kristianina sy famelankeloka

61. rhaj0 ( 10/06/2016 11:20)
io hono ry Radoratsima fa anaovan'i RBNIR toerana voatokana ho an'ny tsisy kilema ao @ fiara-dalamby mankany @ lanitra ianao aa.. Fa mandalo ny vodi-fanjaitra hono ho'a ny lalana, ka raha kely ny lohanao, tandremo fa lehibe ny afaranao, ka mety mi-coince ihany... :-)
62. RBNIR ( 10/06/2016 11:28)
« Efa renareo fa voalaza hoe: Tiava ny namanao (Lev. 19. 18), ary mankahalà ny fahavalonao. » (Matio 5:43)
« Fa Izaho kosa milaza aminareo hoe: Tiava ny fahavalonareo, ary mivavaha ho an'izay manenjika anareo, » (Matio 5:44)
« mba ho tonga zanaky ny Rainareo Izay any an-danitra ianareo; fa Izy mampiposaka ny masoandrony amin'ny ratsy fanahy sy ny tsara fanahy ary mampilatsaka ny ranonorana amin'ny marina sy ny tsy marina. » (Matio 5:45)
« Fa raha izay tia anareo ihany no tianareo, inona no valim-pitia azonareo? Moa na dia ny mpamory hetra aza tsy mba manao izany koa va? » (Matio 5:46)
« Ary raha ny rahalahinareo ihany no arahabainareo, inona no ataonareo mihoatra noho ny sasany? Moa na dia ny jentilisa aza tsy mba manao toy izany ihany va? » (Matio 5:47)
63. RBNIR ( 10/06/2016 11:29)
fantatr'i rhajo v hoe inona ilay vodi-fanjaitra noresahin'i Jesosy????
64. RBNIR ( 10/06/2016 11:32)
http://jeviensbientot.com/meditations-3/le-chameau-et-le-trou-de-laiguille/
65. RBNIR ( 10/06/2016 12:19)
« Tsy misy fakam-panahy nahazo anareo afa-tsy izay zakan'ny olombelona; nefa mahatoky Andriamanitra ka tsy hamela anareo halaim-panahy mihoatra noho izay zakanareo; fa momba ny fakam-panahy dia hasiany lalana hahafahanareo koa mba hahazakanareo izany. » (1 Kor.10:13)

Andriamanitra MARINA TSY MILA VOA TSY ARY.....

IZAY MANANA MASO AOKA HAHITA!!! IZAY MANANA SAINA AOKA HISAINA!!!
66. angouz ( 10/06/2016 12:42)

rhaj0:

Ka araho tsara ny video-nao azany ry RBNIR aaaa... mba honnete lay rangahy, ary notsoriny, rahefa iny izy fa nanomboka nidegany, dia hoe:
@ 1:26 = Je reponds en tant qu'etre humain maintenant, mais pas en tant que sccientifique.

hi hi hi.. aiza indray ny video manaraka notsindrotsindrohan-drBNIR, sahala @ fitsindrotsindrohany toko aman'andininy, satria mampetimety ny baolinany ao ?? maninona tsy mandeha any @ site serieux koakoa eee.. ohatra hoe NSF fa izao profeta sandoka izao foana no tsindrotsindrohina eo eee...
raha ohatra ka izaho no laizainao dia tsy hoe midegany izany aho fa izay aho vao mahatsikaritra fa olom-bitsy no tena interessé @le ady hevitrin'ny baiboly k de tsy mety raha izany satria ny hevitrin'ny maro hono mahataka-davitra fa sady otrany adina athe sy mpino no maro ato de aleoko mangina @izay
67. rhaj0 ( 10/06/2016 16:17)
angouz:
de aleoko mangina @izay

hi hi hi. izay izany ny antony ny anao. Fa misy ilay ranamana gasy iray izay, dia ny azy indray, ny antony "nahanginany" teto @ serasera teto, dia hoe, nahazo "fitahiana t@ Andrmntra" hono izy, nahazo asa tsara, ka tsy manam-potoana mitafatafa amintsika eto intsony.

Ianao ve ry Angouz TSY mba namen'Andmntra "fitahiana" mba hitafatafa eto koa ??? :-)

