kristianina sy famelankeloka
21. fredkwel
(
03/06/2016 10:46)
Hitan'i RBNR a!Le resaktsik hoe voavela heloka ve ny olona tsy miaiky ny fahotany?Tsy fantatsika tokoa aloh hoe nibebaka iz n tsi e,RAHA nibebak iz de voavel ny helun d tong an andanitr iz,fa RAHA ts net nbebak mints iz d ts voavela ny helon,ary helo avy hatran nu miandr az.Mino aho angamb fa manaik enao hoe ny olona mibebaka n voavela heloka.Sa?Ak0trzay kou?
22. RBNIR
(
03/06/2016 10:58)
Tena marina fa takiana ny fiaikena heloka mba hahazoana famelana,« Izay manafina ny fahotany tsy hambinina; Fa izay mitsotra ka mahafoy azy no hahazo famindram-po. » (Oha. 28:13)
Ary na ny marina tsy ampy ny mitsotra fa mila mahafoy azy (ilay fahotana) ihany koa raha te hahazo famindrapo,
Ny lohahevitra moa dia hoe kristianina sy famelakeloka....
Tsy isika no mpamindra fo fa Andriamanitra!!! Ny anjarantsika dia manao izay takiany....Ary ny takiany amin'ny kristianina dia ny hamela ny heloky ny olona rehetra!!!

23. fredkwel
(
03/06/2016 14:37)
Marina zan e!F ts zay iany n takiany fa hanatanteraka ny baibol manontolo mints.
24. rhaj0
(
03/06/2016 14:58)
fredkwel:
Tsy fantatsika tokoa aloh hoe nibebaka iz n tsi e
hi hi hi... tena TSISY mahafantatra izay any am-po tsy miloakan'ny tsirairay izany, na mibebaka izy ao na tsia, ma mivavaka (tokoany) izy ao na tsia eee..
ilay mpanotabe teo ankavia sa ankavananan'i Jesosy, mety tsy nandeha @ izay laoniny ny resakany ampahibemaso notaterin'i Lioka farany io, fa mety t@ 1 minitra farany izy, mety tena nikorapaka sincerement tao, ary dia mety avotra an... Ka izy io ilay hoe, "mahay maka dern".
i RBNIR nefa izao mety be wa-wa eto, nefa mety hoe, ny resakany mangina azy irery sy Jesosy ao, mety tsy mandeha @ izay laoniny akoriny. Ka io ilay tonga @ resakany in-1 mandeha ihany hoe, ny lohany tafiditry ny masom-panjaitra, fa ny aorianany ngozabe dia hi-coince :-)
25. RBNIR
(
03/06/2016 21:00)
Aza diso hevitra : betsaka no mety halaim-panahy ka hilaza hoe any amin'ny farany aho vao hibebaka...(tahaka ilay jiolahy)...
1- Ilay jiolahy iny sisa no farany azony natao ho fibebahana....
2- Hoy izy hoe « Koa miambena ianareo, fa tsy fantatrareo izay andro hihavian'ny tompon-trano, na ho hariva, na ho mamatonalina, na ho maneno akoho, na ho maraina, » (Mar.13:35)

26. rhaj0
(
04/06/2016 14:49)
Fa ambara-paha aloha, dia hiaino ny fiainana ry Kristiana namana aaaa.. aza mba mora rebireben'izao atsanga tsy aman'orana mba takatry ny hoza-dohan'ny olomben'ny taonjato zero izao, fa izany no t@ izany. Hitanao tsara fa matahotrabe mihintsy ireo olon-taon-jato-zero, satria efa io takatrao io hoe, mba toatoa ny ahoana ny fahalalany mba nananany t@ izany, Aiza izy no tsy ... ni-imaginer izany hoe, ohatra, kerobima, izay lohabe-manan'elatra-tsisy-vatana...
Fa izao ho'a, efa nitombo ny fahalalan-daolona, efa hafa ny soatoavina sy ny didy aman-dalana velona sy iainana izao. fa dia ny tokony atao atao, ataovy mifototra @ izany fahalalana/pisikolozia/sosiolozia/soatoavina/didyaman-dalana2000/...
hi hi hi... dia rehefa tonga izany IZY izany hono, dia raha mikorapaka ao ianao Kristiana, dia mahaiza fotsiny maka dern eee... :-)
Ka io moa no (mbola) inoanao, dia io "maka dern" io no toro-hevitro aminao, rahefa minomino an'izany ao foana ihany ianao. Fa raha ny marina, dia TSISY an'izany, fa rahefa maty dia lasa vovoka dia fin de l'épisode, épisode-n'ny fiainaNAO, fa tsisy miverina izany.

