kristianina sy famelankeloka
![](https://avatar.serasera.org/991d7fa2a07ce8a261af7ff8334a5ab3.jpg)
41. rhaj0
(
08/06/2016 12:38)
Ohatra efa noresahina lava teto ilay hoe, "ny kintana miraraka no fambaran'ny fara-andro" hozy i Jesosy en personne.
Ahoana no fijerinao, manana fijery-2016, an'io "fampianarana na faminanian'i Jesosy" io, raha ny kintana @ io, dia hainao fa na meteorites na étoiles ???
Na koa, farany teo, ary i Jehovah mihintsy azany eto, ka hoe, ny "kerobima" no miambina ilay "hazon'aina" TSY ho takarin-draolombelona.
Ahoana ny fijerinano ny fahaizan'i Jehovah, raha ilay Kerobima @ io dia hainao fa Chérubin, na ilay Anjely-lohany-fotsiny-fa-maman'elatra ao @ imagination-n'ny tradition chrétienne ???
Dia ... ampiasao ho'a ilay coco ee.. dia tsy hitanao ve fa maimbo habadoana izany resaka rehetra izany??
Dia ianao no "bado" @ io sa i Jesosy sy Jehovah ???
Sa ilay olombe nanoratra na nametraka an-tsoratra ny tantaram-Baiboly no bado ???

![](https://avatar.serasera.org/c59850d88320018e5354b361ad10fef7.jpg)
42. radoratsimba
(
08/06/2016 12:51)
tena zay zao n tena tsy fatatro ranga fa za ko anie tsy dia mpandray an le bible e. tsy maara toko sy andininny amin'io a :D
![](https://avatar.serasera.org/991d7fa2a07ce8a261af7ff8334a5ab3.jpg)
43. rhaj0
(
08/06/2016 15:27)
Asaivo amen'i RBNIR ireo toko aman'andininy ireo, ngo dia izaho indray no lazainao fa manesika abobo aminao eto
- ilay "kintana miraraka" dia any @ Apoks
- ilay "Kerobima" dia any @ Genesisy
Dia io ho'a rahefa alahady, ka any am-piangonana ianao, dia rahefa manipy tanana any an-danitra i Pasitera na Mopera, ka @ feo mahery dia mitantara ireo (abobo) ao @ Apoks sy GEnesisy ireo, dia jerijereo ange ireo lehilahy sy vehivavy lehibe manodidina anao eee...
Dia tsy hitanao ve hoe, dia mba olona toa izany ao @ fiaraha-monina, mety hoe, ilay tompon'andraikim-panjakana be akoriny azany, na ilay prof be ohatra, dia manaiky minobe an'ireo resaka (abobo) ireo tokoany ??? Kerobima = Cherubin ????
- ilay "kintana miraraka" dia any @ Apoks
- ilay "Kerobima" dia any @ Genesisy
Dia io ho'a rahefa alahady, ka any am-piangonana ianao, dia rahefa manipy tanana any an-danitra i Pasitera na Mopera, ka @ feo mahery dia mitantara ireo (abobo) ao @ Apoks sy GEnesisy ireo, dia jerijereo ange ireo lehilahy sy vehivavy lehibe manodidina anao eee...
Dia tsy hitanao ve hoe, dia mba olona toa izany ao @ fiaraha-monina, mety hoe, ilay tompon'andraikim-panjakana be akoriny azany, na ilay prof be ohatra, dia manaiky minobe an'ireo resaka (abobo) ireo tokoany ??? Kerobima = Cherubin ????
![](https://avatar.serasera.org/c59850d88320018e5354b361ad10fef7.jpg)
44. radoratsimba
(
08/06/2016 16:26)
rhaj0:

mahatskaiky a anao rangah a , misy azo raisina iany ilay zavatr tenennao e , fa nenao zany tonga d siansa b iany ko?
![](https://avatar.serasera.org/d9b86bf2c5af2ec33d00a025ab6a43fa.jpg)
45. RBNIR
(
09/06/2016 05:02)
Aza dia diso miseho ho hendry sy manantsaina re ry rhajo a! io fahamarinana io ange ka nataon'Andriamanitra ho takona eo imason'ireo hendry sy manantsaina e!
