Ny fivavahana katolika sy ny BAiboly
41. yohanan
(
28/02/2013 15:30)
hery:
yohanan:
Za Katolika taloha
Vakio fa ho an'ingahy mihitsy izany ito: http://forum.serasera.org/forum/message/m51156d389ccc3/
Tôdah
43. toriteny
(
01/03/2013 04:31)
Dia rehefa adinina izany ianao any aoriana any ka hanontaniana hoe maninona ianao no nanao an'ireo dia satria naka toro-hevitra ankoatran'ny baiboly aho ve no havalinao? Izay izany ny hevitrao fa ny ahy ny fiainako rehetra manodidina ny baiboly daholo. Tsy hitako tsinona izay maha kristianina ahy raha tsy izay, lasa mitovy amin'izao tontolo izao ianao.
Dieny tsaroako, tena hivavahana ny sary vongana amin'ny katolika fa izahay tena efa fetin'ny notre dame de Lourdes taloha dia milahatra tsirairay eo amin'ny statue MAsina MAria dia manoroka na mikasika ny tanany dia mankeny amin'ny lagrotte manatitra voninkazo dia eny indray no manao fotoam-pivavahana izay hiran'ny MAsina MAria rano iray no atao. Dia rehefa mikonfesy dia lazain'ny mompera mihitsy hoe manao arahaba ry MAria 20 ianao sy Rainay izay any an-danitra 10 vao voavela ny helokao. Dia ny nampagaga ahy dia maninona ny chapelet no arahaba ry maria 10 vao RAinay 1?
Nefa raha Jesosy tokana, ilay tena famonjena no hivavahanao avec ferveur ohatran'izany an, angamba katolika daholo no tafiditra any an-danitra.

44. hery
(
01/03/2013 05:44)
toriteny:

Tsy hitako hoe inona no mahalasa saina aminao amin'izay havaliko any aoriana any. Ny valintwninao aloha omanina tsara :-)
toriteny:
Dieny tsaroako, tena hivavahana ny sary vongana amin'ny katolika fa izahay tena efa fetin'ny notre dame de Lourdes taloha dia milahatra tsirairay eo amin'ny statue MAsina MAria dia manoroka na mikasika ny tanany dia mankeny amin'ny lagrotte manatitra voninkazo dia eny indray no manao fotoam-pivavahana izay hiran'ny MAsina MAria rano iray no atao. Dia rehefa mikonfesy dia lazain'ny mompera mihitsy hoe manao arahaba ry MAria 20 ianao sy Rainay izay any an-danitra 10 vao voavela ny helokao. Dia ny nampagaga ahy dia maninona ny chapelet no arahaba ry maria 10 vao RAinay 1?
Nefa raha Jesosy tokana, ilay tena famonjena no hivavahanao avec ferveur ohatran'izany an, angamba katolika daholo no tafiditra any an-danitra.
Mbola kely loatra tokoa angamba ianao tamin'izany ka tsy fantatrao nu zavatra tena nampanaovina anao, na efa nikitikitika anao ny hery hafa (mba tsy hilazako hoe ratsy) izay naharesy lahatra anao ihany nony farany.
Izay anie no nilazako hoe aza miteny akory how mahalala ny finoan'ny katolila raha niala katolika e. Kay izany zavatra izany no niseho. Inoako izany fa raha azonao tsara ny nataonao nanynasainanataonaodia mety mbola tao anaty vala ianao... soa ihany fa misy famonjena koa na dia ho an'ny tsy katolika aza... satria tsy ny katolika no mitsara hoe tsy ho voavonjy ianao. :-)
Mety tsy nampianarina anao koa zao izany :-(
45. Nehemiah
(
01/03/2013 06:36)
Ahoana indray ny hoe "Salus extra ecclesiam non est" ?
Inona marina no hevitra ôfisialy momba ny sapile nefa efa niteny ny Tompo hoe : "Ary raha mivavaka hianareo, dia aza mba manao teny maro foana tahaka ny jentilisa; Fa ataony ho ny hamaroan’ ny teniny no hihainoana azy." (Mt. 6:7) ? Mba tiako ho fantatra. Tena marina fa tsy vazivazy.

