Dia hoe ...

241. RBNIR ( 19/12/2019 14:37)
Ity misy fampieritreretana kely « Ny batisan'i Jaona avy tany an-danitra va, sa avy tamin'ny olona? » (Lioka 20:4)

Te hanontany aho hoe inona no tianao batisa avy tany an-danitra tahaka ny nataon'i Jaona sy ireo voairaka ao anaty baiboly (izany hoe nomena ilay fahefana avy any an-danitra) sa ireo batisa avy tamin'ny olona nolovaina tamin'ny fampianaran'ny olona nifandimby tety an-tany????

Fampianarana izay efa hita sy voaporofo marina ankehitriny fa efa lavitra dia lavitra ilay fampianarana tsy nisy kilema nampianarin'i Jesosy????

« Izay avy any ambony dia ambonin'izy rehetra; ary izay avy amin'ny tany dia avy amin'ny tany, ka ny momba ny ety an-tany ihany no lazainy; Izay avy any an-danitra dia ambonin'izy rehetra; » (Jaona 3:31)
242. gasy1zay ( 19/12/2019 14:37)
RBNIR a, tena tsy haiko hoe sincere ve ianao io sa tsia, raha tena tia an'Andriamanitra ianao dia tena mitady ny tena sitrapony @ alalan'ny teniny fa tsy amin'ny ambaran'ny olombelona manandratena ho voantson'Andriamanitra, raha mifanaraka @ tenin'Andriamanitra ny fampianarany dia tsy olana fa tena irariana hitombo be ny vokatra fa raha kosa fampianarandiso dia tsy maintsy hahitsy.

Tenin'Andriamanitra firy zay no manipaka ny fampianarana azonao tamin'ny pasiteranareo?

Zao dia hilaza ndray ianao fa mitovy ny batisan'i Jaona sy ny batisa kristiana?

Vakio ary ny asan'ny apostoly 19: 1-8

Naninona no naverin'i Paoly natao batisa ireo olona 12 ireo, izay efa nataon'i Jaona batisa raha mitovy ilay batisa?

Mba miakia diso refa hitanao miharihary fa diso ny nampianarina anao fa aza miziriziry sy mafy hatoka toy ireo fariseo fahiny
243. rhaj0 ( 19/12/2019 17:46)
gasy1zay:
RBNIR a,.... Mba miakia diso

I RBNIR anie ry Gasy1zay ka bitsihin'i JEsosy, araka ny fieboebony (eto).
Ngo dia ataonao Gasy1zay fa ny resak'i RBNIR eto dia avy @ sainy na ny fony.

Ka raha izany, hotsahotsan'ny milaza izany I Gasy1zay @ Jesosy hoe: "miaikia fa diso ianao ry mpibitsibitsika an'i RBNIR", dia I JEsosy.

Ataovy ao foana ho'a ry izy roaroa ee...

- na I RBNIR m(p)andainga, ary nosavihany ny anaran'i JEsosy, ary lazainy fa I Jesosy no mampiteny azy

- na I Gasy1zay m(p)anivativa (ny bitsik'i) JEsosy

Ka dia ao nareo roaroa izany ry RBNIR sy Gasy1zay aa...
Misy iray mandeha any @ afobe direkta k'lou izany eto ... hi hi hi... O iza iza?... :-)
244. gasy1zay ( 19/12/2019 18:21)
Ka zay no nitenenako hoe tena sincere ve RBNIR sa tsia satria tena mifanipaka @ tenin'Andriamanitra le ambarany ka hoe tena nisy nibitsika azy zany zavatra diso zany sa fampianaran'i pasitena Nirina no diso?
245. rhaj0 ( 19/12/2019 19:50)
I Fransisy izao indray mandeha niteny hoe, tsisy an'izany "mahare feo" izany, fa INSPIRATION (avy @ Baiboly sns..), inspiration-nao manokana ao no mampiteny na mampanao anao.

I RBNIR nefa izany dia "mieboebo" ho tena "miresaka @ Jesosy".
Sa tsy izay indray izy io ry RBNIR?
;-) Valio!

