Vision 2020

41. RBNIR ( 08/03/2016 13:30)
Misy teny 2 ireo rhajo fa aza afangaro a! ilay Mat.10 ho an'ny apostoly 12 lahy...

Ilay apokalipsy hoy aho mbola ho avy ary olona hafa mihitsy no hiaran'ny sabatra amin'izay...
Ary raha sitrapon'ny Tompo hoy aho dia hazavaintsika ato.....
42. rhaj0 ( 08/03/2016 13:37)
Ka ny Matio no hadihadiana eto ry RBNIR fa tsy Apok aaaa... Aza afangaro ho'a rehefa oainina.

Averina indray..

Ao @ Matio izany, dia nirahin'i Jesosy izy 12 lahy mba hitory ETO AN-TANY. Ary ho "halan’ ny olona rehetra hianareo" 12 lahy, hoz'i Jesosy (Matio 10:22).

Ho halan'ny olona ETO AN-TANY izy 12 lahy, satria rahefa mampirisika ny olona "hanaraka an'i Jesosy" izy 12 lahy, dia ho avy ny hoe ny "rahalahy hanolotra ny rahalahiny mba ho faty".

Ka mazavabe io izany fa IZANY no tadiavin'i Jesosy @ olona mba hanaraka AZY.
Ary mazavabe fa ENY ny valin'ny fanontanianao ry RBNIR aaa..
Jesosy v namono olona sy nampamono olona?????

43. RBNIR ( 08/03/2016 14:41)
rhaj0:

Tsy Andriamanitra anie no mamono fa ireo mpanenjika no mamono e, saingy avelan'Andriamanitra hitranga satria hizaha toetra ny mpanompony Izy (tadidinao ny tantaran'i Joba)???
44. rhaj0 ( 08/03/2016 15:09)
Aza ahodikodina ny resaka ry RBNIR aa... avadikao @ Joda indray ve, nefa io Matio iorinanao hodian-tsy hita eo...

1- na i Jesosy
2- na ny ataon'i Jesosy
3- na ny nampanaovin'i Jesosy (ireo 12 lahy)
no mitondra @ fifandrafesana.

Ary ireo te-hanaraka an'i Jesosy, rahefa bosibosehan'izy 12 lahy, no manary (ho faty) ny r-a-d sy zanany io.

Dia averiko ihany eee..

rhaj0:
Sa ny an'i RBNIR, rehefa any an-danitra, na @ ilay andro jugement dernier :
- izay vao mba amenao @ izay ny 1/10 ny harembenao ao???
- izay vao "hanohitra ny reninao" ianao, na koa "hanolotra ny zanakao" ianao, fa andeha "hanaraka an'i Jesosy" ????

Fa raha izay no ataonao dia ampirisihiko mafy tokoany ianao hanao izany eee...
ahodinkodino ny tenin'i Jesosy, ary ataovy @ izay mampetimety ny baolinanao ao.
- Aza amena ny 1/10 raha tsy efa @ ilay dern iny..
- Aza hafoy ny r-a-d sy zanaka raha tsy efa @ "andro farany" eee...
Dia any koa izay ianao vao TENA manaraka an'i Jesosy, fa izao aloha, ETO AN-TANY eto, dia ampitomboy ny tavin-dresaka.
45. endriny ( 08/03/2016 19:33)
Aiza tokoa moa ny Mondial amin'ny 2020?
46. RBNIR ( 09/03/2016 06:46)

Raha niteny tamin'ireo mpianatra v Jesosy hoe rehefa hitory ity filanzantsara ity ianareo aza manantena fiadanana loatra; fa tsy maintsy hisy ny mpanenjika sy hamono amin'ny sabatra ary ny ankohonanareo ihany aza no ho lasa fahavalonareo sy mety hamono anareo amin'ny sabatra dia midika v izay fa mpamono olona Jesosy ary mampaniraka olona hamono olona.....???
47. rhaj0 ( 09/03/2016 11:40)
hi hi hi... esy e ry RBNIR... dia ireo tsy-mpino-tena-izy ireo mihintsy izany no intrinsequement bibiloha, ary ireo tsy-mpino-tena-izy ireo no voalohany "TSY hitondra fiadanana fa sabatra".. fa i Jesosy mba mahita volana alohan-dry bibiloha fotsiny, dia mba manao "feo mahery"... satria... fombany io.
48. RBNIR ( 09/03/2016 12:39)