« Tamin'izany andro izany dia namaly Jesosy ka nanao hoe: Midera Anao Aho, Raiko, Tompon'ny lanitra sy ny tany, fa nafeninao tamin'ny hendry sy ny manan-tsaina izany zavatra izany ka nasehonao tamin'ny zaza madinika. » (Mat.11:25).....
« Tamin'izany andro izany dia namaly Jesosy ka nanao hoe: Midera Anao Aho, Raiko, Tompon'ny lanitra sy ny tany, fa nafeninao tamin'ny hendry sy ny manan-tsaina izany zavatra izany ka nasehonao tamin'ny zaza madinika. » (Mat.11:25).....
![](https://avatar.serasera.org/991d7fa2a07ce8a261af7ff8334a5ab3.jpg)
46. rhaj0
(
09/06/2016 10:43)
hi hi hi... nasehon'ny Tompon'ny Lanitra t@ zaza madinika h@ ... Pere Noel.
![](https://avatar.serasera.org/69c30f5ee78ac950e355c5b5dbb3cbee.jpg)
47. endriny
(
09/06/2016 14:39)
radoratsimba:
aiko ny dikany fa raha ny fomba fihevitrao dia ôtran tsy manana enao a.
Izay fahitanao azy eo moa izany tsy maninona.
Fa ny fahitako azy ilay Atra Tompoinao mihintsy no tsy misy handry noho ny olona.
Ny Olombelona aza mahalala fa ny heloky ny Ray tsy helohy ny zanaka... kanefa ilay atrao, arka ny voalazanareo dia mampandova ny fahotana tamin'ny fototra ny taranaka mandimby rehetra...
ho ela velona ange ianareo manam-panahy ary izahay tsy manana tsy ho faty haingana ihany koa
![](https://avatar.serasera.org/c59850d88320018e5354b361ad10fef7.jpg)
48. radoratsimba
(
09/06/2016 14:54)
endriny:
radoratsimba:
aiko ny dikany fa raha ny fomba fihevitrao dia ôtran tsy manana enao a.
Izay fahitanao azy eo moa izany tsy maninona.
Fa ny fahitako azy ilay Atra Tompoinao mihintsy no tsy misy handry noho ny olona.
mahatsiaro voatsindrona am tsy misy nga? ny tiko iavina amin'izan ane dia Andriamanitra fanahy e, d ny "olona" ko fa rehefa ts mino enao hoe misy izany d tsy misy zany e, d ainao ny ataon'ny tsy manana fanahy? anontanio ilay akoh sy alikanao ao ne e
Ny Olombelona aza mahalala fa ny heloky ny Ray tsy helohy ny zanaka... kanefa ilay atrao, arka ny voalazanareo dia mampandova ny fahotana tamin'ny fototra ny taranaka mandimby rehetra...
ho ela velona ange ianareo manam-panahy ary izahay tsy manana tsy ho faty haingana ihany koa
![](https://avatar.serasera.org/991d7fa2a07ce8a261af7ff8334a5ab3.jpg)
49. rhaj0
(
09/06/2016 23:33)
RBNIR:
« Tamin'izany andro izany dia namaly Jesosy ka nanao hoe: Midera Anao Aho, Raiko, Tompon'ny lanitra sy ny tany, fa nafeninao tamin'ny hendry sy ny manan-tsaina izany zavatra izany ka nasehonao tamin'ny zaza madinika. » (Mat.11:25).
Raha ny fahitako azy, dia ity no tena mampirisika ho @ Habadoana.
Dia hotry ny hoe "deraina" izay toa ny "zaza madinika" = bado ??
Ka i Jesosy anie manasa ny lohanareo ee.. matahotra izy fa raha mieritreritra sy mandinika lalina eo ianareo dia sirika be izy sy ny abobony. Sahala @ ireny magicien ireny e... arebireby ny mpijery fa ngo dia sirika ny paikabe. Ka dia nampian'i Jesosy ankolaka hoe, "aza mampiasa saina" fa ny badrahodra toa ny zaza madinika no tena deraina aminy.
