Avy aiza tokoa ary Atra

41. RBNIR ( 23/10/2015 11:39)
Strong3:

i pastera fitiavana ve sa ny apostoly sa ny mpianatra teo sa iza avy?

"Izay notendreny" no noteneniny teo e!
42. Strong3 ( 23/10/2015 11:56)
hay ve ka tsy mazava ny soratra masina hoe 70 lahy izy tao eh
fa dia avahana sy hialana bala indray hoe izay notendreny teo

dia manaova autoproclamation ohatran'ny mpanongapanjakana tamin'ny 2009 koa izany
« Dia hoy Jehovah tamiko: Ireo mpaminany ireo dia maminany lainga amin'ny anarako; Tsy naniraka azy Aho, na nandidy azy, na niteny taminy; Fa fahitana mandainga sy faminaniana tsy marina ary tsinotsinona sy fitaky ny fony no aminaniany aminareo. » (Jeremia 14:14)

... ka sao mba misoratena toa trandraka eto fotsiny aza :-)
43. RBNIR ( 23/10/2015 12:09)
Tsy azoko fa inona no mahadiso an'io nosoratako io hoe "izay notendreny"?
Hoy ny voasoratra hoe « Ary nony afaka izany, ny Tompo nanendry olona hafa koa, dia fito-polo lahy, ka naniraka azy tsiroaroa hialoha Azy any amin'ny tanàna sy ny tany rehetra izay efa halehany. » (Lioka 10:1)

Nanendry.....ka naniraka.....Misy diso v ny nambarako sa???
44. Radavison ( 23/10/2015 12:29)

Asa na mody fanina ianao na tsy mahazo teny malagasy sy frantsay.

Publication scientifique milaza fa diso ny hoe :
"l'espace et le temps se sont déployés/déroulés seulement à partir du big-bang"
no nangatahina taminao;

fa tsy hoe valio ny ny fanontaniana : "inona no nisy talohan'ny big-bang"
fa aza avadibadika ny resaka!

rhaj0:

Radavison:
"l'espace et le temps se sont déployés/déroulés seulement à partir du big-bang"... Zavaboaary toy ny créatures rehetra ny elana sy ny fotoana

ya ya.. Dia no-creer-n'i "Elohim of Canaanite religion" izany hono ny "elana sy fotoana", hozy Radavison eeee.. Nefa toa TSY takatr'i Genesisy (of Canaanite religion) akoriny izany (fa ny imaginatoin an-dRadavison no lasa lavitra loatrany)...

Efa hoe mbola TSY fantatra ny talohan'ny big-bang... ka dia ... aoka re ry Radavison fa dia ifalio ao azany ny raccourci-nao, na racourcisser-o ny saina(o) izany, fa dia no-creer-na daholo izany izany eeee...

Radavison:
Dia ho avy indray i Rampitsingoloka hanao hoe "univers parallèles sns..." ny tontolon'ny zava-boaary sy ny tontolon'Andriamanitra...

hi hi hi.. izaho izany mitsIngolOka, fa ianao mitsOngolIka, fa fanina ao @ imaginatoin (collective) an'i toin ao... :-)

Eny azany fa TSY "univers parallel" ilay izy ee... fa kosa, hozy ny mpandinika hoe, "separate (univers)" ny "divine" ary "eny rehetra eny", hono... ho an'ny Kristiana ohatra

https://en.wikipedia.org/wiki/Omnipresence
In monotheistic beliefs like Christianity, Judaism, and Islam the divine and the universe are separate, but the divine is present everywhere. In pantheistic beliefs the divine and the universe are identical...

