Avy aiza tokoa ary Atra

61. rhaj0 ( 29/10/2015 15:47)
Davies:
à un certain moment dans le passé, le ballon tout entier se contracterait en un point. Il ne pourrait rétrécir davantage (..) en remontant le temps, l'Univers se trouve de plus en plus comprimé et la courbure de l'espace-temps s'accentue jusqu'à devenir infinie au point de singularité.

Eo no "takatr'i Davies".. Izay no takatr'i Davies... ary dia namoaka ny hypothese-ny izy.

Fa averina indray: takatr'i Davies ve hoe, INONA no particules tao @ ilay "ballon", dia toatoa an'ny ahoana ilay particules rahefa ni-se"contract" ilay ballon???

TSISY mahafantra. TSY milaza n'inon'inona i Davies.

Dia avy eo, inona ny interaction entre ireo particules ireo, na ny "razan'ireo particles ireo", rehefa ni-se-"contract" ilay ballon? mbola ireo "interactions" toa ireo efa haintsika hoe, strong force, weak force, electromagnetic force ve ???

Hainao tsara izao ohatra fa ny gravitational force dia mihatra tsara @ echelle-ntsika. Dia rahefa @ echelle hafa, sy matiere/particle hafa, dia lasa hafa ny interaction dominant (electromagnetic na strong na weak force). Koa rahefa ni-se contracter ilay ballon, dia ... TSISY mahafantatra hoe, interaction inona no mihatra; tsy fantatra akoriny azany hoe, particles inona ho'a no ao.


Asa raha azonao izany.
(mba nianatra an'ireo ihany aho tany an-dabilio fa ngo dia lazainao fa milaza abobo aminao).


Ka dia averiko ihany... Fa ny hevi-dehibe, dia mbola lavitra ny ho aleha rahefa manao dihy miverina... Ary @ maha-siantista, dia fadiana ny manidy ny saina, ka tonga dia faritana hoe "creation" na "naissant from nothing" ny zavatra rahefa "tsy takatry ny saina".



hi hi hi.. ngo dia ilay anarana fotsiny aloha no nanjary nampa-lasa "inoanao" izay resaka ataon'i Davies rehetra ry Radavison aaa.. ianao koa toa hotry ny zazakely.


Fa na izany na tsy izany, raha lasa "mino" an-dra-Davies koa azany ianao e... dia inona no idiran'ny Andrmntr'i Genesisy @ izany rehetra izany? Inona no hidiran'i Jesosy @ izany???

TSY mba tonga saina ve ianao ao io izao, mba mampiasa ilay saina ihany, fa dia tena ridicule be izany resaka hoe, vitavita tampoka teo, tanatin'ny 7 andro, izao rehetra izao?? Ary koa hoe, ilay nanao an'izany rehetra izany dia "nanao anao Radavison araka ny endriny" koa ???

ntsss... aza mbola a(mpato)riana aloha ilay saina mba tia karokaroka teo fa mampitomany ahy eo eeee....
62. RBNIR ( 30/10/2015 08:23)
rhaj0:

- dia... TSISY ny olombelona, satria TSY niteraka i Adama sy Eva tany paradisa
- koa na niteraka azany i Adama sy Eva, dia TSISY ilavana azy i Jesosy, satria TSISY nanota ny olombelona

Faly misera namana,
Tsy misy hidiran'ny fahotana ny fisian'ny taranak'olombelona satrai Andriamanitra efa nitsodrano hoe « Ary Andriamanitra nitso-drano azy hoe: Maroa fara sy mihabetsaha ary mamenoa ny tany, ka mampanompoa azy; ary manjaka amin'ny hazandrano ao amin'ny ranomasina sy ny voro-manidina ary ny biby rehetra izay mihetsiketsika ambonin'ny tany. » (Gen.1:28)
Na nisy na tsy nisy fahotana dia io tsodrano io efa nipetraka mialoha!!!
63. RBNIR ( 30/10/2015 10:38)
endriny:

1- Fa na nanota I Adama sy Eva na tsy nanota, dia izao "Ito Atr'Israely ito dia Atra Foka sy Sadikadika" Ny antony dia ny olom-belona aza mahalala ny hoe: "Heloky ny Ray tsy heloky ny Zanaka"...

