Ny fifadiana Kisoa
21. Strong3
(
30/01/2015 06:18)
« Koa amin'izany dia ataontsika fa finoana no anamarinana ny olona, fa tsy ny asan'ny lalàna. » (Romana 3:28)
« fa ny lalàna mahatonga fahatezerana; fa raha tsy misy lalàna, dia tsy misy fandikan-dalàna. » (Romana 4:15)
« fa hatrany alohan'ny lalàna aza dia nisy ota tamin'izao tontolo izao; nefa tsy isaina ny ota, raha tsy misy lalàna; » (Romana 5:13)
« Fa ny ota tsy hanan-kery aminareo; fa tsy mba ambanin'ny lalàna ianareo, fa ambanin'ny fahasoavana. » (Romana 6:14)
« Fa ankehitriny dia efa afaka tamin'ny lalàna isika, satria maty ny amin'izay nihazonana antsika, ka dia manompo amin'ny havaozam-panahy isika, fa tsy amin'ny hahelan-tsoratra. » (Romana 7:6)
« Fa io didy io dia nentin'ny ota nampihetsika ny fitsiriritana rehetra tato anatiko; fa maty ny ota, raha tsy misy lalàna. » (Romana 7:8)
« Fa izay tsy hain'ny lalàna, satria ny nofo no nahalemy azy, dia vitan'Andriamanitra tamin'izy naniraka ny Zanany, naka ny endriky ny nofo ota sy ny amin'ny ota, ka nanameloka ny ota tao amin'ny nofo, » (Romana 8:3)
« Tsy mahafoana ny fahasoavan'Andriamanitra aho; fa raha avy amin'ny lalàna ny fahamarinana, dia maty foana Kristy. » (Galatiana 2:21)
« Fa izay rehetra amin'ny asan'ny lalàna dia eo ambanin'ny fanozonana; fa voasoratra hoe: Voaozona izay rehetra tsy maharitra mankatò ny zavatra rehetra voasoratra ao amin'ny bokin'ny lalàna (Deo. 27. 26). » (Galatiana 3:10)
« Ary hita marimarina fa amin'ny lalàna dia tsy misy olona hamarinina eo anatrehan'Andriamanitra ; fa ny marina amin'ny finoana no ho velona* (Hab. 2. 4). [* Na: ny marina ho velon'ny finoana] » (Galatiana 3:11)
« Ary ny lalàna tsy araka ny finoana; fa izay mahatandrina izany no ho velona aminy (Lev. 18. 5). » (Galatiana 3:12)
« Fa fony tsy mbola tonga ny finoana, dia voambina tao ambanin'ny lalàna isika ka voahidy ho amin'ny finoana izay efa haseho ato aoriana. » (Galatiana 3:23)
« Fa raha tarihin'ny Fanahy ianareo, dia tsy mba ambanin'ny lalàna. » (Galatiana 5:18)
« ary mba ho hita ao aminy aho tsy manana ny fahamarinako, izay avy amin'ny lalàna, fa izay avy amin'ny finoana an'i Kristy, dia ny fahamarinan'Andriamanitra amin'ny finoana; » (Filipiana 3:9)
« Fa raha ovana ny fisoronana, dia tsy maintsy ovana koa ny lalàna. » (Hebreo 7:12)
« Ary saiky diovina amin'ny rà avokoa ny zavatra rehetra araka ny lalàna; fa raha tsy misy rà alatsaka, dia tsy misy famelan-keloka. » (Hebreo 9:22)
« Fa ny lalàna, izay misy aloky ny zava-tsoa ho avy, fa tsy ny tena endrik'izany zavatra izany, dia tsy mba mahatanteraka ny olona manatona amin'izay fanatitra ateriny mandrakariva isan-taona. » (Hebreo 10:1)
« Fa Ilay nanao hoe: "Aza mijangajanga" no nanao hoe koa: "Aza mamono olona" (Eks. 20.13, 14). Fa raha tahìny tsy mijangajanga ianao, kanefa mamono olona ihany, dia mpandika ny lalàna ianao. » (Jakoba 2:11)
INDRYYYY.... Tsy isalasalana fa tsy nateraky ny fanahy ireo izay mbola mitoetra eo ambanin'ny lalana. satria ny nofo no manota sady mpandika lalana. ary te ho hamarinina amin'ny lalana
ireo dia notorotoronina tamin'ny ota, taranaka mpanota ; ary ny fanoavana ny lalana no ahavelona azy raha mahatandrina izany izy ireo. __ FANTAN'IZY IREO TSARA ANEFA FA TSY MISY HANAFAKA NY OTANY RAHA TSY MANAO FANATITRA IZYIREO. koa dia miampifipify amin'ny filazantsara izy ireo ; mba handray an'i Jesosy Kristy ho fanatitra hisolo ny helony ihany fa ny NATIORANY DIA TSY ALAINA AMIN'IZY IREO FA HIJANONA HO NOFO HOTAPAHINA AMIN'NY LALANA IHANY IZY IREO (sabatiste) Isaia 4:1-3 ___
RBNIR// __ tsy mba omena izay nofo ny vatosoa raha tsy vonona hiakatra kilasy izy. ka tsy midika ho faneka ny lalana firesahana amin'ny resaka miafina.
