Paradisa _ ahoana no fahazoantsika azy?
81. zazamaroroka
(
06/07/2012 03:58)
Salut doly ndrai, aona ratefigasy a, tsy grand za fa petit a,mialatsiny amin'ny le fomba fikozinay f'efa mahazatra de ts tafa mihitsy le fiteny maotina, fa na izan aza mbo iezaka kely iany ny bandy kely e, zai tsy nanota ono no itora-bato azy, sa ahoana ra didi10, ahoana io sary tany mampatahotra be io rajajajaly a, so hampidikizo anay io le, hohavaozina aona fa miparitaka be ny sainay amin'zany a, so ny boaikely manko raofina amin'ny lapelina amzany,
82. Miharena
(
06/07/2012 05:34)
Ity misy zavatra mifanandrify kokoa amin'ny resaka Paradisa mety hisy hifandraisany amin'ny resak'i Jajajaly:
Arak'io resaka io dia fahatsiarovan-tena no mamerina ny Paradisa. izany hoe rehefa mahay manary ny fahadisoam-piheverana rehetra izay manimba ny tany sy ny fon'ny olombelona dia tafaverina ny maha-mpanjaka ny zavabohary ny tsirairay ka hahay hikolokolo sy hanaja izay nomena hiainany avy ny olona. Tonga amin'izay fotoana izay ny Paradisa an-tany.
Le Jardin d’Eden
Dieu a dit:
Les superlatifs n’en sont pas réellement. Lorsque vous dites que quelque chose est le meilleur ou le plus magnifique, vous ne faites qu’exprimer votre joie par rapport à une chose, ou un évènement, quels qu’ils soient, mais ce que vous exprimez n’est pas un fait. Ce n’est pas un fait, méme pour vous.
Peut-étre qu’aujourd’hui, vous allez savourer un repas fabuleux et vous allez dire : « C’est la meilleure nourriture qu’il m’ait été donnée de déguster. » A cet instant, vous exprimez la vérité de votre émotion, de votre émotion de l’instant en question. A un autre moment, vous redirez cela à nouveau. Il est probable que vous l’ayez déjà fait, et méme plusieurs fois !
Si vous voyagez dans ce monde magnifique, il se peut que vous ayez dit de nombreuses fois : « Ceci est le plus bel endroit du monde. » Et puis, vous découvrez un autre endroit qui est le plus beau, et puis un autre et puis un autre.
Je suis en train de vous parler d’Infinité, bien-aimé(e)s. Il y a toujours plus, et plus.
Le Jardin d’Eden a été doté de fleurs et d’arbres magnifiques, plus magnifiques les uns que les autres. Leur beauté était infinie. Imaginez comme les oiseaux pouvaient bien chanter dans le Jardin d’Eden et le type de chants qu’ils pouvaient faire entendre. Il existait toute une palette de douceurs et de chants. Imaginez tous les animaux magnifiques qui jouaient ensemble. Imaginez le ciel ! Le ciel du Jardin d’Eden était haut, magnifique et bleu, il révélait l’immensité.
Vous voyez où Je veux en venir. Vous vivez dans le Jardin d’Eden. Vous jouissez du méme ciel. Vous bénéficiez de la méme végétation. Vous avez les mémes animaux à adorer. Vous pouvez adorer tout ce qui vous entoure.
Adam et Ève ont quitté le jardin dès que l’ego a fait son apparition, dès que l’idée du péché a surgi, quand l’innocence a été perdue et quand la sophistication a pris le dessus. C’est tout cela qui constitue le départ du Jardin d’Eden. C’est leur conscience qui a quitté le Jardin d’Eden. Personne n’a jamais été expulsé du Jardin d’Eden. Si Nous pouvons dire qu’ils ont été expulsés, alors c’est qu’ils se sont expulsés eux-mémes. Que plus jamais Mes enfants ne pensent qu’ils ne valent rien.
Aujourd’hui, il semble que Mes enfants continuent de croire qu’ils ne valent pas grand chose et en conséquence, ils pensent qu’ils ne vivent plus dans le Jardin d’Eden et ils pensent que le monde, tel qu’il se présente à eux, ne peut en aucun cas étre le jardin d’Eden.
D’une certaine manière, le monde est devenu le Jardin de l’Ego et vous avez tendance à ne plus voir les fruits qui poussaient dans le Jardin Originel.