2- O ry ZAma a, Jesosy ho'a nanmpianara ny olona hamaky sy hianatra ny boky navelan'ny razany. Ary naniraka ny mpianany hamaky sy handalina io boky io amin'ireo manodidina azy. Fa tsy niteny hoe ampio Testamenta Vaovao io boky bibilaosy io, fa lasa boky artifisialy ilay izy

1- Tsy avy tamin'olona io fa avy tamin'Andriamanitra.....« Ny fanahy izay manota no ho faty. Ny zanaka tsy mba hitondra ny heloky ny rainy, ary ny ray tsy mba hitondra ny heloky ny zanany; ny fahamarinan'ny marina ho aminy ihany ary ny faharatsian'ny ratsy fanahy kosa ho aminy ihany. » (Ezek.18:20)

2- Hoy IZY (JESOSY) any amin'ny bokin'ny apokalipsy « Ary, Indro, avy faingana Aho; sambatra izay mitandrina ny tenin'ny faminaniana amin'ity boky ity. » (Apok.22:7)

Ny bokin'ny apokalipsy no boky farany ao amin'ny testameta vaovao ary asain'Andriamanitra tandremana araka io teny io...
64. Radavison ( 30/10/2015 15:20)

rhaj0:

Davies:
à un certain moment dans le passé, le ballon tout entier se contracterait en un point. Il ne pourrait rétrécir davantage (..) en remontant le temps, l'Univers se trouve de plus en plus comprimé et la courbure de l'espace-temps s'accentue jusqu'à devenir infinie au point de singularité.

Eo no "takatr'i Davies".. Izay no takatr'i Davies... ary dia namoaka ny hypothese-ny izy.

Fa averina indray: takatr'i Davies ve hoe, INONA no particules tao @ ilay "ballon", dia toatoa an'ny ahoana ilay particules rahefa ni-se"contract" ilay ballon???

TSISY mahafantra. TSY milaza n'inon'inona i Davies.

Dia avy eo, inona ny interaction entre ireo particules ireo, na ny "razan'ireo particles ireo", rehefa ni-se-"contract" ilay ballon? mbola ireo "interactions" toa ireo efa haintsika hoe, strong force, weak force, electromagnetic force ve ???

Ka dia averiko ihany... Fa ny hevi-dehibe, dia mbola lavitra ny ho aleha rahefa manao dihy miverina... Ary @ maha-siantista, dia fadiana ny manidy ny saina, ka tonga dia faritana hoe "creation" na "naissant from nothing" ny zavatra rahefa "tsy takatry ny saina".

hi hi hi.. ngo dia ilay anarana fotsiny aloha no nanjary nampa-lasa "inoanao" izay resaka ataon'i Davies rehetra ry Radavison aaa.. ianao koa toa hotry ny zazakely.
...
TSY mba tonga saina ve ianao ao io izao, mba mampiasa ilay saina ihany, fa dia tena ridicule be izany resaka hoe, vitavita tampoka teo, tanatin'ny 7 andro, izao rehetra izao?? Ary koa hoe, ilay nanao an'izany rehetra izany dia "nanao anao Radavison araka ny endriny" koa ???

ntsss... aza mbola a(mpato)riana aloha ilay saina mba tia karokaroka teo fa mampitomany ahy eo eeee....


Voalohany : tsy publication scientifique tsiakory ny Baiboly.
Efa naverimberina impiry taminao, fa asa ianao mihitsy no tsy mahazo resaka na mody fanina, fa tontolo tsy araka ny fahalala ara-tsiansa no mbola iezahana fatratra ho toy ny univers materiel.
Na izany na tsy izany tsy ny fanekenao ny 7 andro na tsia no hahavoavonjy anao
Dia miverina eo indray ilay Rajako mihomehy olona, ka izy

Faharoa tsy izay contenu-n'ny résultat scientifique no iadiako hevitra aminao,
fa ny fiheveranao fa tsy misy maharaka akaiky ny momba ny science afa-tsy ianao irey.
Ka ianao aza fanampin'izany tsy cohérent amin'ny tenananao ka dia mbola averiko aminao in-jato in'arivo fa tsy olona toa anao incohérent sy tsy misy afitsoka @ 1+1=2 izao no hiteny amiko an'izany lazainao izany hoe "Ary @ maha-siantista, dia fadiana ny manidy ny saina... tia karokaroka sns... "

Raha vao publié ny resultat scientifique dia mahazo mampiasa an'izany daholo ny olona rehetra rehefa manaja ny auteur, izay fotsiny!

65. rhaj0 ( 30/10/2015 16:13)
Dia mampihomehy mampahonena anie ry Radavison (manandra-tena) hoe, sady "minobe" hono no sady "siantista-be" eee..

1- ny Alahady izany i Radavison "mi(s)aina ny fi(s)ainany".. dia ny Alatsinainy izy, dia zavatra hafa.. na dia mifanohitra @ natao Alahady azany izany. Cohérent an...