I Gasy1zay koa anefa, milaza fa "tarihin'ny FM" rehefa tena mikimpy mafy ao.
Ka "mamoaka feo" koa ve ilay FM ao aminao ao ry Gasy1zay?
;-) Valio!

Ny fahitako azy, dia "mitovy" ihany I RBNIR sy Gasy1zay: samy mieboebo hoe, izao FM na izao Jesosy izao, HONO, dia miondrika ao antongom-pandrianan'i RBNIR sy Gasy1zay ao, isaky ny mivavaka zareo, fa TSY ny mba hamonjy ilay zaza gasy maty isaky ny 12 minitra atsy ambadiky ny bonga no mahamaika tokony ataony.

I Fransisy izao no ... "mihatakataka fa olon-dehibe".

Dia izaho indray, dia tena tsisy mahakitikitika ahy izany rehetra izany ee ... :-)
246. gasy1zay ( 19/12/2019 20:15)
tsy voatery mandre feo henon'ny sofina ilay tarihin'ny Fanahy Masina fa toy ny eritreritra tonga tampoka ao andohanao, ohatra hoe mitady hanota i rhaj0 tonga dia ohatrany misy eritreritra tonga tampoka ao antsain'i rhaj0 hoe : hey tsy mety zany lol
Indraindray ohatra misy manosika ahy hamonjy fiangonana 1, tsy manosika mivantana fa ohatrany eritreritra miteny hoe mandehana mamonjy io fiangonana io, dia nahagaga tokoa fa nisy tranga natao ho ahy tany ... teo vao fantatro hoe zay zany ilay fitarihan'ny FM.
247. RBNIR ( 20/12/2019 06:28)
Momba ny jao.4:2 natao anaty fonon-teny, dia tsy maninona anjaran'ny tsi11 no mieritreritra sy mandinika...tsy maninona ary tsy iandiankevitra iny fa araka ny fikarohana natao aloha dia hita fa tsy voasoratra tao amin'ireo texte ancien ilay izy.....

Ity no porofo manamarina fa efa natao batisa marina tokoa ireo apostoly...
I paoly dia nofidin'i Jesosy mivantana ihan koa ary nampianariny mivantana toy ireo apostoly (tsy misy mpanelanelana)

« Ary nandeha Ananiasy ka niditra tao an-trano, dia nametra-tanana taminy ka nanao hoe Ry Saoly rahalahy, ny Tompo, dia Jesosy Izay niseho taminao teo amin'ny lalana nalehanao, no efa naniraka ahy, mba hahiratan'ny masonao, ary mba ho feno ny Fanahy Masina ianao. » (Asan'ny Apostoly 9:17)
« Ary niaraka tamin'izay dia nisy zavatra toy ny kiran'ny hazandrano niala avy tamin'ny masony, dia nahiratra izy ka nitsangana, dia natao batisa; » (Asan'ny Apostoly 9:18)
248. RBNIR ( 20/12/2019 08:03)

gasy1zay:

tsy voatery mandre feo henon'ny sofina ilay tarihin'ny Fanahy Masina fa toy ny eritreritra tonga tampoka ao andohanao, ohatra hoe mitady hanota i rhaj0 tonga dia ohatrany misy eritreritra tonga tampoka ao antsain'i rhaj0 hoe : hey tsy mety zany lol
Indraindray ohatra misy manosika ahy hamonjy fiangonana 1, tsy manosika mivantana fa ohatrany eritreritra miteny hoe mandehana mamonjy io fiangonana io, dia nahagaga tokoa fa nisy tranga natao ho ahy tany ... teo vao fantatro hoe zay zany ilay fitarihan'ny FM.

Efa nazavaina fa ny anato hoe fitarihan'ny Fanahy masina dia mitaona ny olona ho zanak-'Andriamanitra (mandà ny filan'ny nofo fa manaiky kosa ny fitarihan'ny FM)...;

« Fa izay tarihin'ny Fanahin'Andriamanitra no zanak'Andriamanitra. » (Romana 8:14)

Ahoana marina izany tarihin'ny FM izany???

