Papa Fransoà manasa tongotry ny gadra
21. bor2lais
(
02/04/2013 09:59)
Ilay resaka mibahana momba ilay "vavahady ety" ka ... :-)
"Ahoanao izany, manaraha Ahy ..." ;-)
RBNIR:
Izaho efa tafiditra dia mankahery ny sasany mba handroso koa....
"Ahoanao izany, manaraha Ahy ..." ;-)
22. RBNIR
(
02/04/2013 10:02)
bor2lais:
Ilay resaka mibahana momba ilay "vavahady ety" ka ... :-)
RBNIR:
Izaho efa tafiditra dia mankahery ny sasany mba handroso koa....
"Ahoanao izany, manaraha Ahy ..." ;-)
Tsy azo afenina ny marina namana, ety ilay vavahady ary tery ilay lalana,
Mila ampiomanina mialoha ny olona sao dia handray ankafaliana ka rehefa sendra fizahatoetra vao hiverina.
Fampianaran'ny Kristy izany fa tsy ahy,
Samia ho tahin'ny Tompo
23. Maranatha
(
02/04/2013 11:41)
Fifanasan-tongotra moa no resaka! ka mba hiiditra handray anjara.
Santionany @ fombam-pivavahana izay nampianarin'ny Tompo izy io. Ny fandraisana fanasan'ny tompo dia tsy maintsy hialohavan'ny fifanasan-tongotra hataon'ny olona rehetra izay mandray ( ny membre rehetra) Ny lehilahy samy lehilahy , ny vehivavy samy vehivavy no mifanasa tongotra.
Ny fandraisana fanasan'ny tompo izay hialohavan'ny fanasan-tongotra no fanompoam-pivavahana izay nasolon'ny Tompo ny paska izay fanao isan-taona teo aloha.
Tsy isantaona intsony io fa hoy ny apostoly paoly na oviana na oviana (isaky ny)
Ireto no porofo:
Jaona 13:4-15
Ikor 5:7
I kor 11:23-27
Raha namaky ny tato @ forum aho dia gaga satria hay izany mba tsy lazaina hoe tsy misy dia mbola vitsy ihany no mifanasa tongotra rehefa mandray ny fanasan'ny Tompo ankoatra anay . Nefa ny sasany rehefa jerena toa ohatry ny efa manana fahalalana be!

24. bor2lais
(
02/04/2013 11:46)
RBNIR:
Mila ampiomanina mialoha ny olona sao dia handray ankafaliana ka rehefa sendra fizahatoetra vao hiverina.
Mila manao "régime" izany sao tsy omby vavahady a ! :-)
RBNIR angamba saika tsy tafiditra e ! :-) :-)
Vazivazy iny fa tsy ny rehetra ange no voatery mila régime e ! ;-)
25. bor2lais
(
02/04/2013 12:40)
maranatha:
Ny fandraisana fanasan'ny tompo dia tsy maintsy hialohavan'ny fifanasan-tongotra hataon'ny olona rehetra izay mandray ( ny membre rehetra) Ny lehilahy samy lehilahy , ny vehivavy samy vehivavy no mifanasa tongotra.
Samy manana ny fijeriny sy fandraisany azy tokoa ilay "sary" a ! :-)
maranatha:
Raha namaky ny tato @ forum aho dia gaga satria hay izany mba tsy lazaina hoe tsy misy dia mbola vitsy ihany no mifanasa tongotra rehefa mandray ny fanasan'ny Tompo ankoatra anay . Nefa ny sasany rehefa jerena toa ohatry ny efa manana fahalalana be!
Ka mety ianareo irery kosa ange no mahita fijery tahaka io nataoko en gras eo ambony io e ! :-) :-)
Fa hono oua : maninona kay no "lehilahy samy lehilahy" sy "vehivavy samy vehivavy" ihany no mifanasa tongotra ? :-)
27. RBNIR
(
02/04/2013 12:50)
Nehemiah:
Ny fifanasàna tongotra angaha no mahavonjy ?
« Fa izay rehetra manandra-tena no haetry; ary izay manetry tena no hasandratra. » (Lio; 14:11)
Hasandratra = any amin'ilay tany vaovao sy lanitra vaovao
Hahetry = any amin'ny helo aloha dia avy eo indray Afo B.
Samia ho tahin'ny Tompo
29. RBNIR
(
02/04/2013 13:03)
bor2lais:
Fa hono oua : maninona kay no "lehilahy samy lehilahy" sy "vehivavy samy vehivavy" ihany no mifanasa tongotra ? :-)
Mba ialana amin'ny fakam-panahy sy ny mety tsy ho fahamasinana rehetra eo anatrehan'ny .
Tompo.
Tadidio fa hifanasa tongotra no atao ary tanana sy tongotra no mifandray.
Rehefa avy eo handray ny fanasan'ny Tompo (izay voalaza fa mila mendrika vao tokony handray izany)
Samia ho tahin'ny Tompo e
31. Nehemiah
(
02/04/2013 13:14)
Izany ve ? Kanefa hoy ny andini[i]ny fa "[i]fahasoavana no namonjena anareo amin’ ny finoana", ary ny maha-fahasoavana ny fahasoavana dia fanomezana ilay izy, ary tsy misy inona na inona izay azontsika atao mba ho mendrika an'izany.
32. bor2lais
(
02/04/2013 15:39)
RBNIR:
Mba ialana amin'ny fakam-panahy sy ny mety tsy ho fahamasinana rehetra eo anatrehan'ny .
Tompo.
Tadidio fa hifanasa tongotra no atao ary tanana sy tongotra no mifandray.
Rehefa avy eo handray ny fanasan'ny Tompo (izay voalaza fa mila mendrika vao tokony handray izany)
Ka fantatrareo tsara ihany ange izany fa resaka endrika ivelany ihany ilay izy raha toa ka mety tafiditry ny fakam-panahy e ! :-)
Tsy ny fanasana tongotra velively izany no zava-dehibe fa ny heviny ara-panahy ary ny fanehoana io heviny ara-panahy io tsy voatery velively ny sasa tongotra ihany ! :-)
Sûr ve RBNIR fa raha samy lehilahy na samy vehivavy no mifanasa tongotra dia tsy misy irika idiran'ny fakam-panahy ao ! :-)
33. RBNIR
(
02/04/2013 18:21)

