FMBM chômage technique :'(

61. Strong3 ( 20/10/2015 12:12)
mdr ... :-)
dia hi-se-transformer inona hono i rhaj0 afaka fotoana ela ela eo?

62. rhaj0 ( 20/10/2015 12:28)
Asa ho'a raha hitanao ilay resaka efa natsipy teto hoe, ilay koarka hita fony ni-big-bang ny tontolo anie, an-tapitrisan-taonany lasa izay, dia nivadibadika tanaty atoma tany, dia ny atoma nivadibadika ny tantara tany, ary ny niafarany, dia io mi-constituer izay misy izao io, na i Strong3 io na ny hetotr'i Strong3... "rien ne se perd, rien ne se cree, tout se transforme"

Efa im-10 kely atao ohatra tsotra mba takatry ny zazakely, nefa dia mbola pouiquoui ihany hoz'i Strong3.. Io izao ny frites.. dia mila ho hazavaina aminao indray ve ny transformation nitranga ka nahatonga ny frites eee...


rahefa maty ho'a ianao ry Strong3, dia potika ny mekanika, dia mipatitaka ary lasa vovoka lena, dia avy eo maina "hianao" ee... dia iny "hianao" izany mety lasa zezika ao, na mety hohanin'ny kadradraka (dia ampinoana hianao hoe, mi-se re-incarner ho kadradraka hianao) dia lasa tain-kadradraka, dia lasa zezika ihany eee...


F'io moa, tsy eken'ny sain-jazakely.. ka mba tsy hampanofy ratsy azy, dia ampinoana izy hoe, non non non.. rahefa maty ianao, dia misosa misosa ny rahona eee... ao @ Baiboly mihintsy izany.

63. Strong3 ( 21/10/2015 09:47)
fa raha ny fanotanian-jaza za hoa tsy voavalin'ny savan dia ahaona raha misy lehibe manotany :-)

averina efa im-10 hoe:
hery avy aiza no nanosika ny molekiola hi-se-transformé ?

tsy misy valiny fa mihodikodina manao resaketotra fotsiny sisa ny manampahaizana ... mdr

molekiola mipetraka fotsiny eo ve dia ho tonga voakazo na olona na hisy inona aza ... sa hoe
___ asa na iza no tena minomino foana hoa :-)
64. rhaj0 ( 21/10/2015 10:51)
'ndana k'lou mba manao devoara ry Strong3 fa efa lehibe ianao izao aaa...

http://lmgtfy.com/?q=r%C3%A9action+chimique+d%C3%A9finition
http://lmgtfy.com/?q=r%C3%A9action+nucleaire+d%C3%A9finition
65. Strong3 ( 21/10/2015 12:16)
enao hoa efa miverina ho zaza fa tapitra fanakarana ra rhaj0 malalan'i Jesosy ôh

tsy mila devoara lava be izany fa io misy molekiola dia ahoana dia ahoana dia ahoana ...

Une réaction chimique est une transformation de la matière au cours de laquelle les espèces chimiques (atomiques, ioniques ou moléculaires) qui constituent la matière sont modifiées : les espèces qui sont consommées sont appelées réactifs. Les espèces formées au cours de la réaction sont appelées produits de réaction. Depuis les travaux de Lavoisier (1777), les scientifiques savent que la réaction chimique se fait sans variation mesurable de la masse : « Rien ne se perd, rien ne se crée, tout se transforme » qui traduit la conservation de la masse.
izao resaka tsy misy lohany tsy misy voudiny izao ve no atao hoe vérité absolu , heken'i mpampianatra sy ampianariny lava ao ? io dia tsy mivoatra fa io mandavataona
ka rehefa mamaly fanotanian'ny ZAZAKELY dia efa routine fotsiny sisa ny valiny fa tsy afaka manitatra intsony
fa raha misy itatra dia miandry manampahaizana ao amin'ny google ao aloha , dia rehefa tsy misy ao dia tampina ny daomy
ka lazaina fa tsy katrain'ny hozadohan'ny mpampianatra tranainy izany fa aleo fa hoavy eo ny manaraka mahay kokoa :-) :-) :-)

66. rhaj0 ( 21/10/2015 12:34)
K'aza "mino" an'izany azany eee... fa izany hoe, makA tsirony ihany @ vokatr'io fahalalana io.

