Ny fifadiana Kisoa

41. RBNIR ( 30/01/2015 09:38)
Strong3:

RAHA MAHATADRINA NY LALANA HOA IANAO(NAREO) INONA NO ILANAO AN'I KRISTY?? __ ka tsy ampy ny voasoratra ao amin'ny torah no hindrana an'i Jesosy hampianatra azy anao(nareo)??

Ny problemanao anie dia tsy mandray ilay hebreo 8 ianao e! Heverinao fa mitovy amin'ny fitandreman'ny fariseo ny lalàna ny fomba fitandremana ny lalàna amin'ny fanekena vaovao.....
42. RBNIR ( 30/01/2015 09:41)

Strong3:

HAY ILANA OLONA MIANATRA NY HIDITRA NY FANJAKAN'NY LANITRA ??? __ fa enao izany mihevitra fa enao irery no manana DEA amin'ity fiainana ity ka enao no afaka hanana saina hanodina ny sain'ny olona rehetra mba hotonga sabatiste ... lol hihihih

Jereo fa manana toetra te hanohitra fotsiny ianao dia tsy mifandraika amin'izay noteneniko akory ny valiteninao, izaho niteny hoe satria "na tsy nianatra aza dia hovonjena".....
43. RBNIR ( 30/01/2015 09:43)
Izay ilay nolazaiko hoe hapokapokanao fahatany fotsiny ilay basy amatafondro (amin'izay angamba rehefa tsy voan'ny bala iray dia voan'ny anakiray) (tire au juger hoy ny mpahay azy) ny afarany mamono tena (ianao ihany no nasiany satria ny valiteny lasa tsy misy mitombona no hita miharihary.......
44. RBNIR ( 30/01/2015 09:45)
Mba nitady ihany aho teny momba ny fanekena vaovao tamin'ireo teninao fa tena otran'ny tsy nahita aho na iray aza......
45. RBNIR ( 30/01/2015 09:53)
Iverenako kely ny fifadiana ny kisoa,
I petera (talohan'ny nahita ilay fahitana) dia voaporofo fa tsy nihinana kisoa.
Jesosy koa araka izany dia tsy nihinana (satria niara nisakafo izireo).

Dia tanteraka araka izany ity teny manaraka ity :
Izay* milaza fa mitoetra ao aminy izy, dia tsy maintsy mandeha toy izay nandehanany koa. [* Na: Izao no ahafantarantsika fa ao aminy isika: Izay etc] » (1 Jao.2:6)

P.S: tsy misy ifandraisany velively amin'ilay hoe kisoa nidiran'ny devoly.

Samia ho tahin'ny Tompo namana.....
46. hafahafa ( 30/01/2015 10:28)

RBNIR:

Misaotra ny namana RBNIR naneho ny heviny ihany koa.

Raha aminy namana RBNIR zany dia toy izao ny fahazavany zavatra tiany ho lazaina:
Raha atao ny kajikajy (biby maloto eo anatrehany Jesosy Kristy ny kisoa izany oe= TSY EKENY na iany koa oe VOARARA)
TSY EKENY sy ny VOARARA= izay manohatra dia tsy tsy hanana ny paradisa any andanitra mandrakzay.

FEHINY: IZAY MIHINANA NY KISOA izany dia ho any aminy fahaverezana fa tsy hanana ny fianana paradisa mandrakizay.
Raha amiko manokana dia mitovy hevitra aminy gasy1zay zay za aminy lay teny manao hoe:

"Tsy izay miditra amin’ ny vava no mahaloto ny olona; fa izay mivoaka avy amin’ ny vava, izany no mahaloto ny olona."

fa iany koa misy famarinany lay teniny namana strong3 manao hoe:

Ny zavatra azo ambara amintsika eto dia izao ihany. Ataovy aloha izay azahoanao antoka fa tena ao anatinao Jesosy . fa Izy no hampianatra anao ny zavatra rehetra.
hanala anao amin'ny OTA IZY; ary raha amin'izay fotoana izay ianao no asoriny amin'ny fihinana kisoa dia araho izany fa raha toa ka tsy mbola miteny anao izy dia aza manamelo tena fa MANANA NY FOTOANY NY ZAVATRA REHETRA.

