Avy aiza tokoa ary Atra
21. rhaj0
(
21/10/2015 12:41)
I Saraha namen'i Abimileka sekela volafotsy arivo... non... i Abrahama "anadahiny" no nahazo ny sekela... fa i Saraha "nahazo ny rariny" ...
« Ary hoy kosa izy tamin'i Saraha: Indro, efa nomeko sekely volafotsy arivo ny anadahinao; indro, ho fanampena-maso aminao izany, dia amin'izay rehetra momba anao: ka dia efa nahazo ny rariny ianao ny amin'izany rehetra izany. » (Genesisy 20:16)
[size=8]you are sick, man!... you are a sick man... taranak'i Abrahama marina ianao...[/size]

22. Strong3
(
21/10/2015 12:55)
mdr... nga nisy kasoka niseho teo ?
fa i rhaj0 hoa dia mailaka raha vao resaka rs eh hihih :-)

23. rhaj0
(
21/10/2015 13:04)
Fa dia ataovy toa io koa izany Ivadinao ao eee... @ izay ianao vao "tena miaina ny evanjily".. ao @ ireven'i Bor2lais azy tsara... :-)
24. RBNIR
(
22/10/2015 06:11)
rhaj0:
Fa dia ataovy toa io koa izany Ivadinao ao eee... @ izay ianao vao "tena miaina ny evanjily".. ao @ ireven'i Bor2lais azy tsara... :-)
1 Abraham partit de là pour la contrée du midi; il s'établit entre Kadès et Schur, et fit un séjour à Guérar. 2 Abraham disait de Sara, sa femme : C'est ma soeur. Abimélec, roi de Guérar, fit enlever Sara. 3 Alors Dieu apparut en songe à Abimélec pendant la nuit, et lui dit : Voici, tu vas mourir à cause de la femme que tu as enlevée, car elle a un mari. 4 Abimélec, qui ne s'était point approché d'elle, répondit : Seigneur, ferais-tu périr même une nation juste ? 5 Ne m'a-t-il pas dit : C'est ma soeur ? et elle-même n'a-t-elle pas dit : C'est mon frère ? J'ai agi avec un coeur pur et avec des mains innocentes. 6 Dieu lui dit en songe : Je sais que tu as agi avec un coeur pur; aussi t'ai-je empêché de pécher contre moi. C'est pourquoi je n'ai pas permis que tu la touchasse.
Tsy mbola nisy na inona na inona vita teo!!! Ary fitiavan'Andriamanitra an'i Abimeleka no nanakany azy tsy hanota Aminy.....
Aza dia maika ny hanome tsiny AZY hoy aho e! ny volon-dohan-tsika aza anie dia voaisany e!
Ary ny hataoko sy hataonao ary ny holazaiko sy holazainao rahampitso aza fantany!!!!
IZAY MANANA MASO AOKA HAHITA!!!! IZAY MANANA SAINA AOKA HISAINA!!!!
25. Strong3
(
22/10/2015 06:13)
__ ny zavatra tsy takatrao hoa teo dia izao:
vao nanomboka hino sy hiaraka amin'Atra i Abrahama teo; ka mbola tsy tena natoky tsara fa mbola nitsapatsapa sy matahotahotra...
fa izahay aty arorina dia efa mahita ny lesona , ka tsy ho azon-draha tahaka izany intsony
fa tsy hoe izay miseho ao dia iny koa fa atao
aty izao efa hoe tsy mahazo mihinana paracetamol fa mitarika aretina hafa, nefa ny tambanivohitra mbola tsy maheno dia miletra ihany ka farany ivoahan'aretina
dia toa izany ny baiboly, tsy fakatahaka be fahatany fa fiainana sy lesona

