Papa Fransoà manasa tongotry ny gadra
41. Maranatha
(
03/04/2013 10:22)
Mbola hampiako: raha hijery ny namana ao amin'ny temoins izao isika mandritra ny fandraisana fanasan'ny Tompo ataony ny azy tsy misy mihinana ny mofo na misotro ny ranom-boloboka ny membre rehetra fa ampandalovina fotsiny @ tsirairay ny mofo sy ny ranomboaloboka iny; fa ny mpitarika ihany hono no tokony hihinana sy hisotro. Dia azoko antoka fa hihomehy daholo isika sabatista rehetra eny fa na ireo alahadiste sasany aza.
Fa rehefa eto amin'ity fifanasan-tongotra ity isika dia lasa mahita ho lazaina daholo. Anefa fahamarinana io matoa nataon'ny Kristy ho fianarana. Tahaka ny batisa asitrika anaty rano ihany koa.
Mampahery anareo e!

42. bor2lais
(
04/04/2013 07:50)
RBNIR:
Bor2lais v lehibe no i Jesosy?? Raha IZY aza nanao ka asainy manao koa isika. Handà v i bor2lais.
:-)
Io nataoko "en gras" io ilay fibahanana vavahady ataonao lazaiko anao ! :-)
Averiko indray : ataovy raha izay no mahamety anao saingy aza terena (io ilay "tsy maintsy" lazaiko) hanaraka ny fombanao ny hafa fa manana ny azy koa izy (ahatongavana amin'ilay tanjona iraisana) ! Mety ho marina angamba ny anao fa ny azy koa tsy voatery ho diso !
:-)
43. Nehemiah
(
04/04/2013 08:06)
Dia mbola tsy mazava ve fa ny ohatra nomen'i Jesosy eto dia ny fanetren-tena fa tsy ny fivavahana haitraitra ?
44. RBNIR
(
04/04/2013 08:17)
bor2lais:
RBNIR:
Bor2lais v lehibe no i Jesosy?? Raha IZY aza nanao ka asainy manao koa isika. Handà v i bor2lais.
:-)
Io nataoko "en gras" io ilay fibahanana vavahady ataonao lazaiko anao ! :-)
Averiko indray : ataovy raha izay no mahamety anao saingy aza terena (io ilay "tsy maintsy" lazaiko) hanaraka ny fombanao ny hafa fa manana ny azy koa izy (ahatongavana amin'ilay tanjona iraisana) ! Mety ho marina angamba ny anao fa ny azy koa tsy voatery ho diso !
:-)
Faly miarahaba namana,
Andriamanitra no mametra ilay izy ho "tsy maintsy atao" fa tsy ny tenako namana.
Ny olona kosa nomena saina hisafidy. Afaka misafidy tsara ianao na hanao na tsia.
Ity teny ity anefa dia napetrak'Andriamanitra: « Aza mety hofitahina ianareo; Andriamanitra tsy azo vazivazina, fa izay afafin'ny olona no hojinjany. » (Gal.6:7)
Ny tsy fahatakarana izay hoe "tsy maintsy" izay no nahavoa ka nahafaty eo ray aman-drenintsika (Adama sy Eva) namana.
Iriko raha mba hampahiratin'ny Tompo ny masonao.
Samia ho tahin'ny Tompo
45. bor2lais
(
04/04/2013 08:25)
RBNIR > aleo ajanona angamba ity resatsika ity fa efa manomboka manao "aller/retour" izy izany !
:-)
:-)
46. RBNIR
(
04/04/2013 08:41)
bor2lais:
RBNIR > aleo ajanona angamba ity resatsika ity fa efa manomboka manao "aller/retour" izy izany !
:-)
Faly misera aminao hatrany namana bor2lais.
Tsy mampaninona ahy aloha satria aho efa nampianarina fa mahatsara antsika ny teny miverimberina, nefa raha izay no sitrakao dia aleo ajanona.
Na izany aza, ny fahitako azy dia variana loatra ianao mijery ilay olona mifampisera aminao fa ny tena izy namana ilay tenin'Andriamanitra entiny raisina.
Raha ilay namanao no hitanao dia tsy mahagaga raha miteny ianao hoe fiheveran'ilay namanao izay fa raha ilay tenin'Andriamanitra kosa tsy tokony hisy adihevitra akory.
Rehefa tsy tianao ny fomba fampitankevitr'i ny namanao dia hodivo tsy hita akory e .....fa ilay tenin'Andriamanitra entiny kosa tsakotsakoy fa ao no tena misy ny MARINA namana.
Samia ho tahin'ny Tompo namana
47. andrywui
(
04/04/2013 08:47)
Bor2lais à , tohizo kely ihany alou ry namana fa efa manomboka ipoitra ny tena marina de ho tapahana ndray ? Zahay mbola ao anatin'ny mankafy anle adihevitra de ajanona ?
49. andrywui
(
04/04/2013 10:29)
aaa nareo telo iany no mety fa za mora voa kely fa ny mandinika ze resahanareo eo no tena mety amiko ...misy olona amanaliny maro ane eto manaraka ny adihevitrareo e kanefa le izy mbola tsy vita tsara .
50. andrywui
(
04/04/2013 10:33)
Za ko sur fa i RBNIR zao mbola vonona hanoy anizy ty hatramn farany !! Sa aona ry namana ?
Alefao ihany ary alou e ...
Alefao ihany ary alou e ...
51. RBNIR
(
04/04/2013 10:53)
andrywui:
misy olona amanaliny maro ane
Faly miarahaba namana,
Tena faly aho raha marina izany saingy .... indrisy ny mpitsidika ity lohahevitra ity izao mbola vo 602 amin'ity fotoana anoratoko ity.
Enga anie ireo vitsivitsy ireo tsy ho mpitazana fotsiny fa ho mpandray. :-)
Samia ho tahin'ny Tompo daholo e
52. bor2lais
(
05/04/2013 07:46)
andrywui:
tsy miresaka fiangonana sy fivavahana aho fa tena ilaina kosa ny fanetretena toy izao aloha e ,
na de ho hitan'ny olona sy atao fianatra fotsiny ihany aza
Mba azonao alalinina misimisy ve azafady indrindra ny tianao tenenina eto ry namana andrywui fa mahaliana tokoa ? :-)
1. "tena ilaina kosa ny fanetrentena toy izao"
Ny hoe "ilaina" aloha iny angamba heveriko fa tsy misy iadian-kevitra fa ny fanontaniana mipoitra ho azy (izay nitarika lavabe ny fifanakalozana nataonay sy ny namana RBNIR izay lazainao fa nahaliana anao ;-)) dia ity :
- moa ve ny fanasan-tongotra ihany no azo anehoana ny fanetrentena sa isan'ny fanehoana izany ny fanasan-tongotra ? :-)
2. "na de ho hitan'ny olona sy atao fianatra fotsiny ihany aza"
Ka inona ilay anatra aseho ny olona eto : ny sasa tongotra ve sa ny fanetrentena sa izy roa ? :-)
Ataoko kosa aloha fa tsy hoe "na de ho hitan'ny olona fotsiny ihany aza" kosa e ! :-)
Misaotra anao mialoha ry namana andrywui a ! :-)
53. andrywui
(
05/04/2013 08:00)
Mba teny nentiko nankaherezana an'i Hery fotsiny iny fa efa hitako mialoha fa ahamay be izy amin'io lohahevitra nataony io .
Fifanasana tongotra amin'ny samy mpirahalahy ao amin Tompo manko no tokony ho izy fa tsy fifanasantongotra ana gadra ,defa tsinjoko oe mivilana io hevitra nataon'ingahy lehibe io
Fifanasana tongotra amin'ny samy mpirahalahy ao amin Tompo manko no tokony ho izy fa tsy fifanasantongotra ana gadra ,defa tsinjoko oe mivilana io hevitra nataon'ingahy lehibe io
54. RBNIR
(
05/04/2013 08:25)