« Fa hoy izaho: Mandehana araka ny Fanahy, dia tsy hahatanteraka ny filan'ny nofo ianareo. » (Galatiana 5:16)
« Fa ny nofo manohitra ny Fanahy, ary ny Fanahy manohitra ny nofo; ary mifanohitra izy roroa, mba tsy hahazoanaroeo manao izay zavatra tianareo. » (Galatiana 5:17)
« Fa raha tarihin'ny Fanahy ianareo, dia tsy mba ambanin'ny lalàna. » (Galatiana 5:18)

Asaina misafidy 2 ny olona na hanantanteraka ny filan'ny nofo na manaiky ho tarihin'ny FM

Izay no marina araka ny baiboly fa ny ankoatran'izay

Fa tsy hoe rehefa mahatsiaro ho tarihin'ny FM dia andeha hanao batisa....

Rehefa maniraka ny FM dia miteny tahaka ny olona IZY....

« Dia hoy ny Fanahy tamin'i Filipo: Andeha manatona ka mankanesa amin'io kalesy io. » (Asan'ny Apostoly 8:29)

Misy karazany 2 ny batisa misy ankehitriny...misy ny avy any andanitra dia misy ny avy eto antany....

« Ny batisan'i Jaona avy tany an-danitra va, sa avy tamin'ny olona? Valio Aho. » (Marka 11:30)

Avy any an-danitra : olona nahazo iraka mivantana avy any an-danitra no manao azy

tahaka an'i Jaona mpanao batisa (Jao.1:33)

Ny ankoatran'izay koa dia batisa avy tamin'ny olona (fampianarana nolovaina nandritra ny taona maro) nefa diso tsy araka ny baiboly....

Tsy hoe very daholo akory izay efa vita tamin'ireny batisa ireny fa ankehiny Andriamanitra dia mandidy ny olona hibebaka hanaraka ilay avy any an-danitra...

« Ary Andriamanitra ninia tsy nijery ny andron'ny tsi-fahalalana; fa ankehitriny Izy mandidy ny olona rehetra amin'izao tontolo izao hibebaka, » (Asan'ny Apostoly 17:30)

Izao vao avokan'Andriamanitra ny tena marina

249. RBNIR ( 20/12/2019 09:35)

rhaj0:

I Fransisy izao indray mandeha niteny hoe, tsisy an'izany "mahare feo" izany, fa INSPIRATION (avy @ Baiboly sns..), inspiration-nao manokana ao no mampiteny na mampanao anao.

I RBNIR nefa izany dia "mieboebo" ho tena "miresaka @ Jesosy".
Sa tsy izay indray izy io ry RBNIR?
;-) Valio!

I Gasy1zay koa anefa, milaza fa "tarihin'ny FM" rehefa tena mikimpy mafy ao.
Ka "mamoaka feo" koa ve ilay FM ao aminao ao ry Gasy1zay?
;-) Valio!

Ny fahitako azy, dia "mitovy" ihany I RBNIR sy Gasy1zay: samy mieboebo hoe, izao FM na izao Jesosy izao, HONO, dia miondrika ao antongom-pandrianan'i RBNIR sy Gasy1zay ao, isaky ny mivavaka zareo, fa TSY ny mba hamonjy ilay zaza gasy maty isaky ny 12 minitra atsy ambadiky ny bonga no mahamaika tokony ataony.

I Fransisy izao no ... "mihatakataka fa olon-dehibe".

Dia izaho indray, dia tena tsisy mahakitikitika ahy izany rehetra izany ee ... :-)

Tsy mieboebo aho fa milaza ny marina rhajo!
Mety ny fandraisanao azy no.....
250. gasy1zay ( 20/12/2019 10:41)

RBNIR:

Momba ny jao.4:2 natao anaty fonon-teny, dia tsy maninona anjaran'ny tsi11 no mieritreritra sy mandinika...tsy maninona ary tsy iandiankevitra iny fa araka ny fikarohana natao aloha dia hita fa tsy voasoratra tao amin'ireo texte ancien ilay izy.....