Votre perception provient de votre conscience. Il ne M’appartient pas réellement de vous rendre le Jardin d’Eden. C’est à vous qu’il appartient de vous le rendre à vous-mémes et ce faisant, de Me trouver en train de vous attendre. Avec votre perception et votre conscience, vous parvenez à réintégrer Ma Présence dans le Jardin d’Eden.
Le Jardin d’Eden est un certain état de conscience. J’ai créé le Jardin et Je vous ai créés avec le méme état de conscience.
Le monde dans lequel vous vivez est le Jardin d’Eden. Il est le Jardin d’Eden mal perçu.
Le serpent, c’est l’ego, et le serpent a sifflé sur Mon Magnifique Jardin.
Lorsque vous vous trouvez dans la nature, dans une nature vierge, ce que vous voyez c’est le magnifique Jardin d’Eden. Vous jetez un coup d’oeil et vous dites ce que disait Ève lorsqu’Adam nommait pour elle chaque arbre et chaque fleur. Ève disait : « Ah! » Dites donc : « Ah! »
Et dites, comme Je le dis : « C’est bien. »
Émettez l’idée que votre conscience, votre perception et vos pensées, une fois qu’elles seront éclairées par une nouvelle perception, pourront alors restaurer le Jardin d’Eden pour tout le monde, partout, et transformeront ainsi le monde en un havre de bonne volonté et de beauté à tous les niveaux.
Vous pensez peut-étre que Je suis en train d’essayer de manipuler votre psychisme. Mes bien-aimé(e)s, que croyez-vous que vous vous étes infligés jusqu’à présent ? Vous vous étes manipulés vous-mémes, au point que vous étes convaincu(e)s qu’il ne vous sera jamais possible de vivre dans le Jardin d’Eden et que le monde ne peut en aucun cas étre Le Jardin d’Eden. Je dis que vous pouvez vivre sur Terre dans le Jardin d’Eden et Je dis que vous pouvez le restaurer et lui redonner son état naturel. Je dis que vous étes en train de le restaurer à cet instant méme.
Copyright © Heavenletters™
Heavenlettersâ„¢ — Aider les Êtres Humains à se Rapprocher de Dieu et de Leurs Propres CÅ“urs
Gloria Wendroff, Godwriterâ„¢
Arak'io resaka io dia fahatsiarovan-tena no mamerina ny Paradisa. izany hoe rehefa mahay manary ny fahadisoam-piheverana rehetra izay manimba ny tany sy ny fon'ny olombelona dia tafaverina ny maha-mpanjaka ny zavabohary ny tsirairay ka hahay hikolokolo sy hanaja izay nomena hiainany avy ny olona. Tonga amin'izay fotoana izay ny Paradisa an-tany.
83. jajajaly
(
06/07/2012 06:04)

Miharena
Fanavaozana ny olombelona sa fanavaozana ny tany no azo antoka fa hisy?
Fanavaozana "Ny ZAVA-Drehetra"no azo antoka fa hisy hoy i Jehovah fa tsy Jajajaly io ambony io (Apo 21:5). Ny Tany ara-bakiteny sy ny Tany ara-panoharana izany hoe ny Olombelona. Tsy izay ihany fa na ny biby aza hohavaozina ihany koa.
84. jajajaly
(
06/07/2012 06:21)
Miharena
Arak'io resaka io dia fahatsiarovan-tena no mamerina ny Paradisa. izany hoe rehefa mahay manary ny fahadisoam-piheverana rehetra izay manimba ny tany sy ny fon'ny olombelona dia tafaverina ny maha-mpanjaka ny zavabohary ny tsirairay ka hahay hikolokolo sy hanaja izay nomena hiainany avy ny olona. Tonga amin'izay fotoana izay ny Paradisa an-tany.
Misaotra amin'ny hevitra saingy amin'izao aloha raha jerena ny zava-misy dia nanao hezaka ny olombelona mba hatsara ny fiainany toy ny fanentanana maro isan-karazany, fivoriambe iraisam-pirenena isan-karazany saingy indrisy! toy ny manabotsina baolina vaky. Tsy mahavita tena ny olombelona. Hoy ny Baiboly: ‘Tsy natao hitondra samirery ny ï¬ainany ny olona.’ (Jeremia 10:23) Manaporofo an’izany ny tantara. Tsy afaka nanatsara ny ï¬ainana ny ï¬tondran’olombelona, na dia tsara ï¬kasa toy inona aza ny mpitondra. «Nanjakazaka tamin’ny namany» kosa «ny olona ka nampiditra loza taminy.»â€”Mpitoriteny

Fanamboaran'ny olona ny tany ankehitriny
Tanteraka anefa io fanazavan'i Miharena io rehefa voaovan'Andriamanitra ny Tany. Mahafaly fa azavain'ny baiboly ny fomba hanaovany izany.
