Ny krismasy sy ny baiboly?
41. RBNIR
(
06/12/2012 07:45)
sitlo:
Aza mikaka koa fa tsy voasoratra ao hoe nandeha nikaka ny tompo.
Faly miarahaba namana,
Marina tsy lasa resaka maloto izy izany no farany nefa ny lohahevitra krismasy sy ny baiboly,
Ny hevitro tsy miova :
« Koa foana ny ivavahan'ireo amiko, raha mampianatra ny didin'olombelona ho fampianarana izy (Isa. 29. 13). » (Mat.15:9)
« Koa foana ny ivavahan'ireo amiko, Raha mampianatra ny didin'olombelona ho fampianarana izy. (Isa. 29. 13). » (Mar.7:7)
Mila sitraka amin'Andriamanitra ianao?? Tianao ho reny ny fivavakao??
Tsotra : izay didy nomeny ihany tandremana fa aza manaraka ny fampianarana izay avy amin'ny olombelona.
Sitlo, isika anie efa nomena ny fahalalana ny tsara sy ratsy e, misy zavatra efa napetrak'Andriamanitra ato anatitsika ato. Misy ny farafahakeliny tokony ho "tsapa avy hatrany fa tsy dia ilaina ny Baiboly loatra".
Samia ho tahin'ny Tompo daholo,
42. Nehemiah
(
06/12/2012 08:08)
RBNIR:
Mila sitraka amin'Andriamanitra ianao?? Tianao ho reny ny fivavakao??
Tsotra : izay didy nomeny ihany tandremana fa aza manaraka ny fampianarana izay avy amin'ny olombelona.
Miala tsiny fa fampianarana diso ny anao na dia tsy tsaroanao loatra aza. Amin'ny Fanekena Vaovao dia tsy anjarantsika intsony ny manao asa soa sy fanompoana ho an'Andriamanitra mba hahazo fitahiana avy aminy "Fa avy aminy (Andriamanitra) no nanaovana anareo ho ao amin’ i Kristy Jesosy, Izay nataon’ Andriamanitra fahendrena sy fahamarinana sy fahamasinana ary fanavotana ho antsika", izany hoe i Kristy no fahamarinantsika, izy no nanao izay rehetra tokony atao mba ahazoantsika fitahiana avy aminy. Ary izay moa no tena maha-izy azy ny fahasoavan'Andriamanitra : tsy mendrika an'izany antsika. Raha manao asa soa sy fanompoana antsika dia nohon'ny fitiavantsika Azy. Efa nahazo ny fitahiana rehetra izay sahaza ny olo-marina antsika, fa anjarantsika ny manaiky an'izay @ finoantsika an'i Jesoa Kristy sy ny Asany tany @ Hazofijaliana.
43. mirananirina
(
06/12/2012 08:22)
leva2:
Velona Jesosy!
Fanontaniana maromaro angatahako valiny aminao namana isany :
1- krismasy sa noely? fa tsy tena mitovy ireo.
2- 25 dec tokoa ve no teraka ny Tompo? raha tsia, taiza ity date 25 déc ity?
3- Araka ny baiboly, hita ao ve ny teny hoe krismasy na noely?
Araka ny baiboly, nankalaza ny anniversaire-ny ve Jesosy sy ny mpianany?
Araka ny baiboly, ny hazo noely? ny dadabenoely? ny kilalao? sns ...
4- Manana antony hafa ve ianao hanohananao ny tokony hankalazana na tsia ny nahaterahan'ny Tompo?
Ho tahian'ny Tompo daholo ianareo namana isany!
Ny valin'ny fanontanianao angamba tsy misy mahavaly azy, ary marina mht ny teninao satria ny olona rhf mino @ finoana 1 dia tsy te hijery na mibanjina ny zvt tena misy sy ny lojika. Izay no nampianarana anay dia izay no inoanay na hita fa diso sy tsy mety aza izany.Katolika ray sy reny aho ary notaizana t@ io finoana io, betsaka anefa ny zvt hitako sy nolaviko tao ka mampifanolana ahy matetika t@ mopera na masera. Ohatra omeko mino mafy sy manaja an i Marie renin'i Jesoa aho ,nefa kosa tsy mety miankohaka na mivavaka @ sarivongana namboarin'olombelona toa ahy! Tsy io no inoako hoa fa ilay any Andanitra!!Izaho anefa tsy manenjika na mandà ny olona hafa manao izany! Nitondra tanora sy scout tao @ fiangonana aho nandritra izany dia niady hevitra mafy t@ ireo frère niaraka taminay! Efa nohamasinina izy ireny hoy izy dia lasa masina, hay ve hoa!