Ity no porofo manamarina fa efa natao batisa marina tokoa ireo apostoly...
I paoly dia nofidin'i Jesosy mivantana ihan koa ary nampianariny mivantana toy ireo apostoly (tsy misy mpanelanelana)

« Ary nandeha Ananiasy ka niditra tao an-trano, dia nametra-tanana taminy ka nanao hoe Ry Saoly rahalahy, ny Tompo, dia Jesosy Izay niseho taminao teo amin'ny lalana nalehanao, no efa naniraka ahy, mba hahiratan'ny masonao, ary mba ho feno ny Fanahy Masina ianao. » (Asan'ny Apostoly 9:17)
« Ary niaraka tamin'izay dia nisy zavatra toy ny kiran'ny hazandrano niala avy tamin'ny masony, dia nahiratra izy ka nitsangana, dia natao batisa; » (Asan'ny Apostoly 9:18)

Tena interpretation malalaka be ny anao RBNIR a, Paoly natao batisa dia manao deduction ianao hoe natao batisa koa ireo mpianatr'i Jesoa? Fa miaiky ve ianao sa tsia hoe tsy misy soratra an'zany ao anaty baiboly hoe natao batisa @ anaran'ny Ray sy ny Zanaka ary ny Fanahy Masina izy ireo?tsy paoly no resahina fa ireo mpianatra 11 lahy
251. gasy1zay ( 20/12/2019 10:49)
RBNIR > hitanao ihany ilay verset cle ela ny ela, ka ho ampiarinao io sa tsia : fa izay tarihin'ny Fanahy dia tsy ambany lalana

Azonao ve zany ry RBNIR a, rehefa tarihin'ny Fanahy ianao dia tsy voatery voagejan'ny 1/10 fanaon'ny jiosy hoan'ny Levita, tsy manaja ny Sabata toy ny jiosy fahiny hoe tsy mahazo manao na inona na inona, tsy mahazo mihinana kisoa sy ireo fady samy hafa. Sa aona indray no interpretation anao izany hoe tsy ambany lalana zany? Sa hilaza indray ianao hoe tsy tarihin'ny Fanahy Masina ianao fa tsy maheno ny feony?
252. rbnir ( 20/12/2019 12:26)

Sahala amin'ny miteny ihany ianao hoe rehefa tarihin'ny Fanahy ianao dia tsy voatery voagejan'ny hoe aza mangalatra, aza mamono olona aza mimamo sns....
Tandremo fa sao dia diso amin'ny iray loha hoy aho ka hanenina e!
253. rbnir ( 20/12/2019 12:32)
gasy1zay:

Tena interpretation malalaka be ny anao RBNIR a, Paoly natao batisa dia manao deduction ianao hoe natao batisa koa ireo mpianatr'i Jesoa? Fa miaiky ve ianao sa tsia hoe tsy misy soratra an'zany ao anaty baiboly hoe natao batisa @ anaran'ny Ray sy ny Zanaka ary ny Fanahy Masina izy ireo?tsy paoly no resahina fa ireo mpianatra 11 lahy

apostoly i paoly tahaka an'ireo apostoly ireo ihany..
apetrao ny fanontaniana raha tsy takatrao e....maninona i paoly apostoly no natao batisa??? valiny, takiana amin'ny apostoly ny fanaovana batisa...

Izay no antony naneken'i Jesosy hatao batisa mba ohatra ho an'ny rehetra....

« Fa Jaona nandà Azy ka nanao hoe: Izaho no tokony hataonao batisa, ka Hianao indray va no mankaty amiko? » (Matio 3:14)
« Fa namaly Jesosy ka niteny taminy hoe: Ekeo ihany ankehitriny, fa izao no mety amintsika hahatanteraka ny fahamarinana rehetra. Ka dia nekeny Izy. » (Matio 3:15)

« Izay* milaza fa mitoetra ao aminy izy, dia tsy maintsy mandeha toy izay nandehanany koa. [* Na: Izao no ahafantarantsika fa ao aminy isika: Izay etc] » (1 Jaona 2:6)

Apetraho ny fanontaniana e! nitoetra tao aminy sa tsia ireo apostoly ireo???? tokony nandeha toy izay nandehanany sa tsia???