Ary vokatr'izany, dia, ohatra izany hoe... sahala @ resaka tsaramaso tatsy, dia hoe...
- rahefa tsy takatra hoe, avy aiza ny tsaramaso, dia kinga ny saina(o) ilaza hoe, IZY no ni-creer azy eee... natsipiny avy tatsy @ ilay "separate (univers)"
- fa rahefa takatra io, dia kinga ny saina(o) manazava

Ka aiza ho aiza izao ilay "saina(o)" ry Radavison ??
(hotry ny mbola hitako manafangaro pseudo-science)
45. rhaj0 ( 23/10/2015 12:48)
Radavison:
Publication scientifique milaza fa diso ny hoe :
"l'espace et le temps se sont déployés/déroulés seulement à partir du big-bang"
no nangatahina taminao

ok .. koa na marina azany io, na misy pub sci, dia ny hitako taty, ary efa nozaraiko teto, dia Hubert Reeves nanazava ny mbola resaka mihantona @ big-bang.. Averiko indray ry Radavison scientist aaaa...
- ny taorian'ny ni-big-bang-er-na, dia hay hoe, ino particles/interactions misy.. rahefa mi-expand iny ny univers
- Fa ny taloha keliny, dia, heverovereto eeee... concentrE kokoa izany ny matieres talohan'ny ni-expander-ny... KA.... tsisy mahay aloha h@ izao hoe, inona ny interactions @ izany matieres plus condensees izany..

ka raha hiteny ianao, eny ianao Radavison, hoe... dia "niforona teo ny espace sy ny temps"... hi hi hi... miaraka @ ilay hoe FEO MAFY io... dia ao ianao izany ry (pseudo)-scientifique aaaa...
46. endriny ( 23/10/2015 14:24)

Radavison:

Raha raisina ara-bakiteny dia tsy naniraka hanangana fiangonana Izy.
Raha raisina ara-bakiteny koa dia tsy nanakana ny fananganana fiangonana koa Izy,

Hihihihi, izay maha-diavolana ny saina re atao a. Aza mihaino ny vavan'ny mapanaty ra-kena.

Fa aza manandratra ny vitan'olom-belona ho an'Atra, fa mitory tsy fahamendrehana hoy izy dia ahoana io?
47. endriny ( 23/10/2015 14:27)
Fa misy vazimbakeliny daholo ny zavatra rehetra

Vazimba mpiaro ny dobo, ny fatsakana
Vazimba mpiandry saha
Vazimba mpiandry ala
48. Radavison ( 25/10/2015 05:49)
Salama Razoky

Amin'ny zavatra rehetra ataon'ny olom-belona dia ny fahotana ihany no ankahalain'Adriamanitra, satria avy amin'ny devoly izany.

Veloma Tompoko,
Radavison

endriny:

Radavison:

Raha raisina ara-bakiteny dia tsy naniraka hanangana fiangonana Izy.
Raha raisina ara-bakiteny koa dia tsy nanakana ny fananganana fiangonana koa Izy,

Hihihihi, izay maha-diavolana ny saina re atao a. Aza mihaino ny vavan'ny mapanaty ra-kena.

Fa aza manandratra ny vitan'olom-belona ho an'Atra, fa mitory tsy fahamendrehana hoy izy dia ahoana io?
49. rhaj0 ( 25/10/2015 13:47)
Radavison:
Amin'ny zavatra rehetra ataon'ny olom-belona dia ny fahotana ihany no ankahalain'Adriamanitra, satria avy amin'ny devoly izany.

Tsy ampy ary tena tsy ampy (na akoriny aza hoe, diso) ny fandalinanao (ny Baiboly) ry Radavison. Hozy google hoe
http://livingtheway.org/43things.html
At Least 43 Things God Hates
Fara-fahatsarany, misy zavatra 43 no "ankahalain'Adriamanitra", ary TSY "fahotana" daholo akoriny izany. Ohatra @ ireo voatanisa ireo ambany ireo: ny Asitirolozia (Deuteronomy 18:10)