46. mirananirina
(
01/03/2013 08:45)
Tonga tampoka tato antsaiko izy ity,izaho moa nianatra t@ sekoly katolika foana dia nifindra niasa teny Andohalo i papanay ka voatery nifindra tany izahay dia kilasy 4 e aho niakatra totohobato Mahamasina-Andohalo namarana ny taompianarana, kilasy 3è sy seconde @ izay aho nianatra sekoly protestanta Ambohijatovo Avaratra fa io no akaiky anay teny.
Dia in 1 isakerinandro mivavaka any ampiangonana sy ampianarin'i pasitera
Hoy i pasitera indray andro:
"Nandeha tany Lourde aho hozy dia nisy madama katolika niteny hoe mba hitondrao rano voahasina anie aho pasitera rhf miverina ianao" dia eny hoy izy.Nony niverina taty Mada aho hozy dia nomeko rano t@ paompy i ramatoa sady niteny aho hoe ity ny ranonao fa samy rano ihany .Dia @ maha katolika ahy moa t@ izay dia tezitra mafy aho no nifamaly izaho sy ilay pasitera.Voalohany hoy aho dia tokony avy dia nandà ianao fa tsy nanaiky, faha2 tokony tsy nanome rano hafa ianao fa hoe tsy afaka nitondra aho dia vita! 1 contre pastera sy 1 kilasy moa aho t@ izany fa tsy nanaiky mht aho.
Hoy aho hoe ianareo protestanta dia tsy maintsy manaratsy katolika foana ,nefa ny katolika tsy mba manaratsy anareo mht.

47. hery
(
01/03/2013 09:05)
Nehemiah:
Ahoana indray ny hoe "Salus extra ecclesiam non est" ?
Tsy anay izany :-)
Nehemiah:
Inona marina no hevitra ôfisialy momba ny sapile nefa efa niteny ny Tompo hoe : "Ary raha mivavaka hianareo, dia aza mba manao teny maro foana tahaka ny jentilisa; Fa ataony ho ny hamaroan’ ny teniny no hihainoana azy." (Mt. 6:7) ? Mba tiako ho fantatra. Tena marina fa tsy vazivazy.
TSara raha anokafana lohahevitra vaovao ity resakao ity fa hitako fa miha liana amin'ny finoana katolika tokoa ianao.
48. toriteny
(
01/03/2013 11:24)
Aza raisina ho fanaratsiana hoa ilay izy. Raha izaho izao no ahitsinao tsy handray izany anatra izany ho fanaratsiana mihitsy aho. Ilay izy anie efa voasoratra fa Jesosy ihany no lalana mankany amin'ny Ray sy mahavonjy é. Tsy voavonjy ianao raha tsy manana Azy ary Andriamanitra saro-piaro io Andriamanitra io, tsy mahatanty hampilaharina amin'ny olon-kafa na zavatra hafa. Ary hanadinana ahy ny ranào raha lavo ianao any am-parany any nefa tsy nanoro anao ny lalana aho!
Franchement Hery sy Mirananirina, inona no tsy hi-focaliser nareo amin'i Jesoa irery ihany anefa é? Ilay fomba fivavahana tsy mampaninona ahy loatra na handohalika ianareo na hitehaka, na hanao an'izao sy izao rehefa Jesosy irery ihany no asandratra sy hiantefan'ny dera sy ny laza rehetra fa Izy hampilaharinareo amin'ny zavatra hafa sy ataonareo alohan'ny zavatra hafa no mampalahelo.
Ny ahy izany tsy any amin'ilay fombafomba loatra fa tant que manana an'i Jesosy ianareo dia ampy ahy izay, Izy no mitarika anareo amin'ny sisa

49. hery
(
01/03/2013 11:35)

Franchement toriteny. Tena tsy diso fandray ny katolika marina ve ianao? Sao dia izay tokoa no nahatonga anao niala katolika? Ka raha tenenina aminao ve nefa ny tena izy fa tsy izany fandraisanao izany dia mety hiverina katolika tampoka ianao? :-)
Koa mba tsy hampiroaroa ny sainao ary (ary tsy mampaninona na tsy miverina aza ianao rehefa mahalala ity) dia averiko indray fa ho an'ny Katolika dia JESOA IRERY NO MPANALALANA :-). Gaga ve ianao hoe mitovy amin'ny anareo koa?