1- Tsy azoko, inona no ifandraisan'ny endrika ivelany sy ny fakam-panahy?????
2- Tsy ny fanasana tongotra no zava-dehibe = efa novaliako, raha tsy zava-dehibe tsy nanao Jesosy Tompo rehefa nandà i petera.
3- Lasa lavitra loatra ny sainao nefa tsy mahagaga satria isika izao efa miverina manakaiky an'i sodoma sy gomora.
Samia ho tahin'ny Tompo namana
34. Maranatha
(
03/04/2013 05:26)
Manamafy sy miombona tanteraka izay voalazan'i RBNR rehetra eo aloha .
Tsy hadalana tsy akory no nanaovan'i Tompo io fombam-pivavahana io ho fianarana.
jaona 13:13 Hianareo manao Ahy hoe Mpampianatra sy Tompo; ary marina ny filazanareo, fa izany tokoa Aho.14 Koa raha Izaho, Tompo sy Mpampianatra aza, no nanasa ny tongotrareo, ianareo kosa mba tokony hifanasa tongotra.15 Fianarana no nomeko anareo, mba hanaovanareo araka izay nataoko taminareo.16 Lazaiko aminareo marina dia marina tokoa: Ny andevo tsy lehibe noho ny tompony, na ny iraka noho ny maniraka azy.17 Raha fantatrareo izany, dia sambatra ianareo, raha manao izany.
Hatreto aloha izany mbola mety izahay sy RBNR ihany no manao io fombam-pivavahana io raha ny eto @ mpisera . Tokony handini-tena izay tsy mbola manao nefa milaza fa fampianarana tsy misy kilema no misy azy sy ho entiny.
Mahereza sy mibebaha fa mbola misy ny fotoana e!

35. leva2
(
03/04/2013 05:34)
Maranatha:

Tsara be ny nitanisanao ilay tenin'Andriamanitra.
Ny hoe "ianareo sy RBNR ihany" voalazako tetsy aloha fa misy anaram-piangonana izay tsy ho lazaiko eto, manao io fomba io koa : mifanasa tongotra ny rehetra, mialoha ny Paska toy izao. Fa ny hafatra tokony ho raisina anie ka tsotra e : resaka fanetren-tena izy ity, indrindra ho an'izay te ho lohany sy mpitarika na mpitondra.
Misaotra namana.
36. bor2lais
(
03/04/2013 07:06)
RBNIR > averiko indray fa tsy olako velively ny fombam-pivavahana arahinareo fa ny filazana hoe "tsy maintsy" no asiako bémol ! :-)
Eo ambony io izao ny namana leva2 milaza fa "resaka fanetren-tena izy ity, indrindra ho an'izay te ho lohany sy mpitarika na mpitondra". Fomba na endrika iray nanehoaNY izany ny fanasan-tongotra, izany anefa tsy milaza velively fa io ihany no fomba na endrika azo anehoana izany ! :-)
Tahaka ny "filanjana ny hazo fijaliana" ihany io : ao ny tena manao izany ara-bakiteny ka milanja lakroa mihitsy (mety manao an'io koa angamba ry RBNIR) saingy tsy olako izany fa raha misy miteny kosa fa tsy maintsy io fomba io no arahina dia asiako bémol ihany koa ! :-)
Mba tsetsatsetsa kely nalefako iny ka !
Ny tiako lazaina dia toa lasa endrika ivelany (forme) ihany sisa no anaovanareo an'ilay sasa tongotra raha toa ka asianareo fanampiny hoe : "ny samy lehilahy" na "ny samy vehivavy" ihany (izay tsy voasoratra a ! ;-)). Izay midika ihany koa hoe : hay azo ajanona izany ilay sasa tongotra raha mety hitondra any amin'ny fakam-panahy (ka sanatria tsy ahitanareo vaha olana) ! :-)
Fomba fandraisako azy ihany anefa izay a ! :-)