85. jajajaly
(
06/07/2012 06:31)
zazamaroroka
ahoana io sary tany mampatahotra be io rajajajaly a, so hampidikizo anay io le, hohavaozina aona fa miparitaka be ny sainay amin'zany a, so ny boaikely manko raofina amin'ny lapelina amzany,
Ilay fanamboarana ataon'olombelona no mampatahotra ry zazamaroroka a! satria miharatsy hatrany ny fiainan'ny zanan-kolombelona ary mety voaraoka amin'ny lapelina mihitsy ny tsirairay amin'izao raha tsy malina. Mahavelom-panantenana ny fomba hanavaozan'i Jehovah ny tany fa izany no sitrapony. Angataho hatrany ary ny fanjakany ho tonga hanao ny sitrapony eto an-tany tahaka ny nataony tany an-danitra. Lay vavaka ataon'ny olona tsianjery nefa tsy fantany ny heviny e!
86. didi10
(
06/07/2012 07:09)
Apo 21 : 1
Ary nahita lanitra vaovao sy tany vaovao aho; fa efa lasa ny lanitra voalohany sy ny tany voalohany, ary ny ranomasina dia tsy misy intsony.
Aleo asiako amin'ny teny vahiny sao samihafa
Apocalypse 21, 1-2
1 Puis je vis un nouveau ciel et une nouvelle terre; car le premier ciel et la première terre avaient disparu, et la mer n'était plus.
2 Et je vis descendre du ciel, d'auprès de Dieu, la ville sainte, la nouvelle Jérusalem, préparée comme une épouse qui s'est parée pour son époux.
Miteny ho azy ny soratra namana, maninona hono ny tany voalohany sy ny lanitra voalohany?
LASA = DISPARU
Raha tonga any an-danitra ise dia hahita sahady io Jerosalema vaovao io, handia làlana volamena, ary hiara-hidina Aminy eo amin'ilay tany vaovao hitoeraNY mandrakizay.

87. jajajaly
(
06/07/2012 07:58)
Ampiako kely an'ity 2 Petera 3:7 ity ny hevitr'i Didy 10 : «Izao lanitra sy tany ankehitriny izao dia hazonin’izany teny izany ho amin’ny afo ka tehirizina ho amin’ny andro fitsarana sy fandringanana ny ratsy fanahy.»
Mba hazavao tsara hoe izay hitranga ry didy10 fa mahaliana. inona no tena hiseho?
Mba hazavao tsara hoe izay hitranga ry didy10 fa mahaliana. inona no tena hiseho?
88. Miharena
(
06/07/2012 19:09)
Azo tonga dia omena ve ilay fomba fahafoanan'ny tany Didii10? Rahoviana ary toy ny ahoana? Ianao io ve amin'izany mbola eto sa tsia?
89. Miharena
(
07/07/2012 03:57)
jajajaly:
Tanteraka anefa io fanazavan'i Miharena io rehefa voaovan'Andriamanitra ny Tany. Mahafaly fa azavain'ny baiboly ny fomba hanaovany izany.
Fehezanteny fohy ihany no ao anaty Baiboly fa io resaka nalefako io dia Anriamanitra miteny ankehitriny fa tsy tamin'ny taonjato miiba 6000.
Ny tena raharaha manko dia heverin'ny olona fa izay voalaza ao anaty Baiboly ihany no Tenin'Andriamanitra fa tsy izy daholo izay aorian'izay. Toy ny midika hoe fossile ilay Andriamanitra sanatria raha miteny hoe izay voasoratra dia voasoratra fa tsy misy afa-tsy izay. Tsy misy fiainana mihitsy izany Ilay Anriamanitra fa toy ny manao surveillance fotsiny hoe rehefa tsy izatsy voasoratro tamin'ny taona izatsy no ataon'io olombelona io dia fongana any amin'ny afobe izy rehetra.
Na izany aza aloha dua misy Teny fototra ao anaty Baiboly ahafahana manamarina hoe manazava izay tian'Andriamanitra tenenina ve ny lahateny eo ambony io sa tsia ? Izany hoe isika indray no mahalala na marina na tsia izay voalazaNY sy hamariniNY momba ny fehezan-teny notsoahiNY tao anaty Baiboly.