Ary averiko ihany koa fa Andriamanitra Ray Zanaka Fanahy Masina irery no tena focaliser-na amin'ny fivavahana. Noho izany tsy mampilahatra an'Andriamanitra amin'ny zavatra hafa mihitsy izahay.
Io voambolana io mihitsy no tena izy hoe raha mampilahatra zavatra hafa amin'n'Andriamanitra ny katolika dia tena manompo sampy, saingy Andriamanitra Ray Zanaka Fanahy Masina irery no Andriamanitry ny Katolika, ary tsy misy olona na vato, na sary, raisin'ny Katolika ho Andriamanitra na ampilahariny hitovy lanja amin'Andriamanitra.
Dia ahoana? Dia gaga ve enao?
Raha tsy izany no fahaizanao azy dia diso fandray ianao. Ny mampalahelo fotsiny dia hoe efa nivoaka ianao vao mahalala azy :-) fa aza manahy, mandray ny zaza mpandany ho'aho ny Fiangonana.
50. toriteny
(
01/03/2013 11:59)

Sur an'izany ve ianao fa tena Jesoa irery no misandratra amin'ny lamesa katolika? De ahoana ireny miantso olo-masina ireny, dia ahoana ny partie misy an'i MAsina MAria, misy an'i Victoire RAsoamanarivo? Ny partie hivavahana amin'ny fanahin'ny maty?
Raha tsy hivavahana MAsina MAria, esory tsy ao anaty fotoam-pivavahana izy raha hoe fanajana azy fotsiny no hanaovana ny arahaba ry Maria( ilay fanajana aza mbola douteux ihany fa azo leferina raha hoe tsy mahafoy azy ianareo KA tsy izy indray no mandeha alohan'i Jesosy (tokony hatao 10 PAter pour 1 masina maria ny chapelet ohatra)
Fa raha ny mety aloha dia aza hampidirina ao anaty fotoam-pivavahana izy rehefa tsy hivavahana.
51. hery
(
01/03/2013 12:18)
:-)
Sur aho fa Jesoa irery no Andriamanitra amin'ny lamesa katolika. Izaho no mahay azy kokoa noho ianao :-)
Ny Parties nolazainao aloha tsy haiko hoe aiza loatra. Manonona Maria Victoire izahay fa tsy ivavahana fa miara-mivavaka aminay.
Tsy manala azy izahay satria tombony ho anay miara-mivavaka aminay izy. Tsy resaka fanajana fotsiny ilay izy. Ny fiombonan'ny olomasina izay inoanay fa eo anilan'Andriamanitra midera azy sy mankalaza azy dia inoanay fa miara-mivavaka aminay ihany koa rehefa midera sy mankalaza an'Andriamanitra izahay. Fiombonan'ny olomasina ety antany tahaka ny any an-danitra. Ka tsy hitako hoe maninona no esorinay izy, izy no efa mivavaka tsy tapaka ka tsy azonay sakanana izany.
Averiko foana, aza mibitaka amin'ny zavatra tsy hay. Jesoa manontolo no banjinina amin'ny chapelet. Ny misterin'ny fiainan'i Jesoa tety an-tany sy ny maha Andriamanitra nijaly sy maty ary nitsangan-ko velona no votoatin'ny chapelet. Fa tena katolika marina ve toriteny taloha? Toa tena very be amin'ny katesizy mihitsy raha izany avy no tsy nampianarina anao.
Tsy foinay izy satria fantatray fa miara-mivavaka aminay, manampy ny vavaka ataonay amin'i Jesoa. Tsaroanay foana ilay hoe "tsy ampy divay izy ireo"...
Mety efa mazava aminao amin'izay angamba ilay izy? :-)
Eritrereto hoe rehefa mivavaka ianao dia manao chaine de prières, lazainao daholo ny mpiray fiangonana hoe ndao hiara-hivavaka. Dia mitovy amin'izay, tsy mivavaka amin'ireo mpiray fiangonana ireo ianao fa miara-mivavaka aminy.
Izahay indray, tsy antsoina akory ny fiombonan'ny olona masina hoe ndao hivavaka satria efa mivavaka hatrany izy ireo, fa miara-mivavaka aminy no ataonay.