26. Radavison
(
22/10/2015 12:04)
Arahabaiana Razokiendriny sy ny mpisera rehetra,
Andriamanitra (RayZanakaFanahyMasina) ry namana dia teo foana.
Ny tontolo misy Azy Mpahary dia "univers où tout est présent".
Ireo valim-pikarohana nataon'ireo manam-pahaizana dia manambara fa "l'espace et le temps se sont déployés/déroulés seulement à partir du big-bang". Ary vao mainka manamafy io finoana kristiana io izany.
Aleo soritana tsara hoe manamafy; fa tsy manaporofo; satria ho avy eo indray Rampamadidreska hitsikorofoka sy hanafòka...
Ragoogle koa moa efa mba niangaviana mafy hoe mba omeo izay rohy aterineto na publication scientifique mifanohitra amin'izany, dia nialany pà navadika zavatra hafa ny resaka ...
Zavaboaary toy ny créatures rehetra ny elana sy ny fotoana ka izany no mahatonga Azy Mpahary ho tsy voafehin'ny fotoana/elana izay namboariny.
Dia ho avy indray i Rampitsingoloka hanao hoe "univers parallèles sns..." ny tontolon'ny zava-boaary sy ny tontolon'Andriamanitra...
Mifonosina ireo tontolo roa ireo, tahaka ny fifanosinan'ny elana sy ny fotoana ihany : raha sady any Antsiranana ianao no sady any Taolagnaro dia :
1) na tsy misy ny elana ka lasa Antsiranana=Tolagnaro;
2) na tsy misy ny fotoana ka tsy mbola miala any Antsiranana akory ianao dia efa any Taolagnaro sadahy...
Raha mazava aminao izany dia arahaba soa, arahaba tsara;
Tsy mazava aminao, tsy mampaninona tsiakory fa tsy izany velively no antoka/fototry ny famonjena anao.
Veloma tompoko.
Radavison.

endriny:
Ny Ejipsianina izay raiben'ny finoana tao amin'ny faritra arabo fehizay dia manana ny ambarany amin'io:
"Taloha fony mbola tsy nisy tanimaina, dia rano no nameno ity tontolon'ny tany. Ka indray andro dia ny voahirana (na tatamo, na koa betsimihilana, na vorivory hoy ny hafa) no indreo nipoitra avy ao anaty rano. Rehefa namelana ny voahirana dia namerovero fatratra tokoa, ary nisy iray tena niavaka mihintsy ny hanitra nentiny. Indray maraina ary dia namoaka ny hanitra ihany ity farany no sady indro nitsiry tsikelikely avy eo amin'ny felany I Andriamanitra Atoma (Atum). Mbola kely I Andriamanitra Atoma ka mbola nofehezin'ny vonim-boahirana tao anaty kitapo mangirana no sady feno fofona manitra. Dia Atoma no Andriamanitra voalohany teto ambonin'ny tany, ary bibilava izy. Ary Atoma nanamboatra an'i Anu. Ary Anu kosa niteraka maro ka ireo no nasaina nandrafitra ny voary manontolo sy ny lanitra ary izao tontolo izao"
Mahafinaritra ahy, fa hay fantatra ihany izany ny fomba niforonan'Atra. Izay tsy avy aiza fa avy eto amin'ny tany ihany. Tsy vitan'ny hoe avy eto amin'ny tany, fa nateraky ny zavaminiry.
Dia hitako ny olona eto amintsika no manome hasina ireo madilo sy baobab, hasina sy hazotokana
27. rhaj0
(
22/10/2015 12:32)
Radavison:
"l'espace et le temps se sont déployés/déroulés seulement à partir du big-bang"... Zavaboaary toy ny créatures rehetra ny elana sy ny fotoana
ya ya.. Dia no-creer-n'i "Elohim of Canaanite religion" izany hono ny "elana sy fotoana", hozy Radavison eeee.. Nefa toa TSY takatr'i Genesisy (of Canaanite religion) akoriny izany (fa ny imaginatoin an-dRadavison no lasa lavitra loatrany)...
Efa hoe mbola TSY fantatra ny talohan'ny big-bang... ka dia ... aoka re ry Radavison fa dia ifalio ao azany ny raccourci-nao, na racourcisser-o ny saina(o) izany, fa dia no-creer-na daholo izany izany eeee...
Radavison:
Dia ho avy indray i Rampitsingoloka hanao hoe "univers parallèles sns..." ny tontolon'ny zava-boaary sy ny tontolon'Andriamanitra...
hi hi hi.. izaho izany mitsIngolOka, fa ianao mitsOngolIka, fa fanina ao @ imaginatoin (collective) an'i toin ao... :-)
Eny azany fa TSY "univers parallel" ilay izy ee... fa kosa, hozy ny mpandinika hoe, "separate (univers)" ny "divine" ary "eny rehetra eny", hono... ho an'ny Kristiana ohatra
https://en.wikipedia.org/wiki/Omnipresence
In monotheistic beliefs like Christianity, Judaism, and Islam the divine and the universe are separate, but the divine is present everywhere. In pantheistic beliefs the divine and the universe are identical...
Ary vokatr'izany, dia, ohatra izany hoe... sahala @ resaka tsaramaso tatsy, dia hoe...
- rahefa tsy takatra hoe, avy aiza ny tsaramaso, dia kinga ny saina(o) ilaza hoe, IZY no ni-creer azy eee... natsipiny avy tatsy @ ilay "separate (univers)"
- fa rahefa takatra io, dia kinga ny saina(o) manazava
Ka aiza ho aiza izao ilay "saina(o)" ry Radavison ??
(hotry ny mbola hitako manafangaro pseudo-science)
28. Radavison
(
22/10/2015 13:00)
Salama ianao rhaj0
Ny baiboly tsy akory tsy publication scientifique.
Ary ny baiboly koa tsy milaza mihitsy hoe tsy ilaina ny fahalalana ara-tsiansa, fa raha misy verset milaza an'izany dia mba ento eto azafady. Jeso Kristy aza nanao hoe "jereo ny aviavy, jereo ny voromanidina, sns...
Rehefa tomorona akaiky amin'ny resaka science ianao, publication no angatahina aminao, zavatra hafa no avalinao... sa mila atao teny angilisy vao mazava kokoa aminao?
Resaka mandangolango sy manodoka no mety hamitaka ihany indraindray,
fa izay fitsikorofohanao sy fanafòkanao akory dia hampiova inona eo.
Veloma lava hoy aho é
Radavison

