Nafindran'i Constantin ho Alahady ve ny Sabata t@ kônsily tany Nikaia ?
61. Nehemiah
(
27/11/2013 15:19)
voromailala:
Nehemiah> Raha mila fanazavana lalindaliny ara-tsiantifika ianao dia eto jerena Loi d'octave.
Karohy anie hoe avy aiza ny solfezy, dia hohitanao fa avy tamin'ny loharano ezoterika no nanaovana azy.
Nahaliana ilay rohy satria hita tsara mihitsy ny fomba fampifangaroan'ny mpandala ny New Age ny zava-misy ara-tsiansa sasany tahaky ny nombre d'or @ resaka New Age tsy misy fotony sy porofo. Kanefa tsy hitako izay zavatra mba porofoin'izay loi d'octave izay @ lafin'ny ara-panahy.
voromailala:
Ny Eveil spirituel amiko dia mitovy daholo amin'ny finoana rehetra, ary io no hitambaran'ny finoana fa lasa niova daholo izy taty aoriana.
Rehefa eveillé i Jesoa dia Lasa hoe Kristy, rehefa eveillé i Siddhattha Gotama dia lasa Bouddah, fa i Krishna koa dia efa eveillé ary avy amin'io no nangalana ny anarana hoe Kristy. ary Jesoa azany natsoina hoe Jezeus Krishna.
Ilay Jezeus Krishna aloha dia redaredan'ny faha8n'ny finoana kristiana izay mahita fanazavàna faran'izay mahatsikaiky itadiavana ialàna @ petra-kevitry ny Andriamanitra Andriananahary masi-mandidy izay manan-jo hitsara azy ireo.
Hita eo koa ny maha-loharano sekolary an'i Wikipedia : tsy hainy akory ny manavaka ny fiterahana faha2 @ éveil spirituel @'ireo fivavahan'izao tontolo izao. Ny fiterahana faha2 dia tsy mba illumination na fihetseham-po mampafàna ny tratra sy mahadomelina ny ati-doha. Ny fiterahana faha2 dia fahatsapàna fa voavela ny helontsika ary tafafindra @ fiainana mandrakizay miaraka @'Andriamanitra.
62. mpankafhy
(
03/05/2014 06:04)
slm, «Ary isaky ny voaloham-bolana sy isan-tSabata dia ho avy ny nofo rehetra hiankohoka eo anatrehako, hoy Jehovah » isaia 66:22,23 Andro tokana ihany no hiankohofana @ Tompo, hatrany an-danitra.
63. Miharena
(
03/05/2014 13:56)
Miarahaba ny rehetra indray. Elaela ihany isika tsy nifanoratra. Ny adihevitra dia ao anatin'ny saina ihany momba ny fanompoana fa ny fo mahitsy ihany no tena izy ary tsy voafetran'ny fotoana ny fiankohofana amin'Andriamanitra.
64. mpankafhy
(
04/05/2014 03:39)
Koa satria Baiboly no resahana dia aleo izy ihany no hamaly, io andro fiankohofana io defa nisy taloha elabe. Gen 2:2,3 «nitsahatra t@ asany sy nanamasina ny ANDRO SABATA Andriamanitra», zany oe tsy izay andro tintsika iankohofana fa izay nolazain ny Tompo no tokony atao. Nomeny safidy malalaka nefa isika ka anjarantsika ny misafidy.