Raha tsy hivavahana MAsina MAria, esory tsy ao anaty fotoam-pivavahana izy
Tsy manala azy izahay satria tombony ho anay miara-mivavaka aminay izy. Tsy resaka fanajana fotsiny ilay izy. Ny fiombonan'ny olomasina izay inoanay fa eo anilan'Andriamanitra midera azy sy mankalaza azy dia inoanay fa miara-mivavaka aminay ihany koa rehefa midera sy mankalaza an'Andriamanitra izahay. Fiombonan'ny olomasina ety antany tahaka ny any an-danitra. Ka tsy hitako hoe maninona no esorinay izy, izy no efa mivavaka tsy tapaka ka tsy azonay sakanana izany.
tsy mahafoy azy ianareo KA tsy izy indray no mandeha alohan'i Jesosy (tokony hatao 10 PAter pour 1 masina maria ny chapelet ohatra)
Averiko foana, aza mibitaka amin'ny zavatra tsy hay. Jesoa manontolo no banjinina amin'ny chapelet. Ny misterin'ny fiainan'i Jesoa tety an-tany sy ny maha Andriamanitra nijaly sy maty ary nitsangan-ko velona no votoatin'ny chapelet. Fa tena katolika marina ve toriteny taloha? Toa tena very be amin'ny katesizy mihitsy raha izany avy no tsy nampianarina anao.
Tsy foinay izy satria fantatray fa miara-mivavaka aminay, manampy ny vavaka ataonay amin'i Jesoa. Tsaroanay foana ilay hoe "tsy ampy divay izy ireo"...
Fa raha ny mety aloha dia aza hampidirina ao anaty fotoam-pivavahana izy rehefa tsy hivavahana.
Mety efa mazava aminao amin'izay angamba ilay izy? :-)
Eritrereto hoe rehefa mivavaka ianao dia manao chaine de prières, lazainao daholo ny mpiray fiangonana hoe ndao hiara-hivavaka. Dia mitovy amin'izay, tsy mivavaka amin'ireo mpiray fiangonana ireo ianao fa miara-mivavaka aminy.
Izahay indray, tsy antsoina akory ny fiombonan'ny olona masina hoe ndao hivavaka satria efa mivavaka hatrany izy ireo, fa miara-mivavaka aminy no ataonay.
52. toriteny
(
01/03/2013 12:26)
Tena ohatran'ny torianao coran sy boudisme izany aho mihaino anao nefa isiaka samy Kristianina. Dia mahagaga. Ohatran'ny hoe tsy baiboly iray no vakiantsika. Fa tena marina mihitsy fa misy zavatra hafa ivelan'ny baiboly ataonareo fampianarana kay
53. Nehemiah
(
01/03/2013 13:16)
hery:
Nehemiah:
Ahoana indray ny hoe "Salus extra ecclesiam non est" ?
Tsy anay izany :-)
Koa tenin'i Md Cyprien de Carthage anie izay, momba an'ireo izay niala t@ Fiangonana.
Ary toa mino an'izay koa i Mel Gibson (voatery mionona hino fa tsy ho voavonjy ny vadiny protestanta, nefa hoy izy hoe : "Tena olo-masina ny vadiko, manao asa soa be dia be !").
hery:Nehemiah:
Inona marina no hevitra ôfisialy momba ny sapile nefa efa niteny ny Tompo hoe : "Ary raha mivavaka hianareo, dia aza mba manao teny maro foana tahaka ny jentilisa; Fa ataony ho ny hamaroan’ ny teniny no hihainoana azy." (Mt. 6:7) ? Mba tiako ho fantatra. Tena marina fa tsy vazivazy.
TSara raha anokafana lohahevitra vaovao ity resakao ity fa hitako fa miha liana amin'ny finoana katolika tokoa ianao.
Somary lasa efa voavaly ihany ilay izy ^_^. Fa saingy mbola hifantoka @ zavatra hafa aho @'ity serasera ity aloha.
54. Nehemiah
(
01/03/2013 14:02)
mirananirina:
Tonga tampoka tato antsaiko izy ity,izaho moa nianatra t@ sekoly katolika foana dia nifindra niasa teny Andohalo i papanay ka voatery nifindra tany izahay dia kilasy 4 e aho niakatra totohobato Mahamasina-Andohalo namarana ny taompianarana, kilasy 3è sy seconde @ izay aho nianatra sekoly protestanta Ambohijatovo Avaratra fa io no akaiky anay teny.