Ohatra akaiky ianao eto izao koa, tsy ahoana tsy ahoana eo dia mankahala an'i Jesosy ilay nanasitrana marary maro sy nanangana ireo maty ary nampahiratra ny Jamba sy nampandeha ny malemy maro dia maro????
Dia ankehitriny, misy manao toy izany koa dia mbola ataonao araka ny fanaonao hatrany satria ilay fahalalana kely bilitiny kely voafetra ao anatinao ihany no hanimbanao ny tenanao eo, sy entinao hanimbana ny hafa ihany koa....Tsy mety hino mihitsy fa hoe « ... moa misy zavatra mahagaga izay tsy hain'i Jehovah va? .....» (Gen.18:14)
49. rhaj0 ( 09/03/2016 13:21)
1- taiza aho no hitanao naneho "fankahalana" ? Sa ho'a rahefa manavoitra absurdite/aberration/ridicule @ momba (ny nataon'i) Jesosy, ary manipika ny fahasimban'ny fi(s)ainana sy ny fiaraha-monina rahefa mihidy anaty box-kely, dia "fankahalana" no dikan'izany? (mety) marina ny anao ho'a.. nilaza koa ianao fa "miady" izany aho.. Eny azany ho'a fa dia "mankahala" sy "miady" @ habadoana aho izany eee...

2- dia ianao koa ve ho'a dia tena mbola mino fa nitranga daholo ireo "fanasitranana" ireo ? Dia gaga ve ianao raha roboka midogaigy koa ny namanao Kristiana hafa, rahefa ampanantenain'izao kafetsy sy mpanambaka rehetra izao, izay milaza-tena fa, rahefa migonongonona sy manipy tanana any an-danitra izy dia "manasitrana" koa ?? F'angaha tsy i jesosy ihany no nianarany ao eee..

3- Dia ilay hoe "fanimbana' ho'a... ny an-dry RBNIR angaha moa tsy raha vao tsy mitovy na hoe mivoaka kely @ box-keliny, dia tonga dia "fanimbana" sy "ratsy" eee... Rahoviana azany i RBNIR ity vao hivoaka @ io box-keliny io ho'a, ka hahatakatra fa be dia be ny revy eto @ izao tontolo izao eeee... ary ny revy samy manan'ny azy.

50. endriny ( 09/03/2016 15:27)
Izay no mbola maha olon'ny fahamaizinana antsika koa

Rehefa miady hevitra dia lasa fankahalana... Tsy ny hevitra no miady fa ny olona... Izaho HVM dia iry MAPAR.

Dia anefa amin'io dradradraina mihintsy hoe ny Malagasy no tompon'ny fihavanana ary tsy misy dikany tena mety amin'io amin'ny teny frantsay hono... Hihihihihihi

Dia adino ilay takariv'ny mpiray tanana atao hoe tapatapak'ahitra. Izay fotoana niadian'ireo olobe hevitra fahiny.

Sarotra be ny mamerina an'io fa ny olona mbola lasa mijery vaovao amin'ny tele, dia ny sasany mbola lasa mivavaka, ny hafa mbola eny ambony taksibe...

Ka tairo izay tairina fa izay rovitra zairina e
51. endriny ( 09/03/2016 15:47)

RBNIR:

ilay fahalalana kely bilitiny kely voafetra ao anatinao ihany no hanimbanao ny tenanao eo, sy entinao hanimbana ny hafa ihany koa..[/url]..Tsy mety hino mihitsy fa hoe « ... moa misy zavatra mahagaga izay tsy hain'i Jehovah va? .....» (Gen.18:14)

Toa mampatsiahy ahy ilay lohahevitro tary mikasika ny fanimbana ateraky ny finoana ito a
52. rhaj0 ( 09/03/2016 16:04)
endriny:
Dia adino ilay takariv'ny mpiray tanana atao hoe tapatapak'ahitra. Izay fotoana niadian'ireo olobe hevitra fahiny.