1. Homosexual acts (Leviticus 18:22).

2. Bestiality (Leviticus 18:23)

3. Idols, and the materials used to make idols (Deuteronomy 7:25)

4. Blemished sacrifices (Deuteronomy 17:1)

5. Worshipping the sun, moon or stars (Deuteronomy 17:3-4)

6. Divination (Deuteronomy 18:10)

7. Astrology (Deuteronomy 18:10)

8. Enchanters (Deuteronomy 18:10)

9. Witches (Deuteronomy 18:10)

10. Charmers (Deuteronomy 18:11)

11. Wizards (Deuteronomy 18:11)

12. Necromancers (Deuteronomy 18:11)

13. Transvestitism (Deuteronomy 22:5)

14. The hire of a whore (Deuteronomy 23:18)

15. Remarriage to a former wife after she has been married to another man (Deuteronomy 24:4)

16. Dishonest scales (Deuteronomy 25:13-16)

17. Workers of iniquity (Psalm 5:5)

18. The wicked (Psalm 11:5)

19. Those who love violence (Psalm 11:5)

20. The froward [perverse] (Proverbs 3:32)

21. A proud look (Proverbs 6:16-17)

22. A lying tongue (Proverbs 6:17)

23. Hands that shed innocent blood (Proverbs 6:17)

24. A heart that devises wicked imaginations (Proverbs 6:18)

25. Feet that are swift in running to mischief (Proverbs 6:18)

26. A false witness who speaks lies (Proverbs 6:19)

27. Anyone who sows discord among brethren (Proverbs 6:19)

28. Lying lips (Proverbs 12:22)

29. The sacrifices of the wicked (Proverbs 15:8)

30. The ways of the wicked (Proverbs 15:9)

31. The thoughts of the wicked (Proverbs 15:26)

32. The proud in heart (Proverbs 16:5)

33. Those who justify the wicked (Proverbs 17:15)

34. Those who condemn the just (Proverbs 17:15)

35. Vain sacrifices (Isaiah 1:13)

36. Feasts as Israel celebrated them (Isaiah 1:14)

37. Robbery for burnt offering (Isaiah 61:8)

38. Idolatry (Jeremiah 44:2-4)

39. Evil plans against neighbors (Zechariah 8:17)

40. False oaths (Zechariah 8:17)

41. Esau (Malachi 1:1-3; Romans 9:13)
[Actually, it’s "Jacob have I loved, and Esau have I hated" -ed.]

42. Divorce (Malachi 2:14-16)

43. The deeds of the Nicolaitans (Revelation 2:6, 15)
50. Radavison ( 26/10/2015 06:00)

rhaj0:

Radavison:
Publication scientifique milaza fa diso ny hoe :
"l'espace et le temps se sont déployés/déroulés seulement à partir du big-bang"
no nangatahina taminao

ok .. koa na marina azany io, na misy pub sci, dia ny hitako taty, ary efa nozaraiko teto, dia Hubert Reeves nanazava ny mbola resaka mihantona @ big-bang.. Averiko indray ry Radavison scientist aaaa...
- ny taorian'ny ni-big-bang-er-na, dia hay hoe, ino particles/interactions misy.. rahefa mi-expand iny ny univers
- Fa ny taloha keliny, dia, heverovereto eeee... concentrE kokoa izany ny matieres talohan'ny ni-expander-ny... KA.... tsisy mahay aloha h@ izao hoe, inona ny interactions @ izany matieres plus condensees izany..

ka raha hiteny ianao, eny ianao Radavison, hoe... dia "niforona teo ny espace sy ny temps"... hi hi hi... miaraka @ ilay hoe FEO MAFY io... dia ao ianao izany ry (pseudo)-scientifique aaaa...

Tsy izaho tsiakory no namorona fa izay publications rehetra hitako mikasina ny big-bang sy ny relativité dia nilaza an'io daholo. Ka izany no nahatonga ahy nanontany anao raha toa ka efa nahita kosa ianao publication mifanohitra amin'izany;

Dia averiko aminao indray fa tsy ny talohan'ny big-bang no nanontaniako, fa "à partir"
fa avadikao/atsambikinao mankany amin'ny formation des particules hatrany ny resaka; izay efa aty aorinan'ny big-bang, izay efa nisy publi betsaka koa...
51. Radavison ( 26/10/2015 07:22)

Radavison:
Amin'ny zavatra rehetra ataon'ny olom-belona dia ny fahotana ihany no ankahalain'Adriamanitra, satria avy amin'ny devoly izany.

oadray...
Ota sy fahotana avokoa ireo Razokiny an,
fa amin'ity indray mandeha ity tsy hamerina aminao intsony ilay hoe "rajako mihomehy ..."
satria mba asehona fa hainao ihany ny mijery baiboly (na extrait) ao amin'i google.

