Liste des messages
Liste des messages, inserés par 7411, par ordre de date
7411
(
01/04/2016 08:36)
vehivavy mangatsika kibo
bjr,ono oa ry reto, ny zokiko vavy ef nanambady erintaona lasa zay mbola ts mitoejaza iany nefa izy mba te ananjanaka aingana mitsy dia lazain olona fa mangatsiaka ono ny kibony ka tokony afanaina,dia...
suite
répondu par fredkwel le 24/08/2016 13:37
7411
(
01/04/2016 07:26)
Vergeture Na tsatsakaotra
Miarahaba antsika rehetra, izaho dia vehivavy 22 taona mbola tsy niteraka akory kanefa dia feno tsatsakaotra sahady, indrindra eo am ranjoko,tena rakotra. efa nampiasa karazana produit anti vergeture ...
suite
répondu par nirina_83 le 08/07/2016 14:00
7411
(
09/03/2016 11:50)
Fiterahana: Anesthesie peridurale
Iza Tamtsika no efa nanao anesthesie peridurale t@ niteraka? d nanao ahoana? mba miandry valiny azafady...
suite
répondu par booboo le 16/03/2016 22:15
7411
(
05/03/2016 07:29)
Zaobavy Misy toetra
Asa raha izaho ihany no mba tratran'ity tranga ity, efa 3 taona no niaraka zay s le oltiko, efa mfanerasera am ray aman-dreny sy ny fianakavina roa tonta, ny anabaviny nefa tena miavona be, tsi ita mi...
suite
répondu par zozou le 31/10/2016 10:14
