Ny fanimbana tena ateraky ny finoana
21. rhaj0
(
16/10/2015 13:10)
Yahl:
Ka na olona aza enao ka hataony toy ny alika ny filaza anao rehefa tsy mino, de mba hanao inon' enao io?!
Radavison:
na ny Zanak'Isiraely aza dia naripany rehefa madi-doha...
Dia reveo ao izany ho'a ny Andrmntrareo be fitiavana eeee... izany no ampiasainy ny omnipotence-ny aminareo "mino" AZY..
Fa TSY mahakasika ahy izany eee.... :-)
22. rhaj0
(
16/10/2015 13:45)
Teo izany maty mihintsy ilay bandikely, maty novonoin-dray aman-dreniny tao am-piangonana, ary maty satria tsy nety nibebaka... ary maty satria hozy ny Baiboly hoe, "aza tsitsiana rotsa-kazo ny fitiavanao ny zanakao".
Fa ity indray, efa noresahina tsatsy ihany, i Takeri Tekakwitha.. Izy indray dia tena "nanimba tena", satria hono, izay angaha no nolazain'ny Baiboly, ary izay hono no mampa-akaiky azy kokoa amin'Andrmntra hono, ka dia tena "nanimba tena" ara-baki-teny mihintsy i Takeri..
Dia inona fa nohasinina ho "masim-bavy" mihintsy izy, asa hoe, mba ho atao ho insopiration ho an'ny ankizivavy (katolika) rehetra izay "mino" ao???...
ka ahoana: izany izany no ohatra sy fampianarana amena ny zanakao vavy ao ??

rhaj0:
Lava kokoa ny resaka rahefa wikipedia @ teny anglisy
Wikipedia: http://en.wikipedia.org/wiki/Kateri_Tekakwitha
Betsaka ny resaka ao fa inty tiako ho singanina (nadikako avy t@ google-translate):
Aspirant à la dévotion, ils ont commencé à pratiquer la flagellation mutuelle en secret. Cholenec écrit que Catherine pouvait se flageller entre mille et douze cents coups en une seule session. Le dévouement de Tekakwitha à la mortification rituel est devenu plus intense et la consommation sur le reste de sa vie; elle comprenait un jeûne prolongé, la flagellation, la coupe, dormir sur un lit d'épines, et se brûler avec des charbons ardents.
Dia inty koa, nadikako google-translate:
Après sa mort, les gens ont remarqué un changement physique. Cholenec écrivit plus tard: «Ce visage, si marquée et basané, changea brusquement d'environ un quart d'heure après sa mort, et est devenu en un instant si belle et si blanche que j'ai observé immédiatement." Tekakwitha est dit avoir comparu devant trois individus dans les semaines après sa mort...
Fa dia ... an an... lasa "fotsy" sy "manja" ve izany i Kateri.. dia, raha ny fahazoako azy, izany no (anisan'ny) naha-masina azy ...
hum...
hum...
23. endriny
(
16/10/2015 15:49)
Maro be ireo tranga maneho ny fanimbana ateraky ny finoana:
oh. 1) Olona mikodiadia eny amin'ny arabe any Inde, izay araka ny finoany dia izy no manadio sy mitondra ny fahoriana tsy zakan'ny hafa.
oh. 2) Olona iray vonona ny tsy hanambady na hiteraka fa andeha hanompo an'Atra.
oh. 3) Famonoana ireo zaza tsy manantsiny notezain'ireo Relijiosy tao Irlandy.
oh. 4) Fiantranana basy marovava fa hoe manana odibasy.