Mba mifa-nody ventiny ihany izany ny rano nantsakaiko koe "mbola lavitr'ezaka ny diana koa mahereza, mahereza hatrany"

Bravo tena izy io fa tsy tsindrontsindrom-paigotra intsny an

Veloma sy mahereza é

Radavison

rhaj0:

Tsy ampy ary tena tsy ampy (na akoriny aza hoe, diso) ny fandalinanao (ny Baiboly) ry Radavison. Hozy google hoe
http://livingtheway.org/43things.html
At Least 43 Things God Hates
Fara-fahatsarany, misy zavatra 43 no "ankahalain'Adriamanitra", ary TSY "fahotana" daholo akoriny izany. Ohatra @ ireo voatanisa ireo ambany ireo: ny Asitirolozia (Deuteronomy 18:10)

1. Homosexual acts (Leviticus 18:22).

2. Bestiality (Leviticus 18:23)

3. Idols, and the materials used to make idols (Deuteronomy 7:25)

4. Blemished sacrifices (Deuteronomy 17:1)

5. Worshipping the sun, moon or stars (Deuteronomy 17:3-4)

6. Divination (Deuteronomy 18:10)

7. Astrology (Deuteronomy 18:10)

8. Enchanters (Deuteronomy 18:10)

9. Witches (Deuteronomy 18:10)

10. Charmers (Deuteronomy 18:11)

11. Wizards (Deuteronomy 18:11)

12. Necromancers (Deuteronomy 18:11)

13. Transvestitism (Deuteronomy 22:5)

14. The hire of a whore (Deuteronomy 23:18)

15. Remarriage to a former wife after she has been married to another man (Deuteronomy 24:4)

16. Dishonest scales (Deuteronomy 25:13-16)

17. Workers of iniquity (Psalm 5:5)

18. The wicked (Psalm 11:5)

19. Those who love violence (Psalm 11:5)

20. The froward [perverse] (Proverbs 3:32)

21. A proud look (Proverbs 6:16-17)

22. A lying tongue (Proverbs 6:17)

23. Hands that shed innocent blood (Proverbs 6:17)

24. A heart that devises wicked imaginations (Proverbs 6:18)

25. Feet that are swift in running to mischief (Proverbs 6:18)

26. A false witness who speaks lies (Proverbs 6:19)

27. Anyone who sows discord among brethren (Proverbs 6:19)

28. Lying lips (Proverbs 12:22)

29. The sacrifices of the wicked (Proverbs 15:8)

30. The ways of the wicked (Proverbs 15:9)

31. The thoughts of the wicked (Proverbs 15:26)

32. The proud in heart (Proverbs 16:5)

33. Those who justify the wicked (Proverbs 17:15)

34. Those who condemn the just (Proverbs 17:15)

35. Vain sacrifices (Isaiah 1:13)

36. Feasts as Israel celebrated them (Isaiah 1:14)

37. Robbery for burnt offering (Isaiah 61:8)

38. Idolatry (Jeremiah 44:2-4)

39. Evil plans against neighbors (Zechariah 8:17)

40. False oaths (Zechariah 8:17)

41. Esau (Malachi 1:1-3; Romans 9:13)
[Actually, it’s "Jacob have I loved, and Esau have I hated" -ed.]

42. Divorce (Malachi 2:14-16)

43. The deeds of the Nicolaitans (Revelation 2:6, 15)
52. rhaj0 ( 26/10/2015 10:20)

Radavison:
Tsy izaho tsiakory no namorona fa izay publications rehetra hitako mikasina ny big-bang sy ny relativité dia nilaza an'io daholo. Ka izany no nahatonga ahy nanontany anao raha toa ka efa nahita kosa ianao publication mifanohitra amin'izany;

Dia averiko aminao indray fa tsy ny talohan'ny big-bang no nanontaniako, fa "à partir"
fa avadikao/atsambikinao mankany amin'ny formation des particules hatrany ny resaka; izay efa aty aorinan'ny big-bang, izay efa nisy publi betsaka koa...

z'afady kely aloha fa TSY niteny "formation des particules" aho... RAha ny ato an-tsaiko dia "transformation" no misy, fa TSISY formation.. na marimarina kokoa, TSY MISY izany hoe "creation".