Faly Miarahaba namana,
Tsy dia mivilana loatra fa raha tena nahay nandray ny namana teto dia izao no tena dikan'ny hafatra:
TSY NATAO HO AN I MPITARIKA (eto dia ny papan'ny katolika aloha no voateny) IRERY IHANY NY FANANTATERAHANA NY SITRAPON ANDRIAMANITRA FA NATAO HO AN NY ONDRY IRAY MANONTOLO.
NY ZAVATRA HITA ARY TSY AZO LAVINA ANKEHITRINY DIA VITSY DIA VITSY NY FIANGONANA MAHAFEHY IZAY FAMPITANA NY HAFATRA HO ISAM-BATAN OLONA IZAY.
NY MAMPALAHELO ANEFA DIA IZY IRENY INDRAY NO HENJEHINA SY HARATSIANA ARY REHEFA MBA MIVOHY IZY HOE "TSY MAINTSY" ATAON-TSIKA MPINO REHETRA IRETO SITRAPON ANDRIAMANITRA IRETO DIA AVY DIA HENJIKA NO BE DIA BE (toy izao ataon'ny namanan-tsika bor2lais izao e :).
Mibebaha namana bor2lais a! Tiako B ianao ary JESOSY no efa tianao aloha.
SAMIA HO TAHIN NY TOMPO NAMANA
55. bor2lais
(
05/04/2013 09:23)
RBNIR > 1. Tsy dia fanao ange hono ny mampiasa "majuscule" be loatra tahaka io eto amin'itony sehatra tahaka itony e ! :-)
2. Marihiko aloha fa tsy fanenjehana velively araka ny lazainao no nataoko fa "bémol" raha tena mamaky tsara ny lazaiko ianao ! :-)
3. Averiko ihany koa fa amiko dia sehatra natao ifanakalozana ny sehatra tahaka itony fa tsy andresen-dahatra velively (izay tsy ahy velively ny manao izany) na anaovana kabary tsy valiana ! :-)
Ny olana anefa ry namana RBNIR dia toa ny handresy lahatra no tanjonao eto, hany ka malahelo ianao rehefa tsy tanteraka izay zavatra izay (fomban'ny olona miantehatra amin'ny herin'ny tenany sy ny fahaizany ny tahaka izany) : moa va ny tianao sy eritreretinao ihany no tsy maintsy tanteraka ?
Farany : Mety misy sombin-kazo tokoa angamba ny masoko (misaotra anao manana finiavana te-hanala izany) saingy am-pitiavana ihany koa no ampitandremako ilay tsy hitanao eo amin'ny anao namana RBNIR a ! ;-)
Mirary soa ho anao ! :-)