Dia ry RBNIR koa moa toa hotry ny te-ho deraina izany, dia iny tokoany fa TSY-mampiasa-saina.
Fa efa h@ Genesisy moa izy ity, @ ilay resaka hoe, ny Kerobima-Cherubin dia miambina ny "hazon'ny aina" (fahalalana) TSY ho takarin-dRaolona hono.
Dia mampirisika ny TSY-fikarohana sy ny TSY-fampiasana-ny-saina h@ Jehovah anie izany eee...
![](https://avatar.serasera.org/d9b86bf2c5af2ec33d00a025ab6a43fa.jpg)
50. RBNIR
(
10/06/2016 08:47)
Ny tena marina dia ity, misy karazana fahendrena anankiroa eto:
1- Misy ny avy amin'Andriamanitra (io ilay entiko eto)
2- Misy ny avy amin'Olombelona, (io ilay an'i rhajo)
Safidy io, na ny olona 1 manankarena ilay fahendrena avy amin'Andriamanitra,
Na izy hanankarena ny avy amin'olombelona,
Izaho mazava loatra , ilay avy amin'Andriamanitra no noraisiko.....
Mazava ho azy izay manankarena ny an'olombelona hanambany ireo manankarena ao amin'Andriamanitra,
« Fa ny olona izay araka ny nofo ihany dia tsy mba mandray izay an'ny Fanahin'Andriamanitra; fa fahadalana aminy izany sady tsy azony, satria araka ny Fanahy no amantarana izany. » (1 Kor.2:14)
Dia otran'izay koa ny manankarena ao amin'Andriamanitra mitsetra ny fahatran'ireo tsy mba manana izany....« Fa ny fahendren'izao tontolo izao dia fahadalana eo anatrehan'Andriamanitra; fa voasoratra hoe: Ny hafetsen'ny hendry ihany no entiny misambotra azy (Joba 5. 13). » (1 Kor.3:19)
Tsy iandiankevitra satria raha tsy manana ny Fanahy tsy hafkana ny hahazo a'ilay izy na koa hamantatra ilay izy.....

![](https://avatar.serasera.org/a44cb789a33c1d1cfab56c01f524c3eb.jpg)
52. angouz
(
10/06/2016 09:48)
salama ! raha ny lalàna ao @ baiboly no noraisiko an-tsoratra dia misy amina tapitrisany ao fa aleo mandray any ilay hoe mifankatiava ianareo toy ny itiavako anareo, fa tsy ego na olana mifandray @ adi-tsaina akory no hanamaritana ny izay marina sy diso.
![](https://avatar.serasera.org/991d7fa2a07ce8a261af7ff8334a5ab3.jpg)
53. rhaj0
(
10/06/2016 10:38)
Ka araho tsara ny video-nao azany ry RBNIR aaaa... mba honnete lay rangahy, ary notsoriny, rahefa iny izy fa nanomboka nidegany, dia hoe:
@ 1:26 = Je reponds en tant qu'etre humain maintenant, mais pas en tant que sccientifique.
hi hi hi.. aiza indray ny video manaraka notsindrotsindrohan-drBNIR, sahala @ fitsindrotsindrohany toko aman'andininy, satria mampetimety ny baolinany ao ?? maninona tsy mandeha any @ site serieux koakoa eee.. ohatra hoe NSF fa izao profeta sandoka izao foana no tsindrotsindrohina eo eee...
@ 1:26 = Je reponds en tant qu'etre humain maintenant, mais pas en tant que sccientifique.
hi hi hi.. aiza indray ny video manaraka notsindrotsindrohan-drBNIR, sahala @ fitsindrotsindrohany toko aman'andininy, satria mampetimety ny baolinany ao ?? maninona tsy mandeha any @ site serieux koakoa eee.. ohatra hoe NSF fa izao profeta sandoka izao foana no tsindrotsindrohina eo eee...
