FMBM chômage technique :'(
41. rhaj0
(
01/10/2015 13:57)
Hozy Ralarosy hoe
omnipotent = Toute-puissance ; pouvoir de décision absolu, sans limites
Fa hainao ihany tokoany ny maha-politisiana ny teolojiana... fa dia hoz'izy hoe...
https://fr.wikipedia.org/wiki/Omnipotence
L'omnipotence ou la toute-puissance (du bas latin de omnipotentia, composé de omnis tout et de potentia puissance) est un pouvoir sans limite et sans fin. L’omnipotence, dans les religions monothéistes, est le pouvoir qu'a Dieu d'effectuer tout ce qui n'est pas intrinsèquement impossible.
giravy ilay double negative an... ny polifikiana fangolika angaha tsy fesse-fesse eeee...
tout ce qui n'est pas intrinsèquement impossible == tout ce qui est intrinsèquement possible.
izany hoe, le pouvoir de Dieu est "sans limites" ... si et seulement si... on est dans les "limites"..
na koa hoe, "tout est possible avec Dieu... ssi quand c'est "intrinsèquement possible"...
hi hi hi... izaho sy ianao koa izany "omnipotent" eee...
marina ny anao Radavison... tena "n'importe quoi" ilay dikany @ teolojiana...

42. Radavison
(
01/10/2015 14:28)
ianao ihany io teolojiana lazainao io,
tsara rehefa mahatsapa tena aloha é
rhaj0:
Hozy Ralarosy hoe
omnipotent = Toute-puissance ; pouvoir de décision absolu, sans limites
Fa hainao ihany tokoany ny maha-politisiana ny teolojiana... fa dia hoz'izy hoe...
https://fr.wikipedia.org/wiki/Omnipotence
L'omnipotence ou la toute-puissance (du bas latin de omnipotentia, composé de omnis tout et de potentia puissance) est un pouvoir sans limite et sans fin. L’omnipotence, dans les religions monothéistes, est le pouvoir qu'a Dieu d'effectuer tout ce qui n'est pas intrinsèquement impossible.
giravy ilay double negative an... ny polifikiana fangolika angaha tsy fesse-fesse eeee...
tout ce qui n'est pas intrinsèquement impossible == tout ce qui est intrinsèquement possible.
izany hoe, le pouvoir de Dieu est "sans limites" ... si et seulement si... on est dans les "limites"..
na koa hoe, "tout est possible avec Dieu... ssi quand c'est "intrinsèquement possible"...
hi hi hi... izaho sy ianao koa izany "omnipotent" eee...
marina ny anao Radavison... tena "n'importe quoi" ilay dikany @ teolojiana...
43. rhaj0
(
01/10/2015 14:37)
tsy namaky ilay wikipedia ianao, nefa anie mazava noho ny ao @ Baiboly no nolazainy tao, na ny marimarina koakoa, ny fitaterany ny nolazain'ny teolojiana..
Selon les théologiens, le fait que Dieu ne puisse pas faire ce qui est intrinsèquement impossible n'implique aucune imperfection, dans la mesure où un pouvoir qui s'étend à l'ensemble de ce qui est possible doit être parfait.
https://fr.wikipedia.org/wiki/Omnipotence
Na dia "tsy mahavita azy" azany hono i Andriamntra, dia mbola "mahavita azy" ihany eeee... :-)
mba mivoaha ihany ho'a dia mamaky ny eran-tany fa tsssyyyy....

44. Radavison
(
01/10/2015 15:15)
rohy hafa anie hoy aho no nagatahiko taminao é
rhaj0:
tsy namaky ilay wikipedia ianao, nefa anie mazava noho ny ao @ Baiboly no nolazainy tao, na ny marimarina koakoa, ny fitaterany ny nolazain'ny teolojiana..
Selon les théologiens, le fait que Dieu ne puisse pas faire ce qui est intrinsèquement impossible n'implique aucune imperfection, dans la mesure où un pouvoir qui s'étend à l'ensemble de ce qui est possible doit être parfait.
https://fr.wikipedia.org/wiki/Omnipotence
Na dia "tsy mahavita azy" azany hono i Andriamntra, dia mbola "mahavita azy" ihany eeee... :-)
mba mivoaha ihany ho'a dia mamaky ny eran-tany fa tsssyyyy....
45. rhaj0
(
01/10/2015 16:09)
ilay @ 0 sy 1 ve? bon.. tsy haiko.. (na kamo ny saiko eeeee...) ... fa izany akory ho'a tsy dia hamoroporonako, na inoinoako foana resaka ataon'olona @ izao fahalalana hananany izao. Mihantona ny eritreritro... io ho'a toa ilay fahiny hoe, nanao baolina i St-Michel tany Zambia ny alahady, fa tsisy mahafantatra ny valin'ny baolina raha tsy ny alatsinainy avy @ RFI. Koa raha ny alahady ianao miavavaka dia milaza fa mahalala, dia ... minou azy ao azany kouh...
Fa tsy matiko lolo ilay "omnipotent" eee... Kay izany "omnipotent" daholo isika rehetra, raha ny famaritan'ny teolojiana azy io... Tsy mba faly ve ianao @ izany ??? :-)