2- Tsimpotsimponiny sahala @ fitsimponany toko aman'andininy ao @ Baiboly ao ny vokatry ny fikarohana siantifika, ary dia mifikitra mafy @ izay, sahala @ ireny olona mamikitra amina bouée rahefa safo-drano ireny.. kely sisa dia hosorany ho profeta i Davies.


Fa eny azany fa dia ao ianao izany ee... sahala @ resaka tatsy
rhaj0:
https://en.wikipedia.org/wiki/Institute_for_Creation_Research
Creationism is rejected by nearly all scientists,[52][53] with more than 45 science organizations having criticized creationism as not science.[54]

[size=8]52. As reported by Newsweek: "By one count there are some 700 scientists (out of a total of 480,000 U.S. earth and life scientists) who give credence to creation-science, the general theory that complex life forms did not evolve but appeared 'abruptly'," in "Keeping God out of the Classroom (Washington and bureau reports)", Larry Martz & Ann McDaniel, Newsweek CIX(26): 23–24, June 29, 1987, ISSN 0028-9604
53. "Creationism claims to be based on scientific rigour. In reality the methods employed by creationists are of three types: purely dogmatic assertions; distorted use of scientific quotations, sometimes illustrated with magnificent photographs; and backing from more or less well-known scientists, most of whom are not specialists in these matters"."The dangers of creationism in education". Parliamentary Assembly of the Council of Europe. Retrieved 2011-11-20.
54. "Statements from Scientific and Scholarly Organizations". National Center for Science Education. 2008. Retrieved 2008-09-06.[/size]



hi hi hi... nataoko madinika mba hijerenao azy tsara: "some 700 scientists (out of a total of 480,000 no mino ny creatinisme"... dia niampy iray (Strong3) sa roa (RAdavison) izany ny "siantista" mino ny creatinisme eee... 702 !!

hi hi hi ... hello Radavison... numerao 702 an.. tsabo 9 :-)
66. Radavison ( 02/11/2015 11:39)

Ilay rangahy ity ve tena fanina sa mody fanina é?
Raha vao publié ny resultat de recherche dia azon'ny rehetra ampiasaina,
fepetra fotsiny : manaja izay nanao ilay recherche/publication!

Fa taiza koa no nisy hoe rehefa scientifique dia tsy mahazo mino;
na koa hoe rehefa mpino ianao dia tsy mahazo manao science ???

Dia mivanitìha eo : fisainan'ny firinga-mihevotra ny anao!
ary ny qualification ohatran'izany no tena mahatretrika anao...

rhaj0:

Dia mampihomehy mampahonena anie ry Radavison (manandra-tena) hoe, sady "minobe" hono no sady "siantista-be" eee..

1- ny Alahady izany i Radavison "mi(s)aina ny fi(s)ainany".. dia ny Alatsinainy izy, dia zavatra hafa.. na dia mifanohitra @ natao Alahady azany izany. Cohérent an...

2- Tsimpotsimponiny sahala @ fitsimponany toko aman'andininy ao @ Baiboly ao ny vokatry ny fikarohana siantifika, ary dia mifikitra mafy @ izay, sahala @ ireny olona mamikitra amina bouée rahefa safo-drano ireny.. kely sisa dia hosorany ho profeta i Davies.


hi hi hi... nataoko madinika mba hijerenao azy tsara: "some 700 scientists (out of a total of 480,000 no mino ny creatinisme"... dia niampy iray (Strong3) sa roa (RAdavison) izany ny "siantista" mino ny creatinisme eee... 702 !!

hi hi hi ... hello Radavison... numerao 702 an.. tsabo 9 :-)
[/quote]
67. rhaj0 ( 02/11/2015 15:44)
Radavison:
Fa taiza koa no nisy hoe rehefa scientifique dia tsy mahazo mino

Asa aloha raha ny Leglizinao ao ka "mandrara" anao tsy hitia siansa...

Fa ny atsy Texas hono ho'a, satria mahery (ara-politika koa) ireto mpinomino foana, ary dia voatsindrin-drizalahy ny sekoly hampianatra creatinisme... F'io aloha, dia hozy ny mpijery hoe, dia ho dondrona ao izany ny ankizin-dry fondamentaliste ao kouh... ny zanaky ny sinoa sy karana anefa mikezaka mafy mianatra siansa, ary ireny no lasa injenera sy siantista, fa iretsy zanaky ny fondamentalista kosa dia miankohoka sy manipy tanana any an-danitra, dia mahazo steak texan sy hot-dog eee...