44. Tefigasy
(
06/12/2012 08:29)
Nehemiah >> Voa araraka eny ambony vatolampy ny anao raha i RBNIR no hiantefan'io hafatrao io satria hatramin'izay nahalalako azy teto izay dia anisan'ireo olona tsy mandray sady tsy miraharaha ny fampianarana tena voalaza ao anaty baiboly izy fa izay lazaina sy tian'ny fiangonany ihany no ventesiny sy ataony tsianjery eto ! Izay no tsy hamaliako azy io intsony, nefa na izany aza afaka adidy ianao eo anatrehan'ny Tompo
45. Nehemiah
(
06/12/2012 08:40)
Tefigasy:

Izany an ! Misaotra anao mampandre. Na izany na tsy izany dia aleo mba miala nenina ihany ;). Sady mety manome aingam-panahy olon-kafa mamaky azy io hafatra io.
46. RBNIR
(
06/12/2012 08:44)
Nehemiah:
RBNIR:
Mila sitraka amin'Andriamanitra ianao?? Tianao ho reny ny fivavakao??
Tsotra : izay didy nomeny ihany tandremana fa aza manaraka ny fampianarana izay avy amin'ny olombelona.
Miala tsiny fa fampianarana diso ny anao na dia tsy tsaroanao loatra aza. Amin'ny Fanekena Vaovao dia tsy anjarantsika intsony ny manao asa soa sy fanompoana ho an'Andriamanitra mba hahazo fitahiana avy aminy "Fa avy aminy (Andriamanitra) no nanaovana anareo ho ao amin’ i Kristy Jesosy, Izay nataon’ Andriamanitra fahendrena sy fahamarinana sy fahamasinana ary fanavotana ho antsika", izany hoe i Kristy no fahamarinantsika, izy no nanao izay rehetra tokony atao mba ahazoantsika fitahiana avy aminy. Ary izay moa no tena maha-izy azy ny fahasoavan'Andriamanitra : tsy mendrika an'izany antsika. Raha manao asa soa sy fanompoana antsika dia nohon'ny fitiavantsika Azy. Efa nahazo ny fitahiana rehetra izay sahaza ny olo-marina antsika, fa anjarantsika ny manaiky an'izay @ finoantsika an'i Jesoa Kristy sy ny Asany tany @ Hazofijaliana.
Faly miarahaba namana,
Tsy izay loatra no dikan'ny fanekena vaovao : tsy hoe azon-tsika atao daholo akory ny zavatra rehetra.
Tsy ho vita eto fa fandinihina tsotra atao, KRISMASY Andriamanitra v no nanome azy sa nivoaka avy tamintsika olombelona?
Efa tamin'ny Andron'i Kristy (fa tsy ny testameta taloha) no nitenenana ilay hoe "Foana ny ivavahanarireo " satria ireo Apostoly 2 Matio sy Marka no nanambara an'io.
Raha izaho ianao manaraka aho,
Samia ho tahin'ny Tompo namana
47. didi10
(
06/12/2012 08:44)
Ny zavatra mahafinaritra dia hita fa miasa ny Tompo satria raha tamin'ny herintaona toy izao dia vitsy dia vitsy ny mpitory ny tsy tokony hankalazana ny krismasy fa ankehitriny kosa dia efa lasa mifamadika amin'izay indray, mahereza ry namana fa misy tambiny ny fikelezanareo aina ao amin'ny Tompo; AMEN ????
48. Tefigasy
(
06/12/2012 08:58)
didi10 >>Izay ve sisa no azon'ise ambara ! hihihihi
Dia mazotoa ary namana miaraka amin'ireo temoins tsy mino an'i Jesoa sady tsy mandray Azy ho Andriamanitra, mba hanafina sy hamafa ny fahaterahan'i Jesoa ao anaty baiboly a. Tonga amin'ny tanjona iriany izy ireo fa nahazo namana be dia be , nahazo olona be dia be tsy hidera an'Andriamanitra toa ny nataon'ny mpiandry ondry fahizay noho ny fahatongavany ho olombelona tonga nofo !

