Lisitry ny dinika

Lisitry ny dinika, nampidirin'i Flavien, milahatra araka ny daty
Flavien ( 04/03/2007 00:28)
tsy de haiko fa asa na ( Iny volana iny )
Hira manao hoe: Iny volana iny tazanay mangarangarana eny sns..... Avelao ho maizina eto ny torimaso kelinay... tohiny
novalian'i Stretch ny 07/03/2007 07:00
Flavien ( 11/11/2006 17:14)
Miverena aty antsianaka
Salut! azafady mba mangataka io hira io zaho e! NOVAH DAKOTO no mihira azy... tohiny
novalian'i lanto ny 11/11/2006 21:38
Flavien ( 08/11/2006 01:52)
Hira-mpitiavana
Zaho dia foiny vao 8 taona moja dia efa hirampitiavana no mandravaka ny tontolon'androko hatrizay ka hatrizao ary tena milatsaka ao ampoko mihintsy leizy ndray² aza latsaka ny ranomasoko za tsy toman... tohiny
novalian'i ninih ny 10/11/2006 14:36
Flavien ( 07/11/2006 22:15)
Tonon-kira
sao mba misy manana na mahay ny hiran'i NOVAH DAKOTO ny titre manao hoe Miverena aty antsianaka fa tena tiko be le izy satria ahatsiarovako za mbolakely(l)... tohiny
novalian'i dailynews ny 11/11/2006 20:28
Flavien ( 19/08/2006 20:04)
very maina Jean frédi
mitady tononkiran'i Jean frédi misy manao hoe Sasatra aho raha very maina, malahelo zaho ka hitomany, manantena raha tsy anjara, verimaina ô!ô! very maina.... tohiny
novalian'i lanto ny 22/09/2006 13:55
Flavien ( 16/08/2006 20:40)
Miverena aty antsianaka
Mitady tononkiran'i Dakoto misy manao hoe: raha lavitra ahy ianao... tohiny
novalian'i arson ny 18/08/2006 07:03
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0071