Ka ny (no)lazaiko dia ny "apres big-bong", dia mbola "transformation"-na zavatra... mbola tsy takatry ny fahalalan-draolona izao.

Fa ny anao moa, satria "tsy takatry ny fahalalan-draolona izao" izany, dia anaovanao hitsin-dalana hoe... Ary Dia "Niforona" Teo Ny Espace sy Temps... Ka dia ao ianao izany ho'a... satria mbola mampihomehy ihany, fa aiza ho aiza @ io vinavinaNAO (irery ao) koa anefa ilay "andriamanitry ny Baiboly"... eritrereto tsara ny chronologie-mbaiboly ao :-)

53. rhaj0 ( 26/10/2015 16:10)
Radavison:
oadray...
Ota sy fahotana avokoa ireo

Ohabolana 16:5 Fahavetavetana eo imason’ i Jehovah izay rehetra miavonavona...
Dia hozy ny Rakibolan'i Hery..
avona = Fiheverana ny tena ho ambony ka manao ny sasany ho tsinontsinona

hi hi hi... Ka "ota" izany io "miavonavona" io ??

Mila mandresy lahatra ireo namanao eto ianao izany... bebe ihany zareo eto kinga be raha anapempo ny namany ho "TSY tena izy", na koa "mihevitra ny tenany ho ambony... any @ 3eme etage".. hainao tsara iza aby izy ireo :-)
54. endriny ( 27/10/2015 04:18)

Radavison:

Salama Razoky

Amin'ny zavatra rehetra ataon'ny olom-belona dia ny fahotana ihany no ankahalain'Adriamanitra, satria avy amin'ny devoly izany.

Veloma Tompoko,
Radavison

Raha misy io Atra io, ary raha ilay mahefa ny zavatra rehetra izy... dia inona moa no ilany izay ataontsika e... sa Atra mpila kisa sy sadikadika ity Atra ity ka dia andefasny devoly hisedra ny olona

Angamba izany lanitra izany tena terikely tsy omby zanak'anabavy dia ahilika ety an-tany daholo aloha izay azo ahilika (araka Davison)
55. RBNIR ( 27/10/2015 07:32)

Raha tsy nanota anie Adama sy Eva, hafa mihitsy no nitranga e!
Fanontaniana : ny olona v = Andriamanitra,
Didy tokana no napetraka mba tsy hitovizan-tsika Aminy : « Ary Jehovah Andriamanitra nandidy an-dralehilahy ka nanao hoe: Ny hazo rehetra eo amin'ny saha dia azonao ihinanana ihany; » (Gen.2:16)
« fa ny hazo fahalalana ny tsara sy ny ratsy dia aza ihinanana; fa amin'ny andro izay ihinananao azy dia ho faty tokoa ianao. » (Gen.2:17)
Indrisy tsy voatandrina satria voafitaka isika,
Iza no mpamitaka?
« [Ny nanotan'i Adama sy Eva, sy izay nataon'Andriamanitra taminy] Ary ny menarana dia fetsy noho ny bibi-dia rehetra izay nataon'i Jehovah Andriamanitra. Ary hoy izy tamin-dravehivavy: Hanky! efa nataon'Andriamanitra hoe: Aza ihinananareo ny hazo rehetra amin'ny saha? » (Gen.3:1)
« Fa hoy ravehivavy tamin'ny menarana: Ny voan'ny hazo eo amin'ny saha dia azonay ihinanana ihany; » (Gen.3:2)
« fa ny voan'ny hazo eo afovoan'ny saha kosa no efa nataon'Andriamanitra hoe: Aza hihinanareo na tendrenareo izany, fandrao maty ianareo. » (Gen.3:3)
« Ary hoy ny menarana tamin-dravehivavy: Tsy ho faty tsy akory ianareo; » (Gen.3:4)
« fa fantatr'Andriamanitra fa na amin'izay andro hihinananareo azy dia hahiratra ny masonareo, ka ho tahaka an'Andriamanitra ianareo, hahalala ny ny tsara sy ny ratsy. » (Gen.3:5)