47. Strong3 ( 30/01/2015 10:41)
« [Fampitahana ny fanompoam-pivavahana tao amin'ny tabernakely araka ny lalàn'i Mosesy sy ny any an-danitra] Ary amin'izany zavatra lazainay izany dia izao no fotony: Manana Mpisoronabe toy izany isika, dia Ilay efa mipetraka eo amin'ny ankavanan'ny seza fiandrianan'ny Avo Indrindra any an-danitra, » (Hebreo 8:1)
« Mpanao fanompoam-pivavahana ao amin'ny fitoerana masina sy ny tena tabernakely, izay naorin'ny Tompo, fa tsy olona. » (Hebreo 8:2)
__ NAORIN'NY TOMPO FA TSY OLOMBELONA

« Fa ny mpisoronabe rehetra dia tendrena hanatitra fanomezana sy fanatitra; ary amin'izany dia tsy maintsy mba manan-katerina koa Izy. » (Hebreo 8:3)
___ NY TENANY IZANY FANATITRA IZANY

« Koa raha ety ambonin'ny tany dia tsy mba ho mpisorona akory Izy, satria misy rahateo ireo manatitra ny fanomezana araka ny lalàna, » (Hebreo 8:4)
___ ARAKA NY LALANA DIA TSY TARANAKA MPISORONA IZY, KA TSY AFAKA MANAO FISORONANA __ MAHAMAELOKA AZY IZANY RAHA ETO ANTANY.

« dia ireo manao fanompoam-pivavahana amin'izay endrika sy aloky ny zavatra any an-danitra, tahaka ny natoron'Andriamanitra an'i Mosesy, rehefa hanao ny tabernakely izy; fa hoy Izy: "Tandremo mba hataonao araka ny endrika izay naseho taminao tao an-tendrombohitra ny zavatra rehetra" (Eks. 25.40). » (Hebreo 8:5)
___ LIMITE NY FAHALALAN'I MOSESY SY NY ZI , KA IZAY NOSORATANA ARAHINY IHANY NO HAINY.

« Fa ankehitriny efa mahazo fanompoam-pivavahana tsara noho ny an'ireny Izy, dia araka ny nanaovana Azy ho Mpanalalana amin'ny fanekena tsara lavitra, izay natao tamin'ny teny fikasana tsara lavitra. » (Hebreo 8:6)
___ 1/FANOMPOAM-PIVAVAHANA TSARA NOHO IRENY,
___ 2/ NANAOVANA AZY HO MPANALALANA AMIN'NY FANEKENA TSARA LAVITRA
___ 3/ TAMIN'NY TENY FIKASANA TSARA LAVITRA
°° 1/ misy fotoampivavahana efa nilaozan'ny toe-trandro dia ireo fomba jiosy hita ao amin'ny Lev 23:1-8 __ sy izay voalahatra manaraka azy