29. endriny
(
22/10/2015 13:28)
Radavison:
Arahabaiana Razokiendriny sy ny mpisera rehetra,
Andriamanitra (RayZanakaFanahyMasina) ry namana dia teo foana.
Ny tontolo misy Azy Mpahary dia "univers où tout est présent".
Ireo valim-pikarohana nataon'ireo manam-pahaizana dia manambara fa "l'espace et le temps se sont déployés/déroulés seulement à partir du big-bang". Ary vao mainka manamafy io finoana kristiana io izany.
Aleo soritana tsara hoe manamafy; fa tsy manaporofo; satria ho avy eo indray Rampamadidreska hitsikorofoka sy hanafòka...
Ragoogle koa moa efa mba niangaviana mafy hoe mba omeo izay rohy aterineto na publication scientifique mifanohitra amin'izany, dia nialany pà navadika zavatra hafa ny resaka ...
Zavaboaary toy ny créatures rehetra ny elana sy ny fotoana ka izany no mahatonga Azy Mpahary ho tsy voafehin'ny fotoana/elana izay namboariny.
Dia ho avy indray i Rampitsingoloka hanao hoe "univers parallèles sns..." ny tontolon'ny zava-boaary sy ny tontolon'Andriamanitra...
Mifonosina ireo tontolo roa ireo, tahaka ny fifanosinan'ny elana sy ny fotoana ihany : raha sady any Antsiranana ianao no sady any Taolagnaro dia :
1) na tsy misy ny elana ka lasa Antsiranana=Tolagnaro;
2) na tsy misy ny fotoana ka tsy mbola miala any Antsiranana akory ianao dia efa any Taolagnaro sadahy...
Raha mazava aminao izany dia arahaba soa, arahaba tsara;
Tsy mazava aminao, tsy mampaninona tsiakory fa tsy izany velively no antoka/fototry ny famonjena anao.
Veloma tompoko.
Radavison.
Tsy afaka mamaritra izay lazainao aho... Fa ny haiko aloha dia niainga tamin'ny angano daholo ny fiforonan'Atra hatreto. Fa raha hoy ianao hoe efa nisy talohan'izao tontolo izao izy, dia izay izany.
Fa ho ahy na ny fisiany aza dia baraingo satria tsy misy izy.
Ary raha misy izy arak'ilay boky artifisialinao atao hoe bibilaosy dia izy no Atra lozan-tany indrindra fa mpamono sy mpanao fo lentika ary olona ihany ny azy no sorona avo indrindra.
Dia mba valio ho'a ilay fanontaniana hoe: "Taiza I Jesosy no naniraka anao hanangana fiangonana? Dia Testamenta vaovao ve no nasain'i Jesosy nianaran'ny olona?"
30. Radavison
(
22/10/2015 13:45)
Arahabaina Razoky endriny,
Angamba amin'ilay lohahevitra anankiray no efa namaliako anao ny momba an'io na teo ihany.
1°) Tsy ny hanangana fiangonana tsiakory no mission principale an'i Jeso Kristy.
2°) Jeso Kristy tsy nanafoana ny Tesamenta taloha, fa Izy aza mampianatra hoe tsy tonga aho handrava ny lalana, fa hahatanteraka ny lalana.
3°) Ny asan'ny fiangonana ankehitriny dia manohy ny fampianarana efa natombok'Izy Kristy
4°) Dia mba averiko aminao koa aza ny fanontaninana hoe aiza ho aiza ao amin'ny baiboly no misy an'i Jeso Kristy mandrara mivantana ny fiangonana?
Na lazainao ho loza be na be lolom-po Andriamanitra, efa misy safidy napetrany eo,
anjarana ny mifidy ny hanaiky na handà
Na izany na tsy izany, tsy ny fiangonana tsiakory no antoka/fototry ny famonjena izay atolony ny zanak'olombelona.
Veloma Razoky,