Ny mpamitaka dia Ilay niteny hoe "tsy ho faty tsy akory ianareo fa....ho tahaka an'Andriamanitra ianareo.....

Tena menarana ara-bakiteny v io sa???
« Ary nazera ilay dragona, dia ilay menarana ela, izay atao hoe devoly sy Satana, izay mamitaka izao tontolo izao; dia nazera tamin'ny tany izy, ary ny anjeliny koa niaraka nazera taminy. » (Apok.12:9)

Tsia fa io no ilay atao hoe devoly sy Satana...ary io ilay "mpamono olona hatramin'ny voalohany" « Hianareo avy tamin'ny devoly rainareo, ka izay sitraky ny rainareo no tianareo hatao. Izy dia mpamono olona hatramin'ny taloha, ary tsy nitoetra tamin*'ny marina, satria tsy misy marina aminy. Raha mandainga izy, dia ny azy no lazainy, satria mpandainga izy sady rain'ny lainga. [*Na: (mitoetra amin')] » (Jao.8:44)

Tsy misy hidiran'Andriamanitra velively mihitsy ny problemantsika ankehitriny fa suite logikan'ny ota nataon'i Adama sy Eva avokoa izany....« Ny fahadalan'ny olona no mahasimba ny alehany, Ka amin'i Jehovah no sosotra ny fony. » (Ohab.19:3)

Koa dia atsipy ny tady ho eny an-tandroky ny omby, ary atsipy ny teny ho any ampon'ny mahalala....
56. rhaj0 ( 27/10/2015 10:29)
RBNIR:
Raha tsy nanota anie Adama sy Eva, hafa mihitsy no nitranga e!

hi hi hi... ndao azany alefa ny imagination eee... izay mahatonga ny azy alavitra indrindra :-)

"Raha tsy nanota i Adama sy Eva"..

- dia... TSISY ny olombelona, satria TSY niteraka i Adama sy Eva tany paradisa
- koa na niteraka azany i Adama sy Eva, dia TSISY ilavana azy i Jesosy, satria TSISY nanota ny olombelona

- dia ny ivanitihana hafa koa izany..
- dia... mbola miboridana daholo ny olombelona (sahala @ aborigene ao Amazonie ohatra)
- dia... TSISY ilay manao ilay manome tsiny ny vehivavy fa hoe nandrangitra ny lehilahy hanota
- dia ahoana koa ?? :-)
57. endriny ( 28/10/2015 14:45)

RBNIR:

Raha tsy nanota anie Adama sy Eva, hafa mihitsy no nitranga e!
Fanontaniana : ny olona v = Andriamanitra,
Didy tokana no napetraka mba tsy hitovizan-tsika Aminy : « Ary Jehovah Andriamanitra nandidy an-dralehilahy ka nanao hoe: Ny hazo rehetra eo amin'ny saha dia azonao ihinanana ihany; » (Gen.2:16)

« fa ny hazo fahalalana ny tsara sy ny ratsy dia aza ihinanana; fa amin'ny andro izay ihinananao azy dia ho faty tokoa ianao. » (Gen.2:17)

Fa na nanota I Adama sy Eva na tsy nanota, dia izao "Ito Atr'Israely ito dia Atra Foka sy Sadikadika" Ny antony dia ny olom-belona aza mahalala ny hoe: "Heloky ny Ray tsy heloky ny Zanaka"...