![](https://avatar.serasera.org/d9b86bf2c5af2ec33d00a025ab6a43fa.jpg)
54. RBNIR
(
10/06/2016 10:47)
Maro anie rhajo e, manao recherche dia avy dia mahita maro ianao...
Sady spécialiténao ny migoogle,
Ny tiako hahatongavana fotsiny tsy hoe rehefa manampahaizana dia tsy hahita an'Andriamanitra....
Tsy hoe rehefa tsy manampahaizana dia d'office hahita an'Andriamanitra ihany koa...
Fa volonté io (mitaky fanetretena).....ary tsy sakana ny fananana na tsy fanana fahaizana....
Mba tsy hisy ho diso fandray...
Sady spécialiténao ny migoogle,
Ny tiako hahatongavana fotsiny tsy hoe rehefa manampahaizana dia tsy hahita an'Andriamanitra....
Tsy hoe rehefa tsy manampahaizana dia d'office hahita an'Andriamanitra ihany koa...
Fa volonté io (mitaky fanetretena).....ary tsy sakana ny fananana na tsy fanana fahaizana....
Mba tsy hisy ho diso fandray...
![](https://avatar.serasera.org/d9b86bf2c5af2ec33d00a025ab6a43fa.jpg)
55. RBNIR
(
10/06/2016 10:54)
Tsy azon'i rhajo koa ny antony nopartageko an'io : te hilaza fotsiny aho hoe tsy voatery hoe rehefa manampahaizana dia tsy mino an'Andriamanitra...(vakio tsara aloha ilay lazaiko)....
![](https://avatar.serasera.org/c59850d88320018e5354b361ad10fef7.jpg)
56. radoratsimba
(
10/06/2016 10:56)
I RBNIR ko ane dia tena sairana eo e olona efa tsy iova mitsy . tsy mba iza alo n ande anova fo an nga rajho e
![](https://avatar.serasera.org/c59850d88320018e5354b361ad10fef7.jpg)
57. radoratsimba
(
10/06/2016 10:58)
sad ra resenao laatr eo izy d iz tsony ar ny ande anenjka anao eo am andro farany , sa mo tsy misy an zany an anaty bible?
![](https://avatar.serasera.org/991d7fa2a07ce8a261af7ff8334a5ab3.jpg)
58. rhaj0
(
10/06/2016 11:12)
RBNIR:
te hilaza fotsiny aho hoe tsy voatery hoe rehefa manampahaizana dia tsy mino an'Andriamanitra...
F'angaha moa tsy efa vita statistika.. ilay hoe efa ho 90%-n'ny siantista moa no TSY-mino... dia misy 10% izany mino ee... mazotoa mitsindritsindroka azy ao azany eee...
![](https://avatar.serasera.org/d9b86bf2c5af2ec33d00a025ab6a43fa.jpg)
59. RBNIR
(
10/06/2016 11:13)
radoratsimba:
I RBNIR ko ane dia tena sairana eo e olona efa tsy iova mitsy . tsy mba iza alo n ande anova fo an nga rajho e
« Ry Jerosalema, ry Jerosalema, izay mamono ny mpaminany sy mitora-bato izay irahina ho aminao, impiry Aho no ta-hanangona ny zanakao, tahaka ny fanomban'ny akoho ny zanany ao ambanin'ny elany, fa tsy nety ianareo! » (Mat.23:37)
Tsy nahalala reraka i Jesosy niezaka nanangona ny zanany.....
Eny tiany tena tiany ny zanak'olombelona mba tsy hisy ho very .......« Ary hoy Jesosy: Raiko ô, mamelà ny helony, fa tsy fantany izay ataony.Dia nanaovany loka no fizara ny fitafiany. » (Lio. 23:34)
![](https://avatar.serasera.org/d9b86bf2c5af2ec33d00a025ab6a43fa.jpg)
60. RBNIR
(
10/06/2016 11:14)
Ianao koa taomiko hiroso amin'ny tsy misy kilema......« Koa amin izany aoka ho tanteraka ianareo toy ny fahatanterahan'ny Rainareo Izay any an-danitra. » (Mat.5:48)