24. endriny
(
16/10/2015 15:57)
Radavison:
Arahabaina daholo,
Ho anareo izay manontany hoe ahoana no ahalalana fa tarihin'ny Fanahy Masina ny olona,
dia tsy fantatro na tsy mahay mamaky teny na tsy mahazo teny malagasy ianareo, na mody fanina,
fa efa nosoratako mazava teo aloha teo hoe ny "vokatry ny Fanahy" no anisan'ny ahafantarana an'izany.
Aza mody fanina ihany koa fa azonao tadiavina ao amin'ny google koa izany
Fruits de l'Esprit, Réveil spirituel, Baptême du Saint Esprit, sns...
Mampihomehy ahy ianao... hay ve google no amantarana hoe tarihin'ny Fanahy Masina ny olona iray e...
Dia ohatran'ny rajako nahazo akondro marina ity isika ka tsy dia aleo mifatotra amam-pondra amin'ity vazaha
25. Strong3
(
19/10/2015 11:05)
ka ianareo tsimisiAtra angé ry endriny ka mino fa avy amin'ny rajako ny olombelona eh (evolution de l'homme)
ka inona ary ity mahagaga raha vokisan'olona akondro lava eo :-) :-) :-)

26. rhaj0
(
19/10/2015 12:33)
Ao @ imagination-n'i Strong3 ao izao dia hoe, ilay ragidro, du zour au lendemain, dia lasa olbln... Dia ao @ imagination-n'i Strong3 koa, satria moa nampinoana azy ilay izy, dia i Takeri Tekakwitha koa, nony maty, dia tanatin'ny ampahefa-kadiny, dia lasa "fotsy" sy "tsara tarehy"... "niova natiora" hono eeee...
Dia i Strong3 koa izao ao, ao @ imagination-ny ao, hoe, rahefa maty koa izy, dia tonga dia lasa toa an'i Humphrey Bogart (ilay icon-keliny io)... fa raha mbola mainty sy petak'orona sy ngita volo ao mantsy izy, dia mety tsy reconnaisser-van'i Jesosy sy Paoly, ary dia tena mety tsy tafiditra Paradisa...

27. endriny
(
19/10/2015 14:54)
Strong3:
ka ianareo tsimisiAtra angé ry endriny ka mino fa avy amin'ny rajako ny olombelona eh (evolution de l'homme)
ka inona ary ity mahagaga raha vokisan'olona akondro lava eo :-) :-) :-)
Aleo ary ataoko hoe ohatran'i Strong3 nahazo baiboly ka ny kintana iray lazainy fa maolekiola mihodikodina
28. endriny
(
19/10/2015 15:01)
Noho ny finoana dia maro ireo olona minia mikipy eto amin'izao fiainana izao. Ka mino an-jambany fa ny tany dia ratsy sy fahalovana ary feno fitaka. Ireo olona ireo dia matetika no miantso tody ho an'ireo lazainy fa ratsy.
Dia lasa fanimbana tena ary fanimbana toetsaina ilay finoana satria dia miazoazo mandrakariva an'-tsainy ny hoe izay manao ratsy dia ahazo valiratsy... ka tsy hitany ary malokila amin'ny betron-dohany ilay hoe izay manao ny soa...

29. Strong3
(
20/10/2015 09:45)
endriny:
Strong3:
ka ianareo tsimisiAtra angé ry endriny ka mino fa avy amin'ny rajako ny olombelona eh (evolution de l'homme)
ka inona ary ity mahagaga raha vokisan'olona akondro lava eo :-) :-) :-)
Aleo ary ataoko hoe ohatran'i Strong3 nahazo baiboly ka ny kintana iray lazainy fa maolekiola mihodikodina
ka ve ianao ity mbola tsy nihodikodina tao amin'ny google tao ka mbola tsy maty voalavo akibo amin'ny tsy fahatakaranao ity titana mihodikodina fa tonga dia ny vaingany no takatrao eh hihihih hahahah hohohoh esiao eh ry evolution de l'homme eh
30. rhaj0
(
20/10/2015 15:55)
Ndao azany googler-na eee...
inona "ny fanimbana tena ateraky ny finoana", tsindrio ny rohy io ambany io
http://lmgtfy.com/?q=negative+effects+of+christianity+on+the+body
Dia mba tsy miangatra, dia inona koa ny paozitiva @ tenabe rahefa "mino"
http://lmgtfy.com/?q=positive+effects+of+christianity+on+the+body
ka dia zarao avy @ izay vakianao ao @ google ao azany ny tsapanao fa tena nihatra taminao tokoany...