31. endriny
(
22/10/2015 13:58)
Fa tsy naniraka anao hanangana Fiangonana izy, kanefa maninona ianao no manangana fiangonana etsy sy ero anjonoana olona?
Sa manjono ondry ho volosana moa?
Sa manjono ondry ho volosana moa?
32. Radavison
(
22/10/2015 14:41)
Raha raisina ara-bakiteny dia tsy naniraka hanangana fiangonana Izy.
Raha raisina ara-bakiteny koa dia tsy nanakana ny fananganana fiangonana koa Izy,
Fa aiza hoy aho no hahafahanao mampianatra olona, araka ny hafatra navelany, eny an-dalam-be sa aleha tsirairay any an-tranony izay mila fampianarana, izay mila mifampahery, sns...? fa toa odianao fanina koa io fanontaniako io?
Rehefa tsy tianao ny teny hoe fiangonana dia ataovy hoe fikambananana, na fihaonana, na rdv, sns... tsy izay anarana akory no inona.
Asa koa raha odiana fanina fa ny atao hoe testameta vaovao dia manomboka amin'ny Bokin'i Matio ka hatrany amin'ny Apok, fa tsy ny Evangiles efatra fotsiny tsiakory.
Rehefa tsy tianao izany "volosana" lazainao izany, dia aza manaiky "hovolosana" izany é,
ny lala-marina sy ny fampianarana no raiso é,
tsy misy hena tsy misy taolana izany, fa izany ve no tsy hihinanana hena na trondro;
harianao miaraka min'ny rano nandroiny koa ve ny zaza?
endriny:
Fa tsy naniraka anao hanangana Fiangonana izy, kanefa maninona ianao no manangana fiangonana etsy sy ero anjonoana olona?
Sa manjono ondry ho volosana moa?
33. rhaj0
(
22/10/2015 15:10)
Radavison:
Raha raisina ara-bakiteny dia tsy naniraka hanangana fiangonana Izy.
Raha raisina ara-bakiteny koa dia tsy nanakana ny fananganana fiangonana koa Izy,
Ka TSY fampianaraNY izany izao ataona(re)o izao eeee... Eto vao hitako mitombona ny tatatatan'i RBNIR sy ny "fampianarana tsisy kilema"-ny...
ahodikodin-dry Radavison dia ahitatrany ny "fampianarana" (tsisy kilema), dia mitompo teny ery avy eo Radavison, manindrahindra-tena hoe, "tarihin'ny Fanahy Masina" hono izy Radavison manao ny ataony ao.
Dia nampian-dRadavison akoriny azany hoe, efa "milamina ny passeport"-ny...
Tena mpitarika Sekta i Radavison ity... inona ny anaran'ny Sekta-nao Radavison aaa ??
34. Radavison
(
23/10/2015 07:28)
Akory lahaly,
Fanomezan'Andriamanitra maimaimpoana ny Fanahy Masiny Razoky an,
Izay tsy disponible ny handray no tsy mahazo.
Sarotra be aminao izany satria 1+1=2 aza nahakenda sy nampilavolefona anao,
mainka ve fa ny hanavaka hoe ity secte na tsia.
Raha miteny aminao aho hoe manana fiara aho, moa manindraindra tena va izany?
Koa maninona ilazanao hoe "manindrahindra-tena" ny filazako hoe "tarihin'ny Fanahy Masina" :
1°) Izay zavatra ananako no lazaiko toy ny fananako fiara;
2°) Ianao ihany miteny fa tsy misy Andriamanitra, koa inona no kianinao amin'ny tsy misy ananako = ianao aza tsy cohérent amin'izay tenanao!
Dia averiko aminao indray fa ianao dia "toy ny rajako mihomehy olona, ka izy ridicule indray no mihevi-tena ho vedety"
Veloma razoky an,
mbola lavitr'ezaka izany dianao izany ka mahereza hatrany hatrany ihany é