Dia in 1 isakerinandro mivavaka any ampiangonana sy ampianarin'i pasitera
Hoy i pasitera indray andro:
"Nandeha tany Lourde aho hozy dia nisy madama katolika niteny hoe mba hitondrao rano voahasina anie aho pasitera rhf miverina ianao" dia eny hoy izy.Nony niverina taty Mada aho hozy dia nomeko rano t@ paompy i ramatoa sady niteny aho hoe ity ny ranonao fa samy rano ihany .Dia @ maha katolika ahy moa t@ izay dia tezitra mafy aho no nifamaly izaho sy ilay pasitera.Voalohany hoy aho dia tokony avy dia nandà ianao fa tsy nanaiky, faha2 tokony tsy nanome rano hafa ianao fa hoe tsy afaka nitondra aho dia vita! 1 contre pastera sy 1 kilasy moa aho t@ izany fa tsy nanaiky mht aho.
Hoy aho hoe ianareo protestanta dia tsy maintsy manaratsy katolika foana ,nefa ny katolika tsy mba manaratsy anareo mht.
Inona angaha no tianao iaviana ? Tranga iray fotsiny no entinao atao généralisation, sa inona ? Raha tsy fanaratsiana no anaran'izay dia inona ?
55. DayAnd
(
01/03/2013 16:31)
Zao ry reto a! Ajanony any ty ady hevitra ty satria otrany samy tsy hisy ho resy lahatra zany eto, lasa samy manamarina ny azy fotsiny.
Matoa io nisaraka d'efa nisy zavtr tsy niombonany io, isika izao ve ampahafirin'ireo olon-dehibe tamn finoana tsy nahavaha io olana vokatr ny fisarahana io.
Rah ny tantaram-piangonana no zohina dia ny orthodoxe zao no tena akaiky ny finoana katolika, nefa ireo aza mbola tsy mety hitambatra satria samy mbola manana ny maharesy lahatra azy ary samy miziriziry amin'ny azy, koa mainka fa izay Protestanta taty amin'ny taonjato firy taorian'izany?
Ity no holazaiko amintsika mpiady hevitra sy mpandresy lahatra be ato, indramiko ny Teny nosoratan'i Md Paoly. Tito 3, 8b-9: "... mba hikely aina amin'ny fanaovana ASA soa izay MINO an'Andriamanitra. Izany no tsara sy mahasoa ny olona. Fa raha ny amin'ny fandiniha-javatra tsy misy heviny kosa, mbamin'ny tantaram-pirazanana, ny fifandirana, ny ady hevitra momba ny lalàna dia ialao ireny fa sady tsy mahasoa no zava-poana". Dia mbola hampiako indray ny voasoratra ao am 1Kor 4, 20: "satria ny Fanjakan'Andriamanitra TSY TENY FOANA fa ASA ATAO". Dia hofaranako amin'ny Tenin'i Jesoa ao am Evanjely Md Matio 25 31-46 momba ny fitsarana farany hanavahany ny ondry amin'ny osy ka nilazany fa tsy ny finoana ihany no mahavonjy fa ny finoana narahinao ASA FITIAVA-NAMANA indrindra ny madinika.
Zao ry reto a hoy Md Jean de La Croix hoe: "ny FITIAVANA no hitsarana antsika amin'ny farandro", lay fitiavana anefa tsy am-bava fotsiny hoy Md Joany fa porofoy amin'ny asa sy ny fiainanao an-davanandro
Mamaky anle dscussion rehtra eto ah de toa mahatsapa hoe efa sur fa ho voavonjy aby isika miresaka ato, de hiteny aho hoe iaino any am fiainantsika any le zavtr maharesy lahatra anao, fa ny atao no mahatarika hoy ny tenintsika malagasy, ny fihetsika sy ny fitondra-tena no Evanjely vaovao afaka itarafan'ny olona marina fa velona ao aminao Kristy ary tena fahazavany sy vavolombelony ianao, ary ny teny fitaka fa ny atao no hita.