46. rhaj0
(
01/10/2015 17:04)
F'angaha tsy maha-valalanina mihintsy ireto teolojiana ireto eee.. tapaky ny hehy mihintsy ny machoire-ko mamaky ny fahaizany .. sa ny fahadalany... :-)
Hozy indray Ralarosy
omniscient = Qui sait tout ou paraît tout savoir.
Dia hoz'ianao hoe, Dieu est omniscient, IL sait tout... Bien sur que, i DIeu tsy "paraitre" fa "etre"...
Dia oainina anefa fa misy tsy takatry ny saiNY.. (na hoe tsy takatry ny sain'ny mpitantara angano).. Ka dia hozy indray i Teolojiana hoe...
https://en.wikipedia.org/wiki/Omniscience
Omniscience, mainly in religion, is the capacity to know everything that there is to know.
Hotsahotsan'ny hoe, "fantatr'Andrmntra" izay zavatra rehetra ... "fantatra" (i raolona)...
hi hi hi ... izay "tsy fantatra" (i raolona) izany dia "TSY fantatr'Andrmntra" koa ... Dia rahefa mitombo fahalalana Raolona, dia mitombo fahalalana koa Andrmntra ... esy eee...
ka dia mitombo fahalalana hatrany koa aho izany eto @ serasera eto eee... :-)
Dia kay koa izany "omniscient" daholo koa isika rehetra...

rhak0:
Fa tsy matiko lolo ilay "omnipotent" eee... Kay izany "omnipotent" daholo isika rehetra, raha ny famaritan'ny teolojiana azy io... Tsy mba faly ve ianao @ izany ???

47. Radavison
(
02/10/2015 09:54)
Arahabaina ny mpisera rehetra,
Ka ianao no sahy manandra-tena ho mitovy amin'Andriamanitra;
na ianao mahasahy mampietry an'Andriamanitra hitovy aminao.
Dia heverinao ve fa hampilendalenda ny olona izany, na dia izay farany zanzozefa aza???
...au contraire=ny mifanohitra amin'izany...
ohatrohatran'ny reradreraka anie ianareo izany Razoky é, fa na dia mapiditra mots clés anakiroa monja "décimal" sy "ifini" ao amin'ny google, izay tena manavanana anareo, aza tsy vitanareo intsony é.
Makà aina kely akoha fa week-end ihany koa izao,
tsarà é,
Radavison