Tsy azoko, inona no ifandraisan'ny endrika ivelany sy ny fakam-panahy?????
Mba tsetsatsetsa kely nalefako iny ka !
Ny tiako lazaina dia toa lasa endrika ivelany (forme) ihany sisa no anaovanareo an'ilay sasa tongotra raha toa ka asianareo fanampiny hoe : "ny samy lehilahy" na "ny samy vehivavy" ihany (izay tsy voasoratra a ! ;-)). Izay midika ihany koa hoe : hay azo ajanona izany ilay sasa tongotra raha mety hitondra any amin'ny fakam-panahy (ka sanatria tsy ahitanareo vaha olana) ! :-)
Fomba fandraisako azy ihany anefa izay a ! :-)
37. RBNIR
(
03/04/2013 07:44)
Faly miarahaba namana bor2lais,
Inty misy "tsy maintsy" iray (izay tsy ahy fa avy tao @ baiboly,
« Andriamanitra dia Fanahy; ary izay mivavaka aminy tsy maintsy mivavaka amin'ny .........ny fahamarinana. » (Jao.4:24)
FAHAMARINANA NO NENTINA TETO KA ASAKASAKAO,

38. bor2lais
(
03/04/2013 08:52)
RBNIR > mba mamakia tsara moa fa aza dia mandray an-tendrony tahaka io ! ;-)
Ny "tsy maintsy" asiako bémol dia ny "tsy maintsy" hevitr'olona na interprétation ! Ohatra ny filazana hoe : ny fandraisana ny fanasan'ny Tompo dia tsy maintsy ialohavan'ny fanasan-tongotra (ara-bakiteny) !
:-)

39. RBNIR
(
03/04/2013 09:14)
Tsy azonao mihitsy izany no tiako ambara namana bor2lais (dia sanatria ho takona ho an'izay ho v....) v? Sa mody f....
Azavaiko farany : Fahamarinana no nozaraiko ka raha tsy maitsy @ fahamarinana no hivavahana dia mazava ho azy izay Fahamarinana rehetra dia "tsy maintsy" atao.
Izay tsy fahamarinana kosa dia "tsy maintsy" avela.
Ny Tompo anie hanazava ny sainao.
Bor2lais v lehibe no i Jesosy?? Raha IZY aza nanao ka asainy manao koa isika. Handà v i bor2lais.
Hoy ny Tompo hoe "Raha fantatrareo izany dia ho sambatra ianareo.
MIALATSINY FA RAHA NY FOMBA NAMALIANY AN I PETERA DIA TSY MAINTSY ATAO TOKOA ILAY IZY FA TSY MISY SAFIDY NAMANA.

40. Maranatha
(
03/04/2013 10:11)
Tsy hitako izay tena sarotra amin'izany raha te ho mpianatry Kristy dia izay hasainy hatao dia hatao, satria te ho voavonjy; sa hianareo te hanompo ny fiangonana izay misy anareo fotsiny fa tsy handova ny lanitra??.
Eo no hialako @ hoe dogma ny fiangonana. Raha mifanaraka tsara @ soratra masina ilay izy dia harahiko fa raha tsy izay kosa dia e! e! , izaho tsy handany fotoana hanompo ny fiangonana fa HANOMPO NY TSITOHA, izay baikoNY no harahiko, izaho te handova ny fiainana mandrakizay fa tsy te hiaraka ho very @ fiangonana . Ka na inona na inona no fotom-pinoana marina sy voaporofo ara-tsoratra masina ka asain'ny Fanahy masina harahina dia harahiko.
Misy teny ity izay manao hoe : Ireo izay nikambana t@ fiangonana fa tsy nikambana t@ Kristy dia hampiseho ny tena toetrany izy indray androany. Hitazona ny fahamarinana izy fa ny fahamarinana tsy hitazona azy.
Eto izao dia ireo namana sabatista daholo no toa manohitra ilay fifanasan-tongotra. fa nahoana??? tsy aleo ve aloha manadihady tsara toy izay hataon'ny olona ho fiadian'ny tsy fahamarinana ao??.
Mazava tsara ny tenin'ny Kristy t@ Petera fa raha tsy mety ho sasako hianao hoy Izy dia tsy manana anjara amiko jaona 13:6 Dia nankeo amin'i Simona Petera Izy; fa hoy Petera taminy: Tompoko, Hianao va hanasa ny tongotro? 7 Jesosy namaly ka nanao taminy hoe: Izay ataoko dia tsy fantatrao ankehitriny, fa ho fantatrao rahatrizay. 8 Fa hoy Petera taminy: Sanatria raha hanasa ny tongotro Hianao. Jesosy namaly azy hoe: Raha tsy hosasako ianao, dia tsy manana anjara amiko.
Mandiniha tsara aloha ry namana malala a! sady mahereza.