I Adama ihany ve i Jesoa?
21. Nehemiah
(
20/09/2013 12:43)
Dreamlover14:
Ny fandraisako azy tsy hoe i Adama sy Eva olona ireo nanota tao @ saha edena fa adama (espèce male) sy eva (espèce femelle). Nisy olona hafa koa tao @ saha ary avy t@ ireo no niandohan'ny olombelona.
Ny saha edena dia efa nisy an'arivo taonany maro talohan'ny namoronana ny olombelona.
Ny olombelona dia niforona taorianan'ny big bang izay nahafaty ireo biby maro be toy ny dinosaures.
Ireo "espèces" vaovao nantsoina hoe olombelona ireo no nanota. Ny hoe réincarnation na tsia, tsy dia any angamba ny olana fa satria tsy mifanalavitra t@ mission nataon'i Kristy tety antany raha ny fitantaran'ilay nanokatra sujet. Kristy tonga tety hitondra ny helotsika na réincarnation izy na tsia.
Mahaliana ny hevitrao. Kanefa misy zavatra mampanahy kely. Raha nisy tapitrisa taona talohan'i Adama sy Eva nanjakan'ny fahafatesana sy nijalian'ny voarin'Andriamanitra t@ aretina sy ny fifamonoana ary ny fandatsahan-dra dia toitoy izao ny endriky ny sahan'i Edena :

Izany hoe ampahan'ny tontolo nolazain'Andriamanitra fa "tsara indrindra" (Gen. 1:31) ireny zava-doza ireny. Sa ahoana hoy ianao ?
22. Nehemiah
(
20/09/2013 12:45)
voromailala:
Jesosy = Nohariana satria hoy ny salamo 2-7 7 "Hilaza zava-boatendry Aho; Jehovah nilaza tamiko hoe: Zanako Hianao, Izaho niteraka anao andro-any.
T-t-t-t. Jesoa = nateraka fa tsy nohariana
23. voromailala
(
20/09/2013 13:07)
Nehemiah> Mifanaraka tsara amin'ny lohahevitra anie zany.
Tamin'ny voalohany nohariany i Adama, raha hohariny ihany koa i Jesoa dia lasa olona roa samihafa.
Fa isaky ny mireIncarné ny fanahin'i Adama dia miteraka indray izy, ary roa arivo taona mahery lasa izany, dia niteraka indray ny fanahin'i Adama ka natsoina hoe Jesoa.
Ary izay no nahatonga an'i Jesoa niteny hoe raha tsy hateraka indray ny olona dia tsy ahita ny fanjakan'Andriamanitra. Izany hoe rehefa maty ny vatana dia miverina any andanitra ny fanahy, dia avy eo miverina eto antany indray anaty ny vatana vaovao.

25. voromailala
(
20/09/2013 13:21)
Nehemiah> avy eo miankina amin' ny hoe I Jesoa ve Andriamanitra dieny voalohany sa zanak'Andriamanitra lasa Andriamanitra.
Tadidio fa tamin'ny voalohany anie ka au pluriel ny fanoratana ny dieux tao anatin'ny testamenta taloha e, fa novaina avy eo taty aoriana.
Genèse (1.1) :Elohim dia pluriel ny Eloah.

26. Nehemiah
(
20/09/2013 13:32)
Nohon'izay dia efa teo hatr@ voalohany i Jesoa fa tsy "lasa" zanak'Andriamanitra izao ;)
27. voromailala
(
20/09/2013 13:36)
Noho izany dia mety ho lasa Andriamanitra daholo ny olona rehetra ary rehefa lasa Andriamanitra ny olona iray dia lasa mitambatra amin'Andriamanitra dia lasa Andriamanitra,
dia efa teo hatramin'ny voalohany. :-)
dia efa teo hatramin'ny voalohany. :-)
28. Nehemiah
(
20/09/2013 14:02)
Hmmm... Izaho anie rehefa niditra @ resaka dia nieritreritra fa resak'olona salama saina no atao eto e...
29. dydyh
(
21/09/2013 10:21)
esosy = Jehovah (no mpamonjy)= Mpahary
ahoana koa izany ?aza mampitovy zavatra tsy mitovy kosa e

30. Miharena
(
22/09/2013 04:27)
Mampametra-panontaniana izy ity hoe : maninona moa isika raha samy manontany tena hoe tsy nisy teo aloha sa efa nisy hatrizay e!
Ny famaliana io no tokony handrodana ny tantara rehetra fa samy handray hoe miara-misy amin'Andriamanitra no izy fa ny sehatra no miovaova isaky ny vanim-potoana.
Ny tiana ambara dia hoe avereno vakiana daholo ireo adihevitra ireo dia ataovy antontany iray amin'y hoe hevitra sy tantara ihany. Fa ny marina dia izaho sy ianao misy izao ary ampanginina ny hevitra rehetra dia eo no miainga na foana izay endritsika izay na misy.
Ny fitsaràna no tena hitako mahavery ny olona.
Raha miverina amin'ilay hoe Adama i Jesoa sa tsia dia hoe Andriamanitra no Loharano maneho ny endrika rehetra ka tsy hoe rehefa fantatra fa Adama i Jesoa dia manana tombony isika na maty antoka ny hafa. Fa hoe taranak'i Adama isika ary Andriamanitra no mamelona ao amin'ny taranak'olombelona izay tiaNY hiseho arakaraka ny vanim-potoana satria IZY no manana ny sombim-panahy afaka hiaina ao anaty nofo iray na iza izy na iza, eny na dia i Jesoa aza.

