Lisitry ny dinika

Lisitry ny dinika, nampidirin'i Maheriloha, milahatra araka ny daty
Maheriloha ( 04/02/2006 12:40)
mpifankaty
sendra ny adala ilay ramatoa ka sendra n'izay mamolava . Indray andro , nody hariva lay rangahy ka tsy nahafantatra akory ny fiovan'ny endrikiny trano nataon'ilay vadiny ; niova tokoa ny endriky ny f... tohiny
novalian'i Veloo ny 10/02/2006 20:49
Maheriloha ( 04/02/2006 12:30)
fitsaran'ny lanitra
tonga ihany hono ny fitsaran'ny lanitra ka nanapakevitra Andriamanitra fanyolona sola ihany no atao hoe madio saina ka mendrika ny handova ny lanitra . Taitra ary ilay razoky ray , rasta izy ka tsy f... tohiny
novalian'i Veloo ny 16/02/2006 19:48
Maheriloha ( 03/01/2006 17:11)
TANTARA NISY TANY DAGO
Eny , tena tantara nisy tokoa ity tamin' ny CAMP n'ny miaramila tany Tampoketsa ; Ny miaramila mantsy dia farafijliana amin' ny fitdiavana vehivavy rehefa manao formation ka indray andro nisy vvavy i... tohiny
novalian'i Veloo ny 12/01/2006 19:02
Maheriloha ( 03/01/2006 16:58)
MAC GAYVER
Indray andro dia niaraka natory ireto mpisipa , dia hoy ilay vehivavy talohan' ny hiarahan'izy ireo : ALEO MAMPIASA KAPAOTY FA TSY AZO ATAO NY MIARAKA ANDROANY FA 14 j -ko . Eny ary fa raikitra ,Non... tohiny
novalian'i Veloo ny 15/01/2006 01:38
Maheriloha ( 18/12/2005 14:24)
Poika
Zava-nisy ity : indray androy tafahoana ny fianankaviana ka nifampitantara ny laoka fety .Hoy ny iray rehefa nahita an'i KETAKA tsy dia niteny firy hoe : FANTATRO NY LAOKANAREO NA TSY HITENY AZA INDRY... tohiny
novalian'i Veloo ny 04/01/2006 15:17
Maheriloha ( 18/12/2005 14:18)
C'est pas possible
Indry andro tafaraka tao anaty train ny sipa 3 ka niresaka . Hono aho akia , izany hono fa arakaraka ny fisokatrin'ny vava no fisokatry ny ary ambany ary??? dia hoy ny iray tamin'izy ireo sady menamen... tohiny
novalian'i Veloo ny 04/01/2006 15:18
Maheriloha ( 18/12/2005 14:11)
zavanisy
INDRAY andro dia nisy masera 3 niady hevitra , hono hoaho mba inona hoaho ny zavatryny lehilahy e? Hoy ny iray namaly : tsotra anie izany e ! Aleo haka tovolahy iray dia ho hita eo , taloha n'io dia ... tohiny
novalian'i Veloo ny 23/12/2005 15:25
Maheriloha ( 15/12/2005 07:59)
ZAHO te HIHIRA
Namorona fiteny indray ny iray kilasy indray andro ka rehefa te hi-pipi dia milaza hoe teHIHIRA . Nony tonga any an-trano ity ankizy iray dia nanao ny adalany teo anatrehan' ny renibeny ka henoy ary... tohiny
novalian'i Veloo ny 19/12/2005 15:52
Maheriloha ( 30/11/2005 14:18)
vAHINY MANDALO
Tany ambany vohitra be no niseho ny tantara : any ambanivohitra mantsy misy ireny mpivaro-mandeha ireny ka sendra zavatra izy ireto fa henoy tsara ; Nisy mpivadyvao ny iray (vavy) 26 taona , ny ira... tohiny
novalian'i Veloo ny 04/12/2005 01:31
Maheriloha ( 30/11/2005 13:47)
AZA MBA TRATRANY IHANY
iNDRAY ANDRO dia niaraka hono izy 4 dahy ka niresaka sipa ( fanaon'ny olona nalahy na vavy mantsy no miresaka sahala an'ity ). Hoy ny iray tamin'izy 4 hoe : , Aiza leysy hoy ny iray , iry letsya! sad... tohiny
novalian'i Veloo ny 04/12/2005 01:34
Maheriloha ( 09/11/2005 13:57)
mot de passe
Indray andro ny tantara iray niseho . Zava-nisy izy ity ka henoy tsara . Nisy olona 2 efa ela niarahana ; matetika moa dia rehefa misy zavatra tiana hatao tsy tiana ho fantatr'olona dia fihetsika hafa... tohiny
novalian'i Veloo ny 18/11/2005 21:15
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0079