Ireo verset ambony nomeko ireo dia mandratsana ny saina misalasala ny amin'i Jesosy Kristy. « Fa ankehitriny dia efa afaka tamin'ny lalàna isika, satria maty ny amin'izay nihazonana antsika, ka dia manompo amin'ny havaozam-panahy isika, fa tsy amin'ny hahelan-tsoratra. » (Romana 7:6)

HAFATRA (hoan'i RBNIR sy ny sabatiste):
RAHA MAHAMARINA ANAREO NY FANOAVANA NY LALANA INONA MOA IZANY NO ILANAREO FAMONJENA AVY AMIN'I JESOSY KRISTY???
__io momba an'i abrahama resahinao io; na Enoka, rehefa nanao ny marina izy dia niakatra velona. tsy nila famonjena (an'i Jesosy kristy= Jehovah no Mpamonjy).
KOA INONA MOA IZANY NO HIATSARANAREO VELATSIHY MANAIKY AN'I KRISTY???
__ ny finoana Azy (Jesosy Kristy) dia midika hoe tsy HEFAKO NY LALANA FA INOAKO FA IANAO NO HAMPIDITRA AHY AO AMIN'NY FANJAKAN'NY LANITRA TAMIN'NY NAMELANAO NY FAHOTAKO TSY HITOETRA ATO AMIKO INTSONY Mat 1:21__.
Mba omeo valiny mazava tsy miolakolaka hoe ny kristiana

22. hafahafa
(
30/01/2015 06:41)
RBNIR:
Misaotra namana strong3 (fa saingy hatreto aloha dia mbola tsy "sahinao" notenenina mivantana (amin'ireo zaza toa an'i hafahafa izay mila tantanana moramora amin'ny fahamarinana) ny tena marina namana!
Samia ho tahin'ny Tompo e!
Hi hi hi, tandremo ry namana RBNIR fa mora kokoa ho any zaza ny miditra aminy fanjakany lanitra a!
Ary tsy fatatrao fa ny jiaby jiaby ary miazakazaka manao zay hiverenana ho zaza, fa tsy manamafy fo fotsiny aminy didy amandalàna. hi3
Ary na za na enao aza no haverin'Atra o zaza mety hino aho fa hifaly sy itsinjaka enao
23. hafahafa
(
30/01/2015 06:51)
RBNIR:
H.S: kely dia aza gaga namana hafahafa raha sendra milaza aminao any amin'ny mp (hafatra miafina any ny namantsika strong3 fa finalement tandremana ihany ilay sabata :-) :-) :-)
Zany o!
So d enao kosa ary no haka ny adiresy e-mail any Strong3 aty amiko e!
HI hi hi aza misalasala an! d aza menatra fa zay idirantsika any andanitra no tanjona
24. RBNIR
(
30/01/2015 07:19)
Strong3:
HAFATRA (hoan'i RBNIR sy ny sabatiste):
RAHA MAHAMARINA ANAREO NY FANOAVANA NY LALANA INONA MOA IZANY NO ILANAREO FAMONJENA AVY AMIN'I JESOSY KRISTY???
