Lisitry ny dinika

Lisitry ny dinika, nampidirin'i MCZ, milahatra araka ny daty
MCZ ( 04/07/2006 10:35)
Thierry Henry
Nanao fanambarana t@ hainamanjery tany andafy i Thierry Henry fa izy dia metisy malagasy ary terakaka taty Madagasikara , ny marimarina kokoa dia metisy Betsileo izy , ary mikasa ny hijery ny fianaka... tohiny
novalian'i rapala ny 17/07/2006 07:38
mcz ( 05/09/2004 08:22)
ilay fiaonana tsy hadiniko mandrakizay tany Ambohipo eee
eeeeeeeeee de nody isika marina sady faly be ery no nalahelo éééééééé , sa aona ry FyJL , ravatorany sns ...... , fa milay koa alony ilay tsaky ééééé de hisaorana i Voahirana sy Black... tohiny
novalian'i hesham ny 19/06/2005 19:30
mcz ( 30/08/2004 15:33)
Tatitra ny fitsangatsanganana
Tontonsa soa aman-tsara ihany ny fitsangatsanganana natao t@ faha 29 Aogisitra teo . Nahafinaritra tokoa ny fiarahana satria dia tonga niaraka t@ ireo tapaka sy namana hafa ary fianakaviana ny namana ... tohiny
mcz ( 17/08/2004 13:53)
Fitasngatsanganana @29 Aogositra
Faly mampandre antsika namana rehetra fa tapaka t@ fivoriana t@15 Aogositra fra hatao any Varahana Ambohimanambola ny fitsangatsanganana , ka 10.000Fmg ny fandraisana anjara ny tsirairay , mahazo mito... tohiny
novalian'i nielle ny 28/08/2004 09:14
mcz ( 09/08/2004 15:04)
Raikitra ny fiaonana ny namaa @15 Aogositra zao
Toy izay ny hevitra tapaka ny birao sy ireo namana sasan-tsasany fa horaiketina @ 15 Aogositra izao ny fiaonana ny namana mba hanomanana ny fivoahana , ka hatao ao @ EPP Ampefiloa @ 3 ora tolakandro ... tohiny
novalian'i fyjl ny 15/08/2004 05:58
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 1.8151