°° 2/ Nahoana Izy no milaza hoe: "FANEKENA TSARA LAVITRA" ?
__ raha nalatsaka ny rà dia nisy fanekena fa hiditra ny lanitra izay mino izany fanatitra sy rà latsaka izany. « Esory ny masirasira ela, mba ho vongana vaovao ianareo, araka izay tsy maha-misy masirasira anareo. Fa voavono Kristy, Paska ho antsika; » (1 Korintiana 5:7)
_« Nefa sitrak'i Jehovah ny hanorotoro sy hampangirifiry Azy; Rehefa manolotra fanati-panonerana Izy, dia hahita taranaka* sady ho maro andro, ary ny sitrapon'i Jehovah dia hambinina eo an-tànany. [Na: Rehefa ataonao fanati-panonerana ny ainy, dia hahita taranaka Izy] » (Isaia 53:10)
- araka ny Isaia 52 , Isaia 42
NY FANEKENA VOALOHANY DIA MILAZA FANDOVANA NY TANY
NY FANEKENA FAHAROA ILAY ATAO HOE TSARA LAVITRA DIA MILAZA FANDOVANA NY LANITRA
« ka nanao hoe: Lazaiko aminareo marina tokoa: Raha tsy miova* ianareo ka ho tonga tahaka ny zazakely, dia tsy hiditra amin'ny fanjakan'ny lanitra mihitsy ianareo.[*Gr. mitodika] » (Matio 18:3)
« Jesosy namaly ka nanao taminy hoe: Lazaiko aminao marina dia marina tokoa: Raha tsy ateraka indray* ny olona, dia tsy mahazo mahita ny fanjakan'Andriamanitra. [*Na: ateraka avy ambony] » (Jaona 3:3)
« Avy tamin'ny taranak'izany lehilahy izany no nitondran'Andriamanitra an'i Jesosy araka ny teny fikasana ho Mpamonjy ny Isiraely, » (Asan'ny Apostoly 13:23)
« Ary izao no teny fikasana izay nataony tamintsika, dia ny fiainana mandrakizay. » (1 Jaona 2:25)
__ RAHA TAMIN'NY VOALOHANY DIA FANOHAVANA LALANA SY DIDY MIRA TANY KANANA « [Ny soa izay ho valin'ny fanarahana an'i Jehovah, ary ny loza izay hanjo ny miala aminy kosa] Raha mihaino tsara ny feon'i Jehovah Andriamanitrao ianao ka mitandrina hanaraka ny didiny rehetra, izay andidiako anao anio, dia hasandratr'i Jehovah Andriamanitrao ho ambonin'ny firenena rehetra amin'ny tany ianao; » (Deotoronomia 28:1)
« ary ho tonga aminao sy ho azonao izao fitahiana rehetra izao, raha mihaino ny feon'i Jehovah Andriamanitrao ianao » (Deotoronomia 28:2)
« Fa efa nolazaiko taminareo hoe: Hianareo handova ny taniny, fa Izaho no hanome azy ho lovanareo, dia tany tondra-dronono sy tantely: Izaho no Jehovah Andriamanitrareo, Izay nanavaka anareo tamin'ny firenena samy hafa. » (Levitikosy 20:24)
« [Famporisihan'i Mosesy ny Isiraely mba hazoto mitandrina ny lalàna] Ary ankehitriny, ry Isiraely, mihainoa ny didy sy ny fitsipika izay ampianariko anareo harahinareo, mba ho velona ianareo ka hiditra sy handova ny tany izay omen'i Jehovah, Andriamanitry ny razanareo, anareo. » (Deotoronomia 4:1)
___ ___ ny FAHAROA KOSA DIA MILAZA IZY FA NY FIAINOANA NY FINOANA AN'I JESOSY KRISTY MIRA FANDOVANA NY FANJAKAN'NY LANITRA
« Lazaiko aminareo marina dia marina tokoa: Izay mandre ny teniko ka mino Izay naniraka Ahy no manana fiainana mandrakizay, ka tsy hohelohina*; fa tafafindra niala tamin'ny fahafatesana ho amin'ny fiainana izy. [*Gr. hotsaraina] » (Jaona 5:24)
« Ary izay rehetra velona ka mino Ahy dia tsy ho faty mandrakizay. Mino izany va ianao? » (Jaona 11:26)
°°« Indro, avy ny andro, hoy Jehovah, Izay hanaovako fanekena vaovao amin'ny taranak'Isiraely sy ny taranak'i Joda, » (Jeremia 31:31)
« fa ity no rako, dia ny amin'ny fanekena*, izay alatsaka ho an'ny maro ho famelan-keloka.[*Na: (ny fanekena vaovao)] » (Matio 26:28)
« Ary hoy Izy taminy: Ity no rako amin'ny fanekena*, izay alatsaka hamonjy ny maro.[*Na: fanekena vaovao] » (Marka 14:24)
« Ary araka izany koa ny kapoaka, rehefa vita ny sakafo, dia hoy Izy: Ity kapoaka ity no fanekena vaovao amin'ny rako, izay aidina ho anareo. » (Lioka 22:20)
« Dia araka izany koa ny kapoaka, rehefa nihinana, dia hoy Izy: Ity kapoaka ity no ilay fanekena vaovao amin'ny rako; izao no ataovy ho fahatsiarovana Ahy, na oviana na oviana no misotro ianareo. » (1 Korintiana 11:25)
« Izay efa nampahaleo anay koa ho mpanompo amin'izay fanekena vaovao, nefa tsy amin'ny soratra, fa amin'ny Fanahy; fa ny soratra mahafaty, fa ny Fanahy no mahavelona. » (2 Korintiana 3:6)
« Fa manome tsiny ny olona Izy manao hoe: "Indro, avy ny andro, hoy Jehovah, Izay hanaovako fanekena vaovao amin'ny taranak'isiraely sy ny taranak'i Joda, » (Hebreo 8:8)
« Ary noho izany dia Mpanalalana amin'izay fanekena vaovao Izy, rehefa niaritra fahafatesana ho fanavotana amin'ny fahotana natao tamin'ny fanekena voalohany, mba hahazoan'izay voantso ny teny fikasana, dia ny lova mandrakizay. » (Hebreo 9:15)
« [Ny halehiben'ny fahasoavana azo amin'ny fanekena vaovao, sy ny halehiben'ny helok'izay mandà izany] Fa ianareo tsy mby eo amin'izay tendrombohitra azo tsapaina sady mirehitra afo, dia eo amin'ny fahamaintisana sy ny aizina na sy ny tafio-drivotra » (Hebreo 12:18)
« sy amin'i Jesosy, Mpanalalana amin'ny fanekena vaovao, ary amin'ny rà famafazana, izay tsara lavitra noho ny an'i Abela. » (Hebreo 12:24)
HOY NY VOASORATRA « [Izay mino sy atao batisa no hovonjena; fa izay tsy mety mino no hohelohina] » (Marka 16:16)
« mba hanana fiainana mandrakizay izay rehetra mino Azy. » (Jaona 3:15)
« Fa toy izao no nitiavan' (5656) Andriamanitra izao tontolo izao : nomeny (5656) ny Zanani-lahy Tokana , mba tsy ho very (5643) izay rehetra mino (5723) Azy , fa hanana (5725) fiainana mandrakizay . » (Jaona 3:16)
« Izay mino Azy dia tsy helohina*; fa izay tsy mino kosa dia efa voaheloka** rahateo, satria tsy nino ny anaran'ny Zanaka-lahy Tokan'Andriamanitra izy. [*Gr. tsaraina] [**Gr. voatsara] » (Jaona 3:18)
« Izay mino ny Zanaka manana fiainana mandrakizay; fa izay tsy mino ny Zanaka dia tsy hahita fiainana, fa ny fahatezeran'Andriamanitra no mitoetra eo aminy. » (Jaona 3:36)