48. rhaj0
(
02/10/2015 13:06)
Fa hotry ny tsy azonao ny resaka eee...
Amiko Atheista dia... A.tra dia tsy inona fa vokatry ny imagination-draolona ao ihany. Fa rehefa miezaka aho mi-compr ny imagination-draolona, rehefa mamahavaha kely ny resaky ny Teolojiana aho, dia ... io mivanika io e :
i Teolojiana no rahefa mba miasa ihany ilay sainy sy lojikany, no tonga @ ireo aberration ireo... Izaho manipika fotsiny.. ary mbola tsipihiko fanin-2 indray :-)
hi hi hi.. asivo hajany kosa ny anaran'ny olona Radavison aaaa... toa rabirabianao izany i Josefa... sy i Jaona
Amiko Atheista dia... A.tra dia tsy inona fa vokatry ny imagination-draolona ao ihany. Fa rehefa miezaka aho mi-compr ny imagination-draolona, rehefa mamahavaha kely ny resaky ny Teolojiana aho, dia ... io mivanika io e :
i Teolojiana no rahefa mba miasa ihany ilay sainy sy lojikany, no tonga @ ireo aberration ireo... Izaho manipika fotsiny.. ary mbola tsipihiko fanin-2 indray :-)
rhaj0:
https://fr.wikipedia.org/wiki/Omnipotence
L'omnipotence ou la toute-puissance (du bas latin de omnipotentia, composé de omnis tout et de potentia puissance) est un pouvoir sans limite et sans fin. L’omnipotence, dans les religions monothéistes, est le pouvoir qu'a Dieu d'effectuer tout ce qui n'est pas intrinsèquement impossible.
giravy ilay double negative an... ny polifikiana fangolika angaha tsy fesse-fesse eeee...
tout ce qui n'est pas intrinsèquement impossible == tout ce qui est intrinsèquement possible.
izany hoe, le pouvoir de Dieu est "sans limites" ... si et seulement si... on est dans les "limites"..
na koa hoe, "tout est possible avec Dieu... ssi quand c'est "intrinsèquement possible"...
https://fr.wikipedia.org/wiki/Omnipotence
Selon les théologiens, le fait que Dieu ne puisse pas faire ce qui est intrinsèquement impossible n'implique aucune imperfection, dans la mesure où un pouvoir qui s'étend à l'ensemble de ce qui est possible doit être parfait.
Na dia "tsy mahavita azy" azany hono i Andriamntra, dia mbola "mahavita azy" ihany eeee...
rhaj0:
https://en.wikipedia.org/wiki/Omniscience
Omniscience, mainly in religion, is the capacity to know everything that there is to know.
Hotsahotsan'ny hoe, "fantatr'Andrmntra" izay zavatra rehetra ... "fantatra" (i raolona)...
hi hi hi ... izay "tsy fantatra" (i raolona) izany dia "TSY fantatr'Andrmntra" koa ... Dia rahefa mitombo fahalalana Raolona, dia mitombo fahalalana koa Andrmntra ... esy eee...
Radavison:
na dia izay farany zanzozefa aza
hi hi hi.. asivo hajany kosa ny anaran'ny olona Radavison aaaa... toa rabirabianao izany i Josefa... sy i Jaona
49. Strong3
(
12/10/2015 12:46)
rhaj0:
.. Ka dia hozy indray i Teolojiana hoe...
https://en.wikipedia.org/wiki/Omniscience
Omniscience, mainly in religion, is the capacity to know everything that there is to know.
Hotsahotsan'ny hoe, "fantatr'Andrmntra" izay zavatra rehetra ... "fantatra" (i raolona)...
hi hi hi ... izay "tsy fantatra" (i raolona) izany dia "TSY fantatr'Andrmntra" koa ... Dia rahefa mitombo fahalalana Raolona, dia mitombo fahalalana koa Andrmntra ... esy eee...
fanaratsiana fotsiny no betsaka izany eto eh!!!
ATra manome fahalalana ny olombelona indray ve no hiandry ny fahalalan'olombelona?
jusqu'à niany ity i rhaj0 mbola tsy miteny ny valin'ny hoe:
hery avy aiza no nampisy izao fiainana izao , ny zavamaniry , ny biby , ny olona , ny tany, rano, rivotra, afo sy ny fito ambiny izay efa hitanao hoe tsy efatra intsony fa efa 11 izy izao
mba valio miadana ao rehefa tonga ny atalata eh :-)
50. rhaj0
(
13/10/2015 17:47)
ohatra azany ee.. ny "herin'ny rivotra" eeee..
Rahefa afanain'ny masoandro eo ny atimosifera, dia misy faritra mafana kokoa noho ny faritra hafa. Ary dia lasa mahery kokoa ny tsindry @ faritra mafana noho ny @ faritra mangatsiaka. Ary dia mipotsaka ny rivotra.
Fa raha "tsy mino" izany ianao, dia izao indray azany ny tantaran'Ibotity eeee... Miteny ny rivotra (sy ny hazo koa ohatra), toa ahy sy ianao... ka hoy ny hazo hoe : "tsy izaho no mahery, fa ny rivotra! " Dia hoy Ibotity :"ny rivotra izany no mahery ! Fa ny rivotra nanapa-kazo, ary ny hazo nanapaka ny fen'Ibotity"
Raha tsy tia Malagasy indray azany ianao, dia aleo tsotsorina eee.. io ambany io no herin'ny rivotra. Io izao kely sisa dia hotry ny i Andrmntra en personne.