Dia io koa araky ny notaterin'i Flacourt, fa dia tia mivaninika ny gasy eee..

http://gallica.bnf.fr/ark:/12148/bpt6k1047463/f114.image
Flacourt page 88: Ils se plaisent a railler et gausser, et à faire milles bouffoneries, aiment à entendre des contes et fables du temps passé, et passent la nuit à les écouter et entendre.

tena narian-dry Rakrisy ny fahendren'ny Razana eee...

Eto raha vao mivanitika (aho) dia mizihitra ny vatan'oron'ny sasany, ary dia misy azany miavona ary dia tsy miverina intsony :-)
53. RBNIR ( 10/03/2016 00:49)
rhaj0:

1- taiza aho no hitanao naneho "fankahalana" ? Sa ho'a rahefa manavoitra absurdite/aberration/ridicule @ momba (ny nataon'i) Jesosy, ary manipika ny fahasimban'ny fi(s)ainana sy ny fiaraha-monina rahefa mihidy anaty box-kely, dia "fankahalana" no dikan'izany? (mety) marina ny anao ho'a.. nilaza koa ianao fa "miady" izany aho.. Eny azany ho'a fa dia "mankahala" sy "miady" @ habadoana aho izany eee...

2- dia ianao koa ve ho'a dia tena mbola mino fa nitranga daholo ireo "fanasitranana" ireo ? Dia gaga ve ianao raha roboka midogaigy koa ny namanao Kristiana hafa, rahefa ampanantenain'izao kafetsy sy mpanambaka rehetra izao, izay milaza-tena fa, rahefa migonongonona sy manipy tanana any an-danitra izy dia "manasitrana" koa ?? F'angaha tsy i jesosy ihany no nianarany ao eee..

3- Dia ilay hoe "fanimbana' ho'a... ny an-dry RBNIR angaha moa tsy raha vao tsy mitovy na hoe mivoaka kely @ box-keliny, dia tonga dia "fanimbana" sy "ratsy" eee... Rahoviana azany i RBNIR ity vao hivoaka @ io box-keliny io ho'a, ka hahatakatra fa be dia be ny revy eto @ izao tontolo izao eeee... ary ny revy samy manan'ny azy.

1- « Izay manana ny didiko ka mitandrina izany, dia izy no tia Ahy; ary izay tia Ahy no ho tian'ny Raiko, ary Izaho ho tia azy ka hiseho aminy. » (Jao.14:21)
Manamavo ny teniny ianao....ary mampandainga Azy mihitsy aza amin'ny filazanao Azy fa belazao IZY

2- Impiry aho teto no namerimberina fa ILAY FANAHY izay nomena an'ireo olona nijoro vavolombelona fahiny ireo dia nomena ahy koa ankehitriny ary ato anatiko IZY amin'izao fotoana ary fantatro ny fisiany ka mahatonga ahy mijoro tahaka an'izao satria REEL IZY FA TSY IMMAGINATION????
« Ary Izaho hangataka amin'ny Ray, ary Izy hanome anareo Mpananatra* hafa mba ho eo aminareo mandrakizay, [*Gr. Parakleto, dia Mpanampy, na Mpampahery, na Solovava] » (Jao.14:16)
« dia ny Fanahin'ny fahamarinana, Izay tsy azon'izao tontolo izao horaisina, satria tsy hitany na fantany; fa ianareo no mahafantatra Azy, satria mitoetra eo aminareo Izy, ary ho ao anatinareo. » (Jao.14:17)
« Tsy hamela anareo ho kamboty Aho; hankaty aminareo Aho. » (Jao.14:18)

Ianao olon'izao tontolo izao tsy afaka mandray an'IO FANAHY IO.....Raha misy koa mpivavaka kanefa ny fiainany mbola mitovy amin'ny fiainan'ny olon'izao tontolo izao fa tsy mandeha araka ny sitrapon'Andriamanitra izy dia tsy afaka ny handray an'IO FANAHY io ihany koa izy.......