IZAO NO HAFATRA MAHAKASIKA IREO « Fa raha ovana ny fisoronana, dia tsy maintsy ovana koa ny lalàna. » (Hebreo 7:12)
FISORONANA VAOVAO_ FANEKENA VAOVAO_ LALANA VAOVAO = TENIFIKASANA VAOVAO

« Fa raha tsy nanan-tsiny izany fanekena voalohany izany, dia tsy mba nisy fitoerana hotadiavina ho an'ny faharoa. » (Hebreo 8:7)
___ TSY MILA AZAVAINA INTSONY ANGAMBA IZANY FA NA ZAZA IRAY RANONORANA AZA DIA MAHALALA HOE REHEFA MISY TALOHA (VOALOHANY) DIA MISY FAHAROA ARY VAOVAO izany FA TSY HOE NITOTA NO AVADIBADIKA.
°°dia izy efa noseho eo ambony io __

« Nefa tsy araka ny fanekena nataoko tamin'ny razany Tamin'ny andro nitantanako azy nitondra azy nivoaka avy tany amin'ny tany Egypta; Fa izy ireny tsy nitoetra tamin'ny fanekeko, Ary Izaho kosa dia tsy nitandrina azy, hoy Jehovah. » (Hebreo 8:9)
___ IZY EFA NAZAVAINA EO AMBONY IO; FENEKENA NATAO TAMIN'NY RAZANY= HANDOVA NY TANY KANANA

« Fa izao no fanekena hataoko amin'ny taranak'isiraely, Rehefa afaka izany andro izany, hoy Jehovah: Dia hataoko ao an-tsainy ny lalàko, Sady hosoratako ao am-pony, Ary Izaho ho Andriamaniny, ary izy ho oloko; » (Hebreo 8:10)
« Ary samy tsy hampianatra ny namany sy ny rahalahiny avy izy, Na hanao hoe: Mahalalà an'i Jehovah; Fa samy hahalala Ahy avokoa izy rehetra Hatramin'ny kely indrindra ka hatramin'ny lehibe indrindra; » (Hebreo 8:11)
« Fa hamindra fo amin'ny tsi-fahamarinany Aho, Ary tsy hotsarovako intsony ny fahotany" (Jer. 31. 31-34). » (Hebreo 8:12)
__ NY SABATISTE DIA MANDIKA VILANA NA MIHIA MANDIKA AZY HO ARAKA NY LALANA TALOHA; HOE IO IHANY IO FANEKENA IO FA TSY MISY VAOVAO IZANY AO