32. voromailala
(
23/09/2013 08:03)
Nehemiah:
Hmmm... Izaho anie rehefa niditra @ resaka dia nieritreritra fa resak'olona salama saina no atao eto e...
Tiavo ny namanao tahaka ny tenanao hoy i Jesosy izay.
33. vahiny2004
(
23/09/2013 11:48)
voromailala:
Nehemiah:
Hmmm... Izaho anie rehefa niditra @ resaka dia nieritreritra fa resak'olona salama saina no atao eto e...
Tiavo ny namanao tahaka ny tenanao hoy i Jesosy izay.
ohatr'izao indray izao no fandehan'ny lojikan'i voromailala eto :
- rehefa namana ve dia tsy maintsy salama saina ...
- sa hoe rehefa salama saina vao namana ...
sa misy altérnatif hafa ?
:-P
34. Miharena
(
23/09/2013 12:31)
Nehemiah:
Adama=Jesoa ve @ Miharena sa tsia e
Tsia sady eny ny valiny.
Raha ny lojika dia niainga tamin'ny immatériel Andriamanitra sy ireo Anjely ary Jesoa ary naneho ny famoronana aina ao amin'ny ara-materialy avy eo ka izany no nanaovana an'i Adama ho rain'ny olombelona rehetra. Ka eo isika no mila mamantatra hoe ilaina ve ny mamerina ny fanahin'i Adama hiditra hifandimby ka avy aminy no hakàna ny olona tonga lafatra indrindra? Izay mino ny réincarnation ihany anefa no afaka manaiky izay. Dia anontaniana izany i Jesoa nampanoratra ny Testamenta Fahatelo, dia mety ho voavaly avy hatrany ny fanontaniana.
Na izany aza dia mila jerena ihany ny lojika satria nahoana moa no natao hoe Andriamanitra Ray IZY? Raha avy Aminy daholo i Jesoa sy ny Anjely rehetra ary avy Aminy koa Adama dia tokony ho iray ihany izy rehetra satria iray ny RAY.
35. voromailala
(
23/09/2013 12:41)
vahiny2004:
voromailala:
Nehemiah:
Hmmm... Izaho anie rehefa niditra @ resaka dia nieritreritra fa resak'olona salama saina no atao eto e...
Tiavo ny namanao tahaka ny tenanao hoy i Jesosy izay.
ohatr'izao indray izao no fandehan'ny lojikan'i voromailala eto :
- rehefa namana ve dia tsy maintsy salama saina ...
- sa hoe rehefa salama saina vao namana ...
sa misy altérnatif hafa ?
:-P
Raha tianao ny namanao dia tsy milaza zavatra ohatra an'izany ianao. Raha tsy hoe angaha tsy tianao ihany koa ny tenanao.
Fa tsy voatery namana azany fa hoy i Jesoa koa hoe tiavo ny fahavalonao.
36. moustaraf
(
24/09/2013 04:12)
Salama namana,
Adama ve= Yeshu'a?
Mba hitondra fijery hafa kokoa noho ny an'ny kristiana izahay:
1°"t@ voalohany Elohym nahary ny lanitra sy ny tany"
Elohym= El avinou sy El gibor
Amin'ny dikan-teny manko dia tsy ho azontsika velively ireo hevitra voalohany ireo satria @ teny malagasy dia nadika hoe"Atra nahary ny lanitra sy ny tany"
ilay teny Atra=??? tsy mahadika mihitsy ny hoe Elohym
(ny saika loza aza dia nisy anarana telo nisafidianana saika nanoloana ny Elohym diany Ikelimalaza, Atra,...fa ilay faharoa no nanharesy)
2°"tao amiNy no nahariana izay ary REHETRA izao"
Izy dia efa NISY TALOHAN'IZAO rehetra izao, talohan'ny Mazava sy ny Maizina aza=andro 1°
3°Ny fanavotana dia efa vita hatramin'ny nidiran'ny fahotana,
dikany Ilay Mpanavotra dia tsy ilay Mpanota velively
"Izy no ilay voavono hatramin'ny nanorenana an'izao tontolo izao"
Raha nitanjaka i Adama sy ny vadiny dia Efa nanolotra ny tenany Yeshu'a t@ alalan'ny ràny:
Izy ilay zana-kondry nalatsa-drà ary natafy (nanaronana ny helok'i Adama sy Rhavah)
Izay Principe-n'ny famonjena izay dia tsy miova intsony mandrakizay;
Nandritra ny fotoana rehettra dia nisy zanak'ondry foana natao sorona noho ny fahotana; ireny rehetra ireny dia tandindon'ilay Mesia, izay naseho vatana t@ taona 30 teo ambony Atslava.
4°Adama lehilahy nidiran'ny fahafatesana # Yeshu'a vavahady idirana @ fiaianana
-Adama, lahimatoa (vavahady) # Yeshu'a , lahimatoa (vavahady) "version hebreo io an"
-sakafo no nahafaty # Yeshu'a "izay tsy mihinana ny nofoko sy misotro ny ràko dia tsy hiditra ny fanjakan'ny lanitra"