49. didi10
(
06/12/2012 10:11)

Ho avy masiaka aminao eo Jojo rehefa avy eo lol!!!
Efa disque goaka io namana tefy a! rehefa miala amin'ny fahadisoana ka manaraka ny Tenin'Andriamanitra dia tsy izy fa SEKTA aminareo.
Rehefa mivavaka Asabotsy dia lazaina fa Advantista
Rehefa tsy misy lakroa any ampiangonana dia Apokalipsy
Rehefa tsy manao Krismasy sy Taombaovao dia Temoin
Rehefa tsy manao Batisa zazakely dia Batista Biblika
Rehefa manao fitafiana mendrika dia Jesosy Mamonjy
Rehefa miteny amin'ny fiteny tsy fantatra dia Pentekotista
Rehefa manao fiderana amin'ny fitehafana sy fandihizana dia Rhema
Rehefa manao vavaka an-tendrombohitra dia MRE
...
Mbola lavitra ny làlana hodiavinao namana Tefy a
50. Tefigasy
(
06/12/2012 11:02)
didi10 >> Tsy haiko na izaho no mbola tokony handeha alavitra na ise no mandeha amin'ilay lalana tsy tokony hizorana ! Izaho aloha tsy hizotra amin'izany fa mazotoa ise raha mbola hanohy io lalan'ise io e ! Ny ahy izay hitako ao anaty baiboly no ezahiko sy tazoniko mafy mba tsy hisy haka ny satroboninahitra efa nomen'ny Tompo ahy sy tsy hisy afaka hamafa ilay fitombokase efa napetrany teo amin'ny andriko mba tsy hahazoan'iza na iza mamafa ny anarako ao amin'ilay bonkin'ny fiainana !
Tsy ho valiako ireo teninao farany ireo sady ajanoko hatreto ity sady aleo hijanona hatreo mihitsy fa lasa mivaona be le izy - HS total !

51. Ilo
(
06/12/2012 11:12)
didi10:
Efa disque goaka io namana tefy a! rehefa miala amin'ny fahadisoana ka manaraka ny Tenin'Andriamanitra dia tsy izy fa SEKTA aminareo.
Mbola tsy azoko ihany aloha hatreto ny maha-fahadisoana ny fankalazana an'Andriamanitra, ny fiderana sy fisaorana Azy noho ny nanomezany antsika ny Mpamonjy na andro krismasy io na andro hafa!
Inona no maha-fanompoan-tsampy an'izany ? tsy ilay andro akory no ankalazaina na atao ambonin-javatra fa Andriamanitra!
52. Nehemiah
(
06/12/2012 12:36)
Mba hanampiako ny tenin'i Ilo, raha hivazizatra @ Krismasy antsika, maninona no tsy mba kianina ny tonon'andro @ gazety lol ? Nefa toherin'ny Deo. 18:10 izany.
F'anagaha ni-insinuer an'izany na dia kely variraiventy aho ?
Rom. 6:15-18 : "Ahoana ary? hanota va isika, saingy tsy ambanin’ ny lalàna, fa ambanin’ ny fahasoavana? Sanatria izany! Tsy fantatrareo va fa raha manolo-tena ho mpanompo hianareo na ho an’ iza na ho an’ iza, dia mpanompon’ izay arahinareo hianareo, na ny ota ho amin’ ny fahafatesana, na ny fanarahana ho amin’ ny fahamarinana? Ary isaorana anie Andriamanitra, fa na dia efa mpanompon’ ny ota aza hianareo, ny fonareo dia efa nanaraka ny fomban’ ny fampianarana izay nanolorana anareo ary rehefa natao afaka tamin’ ny ota hianareo, dia tonga mpanompon’ ny fahamarinana."
Fa azonao azavaina amiko kosa ve ny 1 Kor. 6:12 : "Ny zavatra rehetra azoko atao, nefa tsy dia ary mahasoa avokoa ny zavatra rehetra; ny zavatra rehetra azoko atao, nefa izaho tsy mety handevozin-javatra na inona na inona." sy ny 1 Kor. 10:23 : "Ny zavatra rehetra azo atao, nefa tsy ny zavatra rehetra no mahasoa; ny zavatra rehetra azo atao, nefa tsy ny zavatra rehetra no mampandroso." ?
Afaka milaza andininy avy amin'ny Soratra Masina itenenan'i Matio na Marka an'izay ve ianao azafady ?