Aiza azany izany honnetete intellectuel-nareo izany... ny Amish ho'a, rahefa nanipaka ny fahalalan-draolona izy, ka hoe, mifikitra @ Baiboly ihany Baiboly hatrany, dia tsy noraisiny daholo ny "vokatry ny fahalalan-draolona" eeee...
67. Strong3 ( 21/10/2015 13:24)


io zao amin'i rhaj0 dia hoe tonga tonga hoazy teto antany
tsy nisy hery avy aiza fa mihetsiketsika eo fotsiny ra rivotra sy rano sy ny masondro dia niakanidina teo ra rano

ny mampiantona ny masoandro eo amin'ny toerany io anefa tsy hay hoe ahoana fa dia eken'ny saina kely fotsiny hoe efa miantsona eo izy ka atao akory fa efa izay izany

dia raha manotany ny ankizy kely hoe maninona io masoandro io no mihantona eo dia hoe:
mangina fa efa miantona eo io noho ny herin'ny lalan'ny fizika dia izay.
hahahah ... esiiii eh :-)
68. rhaj0 ( 21/10/2015 13:54)
hi hi hi.. .tena vao omaly aho n(amp)ianatra an-janako ny @ "climat" sy ny "temps", ary nivanaka fa mahery ihany mamzelle meteo, na dia tsy tena tonga lafatra azany ny previzio..

'ndana k'lou mianatra sy mamahabaha dia sokafy ny saina ho'a eeee... 'ngo dia rahefa avy ny orana dia mbola lazainao ihany fa i Jesosy no te-handena ny tany.. na i Bainina be ao ambony aho no... mandefa rano
69. Strong3 ( 22/10/2015 06:26)
dia miolaka ny problématika foana hoa ny akamako eh! hihihi :-)

mba prouvéo ara-tsiantifika hoa hoe :
ahoana no mampiantona io masoandro io tsy hietsika eo amin'io toerany io ...
___ dia mbola ahoana koa no mampiodina ny tany nefa tsy mihetsika amin'io ligne andehanany nandrintra ny nahatany azy teo

toa miholakokaka foana ilay valiteny ... sa izany no fomba fampianaranareo any amin'ny tany mandroso any ???
dia izany no anabeazana ny kilonga mandinika ao antrano ao hihihi
70. rhaj0 ( 22/10/2015 10:52)
Strong3:
ahoana no mampiantona io masoandro io tsy hietsika eo amin'io toerany io ...

'ndrekaiky oooo... "tsy mihetsika eo amin'io toerany io" ny masoandro ?????

hey.. firy taona hoe i Strong3 ao, na hoe, kilasy fahafiry ianao ao izao?
71. Strong3 ( 22/10/2015 13:17)
kay moa enao tsy mamaky baiboly dia mitanaka vava raha hilazana izany :p hahaha

mdr mihitsy ny miresaka aminao , mou marina
72. rhaj0 ( 22/10/2015 13:50)
Strong3:
ahoana no mampiantona io masoandro io tsy hietsika eo amin'io toerany io ...
rhaj0:
'ndrekaiky oooo... "tsy mihetsika eo amin'io toerany io" ny masoandro ?????
Strong3:
kay moa enao tsy mamaky baiboly

Mba ameo toko aman'andininy milaza fa "tsy mihetsika eo amin'io toerany io ny masoandro" ?
Misaotra mialoha :-)
73. Strong3 ( 23/10/2015 06:47)
« Ary tamin'izany Josoa dia niteny tamin'i Jehovah tamin'ny andro nanoloran'i Jehovah ny Amorita teo anoloan'ny Zanak'Isiraely ka nanao teo imason'ny Zanak'Isiraely hoe: Ry masoandro, mijanòna* eo ambonin'i Gibeona; Ary, ianao kosa, ry volana, any an-dohasahan'i Aialona.[Heb. mangina] » (Josoa 10:12)
« Dia nijanona ny masoandro, ary nijanona* koa ny volana, Mandra-pamalin'ny olona ny fahavalony. Tsy efa voasoratra eo amin'ny Bokin'i Jasara** va izany? Dia nijanona teo afovoan'ny lanitra ny masoandro ka tsy nandroso hilentika tokony ho indray andro maninjitra. [*Heb. mangina][**Jasara = Ilay mahitsy] » (Josoa 10:13)
« Ary tsy nisy andro tahaka izany, na tany alohany, na tato aoriany, izay nihainoan'i Jehovah ny feon'olona; fa Jehovah niady ho an'ny Isiraely. » (Josoa 10:14)


faharoan'izany; ny hoe miantona ihany koa dia hilazana hoe :
nahoana no tsy mikipilipily toa ireo asteroida madinika noho izy ny masoandro, izay anisany lehibe ?

ianao moa tsy mino an'Atra dia porofoy amin'ny fizikanao izany hoe herin'inona no hiantonan'ireo kitana rehetra ireo (fa masoandro aloha izao eto ny resaka)


74. Strong3 ( 23/10/2015 07:21)
izao mouvement izao moa izany dia hoe tongatonga hoazy hoy ny tsimisiAtra siantifika mahaitahita fika ! :-)

nahoana ireo no tsy mikorotana toa ny asteroida tsy misy direksiona ...
io tsy misy valiny avy amin'ny rhaj0 fa dia hoe minoa fotsiny ihany :-)
75. Strong3 ( 23/10/2015 07:28)
tsy mety lasa ilay sary fa ialana tsiny :-) mouvement an'ny planeta tany, volana , masoandro sy ny manodidina azy io resahako io saika alefa sary io !
76. rhaj0 ( 23/10/2015 13:20)
:-)
Misy namana (kristiana) mba afaka miresaka @ Strong3 ny @ ireo "finoany" ireo ve eto ooo???