Fa raha ny sinatista no anontanianao, dia tena mahazo "mino" ianao ny Alahady, dia "miasa saina" ny Alatsinainy kah.. tsy efa izany angaha moa no ataonao ao.


Fa tena tsy azoko ho'a... Alahady ianao "mino" fa hoe "vitavita tampoka teo, tanatin'ny 7 andro, izao rehetra izao.. ary ilay nanao an'izany rehetra izany dia nanao anao Radavison araka ny endriny sy ny tarehiny" koa"
Dia ny Alatsinainy anefa ianao (mba) "miasa saina" fa hoe, efa ho 14 milliards d'annees anie izao tontolo izao, ary 4.5 milliards ny Tany, ary mba misaina madio hoe, "tout se transforme, rien ne se cree"


Io ve izany ilay oha-pitenenana hoe:
Alahady ianao manatody... Alatsinainy ianao mangalatr'akoho... :-)
68. endriny ( 03/11/2015 06:29)

RBNIR:

1- Tsy avy tamin'olona io fa avy tamin'Andriamanitra.....« Ny fanahy izay manota no ho faty. Ny zanaka tsy mba hitondra ny heloky ny rainy, ary ny ray tsy mba hitondra ny heloky ny zanany; ny fahamarinan'ny marina ho aminy ihany ary ny faharatsian'ny ratsy fanahy kosa ho aminy ihany. » (Ezek.18:20)

Fa ilay fahotan'i Adama sy Eva mbola lanjainay ankehitriny noho io Atrareo sadikadika io ve ahoana? Sa modiana tsy fantatra ... sy modiana hitampenana sofina sy maso fotsiny...

RBNIR:

2- Hoy IZY (JESOSY) any amin'ny bokin'ny apokalipsy « Ary, Indro, avy faingana Aho; sambatra izay mitandrina ny tenin'ny faminaniana amin'ity boky ity. » (Apok.22:7)

Averiko indray fa ny boky nasain'i Jesosy nianarana tsy misy izany Apokalipsy izany.. tsy nisy bokin'ny Jentilisa
69. Radavison ( 03/11/2015 23:41)

rhaj0:

Radavison:
Fa taiza koa no nisy hoe rehefa scientifique dia tsy mahazo mino

... Alahady ianao "mino" ... ny Alatsinainy anefa ianao (mba).... misaina madio hoe, "tout se transforme, rien ne se cree"

Io ve izany ilay oha-pitenenana hoe:
Alahady ianao manatody... Alatsinainy ianao mangalatr'akoho... :-)



Efa impiry averina aminao fa tsy publication scientifique ny baiboly,
fa isaka ny resaka ve dia tsy maintsy averimberina foana sy soritana mafy

Ary efa nambarako taminao ka averiko indray
- ao ny ampiesonin'ny devoly amin'ny hoe tsy misy an'izany fahaverezana/famonjena izany;
- ao koa izay ampiesoniny ao anatina religiosité.
Ka ianao io aza ao anatin'itsy sokajy voalohany, sady ny haabo ara-tsiansa anao mampme fa lesona Fanabeazana Fototra sy Ambaratonga faharoa aza mahakofona anao,
Ka araka an'izany "rien ne se crée, mais tout se transforme" anao koa aza ve tsy citation mba averinao fotsiny, araka ny lazainao hoe "mba manao namana dia mba mamerina aho..."
Dia eo indray ianao mamoromporona fa tokony ho toy ny halatr'ahoko ho an'ny kristiana ny science? tadim-poitra tsy tapaka ka hoe handihy aho, amin'izay mbola miaraka amin'ity sakamandimby be...


70. rhaj0 ( 04/11/2015 02:10)
K'ahoana àry ry Radavison aaa...

1- mampianatra ny creationisme an-janakao ao ianao, ohatra hoe, 6.000 taona lasa izao tontolo izao no noforoniNY

2- sa mampianatra ny siansa ihany, ohatra ho'a hoe, efa ho 14 milliards d'années ny univers, ary 4.5 milliards d'années ny Tany..

1- sa 2- ??

(tsy ilana dissertation mihodikodina io, fa 1- sa 2- fotsiny..)
71. Radavison ( 04/11/2015 08:39)

rhaj0:

Radavison:
Fa taiza koa no nisy hoe rehefa scientifique dia tsy mahazo mino


Fa ny atsy Texas hono ho'a,, dia ho dondrona ao izany ny ankizin-dry fondamentaliste ao kouh...
Alahady ianao "mino" ..... Alatsinainy ianao mangalatr'akoho @ "tout se transforme, rien ne se cree".