RBNIR:
Faly miarahaba namana,
Tsy izay loatra no dikan'ny fanekena vaovao : tsy hoe azon-tsika atao daholo akory ny zavatra rehetra.
F'anagaha ni-insinuer an'izany na dia kely variraiventy aho ?
Rom. 6:15-18 : "Ahoana ary? hanota va isika, saingy tsy ambanin’ ny lalàna, fa ambanin’ ny fahasoavana? Sanatria izany! Tsy fantatrareo va fa raha manolo-tena ho mpanompo hianareo na ho an’ iza na ho an’ iza, dia mpanompon’ izay arahinareo hianareo, na ny ota ho amin’ ny fahafatesana, na ny fanarahana ho amin’ ny fahamarinana? Ary isaorana anie Andriamanitra, fa na dia efa mpanompon’ ny ota aza hianareo, ny fonareo dia efa nanaraka ny fomban’ ny fampianarana izay nanolorana anareo ary rehefa natao afaka tamin’ ny ota hianareo, dia tonga mpanompon’ ny fahamarinana."
Fa azonao azavaina amiko kosa ve ny 1 Kor. 6:12 : "Ny zavatra rehetra azoko atao, nefa tsy dia ary mahasoa avokoa ny zavatra rehetra; ny zavatra rehetra azoko atao, nefa izaho tsy mety handevozin-javatra na inona na inona." sy ny 1 Kor. 10:23 : "Ny zavatra rehetra azo atao, nefa tsy ny zavatra rehetra no mahasoa; ny zavatra rehetra azo atao, nefa tsy ny zavatra rehetra no mampandroso." ?
RBNIR:
Tsy ho vita eto fa fandinihina tsotra atao, KRISMASY Andriamanitra v no nanome azy sa nivoaka avy tamintsika olombelona?
Efa tamin'ny Andron'i Kristy (fa tsy ny testameta taloha) no nitenenana ilay hoe "Foana ny ivavahanarireo " satria ireo Apostoly 2 Matio sy Marka no nanambara an'io.
Raha izaho ianao manaraka aho,
Samia ho tahin'ny Tompo namana
Afaka milaza andininy avy amin'ny Soratra Masina itenenan'i Matio na Marka an'izay ve ianao azafady ?
53. leva2
(
06/12/2012 16:03)
Velona Jesosy!
Somary hofeheziko kely ary raha mitady hivaona ny resaka.
Mazava aloha hatreto fa ny NOELY dia sampy sy fivavahana amin'ny masoandro ary ny 24 dec misasak'alina no ivon'ny fankalazana azy. Mbola misy mandraka ankehitriny izy io ary tsy misy resaka Jesosy Kristy velively.
Noho izany, AOKA TSY HAMPIASAIN'IZAY MANKALAZA NY NAHATERAHAN'I JESOSY INTSONY IO TENY HOE NOELY IO FA TENA FANAFANGAROANA NY AN'ANDRIAMANITRA AMIN'NY SAMPY TSOTRA IZAO; DIA ESORY MIARAKA AMIN'IZANY KOA NY HAZO NOELY, DADABENOELY SY NY FORONGONY FA FAHAVETAVETANA EO AMIN'ANDRIAMANITRA NY FAMPIDIRANA IZANY FOMBA IZANY AO AM-PIANGONANA SY AO AN-TOKATRANO.
Ny teny hoe KRISMASY kosa indray, araka ny maha-lamesa ho an'i Kristy na an'i Kristy azy, tsy hitako loatra izay maha-ratsy azy raha araka izany heviny izany. TSY NY FIDERANA AN'ANDRIAMANITRA AMIN'NY NANOMEZANY NY ZANANY HO TONGA NOFO HAMONJY IZAO TONTOLO IZAO MIHITSY AKORY NO RATSY, FA NY FANAFANGAROANA IZANY AMIN'NY SAMPY, FA INDRINDRA NY NANGALANA IZANY DATE IZANY AVY TAMIN'NY FANOMPOAN-TSAMPY SADY DATE DISO RAHATEO.

54. leva2
(
06/12/2012 16:11)
Maranatha:
AMIKO IO FETIN-DEMONY. TADIDIO TSARA TSY NY MANAO IHANY FA NY MANKASITRAKA KOA.