Dia ahoana indray ary izany no maha Atra Fitiavana an'ity Atr'i RBNIR ity? Sa ilay hoe nanao sorona ny zanany lahitokana ve?
Dia vao maika sampy loza amin-tany izy raha izany.

Indrisy tsy voatandrina satria voafitaka isika,
Iza no mpamitaka?

RBNIR:

« Ary nazera ilay dragona, dia ilay menarana ela, izay atao hoe devoly sy Satana, izay mamitaka izao tontolo izao; dia nazera tamin'ny tany izy, ary ny anjeliny koa niaraka nazera taminy. » (Apok.12:9)

Tsia fa io no ilay atao hoe devoly sy Satana...ary io ilay "mpamono olona hatramin'ny voalohany" « Hianareo avy tamin'ny devoly rainareo, ka izay sitraky ny rainareo no tianareo hatao. Izy dia mpamono olona hatramin'ny taloha, ary tsy nitoetra tamin*'ny marina, satria tsy misy marina aminy. Raha mandainga izy, dia ny azy no lazainy, satria mpandainga izy sady rain'ny lainga. [*Na: (mitoetra amin')] » (Jao.8:44)

O ry ZAma a, Jesosy ho'a nanmpianara ny olona hamaky sy hianatra ny boky navelan'ny razany. Ary naniraka ny mpianany hamaky sy handalina io boky io amin'ireo manodidina azy. Fa tsy niteny hoe ampio Testamenta Vaovao io boky bibilaosy io, fa lasa boky artifisialy ilay izy
58. Radavison ( 29/10/2015 09:45)

rhaj0:

Radavison:
Tsy izaho tsiakory no namorona ... publication mifanohitra amin'izany;
Dia averiko aminao indray fa tsy ny talohan'ny big-bang no nanontaniako, fa "à partir"
fa avadikao/atsambikinao mankany amin'ny formation des particules hatrany ny resaka; izay efa aty aorinan'ny big-bang, izay efa nisy publi betsaka koa...

z'afady kely aloha ...

Fa ny anao moa, satria "tsy takatry ny fahalalan-draolona izao" izany, dia anaovanao hitsin-dalana hoe... Ary Dia "Niforona" Teo Ny Espace sy Temps... Ka dia ao ianao izany ho'a... satria mbola mampihomehy ihany, fa aiza ho aiza @ io vinavinaNAO (irery ao) koa anefa ilay "andriamanitry ny Baiboly"... eritrereto tsara ny chronologie-mbaiboly ao :-)

Ny fiheveranao azy dia hoe refa kristiana dia tsy manam-pahalala, fa ianao ireny no tena mahiratra.

Aza fady mba jereo kely Paul Davies, AM,
https://en.wikipedia.org/wiki/Paul_Davies

Site internet-na recherches : http://www.larecherche.fr/savoirs/dossier/big-bang-01-01-2002-89387
nakako ito extrait an'i Paul Davies ito:
"La notion d'un univers physique naissant « avec » le temps et non « dans » le temps n'est pas nouvelle. Mais il fallut attendre la théorie de la relativité d'Einstein pour donner toute sa respectabilité scientifique à ce concept."

Dia veloma ianao fa tsy i Radavison no manao hitin-dalana,
Publication mifanohitra amin'io no notadiaviko taminao, fa ny anao ny hanebaka no lava maha-maika anao.
59. rhaj0 ( 29/10/2015 10:40)
rhaj0:
Fa ny anao moa, satria "tsy takatry ny fahalalan-draolona izao" izany, dia anaovanao hitsin-dalana hoe...
Radavison:

Aza fady mba jereo kely Paul Davies, AM,
https://en.wikipedia.org/wiki/Paul_Davies

tsy i Radavison no manao hitin-dalana

Misaotra aloha, ary tena manja koa aloha fa kay mba mitsikaroka ianao, ary mba nivoaka t@ Baiboly.

