Inona ny zava-mahagaga nataon'i Jesosy teo amin'ny fiainanao? (Ho fijoroana vavolombelona sy ho fisaorana Azy)
61. toriteny (
14/02/2013 16:18)
sitlo:
toriteny: Aza manao an'izany ianao sitlo a!! MArina fa mety efa tsara ny fiainanao fa raha izao ianao no alainy dia ho aiza? Ho very any amin'ny fiaina-tsihita? Dia aleonao ve ny eto an-tany moins de 100 ans no hatsaraina toy izay ny hoavinao manontolo? Ny mandrakizay anie ka tsy manam-pahataperana é
Fa inona anefa ny olana tsy handraisanao Azy é? Sa inona no tsy azoazonao amin'ilay mivavaka?
Fa mampalahelo be raha efa nampandrenesina ihany ianao nefa nanao sourde oreille. Tena aleo aza tsy nahafantatra ohatran'ireny silamo sy hindo ireny
Tsaroanao ve ny talohan'ny nahaterahanao? Dia tahaka izay koa amiko no hitranga rehefa maty. Ka tsy olana amiko mihitsy ny "fiainana aorian'ny fahafatesana". Na ny manoratra azy aza mandreraka fa oxymoron.
Efa maro ny dinika nanazavako sy nalefako teto, ary tsy dia tiako loatra ny mamerimberina. Fa aleo averiko ihany ity. Rehefa hamono akoho ianao, dia raiso ny antsy, dia ataovy eo amin'ny tendany. Dia tampotampoka eo anefa omeo katsaka ilay akoho, dia ho hitanao izany hoe fahatsoram-po izany. Tsy misy iraharahiany an'izay "fiainana aorin'ny fahafatesana" anefa.
Dia tahaka izany koa ny ahy. Raha maty aho androany, tsy olana amiko mihitsy izany. Ny fiainan'ny olona akaiky ahy no hanahirana. Na azy anefa izany fa tsy ahy intsony, dia fahadisoako raha niniako ny nampody mandry ahy.
Hono hoa! Tena mila anao ho franche za fa nisy zavatra notenenin'ny Tompo ahy teo ny mikasika anao. FA inona no zavatra nataonao, na plutôt nisy zavatra nataonao ve ka heverinao fa tsy tokony hahazoanao pardon io zavatra nataonao io? FA raha izany tsy misy fahotàna tsy voavela heloka izany raha tena mibebaka marina ianao. Ohatran'ny atosiny foana aho manko tsy hi-lacher anao