Izay no tsy hahafantaranao AZY....fa averiko hatrany fa REEL io fa tsy IMMAGINATION.....

3- Fanimbana = tsy finoana an'Andriamanitra izay mitarika anao hanao tsinontsinona ilay nahary anao izay tokony homenao voninahitra.......Manimba ny hafa koa ianao satria taritinao hanao toy izany koa ny olona hafa......
Vakio tsara hatramin'ny farany ny bokin'i Joda dia ho azonao e!
54. RBNIR ( 10/03/2016 00:49)

55. rhaj0 ( 10/03/2016 12:11)
RBNIR:
Manamavo ny teniny ianao....ary mampandainga Azy

Diniho izay noteneniny ry RBNIR raha ohatra ka tena "mavo" na "lainga", fa TSY "izaho" no dinihinao eo aaa...
Izaho manavoitra fotsiny, f'ianao toa tsy mety mandinika fa matahotra sao tena "mavo" sy "lainga" tokoany..

RBNIR:
ILAY FANAHY izay nomena an'ireo olona nijoro vavolombelona fahiny ireo dia nomena ahy koa ankehitriny
Ianao olon'izao tontolo izao (..) misy koa mpivavaka... dia tsy afaka ny handray an'IO FANAHY io

hi hi hi.. dia iza, o iza iza... iza no "vavolombelona" fa IANAO (irery) no "vavolombelona-amim-panahy" ao ??

Izao no fahitako anao (sy Herinirina) ry RBNIR...
- Ianao RBNIR dia "vavolombelona" mahita ary manosotra an'i super-Herinirina;
- i Herinirina manosotra anao ho super-vavolombelona.
- dia i Herinirina moa nanosotra ny tenany ho super-profeta koa
- ary ianao RBNIR nanosotra ny tenanao ho super-vavolombelona koa

Ka dia vita boribory (vetaveta) ao izany nareo roaroa eee.... :-)
56. RBNIR ( 10/03/2016 22:19)
rhaj0:

Ka dia vita boribory (vetaveta) ao izany nareo roaroa eee.... :-)

Tsy mino.....anao ny anao fa afaka ny adidiko rhajo a!
Hoy ilay mpanakarena iray izay.....
« ary raha nijaly tao amin'ny fiainan-tsi-hita* izy ka niandrandra, dia nahita an'i Abrahama teny lavitra eny sy Lazarosy teo an-tratrany.[*Gr. Hadesy] » (Lioka 16:23)
« Ary izy niantso ka nanao hoe: Ry Abrahama raiko ô, mamindrà fo amiko, ka iraho Lazarosy mba hanoboka ny tendron'ny rantsan-tanany amin'ny rano mba hampangatsiaka ny lelako; fa fadiranovana aho eto anatin'ity lelafo ity. » (Lioka 16:24)
« Fa hoy Abrahama: Anaka, tsarovy fa ianao efa nahazo ny zava-tsoanao tamin'ny andro niainanao, ary Lazarosy kosa ny zava-dratsy; fa ankehitriny izy no ampifalinay . ary ianao kosa no fadiranovana. » (Lioka 16:25)
« Ary mihoatra noho izany rehetra izany, misy tevana makadiry ajadona ao anelanelantsika, mba tsy ho afa-mita hankeny aminareo izay te-hiala ety, ary ny ho afa-mita hankety aminay izay eny. » (Lioka 16:26)
« Dia hoy izy: Mangataka aminao ary aho, ry raiko: mba iraho Lazarosy hankany amin'ny tranon'ny raiko » (Lioka 16:27)
« (fa manana rahalahy dimy aho), mba hilaza tsara aminy, fandrao mba ho tongay amin'ity fijaliana ity koa izy. » (Lioka 16:28)
« Fa hoy Abrahama taminy: Manana an'i Mosesy sy ny mpaminany izy; aoka hihaino ireo izy. » (Lioka 16:29)
« Fa hoy kosa izy: Tsia, ry Abrahama, raiko; fa raha misy miala amin'ny maty hankany aminy, dia hibebaka izy. » (Lioka 16:30)
« Fa hoy Abrahama taminy: Raha tsy mihaino an'i Mosesy sy ny mpaminany izy, dia tsy hety hino izy, na dia misy mitsangana amin'ny maty aza. » (Lioka 16:31)
57. rhaj0 ( 11/03/2016 16:09)
Ny an'i RBNIR moa dia ny Baiboly ihany no reference.. fa dia reveo ao izany Raboribory aaa .. :-)