Salama namana strong3
Izaho tsy mitandrina ny lalàna tahaka ny fomba nitandreman'ny fariseo sy ny mpanoradalana (fa mitandrina ny lalàna araka ilay fanekena vaovao nataon'Andriamanitra)
Ny ahy ny lalàna tsy vakiana ety ivelany intsony fa ny FANAHIN'NY TOMPO EFA namboatra ahy handeha araka ny lalàny sy hitandrina ny fitsipiny.
« Ary homeko fo vaovao ianareo, ary fanahy vaovao no hataoko ao anatinareo, ary hesoriko amin'ny nofonareo ny fo vato, ka homeko fo nofo ianareo. » (Eze.36:26)
« Ary ny Fanahiko no hataoko ao anatinareo, ka hahatonga anareo handeha araka ny lalàko sy hitandrina ny fitsipiko ka hanaraka azy. » (Eze.36:27)
Ity fanekena vaovao ity no notanterahan'Andriamaitra tamiko :
« Fa raha tsy nanan-tsiny izany fanekena voalohany izany, dia tsy mba nisy fitoerana hotadiavina ho an'ny faharoa. » (Heb.8:7)
« Fa manome tsiny ny olona Izy manao hoe: "Indro, avy ny andro, hoy Jehovah, Izay hanaovako fanekena vaovao amin'ny taranak'isiraely sy ny taranak'i Joda, » (Heb.8:8)
« Nefa tsy araka ny fanekena nataoko tamin'ny razany Tamin'ny andro nitantanako azy nitondra azy nivoaka avy tany amin'ny tany Egypta; Fa izy ireny tsy nitoetra tamin'ny fanekeko, Ary Izaho kosa dia tsy nitandrina azy, hoy Jehovah. » (Heb.8:9)
« Fa izao no fanekena hataoko amin'ny taranak'isiraely, Rehefa afaka izany andro izany, hoy Jehovah: Dia hataoko ao an-tsainy ny lalàko, Sady hosoratako ao am-pony, Ary Izaho ho Andriamaniny, ary izy ho oloko; » (Heb.8:10)
« Ary samy tsy hampianatra ny namany sy ny rahalahiny avy izy, Na hanao hoe: Mahalalà an'i Jehovah; Fa samy hahalala Ahy avokoa izy rehetra Hatramin'ny kely indrindra ka hatramin'ny lehibe indrindra; » (Heb.8:11)
Io ange no tena fanekena vaovao fa tsy fantatro hoe taiza no nahitanao an'ireny resabe nameno ny pagen-tsika tary amin'ny lohahevitra sabata ireny e!
Mila mianatra isika hoy aho ARAHO ATO NY FANDAHARANA NAMANA
Mbola ho velabelarin-tsika amin'ny lohahevitra hafa izay raha sitrapon'ny Tompo!
Samia ho tahin'ny Tompo namana,
25. RBNIR
(
30/01/2015 07:24)
hafahafa:
So d enao kosa ary no haka ny adiresy e-mail any Strong3 aty amiko e!
HI hi hi aza misalasala an! d aza menatra fa zay idirantsika any andanitra no tanjona
Mahafinaritra ilay toe-tsaina namana, saingy raha hitarika anao aho tsy ho any an-danitra mihitsy fa any amin'ilay "tany vaovao" misy ny tanana masina "jerosalema vaovao"...Izay no fahamarinana araka ny baiboly....
P.S : tsy azon-tsika atao ny misandoka anaran'olona an! (tsy ho strong3 mihitsy aho tsy akory)
Samia ho tahin'ny Tompo e
26. Strong3
(
30/01/2015 07:29)
rhaj0:
Strong3:
Ataovy aloha izay azahoanao antoka fa tena ao anatinao Jesosy . fa Izy no hampianatra anao ny zavatra rehetra.