Ny any Texas voatsikera izay tsy mampiana-janaka; ny aty an-tanindrazana kosa sokajiana ho toy ny mpangalatra akoho alatsinainy...

Mody adala ve sa tena kentrina tokoa é,
kanefa dia eo no miseho ho mahiratra lava-manan-kavaly...
Izany no tena antsoin'ny ohabolana malagasy hoe "lelan'omby..."
fa firinga mihevotra fotsiny ihany
Raha tsy izany dia boloky tsy kôpy n'inon'inona, fa mamerina izay henony fotsiny

72. RBNIR ( 04/11/2015 08:50)
Rhajo, afaka manazava amin'ny ankizy isika hoe izao no tena marina.... Tsy manakana ny ankizy tsy hianatra izany satria misy marina ihany koa ny ambaran'ny siansa namana....
73. rhaj0 ( 04/11/2015 11:39)
Radavison:
Ny any Texas voatsikera izay tsy mampiana-janaka; ny aty an-tanindrazana kosa sokajiana ho toy ny mpangalatra akoho alatsinainy...


Tena tsy azoko ny resakao.. izao ve?

- Ny any Texas dia, ireo mpinobe (fondamentalistes), dia nanindry ny ampianarana ny creationisme any an-tsekoly, ary ... voatsikera izany fa hoe tsy mampiana-janaka (siansa), hozy Radavison

- Ny any Dago, ireo mpinobe (toa an-dRadavison sy RBNIR), dia voasoketa voasokajy ho mpangalatr'akoho alatsinainy (milaza fa 14Milliards ans ny Univers - siansa), hozy Radavison, satria ny alahady izy nangalatr'atody (milaza fa 6000 ans ny Univers - baiboly)

74. endriny ( 05/11/2015 05:49)
Fa ho ahy izany dia tsy nisy Atra raha tsy nisy olom-belona...
75. rhaj0 ( 06/11/2015 13:36)
.. sahala @ akoho sy atody daholo anie ny resaka eee...

tsisy Atra raha tsisy olb raha tsisy Atra raha tsisy olb raha tsisy Atra raha tsisy olb......

Dia rahefa miresaka akoho sy atody, dia ny sasany teto ho'a, alahady izy mangalatr'atody, alatsinainy izy mangalatr'akoho...

Dia avy eo koa.. @ ilay resaka tsy mety azontsika eee... tsy aleo ve namonoana vantotr'akoho, toa izay i Jesosy no nohomboina eee....
76. endriny ( 07/11/2015 05:22)

rhaj0:

.. sahala @ akoho sy atody daholo anie ny resaka eee...


Tena samy hafa mihintsy a... ity ny sain'ny olombelona no namorona an'ilay Atra... Izany hoe raha tsy teo ny olombelona tsy nisy resaka Atra... Tsy haiku aloha satria ny mpino hafa dia mahita fa ny biby dia mahita an'Atra... Fa raha ny kristianina indray dia tsy hanaiky hoe hitovy laharana amin'ny biby izany...
77. rhaj0 ( 07/11/2015 14:21)
endriny:
ny sain'ny olombelona no namorona an'ilay Atra

Eny tokoany moa... t@ andron'ny dinaozaoro angaha moa efa nisy Andrmntra?? hum.... Mety efa nisy tokoany an... Fa tsy Atry ny Kanaan fa Atry ny Dinaozoro :-)

Afaka imaginer-na tokoany anie izany hoe, namorona, na ndao atao azany hoe, nanana ny Andrmntra-ny koa ny Dinaozoro ee... fa tena "mpanota" be ireto Dinaozoro, fa nanomboka samy mihinana izy samy izy, ka dia tezitra i Andrmntry ny Dinaozoro, ary dia nazerany teto an-tany ny asiteroida, fa dia ringana daholo ny Dinaozoro...
78. Strong3 ( 13/11/2015 12:54)
io dia kaosépitan'i rhaj0 ihany no averin'i endriny dia mody mba manao animation eo zalah hihihih :-)
79. endriny ( 18/11/2015 05:53)
Angaha tsy efa ela moa no nilazana teto fa ny olona tsy mahataka-davitra no namorona hoe Atra no nanao ny tany, dia avy eo izy nanamboatra ny volana sy ny masoandro... Koa raha tsy inona koa ny tany indray no vita talohan'ny masoandro

Kay moa ilay Atra mihintsy aza avy eo no nateraky ny Voahirana... Atum io a
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.296