27. endriny
(
08/06/2016 05:55)
RBNIR:
Aza diso hevitra : betsaka no mety halaim-panahy ka hilaza hoe any amin'ny farany aho vao hibebaka...(tahaka ilay jiolahy)...
1- Ilay jiolahy iny sisa no farany azony natao ho fibebahana....
2- Hoy izy hoe « Koa miambena ianareo, fa tsy fantatrareo izay andro hihavian'ny tompon-trano, na ho hariva, na ho mamatonalina, na ho maneno akoho, na ho maraina, » (Mar.13:35)
Ity sy ny famelana an'i Maria Madgalena izany no mba famelan-keloka tao anaty baiboly, dia io no tena atao resaka
Fa ahoana aza ilay Atra izay lazaina fa namorona ny olona mihintsy no mbola manarakaraka anay amin'ny fahotana nataon'ny Adama sy Eva tamin'ny 4000 taona lasa izay?
Raha marina fa mamela heloka izany Atra inona no mbola anasivany afobe ho an'izay lazaina fa tsy mihaino azy?
Raha mamela heloka Atra, ary raha marina fa ny fahatesana no tambin'ny ota, dia tokony tsy hisy olona ho faty intsony izany satria efa navotana tamin'ny ran'i Jesosy ny olona.
Ka tsy misy intsony tokoa ve ny fahafatesana?
Sadikadikan'draha ho'a ity Atra ity: Lazaina fa be fitiavana kanefa manao fo lentika izay loza... Lazaina fa tia olona kanefa mampiasa olona atao sorona...
28. radoratsimba
(
08/06/2016 06:13)
izao ary e, raha manindrona antsy olona i endriny dia tsy maty ve ilay olona, na hoe i endriny no manindrona antsy ny tenan'i endriny dia tsy maninona ve? ny tiko tenenina dia tsotra kely misy Andriamanitra, nanao ny tany sy ny lanitra sns...nanao hoe misy ny mazava, dia nisy zavatra bedbe voa nisy ireo fa tsy hoe pouf nisy interupteur d nisy azavana, izany hoe nasiny lalàna ny natiora matoa anie misy ny evolution izay voaporofon'ny olona ihany ko dia misy zavatra bdb mitranga ao e, ohatra hoe mamotsitra pôma enao dia tsy maintsy milatsaka am tany iny misy zavatra arahina eto an tany fa tsy hoe tsy mino ny gravité enao dia manidina am zao zany.
29. endriny
(
08/06/2016 06:39)
radoratsimba:
Ny baiboly ange tsy natao ho adikadika fahatany araka izay saim-patantsika e, fa izay voasoratra dia voasoratra hoy ihany ny mpino, ka aza dia miala bolila
Andeha ataoko ohatra iray: Tratra nangalatra I Dadanao ary nogadraina, dia aty aoriana ve tsy maintsy gadraina daholo ny ianareo sy ny taranakareo rehetra satria I dadanareo nangalatra...
Dia ahoana ary hoy Jesosy: "Raha ianareo aza.... maika fa ny rainareo izay any an-danitra"
Kanefa ilay Atra tsy mamela heloka noho ny olona akory...
Aleo aloha hiasa fa tsss
33. radoratsimba
(
08/06/2016 07:35)
aiko ny dikany fa raha ny fomba fihevitrao dia ôtran tsy manana enao a.
34. radoratsimba
(
08/06/2016 07:36)
rhaj0:
"Etre bon avec les mechants, c'est etre sot"
hozy Ralarosy:
Etre bon = Qui a de la générosité, de la bienveillance, est porté à faire le bien
les mechants = Qui fait intentionnellement du mal à autrui, qui cherche à nuire
etre sot = Qui dénote une absence d'esprit, de jugement
Ka dia ahoana izany...
marina zany alo e
35. rhaj0
(
08/06/2016 11:42)
Ka inona azany ny "imspiration"-nao ee...
-- i Jesosy, izay "bon avec les méchants",
-- sa, ilay "sot", izay "bon avec les méchants"
-- i Jesosy, izay "bon avec les méchants",
-- sa, ilay "sot", izay "bon avec les méchants"
37. rhaj0
(
08/06/2016 12:16)
eny azany kouh... izaho indray ve hanohitra an'izany... TSY natioran'ny olb ny revin'i Jesosy (na ny fampianarany) fa revirevy (na rediredy) any fotsiny...
39. rhaj0
(
08/06/2016 12:25)
TSY manenjika JEsosy izany re aho fa manavoitra ny ... fahalalana sa habadoana-de-l'an-zero eeee...
40. radoratsimba
(
08/06/2016 12:27)
d inn avy le habadoana-de-l'an-zero? azafady fa somary be fantanina a, mba idirako am le ady hevitra manko