Lisitry ny dinika
Lisitry ny dinika, nampidirin'i NiainaRalay, milahatra araka ny daty
NiainaRalay
(
04/03/2015 11:34)
inona ny fanalana "Tartes" na ireny "plaques" miraikitra @nify ireny!
inona ry zareo no toro-hevitra tsara fanadiovana nify, ilay misy "plaques" na "tartes" fotsifotsy miraikitra ireny, na koa mavomavo, ankoatra ny fanaovana "Détartrage"!
Misaotra nareo...
tohiny
novalian'i booboo ny 04/03/2015 15:34
NiainaRalay
(
28/01/2015 05:34)
Saint Valentin
Inona ny fanomezana hatolotrao ny olontinao @ty [b][i]St Valentin[/i][/b] ty?...
tohiny
novalian'i booboo ny 14/02/2015 17:10
NiainaRalay
(
26/01/2015 12:38)
PilPlan 72h
Mba mila hevitra indray aho ry zareo!
Ny PilPlan 72h 4 cp aveo 4 cp aorian ny 12ora ve tena azo antoka fa mahasakana ny fécondation! t@ ny 14, 16, janoary teo ah nanao firaisana ara-nofo dia natahotr...
tohiny
novalian'i Fiffi ny 23/07/2015 09:31
NiainaRalay
(
26/01/2015 12:37)
PilPlan 72h
Mba mila hevitra indray aho ry zareo!
Ny PilPlan 72h 4 cp aveo 4 cp aorian ny 12ora ve tena azo antoka fa mahasakana ny fécondation! t@ ny 14, 16, janoary teo ah nanao firaisana ara-nofo dia natahotr...
tohiny
novalian'i josiah ny 17/02/2015 22:16
NiainaRalay
(
26/01/2015 12:35)
PilPlan 72h
Mba mila hevitra indray aho ry zareo!
Ny PilPlan 72h 4 cp aveo 4 cp aorian ny 12ora ve tena azo antoka fa mahasakana ny fécondation! t@ ny 14, 16, janoary teo ah nanao firaisana ara-nofo dia natahotr...
tohiny
novalian'i endriny ny 05/02/2015 17:44
NiainaRalay
(
03/01/2015 11:44)
Fanalan-jaza vokatry ny tsy azo nanoharana
Izao dia vehivavy 20 taona, noho ny antony tsy azo nanoharana dia tsy maintsy nanala zaza aho, efa mivoaka tsikelikely ny ra sy ireo zavatra tao, ary efa nanao Fizahana in-telo teny @tobim-pahasalaman...
tohiny
novalian'i iriantso15 ny 08/01/2015 11:02