90. majesty
(
09/07/2012 06:50)
paradisa = teto an-tany hono no nisy an'izany taloha, tsy haiko, tao edena angamba zany, dia rehefa nanota hono ny zanak'olombelona dia noroahana tao @ zany tany paradisa izany; fa t@ andron'ny zanak' Israely koa hono dia nisy an'zany tany Kanana izany izay tondra-dronono sy tantely, tsy haiko na paradisa zany na tsia, fa aza mbola diso fanantenana mihitsy hono a, fa any an-danitra any no misy an'zany Jerosalema vaovao izany, fa ao @ izany hono no tena paradisa fa asa na ho tonga any na tsia !
vita tompoko
vita tompoko
91. jajajaly
(
09/07/2012 10:45)
Mandram-piandry ny fanazavan'ny Didy10 dia tsara fantantsika aloha ny fikasan'Andriamanitra momba ity tany honenantsika ity. Hoy ny soratra masina
(Salamo 119:90) Maharitra hatramin’ny taranaka fara mandimby ny tsy fivadihanao. Nataonao mafy orina ny tany mba ho eo foana.
(Salamo 104:5)Â 5Â Naoriny ny tany, ary nataony mafy orina ny fototra iorenany,
Ka tsy ho voahozongozona mandrakizay doria.
Inona no ampianarin'ny soratra masina antsika eo? Mino an'io teny io ve ianao?
Aoka ary ho raisintsika ara-bakiteny koa io Apo 21:1 io, izany hoe izao rehetra izao midadasika, ireo kintana an’arivony tapitrisa tapitrisa sy ny zavatra hafa maro, no holevonina amin’ny afo. Sombiny kely fotsiny amin’izy io anefa no misy ratsy fanahy. Raha manana trano be sady tsara tarehy, ohatra, ianao nefa misy loaka kely ny tafony, dia ilay trano manontolo mihitsy ve no horavanao?
Jehovah ary ve dia handrava an’izao rehetra izao izay noforoniny, nefa faritra kely amin’izy
io fotsiny no misy mikomy?

92. jajajaly
(
09/07/2012 13:08)
Majesty
paradisa = teto an-tany hono no nisy an'izany taloha, tsy haiko, tao edena angamba zany, dia rehefa nanota hono ny zanak'olombelona dia noroahana tao @ zany tany paradisa izany
Ilay edena aloha dia tena teto an-tany fa tsy HONO ry namana

Inona ny fikasan'Andriamanitra momba ny tany raha ny tantaran'i saha Edena no jerena? Hoy i lay mpamorona : ‘Manàna taranaka, ary mihabetsaha ka mamenoa ny tany. Anjakao ny tany, ... » Gen 1:27-28
Moa ve tsy ho tian’Andriamanitra hameno ny tany àry ny taranak’i Adama sy Eva, ka hanao ny tany ho paradisa? Dia ho niova hevitra ve izy ka tsy hotanterahiny intsony ilay fikasany, satria fotsiny hoe nanota i Adama?
Nampanantena toy izao izy :"10 Fa toy ny orana sy ny lanezy milatsaka avy any an-danitra, ka tsy miverina any raha tsy mahavonto ny tany, sy mahatonga ny zavatra eo aminy hitsiry sy hahavokatra, ary manome masomboly ho an’ny mpamafy sy manome sakafo ho an’ny mpihinana, 11 dia ho toy izany ny teny aloaky ny vavako. Tsy hiverim-potsiny atỳ amiko ny teniko, fa hanatanteraka izay sitrako ary hahomby amin’izay andefasako azy." Isa 55:10,11
Ahoana ary no hanovan'Andriamanitra ny tany ho paradisa?
93. Miharena
(
09/07/2012 17:53)
Ahoana ary no hanovan'Andriamanitra ny tany ho paradisa?
Fanontaniana miverina izy ity.
rehefa tonag amin'ny fotoana ahafantaran'ny olona fa misy izay tsy azo hozongozonina intsony dia ny Fitiavan'Andriamanitra sy ny Fiadanana dia miova ho Paradisa iza tany izao.Satria olombelona mazava no miaina eto amin'izay fotoana izay fa tsy misy mamono sy manararaotra ny hafa intsony.
94. majesty
(
10/07/2012 04:54)
jajajaly: nataoko hoe hono satria tsy nahita maso an'ilay izy aho :)