Raha izaho ianao namana avadibadika ihany aloha ny lela vao miteny fa sao dia hanao blasphème no hiafarany. Lamesa na fotoam-bavaka hiderana sy hisaorana an'Andriamanitra noho ny nanomezany ny zanany tonga nofo hamonjy ny olony anie ity lazainao fa fetin'demony ity e. Marina fa tokony hesorina ny endrika sampy rehetra ao aminy, na ny date izay avy amin'ny sampy aza dia azo hovaina raha ilaina.
55. bor2lais
(
06/12/2012 16:29)
Dia ahoana ataontsika ry Pasteur sy ry Mompera Noel isany amin'ity resaka ity fa tsy hiditra any am-piangonana misy antsika mihitsy izany ny namany sasany ato a ? :-)
56. leva2
(
06/12/2012 16:46)
bor2lais:
Dia ahoana ataontsika ry Pasteur sy ry Mompera Noel isany amin'ity resaka ity fa tsy hiditra any am-piangonana misy antsika mihitsy izany ny namany sasany ato a ? :-)
Velona Jesosy!
Izaho namana dia hamerimberina foana eto hoe : aoka tsy haorina amin'ny fampianaram-piangonana, na izay lazain'i mompera na i pasitera ny finoantsika, fa hiorina amin'i Jesosy Kristy irery ihany sy ny tenin'Andriamanitra.
Hataonao ahoana ohatra no hanova izay fomba efa nahazatra ny fiangonana mpanisy hazo noely ao am-piangonana, fa ianao, rehefa mahalala fa tsy mety io fomba io dia tsy manaraka izany fomba izany. Fa tsy manao mpino manara-drenirano fotsiny, ka izay alehany eny, fa tena hiaraka aminy hoany amin'ny fahaverezana no hiafarany.
Mahereza namana!
57. leva2
(
06/12/2012 17:19)
Velona Jesosy!
Resaka fankalazana ny tsingerin-taona nahaterahan'ny Mpamonjy moa izy ity.
Mino aho fa ny ankamaroan'ireo namana tsy mankasitraka azy ity dia samy mba mankalaza ny tsingerin-taona nahaterahany daholo ihany.
Tadidio koa fa misy karazany roa ny fahaterahana eo amin'ny Kristiana : fahaterahana ara-nofo, sy fahaterahana ara-panahy ho tonga zanak'Andriamanitra. Iza ary no tokony ho zava-dehibe kokoa aminao, ka tokony hankalazaina sy hiderana an'Andriamanitra? Ilay fahaterahana ara-nofo ve, sa ilay fahateraham-baovao lazain'ny Soratra Masina?
Fehiny, sady heveriko hoe marimaritra iraisan'ny rehetra dia izao :
RAHA SAMY HANKALAZA IHANY, MANINONA RAHA ILAY FAHATERAHAM-BAOVAO TONGA ZANAK'ANDRIAMANITRA SY NANDRAISANA NY FANAHY MASINA, ILAY FOTOANA NAHATERAHAN'I JESOSY KRISTY TAO AM-PONAO NO TSAROVANA, ANKALAZAINA SY HIDERANA AZY?
Mino aho fa tsy hisy handà izany, ary hahafaly ny Tompo izany.

58. jojo3t
(
07/12/2012 04:29)
Tefigasy:Miarahaba namana tefy, somary lasa mivoana ny resakao satria lasa tsy valianao araka ny tokony ho izy le fanontaniana fa lasa manenjika ka hahitsiko kely amin'ny maha-dinika azy, tsy haiko hoe inona aminao no hoe mino an'i Jesosy, enao manao io fetin'ny mpanompo sampy ho solon'ny nahaterahany io ve sa izay tsy manao izany ary manaraka ny didiny hoe ny nahafatesany no hankalazaina izay hataon'ny tena kristiana isan-taona.
didi10 >>Izay ve sisa no azon'ise ambara ! hihihihi
Dia mazotoa ary namana miaraka amin'ireo temoins tsy mino an'i Jesoa sady tsy mandray Azy ho Andriamanitra, mba hanafina sy hamafa ny fahaterahan'i Jesoa ao anaty baiboly a. Tonga amin'ny tanjona iriany izy ireo fa nahazo namana be dia be , nahazo olona be dia be tsy hidera an'Andriamanitra toa ny nataon'ny mpiandry ondry fahizay noho ny fahatongavany ho olombelona tonga nofo !