RESABE DAHOLO ZANY NO ETO E, FA NY FIAINANA AN'ILAY TENIN'ANDRIAMANITRA NO MAHATONGA NOFO AO AMINTSIKA AN KRISTY
Zah mino fa tsy ho anay Katolika irery ny famonjena ary tsy ho anareo hafa fiangonana irery ihany koa, fa kosa natao ho an'izay MINO an'i Jesoa Kristy ka NIAINA NY FITIAVNA toa Azy

56. hery
(
01/03/2013 16:37)
DayAnd:
Zao ry reto a! Ajanony any ty ady hevitra ty satria otrany samy tsy hisy ho resy lahatra zany eto, lasa samy manamarina ny azy fotsiny.
Ka tsy hifandresy lahatra anie no tena atao eto e. Samy manana ny finoany io ve dia afaka hifandresy lahatra :-) Asa aloha ny hafa fa izaho tsy mieritreritra ny handresy lahatra anareo mihitsy. Ny tanjoko hatramin'izay dia ny hampahafantatra anareo hoe ahoana marina ny inoan'ny katolika, mba hahafahanareo mi-comprendre ahy fa tsy voatery hanenjika foana. Dia izaho koa miezaka hoe maninona marina ianareo no samihafa aminay, mba hahafahako mi-comprendre anareo ihany koa.
Raha handresy lahatra ahy hiala katolika no tanjona dia fandaniana andro tokoa
57. jesoa
(
01/03/2013 18:28)
Nehemiah:
Izay mandà anatra dia manary tena; Fa izay mihaino ny fananarana no mahazo fahalalana
mba hoanao ihany koa anie io teny narosonao ahy io e!!sa tsy raisinao ny fananarako anao?sady fitiavako anao ko fa tsy fananarana ihany akory an!! :)
tena tsy manan-kambara intsony ianao an!! :) resilahatra amizay va ianao? miverana ao ambala hoy aho!! :) za tsy andresy lahatra ohatry ny ataonao fa meteza resy lahatra amin'ny tenanao. sao lahy.... mananatra anareo manam-pahaizana itony mantsy ohatry ny hoe sarotra aminay tsy dia manaphaizana :) :) nefa raiso ihany lay anatra sao mety e...
58. jesoa
(
02/03/2013 07:52)
Nehemiah:
Zavatra manaraka : mba aoka re izay ny fiampangàna anay ho "mpanenjika". Efa nanozona olona ve izahay ? Efa naniratsira olona ve izahay ? Efa nanambany, nanompa, nanendrikendrika an'iza na iza ve izahay ?
jereo ny valinteninao rehetra dia ianao ihany dia mahavoavaly izany!! ny azoko tenenina dia hoe mahaiza mandinin-tena fa izahay katolika mantsy dia anisany zava-dehibe aminay izany fandinihan-tena izany ka antenaiko fa hahasoa anao izany raha manao izany ianao.
Nehemiah:
Raha ataontsika hoe misy Silamo hitanareo mitsikera ny finoana kristiana @ fomba mahazatra azy ireo, izany hoe mitady hanaporofo ny Baiboly ho tsy marina, dia inona no ataonareo ? Miteny azy hoe : "Akombony ny vava !" ka vao mainka tsy resy lahatra @ finoana kristiana izy sa manoro azy ny mampitombina ny Baiboly ka manjary hisy voa kely mifafy @ fanahiny izay ho lasa hazo goaibe indray androany ?
Ka torak'izay, mitondra tsikera ho an'ny Fiangonana Katôlika izahay satria hitanay ho tsy ara-Baiboly, anjaranareo ny miaro ny finoanareo "amin’ ny fahalemem-panahy sy ny fanajàna" (1 Pet. 3:15). Araky ny filazako : raha diso aho, asehoy ahy ny hadisoako. Raha marina aho, tongava saina.
zay vao mazava izany kay ny tianao atongavana fa ny fitsikerana ny katolika no masaka ao andoanao! ka raha hiresaka aminay katolika iano dia teneniko hoe tsy ny baiboly ihany no loharanom-pinoanay ka tsy hifanojo mihintsy ny resatsika!! ka tsy ho fandaniana andro ve izany satria nareo manaporofo ny anareo ao amin'ny baiboly izahay kosa sady baiboly no misy loharanon-kevitra ivelan'ny baiboly.
tenenina foana izay nefa inianareo tsy henoina mihintsy ny teninay ka tsy hitako hoe inona no hiadina hevitra amin'izany satria ny lazainay aza tsy henoinareo akory fa avilinareo zavtra hafa...