51. rhaj0
(
13/10/2015 17:55)
Dia ny "herin'ny afo"..
tsaroako fony aho nampianatra.. dia hoe, inona ny afo? dia hoe, gaz mirehitra no lasa lelafo iny.. ohatra hoe, rahefa mirehitra ny hazo, dia misy ireo molekiola-na entona, tafahidy ao anaty molekiola-na hazo, dia ireny no mirehitra voalohany..
Dia avy eo indray dia hoe, ny "herin'ny hetotra".. dia inona ny "hetotra".. dia hoe gaza avoakan'ny lava-body.. rahefa mikaly, dia mi-fermenter ao @ tsinay ao ny tsaramaso, ary dia mipotsaka gaz, dia iny no mitsefotra.. ka raha mahatsapa fofona maimbo ny oronao, dia tsarovy fa potika molekiola no mipetaka @ nerf olfactive-nao ao.. ka dia mazotoa homana.
Dia raha atambatra ireo, "herin'ny afo sy ny hetotra", dia rahefa mangetotra iny anie, dia asio afokasoka mirehitra manakaiky ny lava-body, fa tena mirehitra iny hetotrao iny..

53. rhaj0
(
14/10/2015 12:34)
.. rahefa ao @ tsinaibe ao ilay tsaramaso, dia misy reaksio simika, ary dia vaky ilay polymer na izay large molekiola tao, ary dia mipiritika ny methane ohatra.. Ary iny no mirehitra (raha asiana afokasoka ny hetotrao)..
Fa ilay methane io koa izao no hita indray fa olana hono ho'a... kay ireto omby fatra-pangetotra ireto izany ka dia tena mila jerena akaiky indray koa raha ampihena ny resaofema kilimatika..
Ka io izao ilay hoe, lava be ny pourquoi-nao razaza, hoe "avy aiza", fa mety tsy takatrao izy izany, ka dia aleo tsotsorina hoe, ilay molekiola mirehitra dia kanetin'ny Devoly eeee... satria, araka ny Baiboly, izay mandoro dia "avy aiza" moa fa tsy avy @ Devoly eeee...

54. Strong3
(
15/10/2015 07:38)
koa satria tsy misy marina fa mbola finavina moa izany ireo ; fa satria ...
dia mazava fa na ny mpikarok'i harvad aza dia mitanaka manoloana ny fanotanian'jaza izay toa tsy ahitana valiny mandrakizay
... teraka avy aiza ny molekiola?
tsy misy valiny
... teraka avy aiza ny : Cations /Anions
tsy misy valiny
dia hoe tongatonga ho azy teo daholo ireo ry zaza fa mangina ah hahahaha .... :-) :-) :-)
toa hoe : aza mandaka rindrina fa mahafaty renibe ilay fampanginana zaza ataon'i tsimisyATRA

55. endriny
(
15/10/2015 12:15)
Faly ery ny Jiosy fa ity B sy D manerana ny tany, milaza ny tenany ho mivoatra (sivilize) sy nianatra rehetra ity dia mandala ny angano Jiosy sy ny Atra Jiosy daholo...
Ho ela velona anie ny Jiosy
Ho ela velona anie ny Jiosy
56. rhaj0
(
15/10/2015 12:23)
Ilay hoe "teraka" aloha dia ... midika hoe "misy loharano nipoirany", mety ny ray sy reny io... na atoma mitambatra ho molekiola. Ka azo valiana tsara ny pouiquoui be dia be-nao kah... mila fotoana fotsiny...
1- Ka ny molekiola na proteina izao, dia "teraka" rahefa nitsako siligaoma klorofila niaraka t@ oxizena sy rano ny tsaramaso raviny
2- Dia ilay methane dia "teraka" rahefa tao anaty tsinay, nivaky ilay proteina ary dia nampitritra methane ho'a
3- Iliay methane dia CH4 moa izy teo tsy tadidiko intsony.. fa misy atoma karibona sy hidirozena eee
4- dia ilay atoma-na Karibona indray ohatra, dia efa fahiny elabe no niforona, ary ilay piroton "niteraka" an'ilay Karibona dia efa hatrany @ big-bang no "teraka", fa niampitapita dia io tonga ao @ io hetotrao io, ohatra.
Jereo eto:
http://www.brooklyn.cuny.edu/bc/ahp/LAD/C4c/C4c_carbon_creation.html
na tsikarohinao irery eto fa efa mba lehibe vory saina ho'a ianao izao ee..
http://lmgtfy.com/?q=how+the+carbon+atom+was+formed
5- dia hanontany indray ianao hoe, avy aiza ilay piroton-n'ny Big-bang.. dia hoy aho hoe, eo izao isika izao.. tohizo ny karokaroka sy kirakira, fa io aloha raha hoe tsy takatra dia tsy takatra izany.
ka io izany mba takatry ny hoza-dohanao ny 1- sy 2- sy 3-; dia ilay 4- mety vaovao aminao.. dia ilay 5- izany tsy voan'ny ravin'ati-dohanao, dia hoz'ianao hoe, eo @ ilay 5- indrindra ilay "creation" eee... Nefa vao omaly ianao nilaza fa ilay 4- no creation, satria io no tsy takatry ny volon-dohanao t@ izay..
Dia rahefa tsy takatrao, dia hoz'ianao hoe creation, "tsisy loharano nipoirany", fa tonga dia nilatsaka toa mana avy any an-danitra izany eee.. Fa mampome fa aiza @ io ilay lanitra, rahefa kOpy ianao ny @ planeta/etoile/galaxie... dia mampome ihany koa fa hoe, ny tsaramaso ve no no-creer-n'Andrmntra direct tao ? Izany hozy ny Baiboly, na ireo olombe fony Canaan..
Sa moa efa hitanao ny lakile-ny? hoe, misy "univers parallel" na "separate univers" ankoatran'io "univers" iarahana mahita @ telescope io. Izay "univers paralle" izay dia TSY tsapan'ny organe des sens fa "fanahy"... ary dia mankany isikana rahefa maty (raha tsy nanota), na koa, avy any ny tsaramaso..
Eny azany eee... alefaso mafy ny imagination ry Caillou aaaa... dia aza mandalina ny @ 4- na 5- akoriny fa reveo ao, ifalio ny sainao ao, fa izay tsy takatrao dia avy atsy na mankany @ "univers parallel".