31. endriny
(
21/10/2015 04:49)
Nisy mpampianatra katesizy anay izay taloha. Dia mampianatra hira amin'ny tenifrantsay izy. Dia gaga ianao, fa lasa nataonay fisehosehoana tamin'ny manodidina mihintsy ilay hoe mahay mihira fiderana amin'ny tenifrantsay. Dia indraindray na eny amin'ny filaharana matsaka aza ka sendra misy roa no tafiaraka dia atao ilay hira... dia ohatran'ireny hoe any an-danitra ireny ery ny tena
32. rhaj0
(
21/10/2015 13:35)
Eto izany misy 40 hono ny "fanimbana tena ateraky ny finoana" e... manana 40 andro isika izany hamahabaha ny tsirairay aminy..
http://www.patheos.com/blogs/wwjtd/2014/05/40-harmful-effects-of-christianity/
1. The discouragement of rational, critical thought. = Manakivy, tsy mandrisika - ny misaina sy mieritreritra, - ny manakiana sy mamahabaha araka ny lojika.
(rational = based on or in accordance with reason or logic
critical = expressing or involving an analysis of the merits and faults)
Sa ahoana k'lou ny handikanareo an'izy io?

33. rhaj0
(
21/10/2015 15:11)
1. The discouragement of rational, critical thought.
Io izao dia i Strong3 no ohatra velona eto @ forum eto.. HIlaza-tena anefa moa i Strong3 fa mba manao an'io koa, ary ny baiboly indrindra no halalininy ao, nefany, miara-mahita atsy sy aroa, fa tena na ny "orana" azany, indrindra moa ny "safo-drano", dia tena mbola very ilay "rational/critical thought" eeee..
Fa ny ohatra velona tsotra, dia ireo Kristiana mandA ny fitsaboana siantifika, ary dia "manimba tena" (an'ny zanany ao ohatra)
... eny, Kristiana tokoany izy ireo, ary "tena izy", izany hoe, "miaina ny evanjily" (ara-baki-teny).

34. Strong3
(
22/10/2015 06:51)
efa mba betsaka hoa ny olona miakany fa dia manasa anareo hody kely any ambanivohitra , dia tohero ny fombafomba rehetra any
ampiasao ny kajikajy fizika sy mafmatika amin'ireo tsy azo atao ahitantsika azy
__ fa ny an'Atra moa izany efa tsy mamely mivantana avy hatrany intsony Izy araka ny fanaony taloha dia ... mahay miteny eto ihany ianareo
fa io kritika mipetraka io hoa dia hoan'ireo jojorombona sy entin'ny filana mahaolona ihany ka dia manao izay tiany sy takatrin'ny sainy amin'ny baiboly ao zareo , fa izany tsy midika hoe :
__ izay mipetraka eny alasora dia mpangalatra akoho daholo
na izay any kanada dia tsimisiAtra daholo ... fa i rhaj0 no lasa tsimisiAtra dia noho izy efa sécurisé amin'ny lafimpiainana rehetra, tsy toa izy taty madagasikara , mitaintaina lalandava hoe : kirizy , kere, vala-naretina sns...