56. RBNIR
(
05/04/2013 09:37)
Mbola faly mifampisera aminao hatrany namana bor2lais
Raha mahatsiaro ho reseko lahatra ianao namana dia fahatanterahan'ity TENIN ANDRIAMANITRA ITY IZAY : « Izay soratra rehetra nomen'ny tsindrimandrin'Andriamanitra dia mahasoa koa ho fampianarana, ho fandresen-dahatra, ho fanitsiana izay diso, ho fitaizana amin'ny fahamarinana, » (2 Tim.3:16)
Ary aoka ho fantatrao fa tsy misy tombotsoako velively na ho resy lahatra ianao na tsia (saingy malahelo kosa aho satria nolavinao ilay Jesosy nandondona tao am-ponao).

57. RBNIR
(
05/04/2013 10:07)
Namako bor2lais,
Tsy mitovy ny mananantanteraka io nampianarin'i Tompo io sy ireo endrika fanetretena hafa nambaranao.
Tsy mitovy araka izany koa ny vokatra azon'ireo mananantanteraka azy sy ireo izay tsy manantanteraka.
Araka ny nambarako ny VOKATRA dia : RAVA IREO FIAVONAVONANA REHETRA TATO ANATIKO.
« Ary ny olona tsy hanao hoe: Indro, ety! na ery ! fa, indro, ny fanjakan'Andriamanitra dia ao anatinareo*.» (Lio.17:21)
« ........ary izay manetry tena no hasandratra. » (Lioka 14:11)
Raha izay no hahazoako ny fanjakan'ny lanitra namako dia hidirako na dia ety ary ilay vavahady ary na dia tery koa aza ilay lalana.
IO FAMPIANARAN'NY TOMPO IO DIA LAKILE FIDIRANA NY FANJAKAN NY LANITRA ARY NISY ANANKIRAY TAMIN NY MPIANANY NAMBARANY FA TSY NAHAFANTATRA AZY IO (I JODASY)
IZAY MANA-MASO AOKA HAHITA. IZAY MANAN-TSAIKA AOKA HISAINA ARY KOA HAHAFANTATRA.
Samia ho tahin'ny Tompo namako

58. RBNIR
(
05/04/2013 10:12)
andrywui:
...misy olona amanaliny maro ane eto manaraka ny adihevitrareo e
Ra-Andrywui, FALY AHO TENA FALY AHO....(602 ny mpitsidika omaly) lasa 717 izy androany,
Raha izao no mitohy mety tsy ho ela ny cap des 10000 :-)
Samia ho tahin'ny Tompo e
59. bor2lais
(
05/04/2013 10:36)
RBNIR:
Ary aoka ho fantatrao fa tsy misy tombotsoako velively na ho resy lahatra ianao na tsia (saingy malahelo kosa aho satria nolavinao ilay Jesosy nandondona tao am-ponao).
:-)
Izany indray angaha no malaza any ? :-)
Amin'ny alalan'ny fanasan-tongotra ihany ve no fampidirana Azy ao am-po ? :-)
Io teny ataonao anaty fononteny io no azo amehezana ny fifanakalozantsika hatramin'izay ! :-)
Tahaka ny fanafody io RBNIR a : ny mety aminao tsy voatery mety amin'ny hafa fa aza terena hihinana izy fa mila fitandremana sao lasa mety manimba azy aza izany sa izay no tanjonao ? :-)
60. andrywui
(
05/04/2013 10:41)
Zaho alou de tena tehiditra hamaly sy hiresaka amze hevitro ry namana fa tsy ampy versets n'a tsy mahay mintsy angah raha tsy vitsivitsy de tsisy hanoanako le hevitro