RBNIR: ... tsy sitrako ny hahafatesan'ny ratsy fanahy... (Ezekiela 33:11)
rhaj0: Fa maninona azany no tsy no-preciser-ny tao @ Jaona ny resaka??
Fa toy izao no nitiavan'Andriamanitra izao tontolo izao: nomeny ny Zanani-lahy Tokana , mba tsy ho very izay rehetra mino Azy, SY IZAY REHETRA TSY MINO AZY, fa hanana fiainana mandrakizay . ยป (Jao.3:16)
Ka i Jaona ve no jaonijaonina (mamo) dia nanadino, sa i Ezekiela no jaonijaonina, dia mamoromporona????
RBNIR: dia ahoana? dia ho sanatria lasa tsy vaovao mahafaly indray v ilay tao amin'ny Ezekiela
hi hi hi.. tsindrotsindrohy izay mampetimety ny baolina, fa ianao koa toa harary an-doha @ izany eo...
- Ilay ao @ Jaona izany jaonijaonina ho'a ilery ary dia hadinony ilay zava-dehibe ee.. Ka dia hadinoy any koa izy izany eee...
- Fa ilay ao @ Ezekiela kosany tena ... avotra daholo hono izany isika mianakavy, na ny ratsy fanahy na ny ... Tsy-mpino, na ny vetaveta na ny osa, na ny inona aby indray koa izy teo... :-)