« Amin'ny anaovany hoe "vaovao" dia nataony fa efa ela ny voalohany. Fa izay tratra ela sy mihantitra dia efa madiva ho levona. » (Hebreo 8:13)
DE GAGA ENAO ___ EFA NAZAVAINY and 13 ihany ilay hoe VAOVAO SY NY HOE "EFA ELA NY VOALOHANY = MIAHANTITRA = MADIVA HO LEVONA

KA ASA RE RAHA MBOLA HINIA HIKIPY IHANY IRETO namantsika sabatiste ireto

Fehiny// LALANA ROA SAMY HAFA NY KRISTIANA SY NY SABATISTE mpanoradalana, Te hino an'i Kristy izy ireo fa tsy Takany ny Tombam-bidin'izany ka dia NALEON'IZY IREO NAMPIANA NY LALANA NATOLOTRA AN'I MOSESY MBA HO SURE TSARA IZY IREO HOE TENA MARINA NY FIVAVAHAN'IZY IREO

Tia anao Jesosy Tompo MIBEBAHA FA AKAIKY NY FANJAKAN'NY LANITRA
48. RBNIR ( 30/01/2015 10:42)
NY ataoko namana hafahafa dia ny manaporofo ny fampianarana tsy misy kilema amin'ny olona,
Tonga indray IZY hoy aho namerina nampianatra ny fampianarany 2000 taona lasa izay...

Ireo no porofo (sabata, kisoa sns... anjaran'ny olona sisa na handray ilay fampianarana toy ireo olona fahiny izy na tsia......

Safidy io, malalaka be saingy adidiko ny mampahatsiahy: « Midira amin'ny vavahady èty ianareo; fa lehibe ny vavahady, ary malalaka ny lalana izay mankany amin'ny fahaverezana, ka maro ny miditra any. » (Mat.7:13)

49. Strong3 ( 30/01/2015 10:44)
Strong3 - 30/01/2015 10:41

50. Strong3 ( 30/01/2015 11:31)
RY KRISTIANA NAMANA hàzony tsara izay efa nampinoana anareo fa tamin'ny taona 1900 dia nivoaka ny fampianarana hafahafa izay mamerina ny olona amin'ny zavatra efa nolavina tsy nahitambokany hanavotra ny zanak'olombelona « Fa ny mino sasany, izay isan'ny antokon'ny Fariseo kosa, dia nitsangana ka nanao hoe: Tsy maintsy forana ireny ka asaina mitandrina ny lalàn'i Mosesy. » (Asan'ny Apostoly 15:5)
Hanala ny finoana araka izay nolazain'i Jesosy Kristy sy Paoly

« [Ny famonjena sy ny fahafahan'ny mino an'i Kristy ampitahaina amin'ny fahamelohana sy ny fahandevozan'izay miankina amin'ny lalàna] Ry Galatiana adala, iza no nanimba* anareo; kanefa teo imasonareo indrindra no nanehoana marimarina an'i Jesosy Kristy voahombo tamin'ny hazo fijaliana? [* Gr. mamosavy] » (Galatiana 3:1)

« Araka ny voalazanay fahiny no lazaiko indray ankehitriny: Raha misy olona mitory filazantsara hafa aminareo, afa-tsy izay efa noraisinareo, aoka ho voaozona* izy, [* Gr. anatema] » (Galatiana 1:9)

__ « Ary Jesosy namaly ka nanao taminy hoe: Mitandrema, fandrao hisy hamitaka anareo. » (Matio 24:4)
« Fa maro no ho avy amin'ny anarako hanao hoe: Izaho no Kristy, ka maro no ho voafitany. » (Matio 24:5)
« Ary handre ady sy filazana ady ianareo; koa mitandrema, aza matahotra; fa tsy maintsy ho tonga izany; nefa tsy mbola tonga ny farany. » (Matio 24:6)
« Fa hisy firenena hitsangana hamely firenena, ary hisy fanjakana hitsangana hamely fanjakana; ary hisy mosary sy horohorontany amin'ny tany samy hafa. » (Matio 24:7)
« Fa izany rehetra izany no fiandohan'ny fahoriana*.[*Gr. faharariam-piterahana; izahao 19. 28] » (Matio 24:8)
« Ary dia hatolony ho amin'ny fahoriana ianareo ka hovonoiny; ary ho halan'ny firenena rehetra ianareo noho ny anarako. » (Matio 24:9)
« Ary amin'izany andro izany dia ho tafintohina ny maro, ary hifampiampanga sy hifankahala izy. » (Matio 24:10)
« Ary hisy mpaminany sandoka maro hitsangana ka hamitaka ny maro. » (Matio 24:11)
« Ary noho ny haben'ny tsi-fankatoavan-dalàna dia hihamangatsiaka ny fitiavan'ny maro. » (Matio 24:12)
« Fa izay maharitra hatramin'ny farany no hovonjena. » (Matio 24:13)
« Ary hotorina amin'izao tontolo izao ity filazantsaran'ny fanjakana ity ho vavolombelona amin'ny firenena rehetra, dia vao ho tonga ny farany. » (Matio 24:14)