(tena ho lavabe ny fanazavana raha toa ka toa izao ny "finoanao" ry Strong3, ka dia mba miantso Kristiana tsara fanahy sy tsara sitrapo hanazava anao ny @ "ao ambony ao"...)
77. Strong3 ( 26/10/2015 08:00)
he hehe hehehe ... dia miverena any andakilasy koa i rhaj0 hianatra amin'ireo prôfésoura nandalina kokoa , mba ahatakatra hoe :
_ tsy takatrin'ny sain'ny zanak'olombelona ny fiantonan'ireo rehetra ireo

tahaka ilay hoe avy aiza ny taratasy ?
dia hoe avy amin'ny hazo,
dia avy aiza ny hazo ?
dia hoe avy amin'ny ...

tonga tonga ho azy
78. Strong3 ( 26/10/2015 12:03)
Tout est chimie: la base principale de la vie, de la nature et de la technologie est une suite de transformations compliquées, appelées réactions chimiques, durant lesquelles les atomes se réorganisent et les molécules changent de structure. Dans ce processus, l’énergie joue un rôle central. On pourrait comparer les réactions chimiques à une randonnée dans le paysage vallonné des Préalpes fribourgeoises. [size=17] Ainsi, les atomes ont besoin d’énergie pour d’abord franchir un col, puis redescendre de l’autre côté (une nouvelle structure) [/size]. Dans ce contexte, le «paysage» dans lequel les atomes se meuvent est appelé «surface de potentiel». Michael Allan, professeur associé au Département de chimie de l’Université de Fribourg, et son équipe se sont intéressés aux différents chemins possibles que les atomes peuvent emprunter afin d’établir le profil d’altitude de ces surfaces de potentiel.

Des processus presque invisibles

Tandis que la majorité des méthodes spectroscopiques permettent d’établir les caractéristiques des molécules avant et après leur transformation chimique, il demeure difficile de retracer d’une manière expérimentale le parcours effectué par les atomes pendant leur «promenade». D’une part, ce mouvement est incroyablement rapide et, d’autre part, la plupart des méthodes spectroscopiques ont une limite: en effet, elles peuvent suivre le déplacement des atomes (d’un point de vue énergétique) uniquement sur un plan vertical et non pas latéral. «Lors de notre expérimentation, nous avons contourné le problème en tirant avantage du phénomène dit de l’autodétachement, à savoir la perte spontanée d’électrons» explique Michael Allan. Les scientifiques ont donc accroché un électron supplémentaire à la molécule d’acrylonitrile pour fabriquer un ion négatif. Or, pendant la réaction, les ions négatifs perdent spontanément et continuellement des électrons superflus et laissent ainsi une «trace» mesurable qui indique le chemin parcouru.

tonga tonga hoazy hoe izany rehetra izany euhh :-)
79. rhaj0 ( 26/10/2015 12:30)
Eny, io no foto-dresaka...

1- " la base principale de la vie, de la nature et de la technologie est une suite de transformations compliquées"
Ka rahefa tonga amina stade iray ianao, dia tsarovy fa "transformation"-na zavatra/situation hafa io zavatra/situation atrehinao io.

2- "Ainsi, les atomes ont besoin d’énergie pour d’abord franchir un col"
Eny, mila energie externe (@ ilay system eo) mba ahafahana mi-depasse indray.. Eritrereto fotsiny ny Laser eee...

ndana k'lou manao devoara eeee... ngo dia "mino" ianao fa i Darth Vader no "namoroona" ny laser... Fa dia google zahavina fa tsy Baiboly :-)
http://lmgtfy.com/?q=comment+fonctionne+un+laser
80. Strong3 ( 27/10/2015 09:17)
ndrikaky ôh!...
2/ ... energie externe :
odianao tsy ho hita mihitsy ilay hoe:
mihetsiketsika amin'ny toerany amin'ny fomba ahoana eo ilay matiera primitiva?
de ni-transfomé tamin'ny fomba ahoana ?

dia ianao ve tsy tonga saina hoe :
nahaona no tsy misy zavatra sampona amin'ireo fiainana rehetra misy ireo

fa maninona izao ny kambana raha mihidy anaty toerana iray no miraikitra; dia tao hoe sampona

fa raha mandray ny atoma isika dia mahita fa ny atoma iray dia tsy misy ++ fa tsy maintsy +- hatrany
... dia hoe tonga tonga hoazy izany
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.3655