57. Strong3
(
16/10/2015 09:46)
k'inona moa izany fa dia efa limitén'ny big-bang ny resakao; tsy hainao intsony hoe :
iza no namoaka ny 5-
de ny mpino no omenao tsiny hoe mino an'ATra ho loharanon'izao rehetra izao
_ dia raha ianareo tsimisiAtra izao dia hoe , hotahaka ny bedia be ny source-nareo
molekiolan'ny rano .. andriamanitrin'ny rano
molekiolan'ny tany ... andrimanitrin'ny tany
molekiolan'ny rivotra hahaha ... tohizo
fa dia hita hoa zany fa tongatonga hoazy tsy fantampiaviana ireo hitamaso rehetra ireo araka ny fahataran'ny zanakatedohan'i rhaj0 ... :-) :-) :-)

58. rhaj0
(
16/10/2015 10:53)
Izaho koa be resaka 1-2-3-4-5 eo... kay ny an'i Strong3, i Andrmntra no ni-creer ny tsaramaso, dia nametraka azy teo ambony latabatra (par le biais de la Madame) mba ho hohanin'i Strong3... sa tsy izany ?
Sa izao indray ho'a.. i Andrmntra no nanafay an'i Strong3 niletra tsaramaso be loatrany teo, hany ka, mba hampatonga saina an'i Strong3, dia io nandefa "famantarana" io IZY: lasa mangetongetotra eraky forum io i Strong3... sa tsy izany?
Sa izao indray azany e... na CH4 io na CH666, na pirotO io na koarka, tsisy anaty Baiboly izany, fa tena resak'hehy fotsiny... ary tsisy mila takarina izany fa Andrmntra efa mahay ny zava-drehetra, dia vita ho azy fa tsy hoe "tongatonga ho azy" ny zava-drehetra eto, fa natsipitsipiny avy @ iliay "univers parallel" daholo izany...

59. Strong3
(
20/10/2015 10:16)
eny hoa fa tsy hifandahatra aminao siantifika aho hoe
ianareo ve mahay mamorona molekiola anakiray mbola tsy nisy hanamboaranareo zavatra hafa?
fa na ny manamporofo aza hoe : taiza ireny rehetra ireny no nipoitra toa manahirana ny sainareo , fa dia mampaneky olona fotsiny hoe :
efa teo ireo fa tsy mila takarina sy fakafakaina elabe : toa hoe 1+1= ... siny hoe : ny masoandro tsy maintsy mipotsaka avy eny antsinanana eny :-) :-)

60. rhaj0
(
20/10/2015 10:58)
Strong3:
ianareo ve mahay mamorona molekiola...
Ry Strong3 koa tahaka ny zazakely.. ny zazakely no "mino" hoe, izaho no "namorona" ny frites, ary avy ao ambadiky ny sofiko ireto izy no mivoaka..
TSISY "mamorona" (creation) izany ry Strong3 aa... nivoatra (evolution) hatrany ny fiainana..
Nareo ve tsy mba namperitreretin'i Lavoisier sy ny "rien ne se perd, rien ne se cree, tout se transforme" ?? kilasy de 5eme io ??
Koa na i Caillou sy ny zazakely azany mba mihira hoe "je suis grand maintenant".. ry Strong3 koa toa mbola hotsahotsan'ny ....