Resaka Krismasy moa izy ity, matoa lasa betsaka ny mpitory tsy mankalaza azy io intsony, ary marina izany, dia nahita izy ireo taty aoriana fa tsy mety intsony ny hankalazana azy, nankalaza io daholo anie taloha e, fa rehefa avy nahalala ny marina dia tsy nanao intsony, io le toy ny masoandro miposaka, mazava tsikelikely.
Misy milaza fa na tsy ao amin'ny baiboly aza ny krismasy dia ilaina ny mvoatra, lasa mivoatra any amin'ny fahaverezana anefa ilay izy, ao koa ny milaza hoe mba miara-mifaly amin'ny olona rehetra.
Fehiny : Raha tena tia an'i Jesosy enao ary mandray azy ho mpamonjy dia aza hafangaro amin'ny fetin'ny mpanompo sampy ny hankalazanao azy, isan'andro isan'andro tsy misy daty enao no tokony hanao izany, tokony ho any am-piangonana ts tapaka ko enao fa tsy amin'ny krismasy ihany, afaka mifaly sy mifety koa enao ao anatin'ny taona fa tsy amin'ny krismasy ihany, afaka manome fanomezana enao na roviana na roviana tianao hanaovana izany, afaka miara-paly sy mamangy ny havanao enao fa tsy refa krismasy ihany vo hanao izany sns...
59. Miharena
(
07/12/2012 04:50)
Ilay eo amin'ilay Noel izay miresaka momba ny nouveau soleil no tiako resahana kely.
Fety malaza tokoa io satria ny fahaterahan'ny masoandro indray no ankalazaina eo. Izany hoe ny fahateraan'ny mazava indray. Any amin'ny ila-bolantany avaratra dia ny 21 desambra no lava indrindra ny alina ary manomboka mihalava ny mazava manomboka ny ampitson'io daty io. Izay no nahatonga ny olona hankalaza azy. Fizaran-taona io fa tsy masoandro. Ka angamba fiheverana diso ny miresaka fa sampy np nankalazaina tamin'izany.
Raha ampifandraisina amin'i Jesosy ilay izy dia hoe fahaterahan'ny MAZAVA indray. Ka amiko dia mety ny fankalazana ho an-dry zareo Eoropeana. Na ny aty amin'ny ila-bolantany atsimo aza dia eo aminireo fotoana ireo no lava indrindra ny ANDRO. Izany hoe hanjakan'ny Masoandro na ny MAZAVA. Koa tsy mahagaga raha nanome fangitaham-panahy hatrany ny fahkalazana ny Noely hatrizay nanaovana azy ho fankalazana ny fahaterahan'i Kristy izay.
Ny fampiasana ny teny hivadika ho hevitra hafa dia anisan'ny kilalaon-tsaina ihany ka izay olona tafaroboka ao no mahantra indrindra satria lasa manana fiheverana mikombona tsy hita be ihany hoe misy rariny tena fantany tokoa ve?
KA mila mitandrina ihany isika fa miteraka zava-doza ihany indraindray izy ireny

60. jojo3t
(
07/12/2012 05:02)
Ahitsiko kely enao namana miharena, manaova enao fikarohana kely, tsy misy hifandraisany amin'ny Jesosy mihitsy io, natao hifanitsy amin'ny fetin'ny mpanompo sampy mihitsy io 25 désambra io, izay nankalazana ny fahaterahan'ny masoandro, natao tamin'io koa ny Satiornaly Romanina (fetin'i Satiorna, andriamanitry ny fambolena sy fetin'ilay masoandro nahazo hery indray, ary avy amin'io koa no nakana ny fanao sasany amin'ny krismasy 1977, boky faha-6, p. 666.
Antsoin'izy ireo mihitsy hoe Andriamanitra ny masoandro eto, tamin'io andro io ireo mpivavaka tamin'i Mithra no nankalaza ny "dies natalis solis invicti (daty nahaterahan'ny masoandro tsy mety resy), rehefa nanomboka nipoitra indray tany amin'ny Ila bolantany avaratra ny masoandro. Nambaran'i Aurélien tamin'ny 25 Des. 274 fa ilay andriamanitra masoandro no mpiaro an'ilay fanjakana, ary nanaovan'izy ireo tempoly mihitsy izy io tao amin'ny kianjan'i Marsa, nanomboka nankalaza ny krismasy amin'zay ary olona tamin'io fotoana nampalaza be ny fivavahana tamin'ny masoandro tany Roma io 1967, boky faha-III, p. 656.