Dia mba manana fotoana sy hery tsy hita pesipesenina kosa izany Izy izany, fa na ny filendalendana sy fihinanan'i Strong3 kisoa azany dia hanokanan'Izy fotoana sy hery hampianatra an'i Strong3... Dia manontani-tena aho hoe, ohatra hoe, mba manana fotoana sy hery mba hanampy ireo zazakely maty ripaky ny hanohanana ve Izy ee ? toa na ao Mada fotsiny dia efa amam-polony sa aman-jatony no maty isan'andro mihiratra... zazakely io...
Eh !... ry sakaiza
mampahalina ny kamo ny mampakatra ny vary any ambavany... hoy ny Ohabolana
ny finiavako mitady ny marina dia maniraka ahy hiohitra ; mora ho an'ny mangetaheta ny mitsangana haka rano...
nomena ahy ny fahalala sy ny fahazavantsaina mba hananako fahafahana hanavaka; ka izay no nahitako ny hevitr'i Paoly fa marina tsy misy kianina.
__ mba hainao ve ny antompisian'ny mpitory ny filazantsara?
Ireny no manaitra ny fanantenana kely ao amin'ny olona na manana na tsy manana araka ny filazanao hoe "maty ripakin'ny anohanana..."
Maro no mifoha amin'ny torimasom-panahy ka velom-panantenana.
ny mpanora-dalana dia tsy matory toa ireo marefo ara-nofo, fa minia manidy varavarana fahalalana izy ireny ka miazona ny nentindrazana. ary ny Fahafana nentin'i KRisty dia heveriny fa fitaka
namana rhaj0// Ny Finiavana dia manova zavatra
27. hafahafa
(
30/01/2015 07:33)
RBNIR:
tsy fantatro hoe taiza no nahitanao an'ireny resabe nameno ny pagen-tsika tary amin'ny lohahevitra sabata ireny e!
HI hi hi,
Tsy fatany namana oe taiza no nahitana any le resabe! hihihi
Misy zavatra tsitany namana RBNIR kay fa ze itany iany no tanterahany an!
Gidra ko zany nefa za ko namaky any le any namana strong3 voamporofo aminy antoko sy andininy le izy.
Aona zany le oe ze manana maso aoka izy ahita? hihihi
28. RBNIR
(
30/01/2015 07:37)

Ny tiako ambara hoe tsy ireny nolazainy ireny mihitsy ny fanekena vaovao fa io hebreo toko fa havalo io e! sady efa mazava Be ny voasoratra tsy mila commentaire.....
29. hafahafa
(
30/01/2015 07:40)
RBNIR:
hafahafa:
So d enao kosa ary no haka ny adiresy e-mail any Strong3 aty amiko e!
HI hi hi aza misalasala an! d aza menatra fa zay idirantsika any andanitra no tanjona
Mahafinaritra ilay toe-tsaina namana, saingy raha hitarika anao aho tsy ho any an-danitra mihitsy fa any amin'ilay "tany vaovao" misy ny tanana masina "jerosalema vaovao"...Izay no fahamarinana araka ny baiboly....
P.S : tsy azon-tsika atao ny misandoka anaran'olona an! (tsy ho strong3 mihitsy aho tsy akory)
Samia ho tahin'ny Tompo e
Fa le jerosalema vaovao nge namana tsy ety antany e CAD any andanitra zany lay paradisa vaovao.
Tsy misandoka nge enao fa everiko fa anao MP any aminy e
30. Strong3
(
30/01/2015 07:48)
RBNIR:
rhaj0:
RBNIR:
fa finalement tandremana ihany ilay sabata
Dia rahefa "tsy mitandrina sabata" koa izany dia priiiaaaa, tapa-doha sa bory tanana sa ahoana ?
Ny fiainana efa sarotra nefa dia ze izay koa izany dia mety hahatapa-doha-tanana... giravy ihany izany
Finalement tandremana ihany ilay sabata :p mdr...
tahaka ny antichrist aho raha misaina fa ny sabata no hampakatra ahy any andanitra.