KOA DIA MITANDREMA FATRATRA fa mitory zavatra toa marina izy ireny ka mampanaiky anareo zava-poana
« Koa nahoana ianareo no maka fanahy an'Andriamanitra amin'ny fametrahanareo zioga amin'ny vozon'ny mpianatra, izay tsy zakan'ny razantsika na isika ho entina? » (Asan'ny Apostoly 15:10)« Fa mino isika fa ny fahasoavan'i Jesosy Tompo no hamonjena antsika, dia tahaka ny azy ihany koa. » (Asan'ny Apostoly 15:11)
« Aza mety hasiana zioga tsy antonona anareo hikambanana amin'ny tsy mino. Fa inona no iraisan'ny fahamarinana sy ny fahotana? Ary inona no iombonana'ny mazava sy ny maizina? » (2 Korintiana 6:14)
51. RBNIR ( 30/01/2015 11:45)
Ary tena tsy tian'ny namana strong3 mihitsy ny sabatiste an! ary mba fero ilay vava fa aza atatata re fa mamenatr'olona e!
« Fa izay mivoaka avy amin'ny vava kosa dia avy amin'ny fo, ka izany no mahaloto ny olona. » (Mat.15:18)
« Fa avy amin'ny fo no ivoahan'ny sain-dratsy, dia ny vonoan'olona, ny fakam-badin'olona, ny fijangajangana, ny halatra, ny ampanga lainga, ny fitenenan-dratsy*;[*Gr. blasfemia, izahao 9. 3] » (Mat.15:19)
« izany no mahaloto ny olona; fa ny mihinana amin'ny tanana tsy misasa tsy mba mahaloto ny olona. » (Mat.15:20)

52. moustaraf ( 30/01/2015 11:50)
Salama namana Strong3,
Teo amin'i toeranao io izhay no niala, ary tena nafana fo niaro an'izany foto-kevitra izany!
"berit Khadasha" alliance renouvellée, fanekena nohavaozina # fanekena vaoavao

Iza no anavaozana ny fanekana? izay efa nanaovana ny fanekena ihany!
Inona no havaozina? ilay efa teo ihany!

-Mesia mpamonjy ve nananendry andro hafa hatao solon'ny Sabata? Ny apstoly ve namorona andro hafa hasolo ny Sabata?
Iza no namoaka didy sy nanendry andro hafa hatao Sabata??? Efa novaliana teto io ry namana malala a!

-Ny ràn'ny mpamonjy anareo ve nentiny nanadiovana kisoa? Sy ny biby maloto?

"Aza manedry ireo zava-pady ireo ianareo , fa FAHAVETAVETANA eo anatrehako izany"
Ny vetaveta ve hiditra ny fanjakan'ny lanitra???
Sa mitetika hanesy kisoa miakatra any koa ianareo???

Sakafo ne nahavery ny olom-belona hatramin'ny voalohany, dia mbola sakafo ihany ve no ivartanareo ny famonjena e??

"Masina aho ka aoka ho masina koa ianareo".............."izay rehetra nandray azy dia nomeny hery ho tonga zanak'El".....Ny masina ve hiara-mipetraka @ izay efa nolazainy fa vetaveta???

Raha rava ny lalàna, nahoana no mbola misy pasika lehibe any an-danitra??? misy ny fetin'ny voaloham-bolana?? Ary misy Mpisorona be???

