Ny Sabatan'Andriamanitra

61. Nehemiah ( 05/02/2013 07:01)
Rehefa dinihana anie dia voa araraka @ vato velively ny manandrana handresy lahatra azy ireo... Fa saingy @ maha-mpanoratra ny lohahevitra dia mba mangataka fifanajàna ifotony aho ka mba vakio aloha ny lohahevitra momba ny Sabata izay vao miady hevitra fa tsy tonga dia mandidy tsy manapaka.
62. didi10 ( 05/02/2013 08:07)

Nehemiah:

Rehefa dinihana anie dia voa araraka @ vato velively ny manandrana handresy lahatra azy ireo... Fa saingy @ maha-mpanoratra ny lohahevitra dia mba mangataka fifanajàna ifotony aho ka mba vakio aloha ny lohahevitra momba ny Sabata izay vao miady hevitra fa tsy tonga dia mandidy tsy manapaka.

Miresaka fifanajana ianao namana, tsy aleo ve aloha atomboka amin'ny tena ny fahatsapana fanajana satria; miala tsiny kely aho hisolo tena an'ny namana RBNIR fa tsy mety amiko aloha ny atao izany :".... lesy baina" izany satria miala tsiny fa ireo jiolahim-boto amiko no miteny toa izany fa tsy ny Kristiana toa anao; Misaotra.
63. bor2lais ( 05/02/2013 11:04)
radidi:

tsy mety amiko aloha ny atao izany :".... lesy baina" izany satria miala tsiny fa ireo jiolahim-boto amiko no miteny toa izany fa tsy ny Kristiana toa anao; Misaotra.

Ekena lesy baina a ! :-)
64. Nehemiah ( 05/02/2013 12:55)

didi10:

Miresaka fifanajana ianao namana, tsy aleo ve aloha atomboka amin'ny tena ny fahatsapana fanajana satria; miala tsiny kely aho hisolo tena an'ny namana RBNIR fa tsy mety amiko aloha ny atao izany :".... lesy baina" izany satria miala tsiny fa ireo jiolahim-boto amiko no miteny toa izany fa tsy ny Kristiana toa anao; Misaotra.

Ianao ve mbola tsy fay t@ resaka "taikely" no mbola manala baraka tena tahak'izao ihany ? Zavatra voalohany, "letsy baina" no nosoratako fa tsy "lesy baina".
Faharoa, mbola tsy nahita olona tezitra @'izany afa-tsy ianao (ary raha mahatsikaritra ianao, mbola tsy namaly i rbnir). Nanompa ve aho ? Nanaratsy azy ve aho ? Nanendrikendrika ve aho ?
Fahatelo, fantatrao ve ny olona itovizanao ? Tsy mba i Kristy. A-a-a ! Ny Fariseo no itovizanao. Ireo Fariseo midedadedaka ery satria "mpitandrina lalàna", manaraby sy manameloka an'izay olona tsy manaraka ny "fitandremany lalàna", nefa ny ao anatiny dia loto sy fahalovana fotsiny.

Nefa moa azoko an-tsaina fa angamba tsy voa izao no nitenenan'olona an'izay anao. Nefa tokony tonga saina ianao. Mba izany ve no atao hoe "fitiavana" ??? Ilàna vanona sy voantsiary ny olona manohitra anao ?
Raha hiova ianao dia tokana ny vaha-olana : fanetren-tena.
65. Nehemiah ( 05/02/2013 13:06)

66. toriteny ( 05/02/2013 13:37)

Nehemiah:

Rehefa dinihana anie dia voa araraka @ vato velively ny manandrana handresy lahatra azy ireo... Fa saingy @ maha-mpanoratra ny lohahevitra dia mba mangataka fifanajàna ifotony aho ka mba vakio aloha ny lohahevitra momba ny Sabata izay vao miady hevitra fa tsy tonga dia mandidy tsy manapaka.

Fa iza no nanao inona é? Tsy azoko hoe inona no oloana? ZA sy ny zavatra noteneniko ve? Mba azavao kely hoe ry Nehemiah
67. Nehemiah ( 05/02/2013 14:29)
Aza matahotra, tsy ianao mihitsy. Hajaiko be mihitsy ny zavatra ataonao.
Fa misy olona betsaka mametraka hafatra @'ity lohahevitra ity, izay manambara fa tsy novakiany akory ilay lohahevitra. Fa tsy ianao mihitsy no iantefan'ny hafatro etsy ambony.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.4671