Fividianana Airbus

1. hery ( 12/04/2012 07:47)
Tonga hono izany ilay Airbus malaza hoe novidiana ho an'ny Air Madagascar. Namaky ilay article
ao amin'ny Tribune (Jereo eto) aho dia ohatry ny
tonga saina ihany hoe ahoana marina ny momba an'io avion io?
Ohatrinona? Iza no mandoa ny vidiny? Inona no takalony? Toa efa tranainy ihany?

Dia ho hita eo aloha ny tohiny fa tahaka izao hono ny sary

novalian'i andrywui ny 20/04/2012 20:27
2. andrywui ( 12/04/2012 08:27)
tranainy ?? hay ve e !!! ... ary toa otran'ny mialona i ramse ? ngah nisy naninnn anareo taminareo nividy air force one e , air force two e zao e zao e !! ka zao ny fanjakana mba mividy roplann kely taratasy mba atao fivezivezen'ny gvt fa tsy natao fananampianakaviana otran'ny an'ny sasany ka toa hafahafa firesaka zany havako zany ??!!!.....
3. andrywui ( 12/04/2012 08:29)
ho an'ny fanjakana fananampanjakna ampiasain'ny fanjakana io fa tsy an'ny famille rajoelina akory aaa

-de mba aoka zay ty mifanenjinenjika ty sefo fa enao ve tsy te hody tsony a !! aotsan'ny olona eo !!
4. hery ( 12/04/2012 08:35)
Ary sao dia mba misy mahavita mamaly ireto fanontaniana ireto?

Amin'ny teny frantsay fa raha sarotra dia azoko adika teny gasy


Qui peut m’expliquer le choix de l’Airbus A340 ???
Il n’a rien de logique du tout ! Je peux vous le prouver !!!
En tant que connaisseur, je ferai remarquer plusieurs choses :
- Pourquoi acheter (ou louer 6 ans avant d’acquérir) 2 avions qui ont 14 et 12 ans d’âge alors que l’on critique déjà nos Boeing 767 désuets (interdits de vol en Europe) ?
- Pourquoi acheter ces 2 avions à la compagnie Air France? Peut-on dire que la compagnie française avait bien plutôt intérét à se débarasser de ses avions à Air Mad, étant donné qu’elle a commandé plusieurs dizaines d’Airbus A350 (beaucoup plus économe et plus de places dans la version A350-1000) ?
- Doit-on rappeler que le choix d’Air Mad n’est pas clair, à l’heure où Airbus a déjà arrété la production de cet avion trop coûteux? (trop d’accidents et de défaillances techniques comme lors de l’accident du Rio-Paris en 2009 par exemple)
- Combien cela coûtera t-il à la compagnie (et à l’Etat) pour former le personnel d’Air Mad en Belgique et en France ? Il faut rappeler qu’il faut que les pilotes, les mécaniciens, le personnel au sol, le personnel logistique et autres techniciens doivent étre re-former (alors qu’ils ont près de 50 ans d’histoire avec Boeing??) C’est pas trop cher pour un petit pays comme Madagascar?
- Il faut aussi se demander pourquoi les compagnies aériennes du monde entier ont décidé de se tourner vers le Boeing 777 plutôt que l’A340 ?? Tout simplement parce que le 777 peut transporter plus de personnes et consomme moins.
Pour comparaison, avec les mémes dimensions (63 mètres approximativement) un A340-300 peut transporter 295 passagers contre 300/440 passagers pour un 777-200er !!
L’A340 consomme 140 t de kérosène contre 136 t pour le B777 !!
Allez comprendre le choix d’Air Mad de payer plus cher pour moins de rentabilité
- Est-ce le retour des contrats donnés les yeux fermés à la France ?? (remarquez…donner 2 futures poubelles volantes…c’est assez marrant pour étre souligné)
- Enfin la question qui me géne le plus…pourquoi choisir un Quadrireacteur ??? (l’A340 a 4 réacteurs contre 2 pour le B.777)
Air Mad s’est bien débarassé du Boeing 747 il y a 20 ans parce qu’il était vieux mais surtout parce qu’il était trop cher à entretenir, n’est ce pas? On a donc fait le choix du 767…
Mais alors??? Pourquoi revenir à un avion à 4 réacteurs ?? C’est pas trop cher à entretenir pour les caisses d’Air Mad ?? Déjà 2 avions à 2 réacteurs (soit 4 réacteurs), c’était pas facile à entretenir (la preuve, on nous les a suspendus)…mais 2 avions à 4 réacteurs (soit 8 réacteurs) c’est pas un peu pour prendre les gens pour des c*** ??
- Ah oui j’allais oublié…pour ceux qui le savent pas…Air Madagascar, avant 2010, était une des dernières compagnies indépendantes en Afrique (avec Air Mauritius, South African Airlines et Royal Air Maroc notamment). Elle n’a jamais été rachetée par Air France (seulement actionnaire à 5% si j’me trompe pas) contrairement aux compagnies africaines…
Décidément, Madagascar sombre de plus en plus dans une série de questions sans réponse possible…à l’image de sa compagnie autrefois classée parmi les compagnies africaines indépendantes les plus sures…
5. andrywui ( 12/04/2012 08:46)