i Atra no namorona an'i Atra, ary Atra no n(amp)anoratra ny Baiboly.
Ary ny Baiboly no manamarina ny fisian'Atra. Ary ny Baiboly no manamarina ny Baiboly.
58. RBNIR ( 15/03/2016 07:11)
rhaj0:

Ny an'i RBNIR moa dia ny Baiboly ihany no reference.. fa dia reveo ao izany Raboribory aaa .. :-)

i Atra no namorona an'i Atra, ary Atra no n(amp)anoratra ny Baiboly.
Ary ny Baiboly no manamarina ny fisian'Atra. Ary ny Baiboly no manamarina ny Baiboly.

Diso fandray, ny baiboly tsy milaza fa Andriamanitra no namorona an'i Andriamanitra,
Marina fa avy amin'ny fiasan'ny Fanahin'Andriamanitra no nanoratana ny baiboly,
Mazava loatra araka izany fa ao no nanoratan'Andriamanitra ny teny izay manaporofo ny fisiany...

Eritrereto hoe mandeha any australie ianao dia misy aborigene anankiray te hampahafantatra ny fisiany ho an'ny olona rehetra dia manoratra boky izy....Any aoriana any raha ohatra ka lany tamingana ny aborigène dia ilay boky sisa.....

Ankehitriny tsy miseho mivantana toy ny taloha intsony Andriamanitra (afatsy olona voafidy sy tsongaina) satria hoy IZY hoe « Ary hoy Jehovah: Tsy mba hanapaka mandrakariva ao amin'ny olona ny Fanahiko, fa amin'ny faniavany dia nofo izy; nefa ho roa-polo amby zato taona ny androny. » (Gen.6:3)

Ka inona no olana raha ny baiboly no ampiasaina hanaporofoana ny fisian'Andriamanitra sy ny momba Azy rehetra????
59. rhaj0 ( 15/03/2016 19:32)
RBNIR:
Ka inona no olana raha ny baiboly no ampiasaina hanaporofoana ny fisian'Andriamanitra sy ny momba Azy rehetra????
rhaj0:
i Atra no n(amp)anoratra ny Baiboly.
Ary ny Baiboly no manamarina ny fisian'Atra.

fa dia reveo ao izany ho'a n'enao Raboribory aaa .. :-)
60. RBNIR ( 16/03/2016 07:41)
rhaj0:

RBNIR:
Ka inona no olana raha ny baiboly no ampiasaina hanaporofoana ny fisian'Andriamanitra sy ny momba Azy rehetra????
rhaj0:
i Atra no n(amp)anoratra ny Baiboly.
Ary ny Baiboly no manamarina ny fisian'Atra.

fa dia reveo ao izany ho'a n'enao Raboribory aaa .. :-)

Misy tsy ampy rhajo a! Jesosy (Ilay tonga tety 2000 taona lasa) dia nanamafy sy nanamarina ireo rehetra voasoratra fahiny....Ny porofo nentiny dia ILAY HERY MAHAGAGA izay nahavitany ireo asa lehibe rehetra ka nambarany fa hery avy tamin'Andriamanitra izany....

Ireny asa lehibe ireny no manaporofo ny fisian'Andriamanitra
Koa dia hoy i Jesosy hoe....« Lozanao, ry Korazina! lozanao, ry Betsaida! fa raha mba tany Tyro sy Sidona no natao ny asa lehibe izay natao teo aminareo, dia ho nibebaka ela izy ka nitafy lamba fisaonana sy nipetraka amin'ny lavenona. » (Lio.10:13)
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1644