Dia mametra-beloma ve izany ianao @ io sa... tsy naman'ny tezitra? :-)
68. rvando ( 10/06/2016 16:33)
tsarov rhajao fa mbola omen Atra fotoan enao zao ibebahanao satri diso maniratsira lotra enao zan mpamindra fo no anarany tandremo sao maniratsira ny Fanahy Masina fa tena zay vo tena very mandrakizay enao mbola fotoan fanenenana zao ny teny ambara mants mis dikan b mits eo anatrehan Atra marina mits le teny nomeny RBNIR mivavaka ho anao za mb ho hazavain Atra ny sainao
69. radoratsimba ( 10/06/2016 16:40)

rvando:

tsarov rhajao fa mbola omen Atra fotoan enao zao ibebahanao satri diso maniratsira lotra enao zan mpamindra fo no anarany tandremo sao maniratsira ny Fanahy Masina fa tena zay vo tena very mandrakizay enao mbola fotoan fanenenana zao ny teny ambara mants mis dikan b mits eo anatrehan Atra marina mits le teny nomeny RBNIR mivavaka ho anao za mb ho hazavain Atra ny sainao

atôv serieux le iin n iasan'Andriamanitra saina am rhajo le lol!!! sa ts zany ry rhajo? 7 milliard v ny ol d i rhajo no iasany saina , rhajo aza tsy micasse la tête amzany sad tsy misy idiran rajho ane zany e
70. rhaj0 ( 10/06/2016 17:30)
rvando:
tsarov rhajao fa mbola omen Atra fotoan enao zao ibebahanao satri diso maniratsira lotra enao

Efa hitanao nandalo teto ve ireto
- hozy i Einstein hoe, izany finoana/fivavahana izany dia CHILDISH
- hozy Mandela hoe, izany vavaka izany dia USELESS

Ka tena mifampitady @ Andrmntra (imaginaire) ao @ imagination-dRakrisy izany izy mi-tsam ireo, izao isika miteny izao, any ho any eee ... :-)
71. angouz ( 11/06/2016 17:22)

rhaj0:

angouz:
de aleoko mangina @izay

hi hi hi. izay izany ny antony ny anao. Fa misy ilay ranamana gasy iray izay, dia ny azy indray, ny antony "nahanginany" teto @ serasera teto, dia hoe, nahazo "fitahiana t@ Andrmntra" hono izy, nahazo asa tsara, ka tsy manam-potoana mitafatafa amintsika eto intsony.

Ianao ve ry Angouz TSY mba namen'Andmntra "fitahiana" mba hitafatafa eto koa ??? :-)

Dia mametra-beloma ve izany ianao @ io sa... tsy naman'ny tezitra? :-)
Hay mo tafatafa izany no iheveranao azy hitako no ataonao sangy, misy trafic d'influence ilay izy de tsy mety amiko loatra;-(
72. rhaj0 ( 12/06/2016 12:38)
angouz:
Hay mo tafatafa izany no iheveranao azy hitako no ataonao sangy

ngo dia heverinao toa ny any am-piangonana kosany ho'a azany ny eto ee... Forum iseraserana ny eto dia ifanakalozana.. sa tsy izany ny hoe Forum aminareo (kristiana) ??

Ka ilay "tafatafa" sy dinidinika amorom-patana, dia ny ivanitihan'ny mpianakavy, hozy i Flacourt tao @ taratasiny izay.. io mba revin'ny RAzantsika io koa ho'a tena mba arianareo acculturE-n'ny Kristianisma eee... Ilay kabary ambony (vavahady) alitara ihany ny anareo an...

angouz:
misy trafic d'influence ilay izy de tsy mety amiko loatra;-(

Oadray.. inona indray ity.. jereo ny famaritana eny @ google e..
(traffic d'influence) est défini par l'article 433-2 du Code pénal comme le "fait, par quiconque, de solliciter ou d'agréer, à tout moment, directement ou indirectement, des offres, des promesses, des dons, des présents ou des avantages quelconques, pour lui-même ou pour autrui, pour abuser ou avoir abusé de son influence réelle ou ...

Dia iza indray no maninona eto ry Angouz ???
73. endriny ( 15/06/2016 07:50)

rhaj0:


Ianareo ve mbola manantena famelan-keloka foana e? Ny fahtan'i Adama sy Eva aza mbola eo an-damosintsika mianakavy efa 6000 taona aty aoriana. Kanefa hhoe Atra be famindram-po sy be fitiavana ary tsy manam-pahataperana ny fitiavany...

Fanesoana kosa angamba ireo raha ny fiheverana ankehitriny no dinihina
74. fredkwel ( 17/06/2016 06:57)
maereza miad hevitr r ret a
75. rhaj0 ( 17/06/2016 12:23)
dia mahereza mamaky ny adi-hevitra eto koa izany ry Fredkwel aaaa...

Fa io aloha samy manana ny tadiaviny eto @ serasera eto e... ny ahy dia ny handranitako ny argumentation-ko virtuellement eto, hanomanana rahefa rahatrizay aho sendran'ny questionnement reel.

Dia ilay vanitika koa zava-dehibe eee.. io ilay fomban-drazanTSIKA notaterin'i Flacourt, hoe, toa "mandany andro" mampiady karajia sy mivanitika ireo razanTSIKA. Ka dia faly dia faly aho fa tsy very ato amiko ny fahendren'ny RazanTSIKA.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.3529