Natao batisa i Jesosy??? tokony natao batisa sa tsia izireo????

Ity koa porofo....
254. rbnir ( 20/12/2019 12:34)
« Fa hoy Jesosy taminy: Tsy fantatrareo izay angatahinareo; hainareo va ny hisotro amin'ny kapoaka izay sotroiko, na ny hatao batisa amin'ny batisa izay anaovana Ahy batisa? » (Marka 10:38)
« Dia hoy izy mirahalahy taminy: Hainay ihany. Ary hoy Jesosy taminy: Raha ny kapoaka izay sotroiko, dia hosotroinareo ihany, ary ny batisa izay anaovana Ahy batisa dia hanaovana anareo ihany; » (Marka 10:39)
255. rhaj0 ( 20/12/2019 13:45)
rhaj0:
Ka "mamoaka feo" koa ve ilay FM ao aminao ao ry Gasy1zay?

gasy1zay:
ohatra misy manosika ahy hamonjy fiangonana 1, tsy manosika mivantana fa ohatrany eritreritra miteny

"Miteny" fa TSY "mamoaka feo" ve izany ilay izy ry Gasy1zay??

rhaj0:
Ny fahitako azy, dia "mitovy" ihany I RBNIR sy Gasy1zay: samy mieboebo hoe, izao FM na izao Jesosy izao, HONO, dia miondrika ao antongom-pandrianan'i RBNIR sy Gasy1zay ao, isaky ny mivavaka zareo, fa TSY ny mba hamonjy ilay zaza gasy maty isaky ny 12 minitra atsy ambadiky ny bonga no mahamaika tokony ataony.

I Fransisy izao no ... "mihatakataka fa olon-dehibe".

Dia izaho indray, dia tena tsisy mahakitikitika ahy izany rehetra izany ee ...
256. RBNIR ( 20/12/2019 13:57)
Tsy ho hitanao sy hotsapanao mihitsy izany FM izany rhajo raha izao fomba firesakao izao a!

Raha te handray sy hamantatra ny tena momba Azy dia ovay aloha ny toetra...

« Ary Izaho hangataka amin'ny Ray, ary Izy hanome anareo Mpananatra* hafa mba ho eo aminareo mandrakizay, [*Gr. Parakleto, dia Mpanampy, na Mpampahery, na Solovava] » (Jaona 14:16)
« dia ny Fanahin'ny fahamarinana, Izay tsy azon'izao tontolo izao horaisina, satria tsy hitany na fantany; fa ianareo no mahafantatra Azy, satria mitoetra eo aminareo Izy, ary ho ao anatinareo. » (Jaona 14:17)

Vakio tsara fa io FM io dia mpananatra mpanampy , mpampahery ary koa mpisolo vava....

Ary izay hitoerany no tena mahafantatra Azy...

Tandremo sao hiteniteny foana an! tsy ho voavela heloka intsony mandrakizay. an!..« Fa na zovy na zovy no hanao teny hanohitra ny Zanak'olona dia hahazo famelan-keloka; fa izay miteny ratsy* ny Fanahy Masina dia tsy mba hahazo famelan-keloka.[*Gr. manao blasfemia; izahao Mat.9.3] » (Lioka 12:10)

257. rhaj0 ( 20/12/2019 14:27)
Ameo ohatra MIVAINGANA an'izany FM niresaka taminao izany hoe ry RBNIR azany iaraha-mahita eto?