35. Radavison
(
22/10/2015 09:41)
Veloma lava eo ianao Razoky an,
Ny anay ny fisoratana anarana any amin'ny bokin'ny Fiainana any an-danitra efa vita hatry ny ela, mbola talohan'ny nisian'ny aterineto nandeha tsara teto amin'ny tanàna aza izany...
Ny anay mianakavy kely izao efa milamina tsara ny passeport mankany an-danitra...
Izao sahady izahay dia misantatra an'izany fiainana be dia be omen'ny Fanahy Masina izany...
Ianareo toa mbola variana mivanitika sy mahazo tsirony amin'ny fanafòkana...
Sao dia taitra ny olona, tsy mba taitra; fa taitra irery vao rarak'ivy mamaky takotra :
Alao hery fa tsy mbola tsy mihidy tsy akory ilay "guichet unique" fa mbola misokatra 7j/7 & 24h/24, tsy mila connexion, tsy andoavam-bola...
dia arahabaina é.
Ny anay ny fisoratana anarana any amin'ny bokin'ny Fiainana any an-danitra efa vita hatry ny ela, mbola talohan'ny nisian'ny aterineto nandeha tsara teto amin'ny tanàna aza izany...
Ny anay mianakavy kely izao efa milamina tsara ny passeport mankany an-danitra...
Izao sahady izahay dia misantatra an'izany fiainana be dia be omen'ny Fanahy Masina izany...
Ianareo toa mbola variana mivanitika sy mahazo tsirony amin'ny fanafòkana...
Sao dia taitra ny olona, tsy mba taitra; fa taitra irery vao rarak'ivy mamaky takotra :
Alao hery fa tsy mbola tsy mihidy tsy akory ilay "guichet unique" fa mbola misokatra 7j/7 & 24h/24, tsy mila connexion, tsy andoavam-bola...
dia arahabaina é.
rhaj0:
1. The discouragement of rational, critical thought.
Io izao dia i Strong3 no ohatra velona eto @ forum eto.. HIlaza-tena anefa moa i Strong3 fa mba manao an'io koa, ary ny baiboly indrindra no halalininy ao, nefany, miara-mahita atsy sy aroa, fa tena na ny "orana" azany, indrindra moa ny "safo-drano", dia tena mbola very ilay "rational/critical thought" eeee..
Fa ny ohatra velona tsotra, dia ireo Kristiana mandA ny fitsaboana siantifika, ary dia "manimba tena" (an'ny zanany ao ohatra)
... eny, Kristiana tokoany izy ireo, ary "tena izy", izany hoe, "miaina ny evanjily" (ara-baki-teny).
36. rhaj0
(
22/10/2015 10:42)
Strong3:
fa ny an'Atra moa izany efa tsy mamely mivantana avy hatrany intsony Izy araka ny fanaony taloha ...
Aiza ilay "rational" (based on or in accordance with reason or logic) @ io ry Strong3 aaa...
1- ka hoe, antitra ihany koa ity Atra, ary tena tsy mahahovoka intsony, ary dia tena "tsy mamely mivantana intsony" ??
2- sa... TSISY "voa mivantana" intsony izao, dikan'izany, "tsy mamely mivantana intsony" Atra... fa dia mihantona eo foana toa ny sabatr'i Damokilesy, eny an-danitra eny, ny "famelezana" ho ataon'Atra...
3- sa indray hoe, efa fetsy/mahay raolona (Kristiana) izao, ka tsisy apoaka intsony Atra sy ny "fanaony taloha" ??
Ny ahy izao io #3 io no hitako "rational"...
Ary ianao Strong3, "mino" aho fa ho bedy ianao raha mitady ny ho "rational" eo, ka mamahabaha (sy mitsikera) ny "ataon'Atra"... ho avy ny olombe hanatsipindy ny sofinao, ary hilaza @ FEO MAFY hoe: minou fotsy.
37. rhaj0
(
22/10/2015 11:36)
Radavison:
Ny anay mianakavy kely izao efa milamina tsara ny passeport mankany an-danitra...
Aiza ilay "rational" (based on or in accordance with reason or logic) @ io ry Radavison aaa...
F'angaha raha "milamina ny passeport" omaly sy izao, dia midika hoe, tonga dia tafita rahatrizay... f'angaha @ ora farany tsy mety misy ... "ota" atao?