« Tsy mahafoana ny fahasoavan'Andriamanitra aho; fa raha avy amin'ny lalàna ny fahamarinana, dia maty foana Kristy. » (Galatiana 2:21)
__ ny soratra dia mazava na mafana na mangatsika fa ny matimaty dia aloakin'ny vavan'Atra Tsitoha. mahadiso ny misababaka ohatrany sabatiste rehefa ambany lalana dia hamarinina amin'ny lalana fa tsy mody mino an'i Kristy eo. ataonareo inona anefa i Jesosy Kristy eh??? NAREO EFA TSY MANATSINY FA MAHATANDRINA NY LALANA
aza miolakoka hoa fa ataovy mazava ny resaka.
Faly misera hatrany namana rhajo,
« Fa Izaho mahalala ny hevitra iheverako anareo, hoy Jehovah, dia hevitra hahatonga fiadanana, fa tsy loza, mba hanome anareo fanantenana ny amin'ny farany*.[Heb. farany sy fanantenana] » (Jer.29:11)
« ....Aza matahotra; minoa fotsiny ihany, dia ho velona.....[*Gr. voavonjy] » (Lio.8:50)
« Dia aza manahy ianareo ka manao hoe: Inona no hohaninay? na: Inona no hosotroinay? na: Inona no hotafinay? » (Mat.6:31)
« Fa izany rehetra izany dia katsahin'ny jentilisa fatratra; fa fantatry ny Rainareo Izay any an-danitra fa tokony ho anareo izany rehetra izany. » (Mat.6:32)
IZY no mitondra an-tsika amin'io lalàna io ka dia matokisa Azy.
Izay anie ilay finoana nananan'i Abrahama e, tany mbola tsy hita no nampanantenaina ho azy sy ny taranany (tsy nanana fanoherana mhitsy Abrahama fa avy dia nanaiky, nandeha fa tsy nametraka souci na dia kely fotsiny aza ary nanaiky izay rehetra nangatahina taminy.......
Samia ho tahin'ny Tompo namana....
31. hafahafa
(
30/01/2015 08:28)
RBNIR:
hafahafa:
RBNIR:
tsy fantatro hoe taiza no nahitanao an'ireny resabe nameno ny pagen-tsika tary amin'ny lohahevitra sabata ireny e!
HI hi hi,
Tsy fatany namana oe taiza no nahitana any le resabe! hihihi
Misy zavatra tsitany namana RBNIR kay fa ze itany iany no tanterahany an!
Gidra ko zany nefa za ko namaky any le any namana strong3 voamporofo aminy antoko sy andininy le izy.
Aona zany le oe ze manana maso aoka izy ahita? hihihi
Ny tiako ambara hoe tsy ireny nolazainy ireny mihitsy ny fanekena vaovao fa io hebreo toko fa havalo io e! sady efa mazava Be ny voasoratra tsy mila commentaire.....
Raha nijery ity hebreo fahavalo izay zarainao ity aho ry namana dia mba ahoana lay nolazainy Jesosy Kristy manao oe:
« Hoy Jesosy taminy: Izaho no lalana sy fahamarinana ary fiainana; tsy misy olona mankany amin'ny Ray, afa-tsy amin'ny alalako. » (Jaona 14:6)
IO ZAO NO ITAKO VAOVAO RAHA OHARINA AMINY FANEKENA LAZAINAO FA VAOVAO.
lay hoe no comment ndray d mampatsiahy ahy lay nolazainy PP(P Pilato zay nandindy sy nanapaka)
32. RBNIR
(
30/01/2015 08:42)
Aleo ataon-tsika lohahevitra hafa mihitsy namana hafahafa hoe fanekena taloha sy fanekena vaovao (raha sitrapon'ny Tompo e)
33. Strong3
(
30/01/2015 08:49)
« Fa raha tsy nanan-tsiny izany fanekena voalohany izany, dia tsy mba nisy fitoerana hotadiavina ho an'ny faharoa. » (Hebreo 8:7)
« Amin'ny anaovany hoe "vaovao" dia nataony fa efa ela ny voalohany. Fa izay tratra ela sy mihantitra dia efa madiva ho levona. » (Hebreo 8:13)
Resa-be ! .... mdr
ny resaka tsy misy porofo tsy misy fototra ijoroany no resabe
Ny dogme ifotoranareo aza tsy voafehinareo akory.