Aza afenina ny fahasoavana azonao ry RBNIR, ary zarao "maimaim-poana" koa, fa tsy hoe, dia mila tambazanina foana nareo vao mamaly ee... :-)
258. gasy1zay ( 20/12/2019 15:17)

rbnir:

« Fa hoy Jesosy taminy: Tsy fantatrareo izay angatahinareo; hainareo va ny hisotro amin'ny kapoaka izay sotroiko, na ny hatao batisa amin'ny batisa izay anaovana Ahy batisa? » (Marka 10:38)
« Dia hoy izy mirahalahy taminy: Hainay ihany. Ary hoy Jesosy taminy: Raha ny kapoaka izay sotroiko, dia hosotroinareo ihany, ary ny batisa izay anaovana Ahy batisa dia hanaovana anareo ihany; » (Marka 10:39)

Tena mbola tsy azonao inona ny antony nanaovan'i Jaona batisa an'i Jesoa, tsy hainao inona ilay batisa resahin'i Jesoa eo @ marka 10:39, tsy hainao akory ny dikan'ny hoe batisa ary afangaronao nu batisa kristiana sy ny batisan'ny Fanahy Masina.
259. gasy1zay ( 20/12/2019 15:26)

rbnir:

gasy1zay:

RBNIR > hitanao ihany ilay verset cle ela ny ela, ka ho ampiarinao io sa tsia : fa izay tarihin'ny Fanahy dia tsy ambany lalana

Azonao ve zany ry RBNIR a, rehefa tarihin'ny Fanahy ianao dia tsy voatery voagejan'ny 1/10 fanaon'ny jiosy hoan'ny Levita, tsy manaja ny Sabata toy ny jiosy fahiny hoe tsy mahazo manao na inona na inona, tsy mahazo mihinana kisoa sy ireo fady samy hafa. Sa aona indray no interpretation anao izany hoe tsy ambany lalana zany? Sa hilaza indray ianao hoe tsy tarihin'ny Fanahy Masina ianao fa tsy maheno ny feony?

Sahala amin'ny miteny ihany ianao hoe rehefa tarihin'ny Fanahy ianao dia tsy voatery voagejan'ny hoe aza mangalatra, aza mamono olona aza mimamo sns....
Tandremo fa sao dia diso amin'ny iray loha hoy aho ka hanenina e!

Amiko tsy azon'i RBNIR mintsy hoe boky 1 ny baiboly, tsy ampiasaina amin'izay itiavana azy ny verset fa mifameno.

Efa hoe zay tarihin'ny Fanahy dia tsy manaraka ny filan'ny nofo intsony, ary tsy ambany lalana intsony
Ka aona no hijangajanga raha tsy manaraka ny filan'ny nofo? Ny anao ny olanao dia te hanamarina ny fampianaran'ny 1/10 ianao dia mitady toko sy andininy mampetipety anao ao fa raha atambatrao ny fampianarana ao @ baiboly dia mazava be, tsy ambany lalana nu tarihin'ny FM, tsy misy fanamelohana intsony nefa koa tsy manota intsony satria ny FM no manome hery azy hanohitra ny filan'ny nofo.
260. gasy1zay ( 20/12/2019 15:38)
RBNIR ny fahitako azy dia manana olana eo @ relation cause/ effet anaty baiboly sy ny resaka chronologie

Tsy hoe manaja lalana dia lasa voavonjy, fa mino ianao dia voavela heloka, nandray ny FM ary manaiky tarihiny dia lasa mahatanteraka ny sitrapon'Andriamanitra

Tsy hoe tarihin'ny FM dia lasa zana'Andriamanitra, fa rehefa mino sy voavonjy ianao dia lasa zanak'Andriamanitra, omeny hitoetra ao aminao ny fanahiny ary ny fanahiny ao anatinao no mahatonga anao hotarihin'ny FM fa safidy nefa io hoe avelanao hitarika anao ve izy sa tsia.

Tsy ny batisa no mahavonjy fa rehefa mino ianao ka nandray famonjena dia aseho maso @ alalan'ny batisa izany

Tsy ny batisa ataon'ny olombelona na hoe voahiraka aza no avy any an-danitra fa ny batisan'ny FM zay ataon"'i Jesoa, toy ny nitranga t@ mpianatra ny pentekoty

Tadidio, hoy Jaona mpanao batisa hoe izy no hanao batisa @ FM sy ny afo
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2007