09:48)
Ny teny Malagasy
Mahatsikaritra aho fa toa tsy manoratra teny malagasy araka ny tokony ho izy isika matetika nefa te hanindraindra ny maha malagasy. Amiko mantsy dia ny fahaizana miteny sy manoratra ny tenin-drazana ... tohiny
Rafahafahana ( 21/03/2008 15:11)
Eny hoy aho
Fa maninona kay ny malagasy rehefa aty am-pitan-dranomasina aty no lasa miavonavona sy hafahafa fisainana? Tena gaga aho :oops: indray maka.Ka nanontany tena hoe fa nahoana?:!: Dia misaotra anao mama... tohiny
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0085