Lisitry ny dinika

Lisitry ny dinika, nampidirin'i Annita.R , milahatra araka ny daty
Annita.R ( 19/10/2013 06:20)
SGP et Ravatomanga
Les deux personnes citées sont actuellement entrain de préparer un petit voyage vers l'île Maurice dont le but c'est de verser de l'argent(en milliard) vers une banque Mauricienne...Sachant que leu... tohiny
novalian'i bazylou ny 21/10/2013 05:12
Annita.R ( 18/10/2013 08:56)
"Aza dia mamely tsaho rehefa matahotra"
Nahely ny tsaho tao ibity satria natahotra an'i n°6 izy ka naparitany hoe nisy an'izao sy izao, raha marina izany dia mba omeo preuve à l'appui azafady fa aza mitsara sy manenjika fotsiny ... tohiny
novalian'i bazylou ny 21/10/2013 05:30
Annita.R ( 18/10/2013 07:04)
inona fotsiny no hataon'ny FAT ao Madagasikara ao??
izahay aty Paris, mihasa ato amin'ny "Ambassade" dia gaga sy lasa saina fa dia inona loatra izany noho hataon'zareo ao?? aty aminay dia tena tsy misy infrastructure sy rénovation mihitsy aty, ny tran... tohiny
Annita.R ( 15/10/2013 10:31)
Tahotra sa ...???
ka hatao ahoana eh?? mino aho fa io hevitra nentin'i Hajo io zao efa ela no tao andohany!! ary efa mba niezahany nifampiresahany tamin'ireo..fa indrisy moa fa ireo olona ireo dia faly ny hitsetsitra f... tohiny
novalian'i dadabe ny 16/10/2013 15:55
Annita.R ( 14/10/2013 12:02)
Tsy manaiky mihitsy eeee
amin'izao fotoana izao dia tena mahamenatra ny hataon'ireo akaiky ny n°3 satria dia hasehony fa mbola tsy voky ihany r'zareo...avy Minisitra ny sasany dia mbola te hanao depiote satria lany sahady ny... tohiny
novalian'i danbal ny 24/10/2013 18:25
Annita.R ( 14/10/2013 07:02)
Sera²+Fitsarana=3,pffff
Nilaza izy fa fitsarana tsy mitan'ila sy hampalalahana ny serasera eto Madagasikara kanefa dia jereo!! ny minisitrin'ny fitsarana sy ny serasera manaraka azy eny fona rehefa mandeha manao propagandy i... tohiny
Annita.R ( 13/10/2013 09:27)
Manao ahoana izy ao???
Mba hatraiza izao ny fanomanana ny fifidianana?? inona ny tsy mety?? inona ny mety??... tohiny
novalian'i ralalason ny 18/10/2013 09:30
Annita.R ( 13/10/2013 06:44)
n°3 ... mampanahy mafy
Fantatra ary tonga dia ho azo antsaina fa i n°3 dia tsy maintsy anao zavatra indray amin'io herinandro lehibe io, ka mino aho fa hisy ny zavatra hitranga eo ....... tohiny
novalian'i locl ny 15/10/2013 19:41
Annita.R ( 11/10/2013 07:47)
abus de pouvoir version 34
nanao propagandy teo amin'ny tsenan'Anosibe i 34 ka nohesoriny sy nalefany "fourrière" daholo ireo fiaran'olona teo amin'ny fihantsonana!! izany ve dia mba rariny!!! raha tonga eo amin'ny fitondrana ... tohiny
novalian'i Annita.R ny 11/10/2013 12:02
Annita.R ( 11/10/2013 07:21)
3....tsy alehany mhitsy
Dia misy tsy matahotra mihitsy ny sasany amin'izao 2 herinandro alohan'ny andro lehibe izao!!! dia tena volam-bahoaka no ataony mahita amin'ny propagandiny!!... tohiny
novalian'i hadji ny 14/10/2013 03:30
Annita.R ( 10/10/2013 06:43)
plus que deux semaines!!!
Et oui on est déjà le 10 du mois d’octobre en ce moment… il ne nous reste que 2 semaines exactement avant de procéder à l’élection présidentielle , qui est fixée pour le 25 octobre … Qu... tohiny
novalian'i Nehemiah ny 10/10/2013 14:48
Annita.R ( 09/10/2013 11:59)
Fapanantenan'i 34....
isaky ny misy azy,izay handehanany rehetra dia hampanantenainy "lalana vaovao" foana... kanefa raha jerena dia mahagaga fa ny lalana kelin'i Antananarivo aza simba² tsisy nambohariny akory!! feno tsi... tohiny
novalian'i bazylou ny 10/10/2013 14:37
Annita.R ( 04/10/2013 12:08)
Bois de rose: une vente qui une fois de plus......
"La vente n’a pas pour but la sécurisation des élections" En effet, Rajoelina a déclaré que la vente des stocks de bois de rose est nécessaire pour appuyer "la sécurisation des élections" alo... tohiny
novalian'i Annita.R ny 04/10/2013 14:19
Annita.R ( 04/10/2013 09:24)
IZA NO MATAHOTRA AN'IZA????
Nisy iny zao ny sakana voalohany nahazo an'i n°10 , dia aveo nandeha ndray i n°33 Ankehitriny dia i [u][i][b]n°6 [/b][/i][/u]ndray no lasibatr'ireo mpialona sa saritahotra no hilazana azy??? "ataho... tohiny
Annita.R ( 03/10/2013 15:24)
Sakana sahady indray
Tadiavin'ny minisitry ny atitany katsoina ny fampielezan-kevitr'i Hajo Andrianainarivelo. Hisy ny valan-dresaka atao amin'ny mpanao gazety androany amin'ny 08 ora alina etsy amin'ny foibe toerana etsy... tohiny
Annita.R ( 03/10/2013 14:30)
PDS ho Pdt ho ianao??????
zay ve ilay modely fifampitondrana eo @fiaraha monina? niala ny pds tana dia avela tsy ho hisy tsony eo, dia aona zany raha tafiditra eo amin'seza tena izy??? tsy vao maika tena loza??? conclusion> t... tohiny
Annita.R ( 03/10/2013 13:07)
ho an'izy rehetra hoy ianao?????
TVM, na Televiziona Malagasy..hita eraky ny nosy kanefa olona iray ihany no mahazo maneho hevitra @izany hainao manjery izany raha manerana ny nosy no ho resahana fa ny 32 kandida dia eto Antananarivo... tohiny
Annita.R ( 03/10/2013 12:00)
mathématique rime avec logique
koa raha efa tena nandinika aho sy amin'ny maha olona nandalo fahalalana sy fahaizana dia nataoko ny kajikajy ka raha samy haka ihany....raha 3 no mseho henjana tsy aleoko : 3+3 = 3*2 = zany hoe 6!!! ... tohiny
Annita.R ( 03/10/2013 11:18)
cause cotière
t@ 1er république nandroso be Gasikara satria ny gasy niray saina sady tsy nisy zany resaka "[u][b]cause cotière[/b][/u]" zany. dia t@ andron i ratsiraka refa azo ny indépendance dia nozaraina ny g... tohiny
novalian'i Annita.R ny 03/10/2013 13:04
Annita.R ( 03/10/2013 09:00)
Avy aiza loatra???
Fahiny fony izy mbola minisitrin'ny fitatanam-bola dia nihindrana fiarakodia tamin'ny i John mba nahafahany nakany iavoloha fa amzao anefa dia indro izy miaraka amin'ny jet privé sy propagandy manetr... tohiny
novalian'i Annita.R ny 03/10/2013 11:19
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0083