tsy nisy niteny hoe" akombony ny vava "taminao izahay teto na mtovitovy amin'izany. ianao io aza no nampiseho izany tamiko( jereo discussion eny ambony) ka averiko hoe aza mihatsaravelatsihy! hoy Jesoa izay hoe" Ary nahoana ianao no mahita ny tapa-kahitra eo amin'ny mason'ny Rahalahinao, nefa ianao tsy mahita ny sakamandimby ao amin'ny masonao?...Ry mpihatsaravelatsihy, esory aloha ny sakamandimby izay ao amin'ny masonao, ary raha efa izany dia ho hitanao ny tapa-kahitra ao amin'ny mason'ny rahalahinao." ka izay no hiteneko hoe mba araho ilay fandinihantena izay ampiasain'ny Katolika sao mba izay no tsy ampy aminao.
Nehemiah:
Raha ny fahitako azy manokana dia mila réforme goavana be ny EKAR iray manontolo, fa raha tsy izay "ho avy aminao Aho ka hamindra ny fanaovan-jironao hiala amin’ ny fitoerany, raha tsy mibebaka hianao" hoy ny Tompo.
reforme momban'ny inona kay? tanisao eto ary ny reforme tianao hatao!!
ianao izany anie ka miteny ohatry ny hoe mahala ery!! tsy anjaranao hoy aho no mitsara fa tsy fantatrao fa aza mitsatra mb.....!! ny fiangonana katolika dia miaina ary mandalo vanim-potoana nefa ny fototra ny finoana tsy misy miova fa ny pitsopitsony izay manaraka ny volon'andro no miova!!ohatra hoe tsy nisy aterineto tany aloha tany dia izao misy dia mampiasa an'izay ny fiangonana (sa hiteny indray ianao hoe tsy azo ampiasaina satri tsy misy an'izany aterineto izany ao amin'ny baiboly?)araka ny ny fomba fiadinao izao dia hilaza amiko indray ianao hoe "fananarana izany ataoko izany sns ". :) ;)
[/quote]
Nehemiah:
Angamba tsy dia tafiditra @ resakantsika loatra ny fanapahan-kevitr'i Ratzinger, satria mpitondra firenena izy voalohany, izay voa mpitondra fivavahana, ka resaka pôlitika io ny tena marina fa tsy dia ara-pivavahana loatra.
Ary tsy hitako izay tokony hiasàna saina @ zavatra nataony.
averiko indray fa lasa mitsara ambolony ianao ka lasa diso ny fitsaranao.
Tsy katolika ianao ka mazava hoazy fa tsisy fantatrao ny aminy!! :)
dia tsy nisy novalianao mihintsy na iray aza ny nolazaiko nefa ianao izay anie ka tena efa tonga lafatra ny fahaizanao eh!! sady teo aloha ianao mahavita mamaly ny teny ts1/1 izay atao dia izao lasa tsy misy intsony!!! ountsôôôô... :) izaho ilay kely fahalalana indray inty no tsy voavalin'ilay be fahalalana sy manampahaizana be an! :)
60. jesoa
(
02/03/2013 15:30)
Nehemiah:
Zoako ny tsy mandany andro @ olona tsy matotra.
hahaha... ay ve ianao ity ohatran'izao e!!! noheveriko fa tena mahay miady hevitra araka ny fiheboheboanao sy n fanambanianao ny hevitro ireny!!tezitra lay manampahaizantsika, le mrs je sais tt!! ;) tsy miteny aho hoe matotra fa raha izao teny vakiako izao dia mbola matotra lavitra noho ianao izaho raha izao an!!mahagaga ahy izany!! fa angaha mo tsy hoe ianao ilay mahay sy manana ny marina isaky ny miteny?!! soa ihany aho fa katolika sady mirehareha amin'ny maha katolika ny tenako!! na dia namandrika ny olona aza ianao handresy lahatra!! ay marina ihany ila teninay izay hoe" tsy ny fahaizana amam-palalahana no maharesy lahatra fa ny finoana ao anaty ka aseho amin'ny asa"!! na dia hoe nambaninanao aza aho dia afaka mirehareha ao amin'ny Jesoa Kristy izay hinoakao!!
koa mandinia izay mamaky izay ato dia araho tsara ilay discussion dia hisokatra ny masonareo!! ny endry ihany hono no anarina é! :) :) :)