Fa ity no fipetraky ny resaka izao @ olon-drehetra
http://www.larecherche.fr/savoirs/dossier/big-bang-01-01-2002-89387
Les religieux voient dans les efforts que font les scientifiques pour expliquer la naissance de l'Univers une manoeuvre pour abolir le Créateur. Les athées ne sont pas moins inquiets, car la notion d'un Univers naissant à partir de rien leur paraît aussi suspecte que la création ex nihilo que prône le christianisme.

==> Ny fazahoako azy, dia ny "notion d'un Univers naissant" dia samy TSY ankasitrahan'ny "mpino" sy ny "siantista".
Asa ahoana no fazahoanao io resaka io.. @ maha-mpino anao, sy @ maha-siantista anao, hoz'ianao.

Ary ity foana no efa naverimberiko teto, ary ity dia resak'i Hubert Reeves t@ tele ho'a, ary ity no manazava ny fipetraky ny resaka @ siantista
« Qui se soucie de ce qui s'est passé une demi-seconde après le Big Bang » , comme l'écrivait un journaliste. « Qu'en est-il une demi-seconde avant ? »

Averiko indray : « Qu'en est-il une demi-seconde avant ? »

Ka io ho'a, rehefa "tsy takatry ny saina" izao, dia izay izany: "tsy takatry ny saina"... fa tsy lasa mandeha, dia mamoromporona dia minomino foana dia mamikitra mafy resaka hypothetique rehetra izao: izay ilay "hitsin-dalana".

Efa nohazavain'i Hubert Reeves, ary naveriko teto, fa ny demi-seconde avant, dia misy interactions sy particules izay mbola tsy takatry ny fahalalana izao. Ka hypothese daholo ny mety ho hitanao @ izay literatiora (tianao) hita izao.

Fa ny hevi-dehibe, dia mbola lavitra ny ho aleha rahefa manao dihy miverina... Ary @ maha-siantista, dia fadiana ny manidy ny saina, ka tonga dia faritana hoe "creation" na "naissant from nothing" ny zavatra rahefa "tsy takatry ny saina".

60. Radavison ( 29/10/2015 15:14)

rhaj0:

rhaj0:
Fa ny anao moa, satria "tsy takatry ny fahalalan-draolona izao" izany, dia anaovanao hitsin-dalana hoe...
Radavison:

Aza fady mba jereo kely Paul Davies, AM,
https://en.wikipedia.org/wiki/Paul_Davies

tsy i Radavison no manao hitin-dalana

Misaotra aloha, ary tena manja koa aloha fa kay mba mitsikaroka ianao, ary mba nivoaka t@ Baiboly.

Ny zavatra lazainao fa averimberinao io, "demi-seconde..." dia voalaza ao @ Paul Davies koa.

F'angaha heverinao fa vao hatram'ny nidirako teto amin'ity serasera ity vao nahalala ny momba ny sciences ny tenanany?
Ary tsy olona milavolefona amin'ny 1+1=2; na tsy manan-kafitsoka @ intervalle 0à1; na tsy cohérent amin'ny tenany toa anao izao no hampianatra ahy méthodologie na comportement scientifique...
Ianao te hamonololo @ fahalalana scientifique, kanefa rehefa tena tomorona akaiky amina sujet précis hay tsy misy alahatra, fa fanarabiana sy fanebahana no mipoapoaka, lasa mihaloha sy matevina tokoa, ny zavatra tsy nanontaniana no iolankolanana anariana dia...

Ary efa averimberina aminao ombieny ombieny fa tontolo samy hafa ny ara-materialy sy ny ara-panahy, fa ianao no mizizo ny hanafòka,
Ka mba mihevera tena amin'izay sitrany ahay mba miala eo amin'ny toeran'ny "rajako mivanitika amin'olombelona, ka izy ridicule indray no mihevi-tena ho vedety lava-manan-kalahatra!"...

Apetrako amin'ny toerany tokony hisy azy ny fahamarinana ara-tsiansa,
Fa izany kosa tsy mampiova ny finoako: Jeso Kristy ihany no famonjena azo antoka tanteraka. Ny ankoatr'izay dia fanampim-pahalalana fotsiny ihany...

Veloma inao.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2159