Lalana sy didy ... mba sahy milaza ve sabatiste fa tsy manatsiny amin'ireo

34. RBNIR
(
30/01/2015 08:58)

Efa nambarako fa diso hoy aho ny fandraisanao ny fanekena vaovao fa ny rehetra ange efa voasoratra ao amin'ilay hebreo toko faha 8 e! mbola azo velabelarina fa aleo hoy aho atao lohahevitra hafa mihitsy (raha sitrapon'ny Tompo)
35. Strong3
(
30/01/2015 09:03)
RBNIR:
Strong3:
HAFATRA (hoan'i RBNIR sy ny sabatiste):
RAHA MAHAMARINA ANAREO NY FANOAVANA NY LALANA INONA MOA IZANY NO ILANAREO FAMONJENA AVY AMIN'I JESOSY KRISTY???
Salama namana strong3
Izaho tsy mitandrina ny lalàna tahaka ny fomba nitandreman'ny fariseo sy ny mpanoradalana (fa mitandrina ny lalàna araka ilay fanekena vaovao nataon'Andriamanitra)
Ny ahy ny lalàna tsy vakiana ety ivelany intsony fa ny FANAHIN'NY TOMPO EFA namboatra ahy handeha araka ny lalàny sy hitandrina ny fitsipiny.
« Ary homeko fo vaovao ianareo, ary fanahy vaovao no hataoko ao anatinareo, ary hesoriko amin'ny nofonareo ny fo vato, ka homeko fo nofo ianareo. » (Eze.36:26)
« Ary ny Fanahiko no hataoko ao anatinareo, ka hahatonga anareo handeha araka ny lalàko sy hitandrina ny fitsipiko ka hanaraka azy. » (Eze.36:27)
Ity fanekena vaovao ity no notanterahan'Andriamaitra tamiko :
« Fa raha tsy nanan-tsiny izany fanekena voalohany izany, dia tsy mba nisy fitoerana hotadiavina ho an'ny faharoa. » (Heb.8:7)
« Fa manome tsiny ny olona Izy manao hoe: "Indro, avy ny andro, hoy Jehovah, Izay hanaovako fanekena vaovao amin'ny taranak'isiraely sy ny taranak'i Joda, » (Heb.8:8)
« Nefa tsy araka ny fanekena nataoko tamin'ny razany Tamin'ny andro nitantanako azy nitondra azy nivoaka avy tany amin'ny tany Egypta; Fa izy ireny tsy nitoetra tamin'ny fanekeko, Ary Izaho kosa dia tsy nitandrina azy, hoy Jehovah. » (Heb.8:9)
« Fa izao no fanekena hataoko amin'ny taranak'isiraely, Rehefa afaka izany andro izany, hoy Jehovah: Dia hataoko ao an-tsainy ny lalàko, Sady hosoratako ao am-pony, Ary Izaho ho Andriamaniny, ary izy ho oloko; » (Heb.8:10)
« Ary samy tsy hampianatra ny namany sy ny rahalahiny avy izy, Na hanao hoe: Mahalalà an'i Jehovah; Fa samy hahalala Ahy avokoa izy rehetra Hatramin'ny kely indrindra ka hatramin'ny lehibe indrindra; » (Heb.8:11)
Io ange no tena fanekena vaovao fa tsy fantatro hoe taiza no nahitanao an'ireny resabe nameno ny pagen-tsika tary amin'ny lohahevitra sabata ireny e!
Mila mianatra isika hoy aho ARAHO ATO NY FANDAHARANA NAMANA
Mbola ho velabelarin-tsika amin'ny lohahevitra hafa izay raha sitrapon'ny Tompo!