37. voromailala
(
24/09/2013 07:56)
moustaraf>Misaotra anao nitondra fijery hafa.
Misy fanontaniana kely ireto manitikitika:
1°/ Raha filazan'ny mpikaroka sasany toa hoe dieux ny dikan'ny Elohym izany hoe au pluriel?
2°/Yeshu'a moa zany Jesoa aminareo? dia ahoana ny tantaran'ny Jesoa ao amin'ny Torah?
efa teto antany naka endrika olona ve izy? izy ve ilay teo amin'ny hazo fijaliana? mbola hiverina ve izy?sns?

38. moustaraf
(
24/09/2013 13:54)
Salama namana,
Mba hizara kely ihany satria misy mametraka fanontaniana!
1°Elohym dia nadikan'ireo mpandikateny ho anarana maro dia izay anarana nivavahana teo @ ilay firenena talohan'ny nandikana ny baiboly t@ ilay tenim-pirenena; izay mandiso sahady "aminay" ny princcipe de la traduction,
Averiko indray fa saika hoe Ikelimalaza anie no nasolo an'ilay Elohym e! fa saingy tsy lany! asa na firy amintsika no mahalala an'izany???
Azonao heverina ve ny famakiana ny baiboly hoe "Ary t@ voalohanay Ikelimalaza nahary ny lanitra sy ny tany"
2°ekena fa au pluriel ilay Elohym (Eloha na El au singulier)
(Ny teny malagasy Loha dia avy @ Eloha= faratampony, avo indrindra...)
Izay tsy azo adika akory hoe Dieux, satria ilay Dios dia avy @ Zeus ihany (ataovy ny fikarohana)
3°Rehefa tonga tety an-tany Yeshu'a dia niantso ny Ray hoe EL, izany hoe singulier satria Izy ilay El Gibor no nidina tety an-tany naka vatana nofo sy rà
4°Ny tantaran'Yeshu'a dia efa voasoratra ao @ bokin'ny Torah sy ny Mpaminany,araka ny voalaza hoe "i Moseh dia nanoratra nilaza an'Yeshu'a" sady tandindony rahateo
-Maro ireo tandindona milaza ny hahatongavany eto an-tany ao @ Torah satria ny 80% dia milaza Azy avokoa (lava be raha hatao @ an-tsipirihany):
-Malkitsedek, Moseh, Yohushu'a, Aaron, David, Ely,....zanak'ondry,...
5°Raha araka ny Torah sy ny faminaniana dia "hokapohina izy, horatraina izy, halam-baraka izy, hisatrok tsilo izy, hofantsihana izy, hatao filokana ny lambany, hotsatohana ny lanivoany, tsy hisy hotapahina ny taolany, hofaty @ paska izy, fasana vaovao no hasiana azy, hitsangana @ maty izy, hiakatra any an-danitra izy, ary mbola hiverina izy hitsara ny nofo rehetra @ asany!
Misaotra namana

39. voromailala
(
24/09/2013 14:21)
moustaraf> Misaotra anao amin'izay fanazavana zay.
Dia aminareo efa tanteraka sa tsia ilay faha 5 io? hoe i 'Yeshu'a dia mitovy amin'ny Jesoa ny Kristinina, ilay novoina sy maty teo amin'ny hazo fijaliana dia nitsangakovelona afaka hateloana?
Inona moa zany no tena dikan'ilay Elohym raha tsy dieux izany?

40. Miharena
(
25/09/2013 02:25)
Mahaliana ny famelabelarana ataon'ny namana Moustaraf ary misaotra azy amin'izany fa ilay fanontaniana apetraky ny namna Voromailala dia iombonako aminy.
Ny fanotaniako dia hoe ; efa miaiky ve ry zareo ao Israely fa Yeshua efa tonga no Mesia?
ny faharoa dia hoe manana fifandraisana amin'ireo Jiosy ao Israely ve ianareo eto Madagasikara?