Avelao any @ izay io fampianarana babyloniana sy romana io e! mialà ao amin'izay!
53. RBNIR ( 30/01/2015 11:55)
moustaraf:

Faly misera namana moustaraf,

:)

Samia ho tahin'ny Tompo e!
54. RBNIR ( 30/01/2015 12:09)

Namana moustaraf, hatreto ange aloha tsy mbola mazava tsara na mihinan-kisoa na tsy mihinana ny naman-tsika strong3 e, misy zavatra tsy filaza eto hono fa filaza any amin'ny hafatra miafina!????
55. Strong3 ( 30/01/2015 12:24)

RBNIR:

Ary tena tsy tian'ny namana strong3 mihitsy ny sabatiste an! ary mba fero ilay vava fa aza atatata re fa mamenatr'olona e!
« Fa izay mivoaka avy amin'ny vava kosa dia avy amin'ny fo, ka izany no mahaloto ny olona. » (Mat.15:18)
« Fa avy amin'ny fo no ivoahan'ny sain-dratsy, dia ny vonoan'olona, ny fakam-badin'olona, ny fijangajangana, ny halatra, ny ampanga lainga, ny fitenenan-dratsy*;[*Gr. blasfemia, izahao 9. 3] » (Mat.15:19)
« izany no mahaloto ny olona; fa ny mihinana amin'ny tanana tsy misasa tsy mba mahaloto ny olona. » (Mat.15:20)

hihihihih niteny ratsy nga za no ho lazainao fa maloto sy hametra vava??
__ tsy tia mainty ve? .. nga lasa tsy mahazaka fa mangidihidy sofina ankehitriny??

sokafy ilay lohahevitra iarahana mandinika fa tsy manao divertissement indray ka milaza izay tsy nolazaiko eto :-) hihih
56. RBNIR ( 30/01/2015 12:29)
Hono hoy aho namana Strong3 ianao v aloha mitandrina ilay tsy fihinanana kisoa sa ahoana marina e, ny valiteninao tany amboalohany mantsy otran'ny tsy mazava ihany?
Ary ianao v tsy mitandrina ny didy voalohany? Aza manana Andriamanikafa, fa Izaho ihany?
57. Strong3 ( 30/01/2015 12:42)

moustaraf:

Salama namana Strong3,
Teo amin'i toeranao io izhay no niala, ary tena nafana fo niaro an'izany foto-kevitra izany!
"berit Khadasha" alliance renouvellée, fanekena nohavaozina # fanekena vaoavao

Iza no anavaozana ny fanekana? izay efa nanaovana ny fanekena ihany!
Inona no havaozina? ilay efa teo ihany!

-Mesia mpamonjy ve nananendry andro hafa hatao solon'ny Sabata? Ny apstoly ve namorona andro hafa hasolo ny Sabata?
Iza no namoaka didy sy nanendry andro hafa hatao Sabata??? Efa novaliana teto io ry namana malala a!

-Ny ràn'ny mpamonjy anareo ve nentiny nanadiovana kisoa? Sy ny biby maloto?

"Aza manedry ireo zava-pady ireo ianareo , fa FAHAVETAVETANA eo anatrehako izany"
Ny vetaveta ve hiditra ny fanjakan'ny lanitra???
Sa mitetika hanesy kisoa miakatra any koa ianareo???

Sakafo ne nahavery ny olom-belona hatramin'ny voalohany, dia mbola sakafo ihany ve no ivartanareo ny famonjena e??

"Masina aho ka aoka ho masina koa ianareo".............."izay rehetra nandray azy dia nomeny hery ho tonga zanak'El".....Ny masina ve hiara-mipetraka @ izay efa nolazainy fa vetaveta???

Raha rava ny lalàna, nahoana no mbola misy pasika lehibe any an-danitra??? misy ny fetin'ny voaloham-bolana?? Ary misy Mpisorona be???

Avelao any @ izay io fampianarana babyloniana sy romana io e! mialà ao amin'izay!