Hitanao ireny ohatra, raha asiana resaka politika kely, ry Norbert ireny, antitra vao mamorika, manohana mpanongam-panjakana ohatra, ka nahatonga izao faharavana be izao, nefa ilery hono toa mba diakonabe tao Isotry tao?
Dia raha "milamina ny passeport"-nao Radavison, ahoana koa no tonga dia hoe, ny an'ny vady aman-janakao koa tonga dia mety?
Nefa moa... raha asiana "rational" toatoa izany, na hieritreretana lojika hafa koa ny resaka, dia hivaralila eo ianao.. ka io ilay hoe, aleo tsy asiana eritreritra betsaka fa "izay mahachou ataoNY" eee... dia minou fotsy fa "efa milamina tsara ny passeport" eeee...
38. Radavison
(
22/10/2015 12:23)
Scientifique ny tenako Razoky an,
fa manana ny lojikany ihany koa ny Fanjakan'Andriamanitra izay tsy voatery hitovy na hifanipaka amin'ny lojika scientifique.
Tsy resaka activité/occupation/fonction (Norbert R., Richard A.)no idirana ny lanitra Razoky an,
Io ilay lazaiko hoe tsy mahazo teny malagasy tsara ianao,
ka mila averimberina in-2, in-3 :
ka aleo asiana vary amin'anana kely àry é :
Maimaim-poana, Gratuit, tsy andoavam-bola, tsy mila connexion internet, par la grâce de Dieu non pas par mérite; Izy no nanome, fa izahay manaiky ny handray fotsiny...
Fa aleo indray aloha amafisina tsara ihany fa "gratuit" fa tsy "automatique" an
Vao décidé fotsiny ianao dia ilay service efa assuré rahateo 7j/7 24h/24
Azo antoka ny anay mianakavy kely satria mitovy ny démarche nataonay sy fiainanay andavan'andro.
Radavison
rhaj0:
Radavison:
Ny anay mianakavy kely izao efa milamina tsara ny passeport mankany an-danitra...
Aiza ilay "rational" (based on or in accordance with reason or logic) @ io ry Radavison aaa...
F'angaha raha "milamina ny passeport" omaly sy izao, dia midika hoe, tonga dia tafita rahatrizay... f'angaha @ ora farany tsy mety misy ... "ota" atao?
Hitanao ireny ohatra, raha asiana resaka politika kely, ry Norbert ireny, antitra vao mamorika, manohana mpanongam-panjakana ohatra, ka nahatonga izao faharavana be izao, nefa ilery hono toa mba diakonabe tao Isotry tao?
Dia raha "milamina ny passeport"-nao Radavison, ahoana koa no tonga dia hoe, ny an'ny vady aman-janakao koa tonga dia mety?
Nefa moa... raha asiana "rational" toatoa izany, na hieritreretana lojika hafa koa ny resaka, dia hivaralila eo ianao.. ka io ilay hoe, aleo tsy asiana eritreritra betsaka fa "izay mahachou ataoNY" eee... dia minou fotsy fa "efa milamina tsara ny passeport" eeee...
39. rhaj0
(
22/10/2015 12:38)
ntss... aiza ho aiza @ toko aman'andininy ao @ Baiboly izany resaka "gratuit" fa tsy "automatique" izany Radavison aaa... nataok'ty misy "conditionS sine qua non" be dia be ilay izy?
hotry ny mpamorona sekta izany Radavison eto izany... mampino "voa tsy hary" ny mpamaky...

40. Strong3
(
22/10/2015 12:56)
dia mba mihamagaga ahy fa miha-HS mandrakariva ra rhaj0 tato hoato
ngamba efa tsy mahazaka débat intsony ny mekanika ao amin'ny babaki sy hozadoha ao hihihih
toa avadika ho resaka mampivanitika azy irery ao fotsiny ity resaka ity
__ Atra no tsy manasazy no resahina dia avadika rs indray .... mah ___ efa manao kirin-antitra sisa fa tsy mahaovoka ngamba i rhaj0 ao dia ny saina sisa no mi-fantasmé izay azo amoahana azy hahahah :-)
____ ny famindrampo sy fialana nenina no tsy nanasaziany ny olona manota ankehitriny rhaj0 , ka sao enao tara sy mihanahana ao