35. RBNIR
(
23/10/2015 08:09)
rhaj0:
Eto vao hitako mitombona ny tatatatan'i RBNIR sy ny "fampianarana tsisy kilema"-ny...
Salama namana,
Tena soa ihany fa tsy izaho no niteny an'io namana....(lazain-dry zalahy fa mieboebo sy misekoseko ary manandran-tena mantsy hono) nefa mba mihezaka ny mampianatra, mandresy lahatra, mifampitaiza amin'ny fahamarinana, ary manitsy izay diso fotsiny ihany ny tena...
« Izay soratra rehetra nomen'ny tsindrimandrin'Andriamanitra dia mahasoa koa ho fampianarana, ho fandresen-dahatra, ho fanitsiana izay diso, ho fitaizana amin'ny fahamarinana, » (2 Tim.3:16)
Ny tena marina dia ity tsy anay ilay fahamarinana fa an'i Jesosy Kristy
Ary raha miteny ianao hoe mitombina dia ny Azy no mitombona fa tsy ny anay satria izahay dia fitaovana nirahana fotsiny ihany!!!
koa dia AZY IRERY anie ny VONINAHITRA anie !!!
ILAY FITAHIANA kosa aine ho antsika rehetra tsy hankanavaka!!!
36. Strong3
(
23/10/2015 09:05)
aza dia ampifendrofendroana hoa dia eo ...
raha nampianatra tsotra ny fahamarinana ianareo dia nihaino izahay ; fa ny hoe :
izahay irery no tompon'ny tsy misy kilema sy ny hoe irery mahafantatra ny tsy misy kilema , sy ny hoe nirahina irery hitory hoa no fototrin'ny olanareo ao

37. RBNIR
(
23/10/2015 09:15)
Strong3:
aza dia ampifendrofendroana hoa dia eo ...
raha nampianatra tsotra ny fahamarinana ianareo dia nihaino izahay ; fa ny hoe :
izahay irery no tompon'ny tsy misy kilema sy ny hoe irery mahafantatra ny tsy misy kilema , sy ny hoe nirahina irery hitory hoa no fototrin'ny olanareo ao
Raha milaza v hoe ity irery no mbola fampianarana nampianarin'i Jesosy mivantana!!!
Tsy filazana ny marina fotsiny ihany v izay ry namana????
38. Strong3
(
23/10/2015 10:01)
fa ny an'ny hafa izay nahampino azy tao izany inona aminareo ???
sa hoy ianareo hoe ny devoly no nampianatra sy nampivavaka azy tao ??,
saingy mety mba menatra ianareo dia tsy atao mivantana irey teny :-) asa aloha

39. RBNIR
(
23/10/2015 10:23)
Tsy asiana adi hevitra namana strong3, indraindray ny filazana ny marina dia heverin'ny sasany ho fanambaniana izay fantany,
Ny tokony atao an-tsaina anefa dia tsy izaho loatra anie no manambara fa IZY e (izao dia fitaovany fotsiny ihany mba hampafantatra ny marina araka ny baiboly)...Ary izay no nahatonga Azy hiteny an'ity : « Izay mihaino anareo dia mihaino Ahy; ary izay mandà anareo dia mandà Ahy; ary izay mandà Ahy dia mandà Izay naniraka Ahy. » (Lio.10:16)
Koa raha marina re ilay ambara inona moa no tsy handraisan-tsika azy e???

40. Strong3
(
23/10/2015 11:02)
anareo ....
anareo iza no notondroiny tamin'io ?
i pastera fitiavana ve sa ny apostoly sa ny mpianatra teo sa iza avy?
mazava angamba io Lio 10 io fa 70 lahy no noresahina teo
ka sao mba diso lalana ianao raha ilaza hoe ny apostoly 12 na 11 lahy no resahiny teo
dia ahoana izany?
mbola tsy hiaiky ihany ianao hoe tsy ianareo irery no iresahan'i Tompo sy irahiny hitory ny filazantsarany?