Samia ho tahin'ny Tompo namana,
HANKY VA RE!!!
any amin'ny jamba ny toka-maso no manjaka ... fa tsara ho an'ny mpianatra raha tonga toa an'ny mpampianatra izy.
izay ilay fenekena vaovao aminao(nareo)
Mba omeo valiteny mazava ary za hoe inona no mba fahalalanao ny Mat 17.5 « Raha mbola niteny izy, indro, nisy rahona mazava nanarona azy ireo; ary, injao, nisy feo avy tao amin'ny rahona nanao hoe: Ity no Zanako malalako Izay sitrako; Izy no henoy. » (Matio 17:5)
FA KETRINA SA VOTSA-SAINA Andriamanitra aminoa ka hilaza zava-baovao izy nefa ny tota no avadibaika. HIVAVAKA AMIN'ATRA mpilalao sain'olona tahaka izany va aho ???
SAO ILAY ATAO FANEKANA TALOHA SY VAOVAO AZA NO TENA tsy takatarao ry namana RBNIR?
__ taiza no nanomboka ny fanekena Taloha
__ taiza no nanomboka ny fanekena vaovao
valio mazava fa aza mody mandray tenin'olona de modia tsy hita ilay valiteny... dia avy eo lazaina fa resabe... mdr tsss
36. Strong3
(
30/01/2015 09:10)
Valio MAZAVA ETO HOA HOE INONA NO ILANAREO AN'I JESOSY KRISTY RAHA TSY MANAN-TSINY AMIN'NY LALANA IANAREO????
37. RBNIR
(
30/01/2015 09:15)
Dia mampihomehy tokoa raha ianao ity namana strong3, ny teny rehetra nentinao nanohanana ilay fanekena vaovao nentinao toa tsy misy mihitsy na 1 aza manambara hoe "fanekena vaovao", dia ity indray aho mitondra teny mazava be dia lazainao fa resabe....tsy aiko aloha izay resabe, fa ny fitoriana ny filazan-tsara dia tsotra, mora azy mazava (tsy mila olakolaka) satria na dia tsy nianatra aza dia hovonjena avokoa.......
38. RBNIR
(
30/01/2015 09:22)
Vakio tsara ange e ilay ao amin'ny hebreo toko faha 8 e, samy hahalala izy hatramin'ny kely indrindra......
Tsotra, mora ary mazava...Ampiko hoe Marina, Masina dia feno tsara.....Tsy miainga amin'ny fandalinan'ny saina fa miainga amin'izay ampianarin'i Jesosy Tompo mivantana irery ihany......

39. Strong3
(
30/01/2015 09:24)
HI HI HI!!
divertissement indray ity valiny ity izao.. iolahanao indray ireo fanotaniko hihihi
esiiii aho éh
va nga raha manana concordance ianao de ho concorder-nao ao daholo ny hoe fenekena vaovao de izay no atao hoe manoa verset iray na hevitra iray ??? mdr
SA TSY MAHITA AVALY DIA AHODINA ATY AMIKO NY HAMALY AZY.....
RAHA TSY NAHITA ALAHATRA MOMBA NY SABATA IZAHO DIA MARINA NY TENINAO HOE tsy misy haiko nefa toeriko.
HAY ILANA OLONA MIANATRA NY HIDITRA NY FANJAKAN'NY LANITRA ??? __ fa enao izany mihevitra fa enao irery no manana DEA amin'ity fiainana ity ka enao no afaka hanana saina hanodina ny sain'ny olona rehetra mba hotonga sabatiste ... lol hihihih

40. Strong3
(
30/01/2015 09:28)
RBNIR:
Vakio tsara ange e ilay ao amin'ny hebreo toko faha 8 e, samy hahalala izy hatramin'ny kely indrindra......
Tsotra, mora ary mazava...Ampiko hoe Marina, Masina dia feno tsara.....Tsy miainga amin'ny fandalinan'ny saina fa miainga amin'izay ampianarin'i Jesosy Tompo mivantana irery ihany......
RAHA MAHATADRINA NY LALANA HOA IANAO(NAREO) INONA NO ILANAO AN'I KRISTY?? __ ka tsy ampy ny voasoratra ao amin'ny torah no hindrana an'i Jesosy hampianatra azy anao(nareo)??