Finaritra ry sakaiza!

voalohany tsy babyloniana na katolik romana ny tenan'ny Strong3

na tsy ekanao aza i Paoly, de fahasoavana no nilazany fa Maty i Kristy Paska ho an'i Kristiana (hihihi) ho an'izao totonlo izao; koa nahoana no tsy hisy paska any?
_ Iza moa ireo voalohambokatra?? dia ireo tsy nanandrana fahafatesana fa nahatratra ny fiavian'ny Tompo
_ Iza moa no mpisoronabe ? Izy ilay nisolo ny fanaon'ny Melkizedeka

°) iza no vetaveta?
hoy i Jaona « Ary fantatrareo fa Izy no naseho hanaisotra* ny ota; ary tsy mba misy ota ao aminy. [* Na: hitondra] » (1 Jaona 3:5)
« Izay rehetra mitoetra ao aminy dia tsy manota; izay rehetra manota dia tsy nahita na nahalala Azy. » (1 Jaona 3:6)
« Anaka, aza avela hisy hamitaka anareo: izay manao ny marina no marina; eny, marina tahaka Azy. » (1 Jaona 3:7)
« Izay manota dia avy amin'ny devoly, satria ny devoly manota hatramin'ny voalohany. Izao no nisehoan'ny Zanak'Andriamanitra, dia ny handrava ny asan'ny devoly. » (1 Jaona 3:8)
« Izay rehetra naterak'Andriamanitra no tsy manota, satria ny voany mitoetra ao anatiny, ary tsy mahay manota izy, satria naretak'Andriamanitra. » (1 Jaona 3:9)
« Izany no mampiseho miharihary izay Zanak'Andriamanitra sy izay zanaky ny devoly. Tsy mba avy amin'Andriamanitra izay rehetra tsy manao ny marina sy izay tsy tia ny rahalahiny. » (1 Jaona 3:10)
ARY MARINA NY FILAZANY JAONA; AHOANA MOA NO HANOTAN'NY OLONA NATERAKY NY RAINY TSY NANOTA SADY TSY MISY OTA;
VOALOBOKA VE HAMOA PAISO??? mazava fa izay natioran'ny Rainy no NATIORAN'NY ZANANY
« Jesosy namaly hoe: Lazaiko aminao marina dia marina tokoa: Raha misy olona tsy ateraky ny rano sy ny Fanahy, dia tsy mahazo miditra amin'ny fanjakan'Andriamanitra izy. » (Jaona 3:5)
« Izy ilay avy tamin'ny rano sy ny rà, dia Jesosy Kristy; tsy tamin'ny rano ihany, fa tamin'ny rano sy ny rà. Ary ny Fanahy no manambara, satria ny Fanahy no fahamarinana. » (1 Jaona 5:6)

[-Ny ràn'ny mpamonjy anareo ve nentiny nanadiovana kisoa? Sy ny biby maloto?]
__ niahahaha .... aleo aho ihomehy hoy i Joda:« Fa Mikaela arikanjely aza, raha niady tamin'ny devoly ka nifanditra ny amin'ny fatin'i Mosesy, dia tsy sahy niteny ratsy hahameloka azy, fa hoy izy: "Hananatra anao anie Jehovah". » (Joda 9)

efa novaliako any ambony be any ireo biby maloto ka aza ny manantsaina raha mba afaka mahatakatra ny zava-miafina lazaiko.

FANEKENA VAOVAO
hay tsy hainao fa mba hilazana teny fikasana koa ny jentilisa? fa tsy ianareo jiosy ihany no nanaovana izany.
noho ny amin'i Abrahama no namelana sisa hamonjena anareo jiosy ; fa raha ny fon'Ilay Tsitoha dia efa nandao anareo

MAHAFINARITRA NY MITAFA aminao fa mba milanja tsara :-)
58. RBNIR ( 30/01/2015 12:54)
Strong3:

voalohany tsy babyloniana na katolik romana ny tenan'ny Strong3

Diso, ary tsy io irery fa saika izy rehetra e! mampalahelo ahy ianao ry namana......
59. RBNIR ( 30/01/2015 12:55)
Tsy ny katolika romana no babyloniana......
60. Strong3 ( 30/01/2015 12:57)

RBNIR:

Strong3:

voalohany tsy babyloniana na katolik romana ny tenan'ny Strong3

Diso, ary tsy io irery fa saika izy rehetra e! mampalahelo ahy ianao ry namana......

nga mamindran'i HGW faminanina izato izy ka mahita izay toerana misy ahy?

MANANA FANAHINA JIOSY ; ZATRA MITORABATO SY MIAPANGA LE sakaiza ito
MBA HAINAO MOA IZA NO TONDRON'NY BAIBOLY HO MPIAPANGA?

AOKA MARINA E!!! mba izay tena resaka no ataovy fa aza miolakolaka
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.4011