Lisitry ny dinika

Lisitry ny dinika, nampidirin'i Eva, milahatra araka ny daty
Eva ( 19/04/2006 11:50)
Vonjeo fa tsy mety midemarre ny Pc ko
Zao ny pb ry sakaiza. Nisy disquette ratsy sintona tao anti'ny machine ko de tavela tao ny hodiny vy iny ; Efa ela no tao fa navelako tao satria za tsy de mampiasa disquette firy ! Ny machine alou PI... tohiny
novalian'i ds ny 20/04/2006 22:58
Eva ( 24/11/2005 13:26)
CHESS
Asa raha tadidinareo tany @ taona 95 tany ho any nisy jeux d'echecs sous DOS angamba iny raha tsy diso aho ,de hazavaiko tsara . Le izy en 3 dimensions de olona tena olona ny paoziny ,sahala @ ohatra... tohiny
novalian'i kavaly ny 28/12/2005 18:13
Eva ( 23/11/2005 14:01)
5.1
Sôbofera 5.1 ,midoboka ve ? sa mila carte son 5.1 koa ; lazao ny hevitrareo?... tohiny
novalian'i ramoul ny 16/01/2006 14:01
Eva ( 15/11/2005 06:24)
Microphone
Mba toroy hevitra fa tsy mety mande ny microphone ko ! Omeko kadoa zay manome hevitra !:D... tohiny
novalian'i ds ny 15/11/2005 17:32
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.4007