- innnn ary ny tena blemm nty rangah ray ty ???? .... grrr


6. andrywui ( 12/04/2012 08:48)
ny 1/3 n'i madagascar aza efa nandraisanareo avance fa ho amidy (mivarotra tanindrazana) ka ze roplannn kely io avy !!! apahafirin'ny air force anakiroa ko ze avion kely tranainy ozy enao !!!!

mararirary fo amin ts aminapany ko ry tazy zan kale
7. hery ( 12/04/2012 08:54)
Tsy mahavaly ilay fanontaniana i andrywui?

Toa zavatra hafa indray no havaliny. Raha hoe nampangaina namono olona izany i Ravalo dia hoe afaka mamono olona koa i Rajoelina? Dia hiteny i andrywui hoe ny an-dRavalo aza olona bedabe ny novonoiny fa nen'i RAjoelina mba vitsivitsy? lolll

Lalina be zany fisainanareo izany. Efa lasa lavitra mihitsy, milay e lolll



8. andrywui ( 12/04/2012 09:02)
non eo fiainampirenena de ny vola no manjaka donc raha mandany volampanjakana 100 enao tsy mitovy amin'ny mandany volampanjkana 1000 velively !! samihafa tompoko ny "aina sy ny vola " resaka !! aina ny iray resaka materiel na social ny iray aza manao fetsifetsy fa tsy mitovy zany !! raha mamono olona iray na folo de mitovy iany samy mpamono olona !!!!! fa kosa raha mangalatra volampanjakana be sy kely de tena samihafa mihitsy !!!!!! air force anakiroa tompokolahy tsy mitovy velively amin'ny roplannn kely efa tranainy ozy enao io velively !! ary ny volabe milliers des milliards lasan'ny sasany tao amin bank sy ny vidina bois des roses kely handoavana karamampanjkana isambolana io ko tsy itovy velively !!




9. andrywui ( 12/04/2012 09:04)
tonga de ovainao hitovy amin'ny resaka korporely ny resaka materialy aaaaa ..... samihafa reo tompokolahy !!!
10. hery ( 12/04/2012 10:34)
Mitohy ihany ny infos azo:


le père d'un mécanicien Airbus Toulouse me donne ce soir ces quelques infos :

-les deux avions que vous venez d'acquérir peuvent étre comparés aux voitures Peugeot 405 des années 90 ; alors que le monde moderne est aux véhicules hybrides.

-les deux Airbus que "votre pays" vient de traiter avec la France feront partie des vieux coucous d'ici quelques années dans la mesure où aucune compagnie aérienne commerciale n'en voudra ; et de ce fait ils seront interdits de vols sur l'Europe.

-Votre gouvernement se fait avoir par la France, sachant que Air France est dans une mauvaise impasse actuellement.
11. arialy ( 12/04/2012 10:57)
Hery tena marina io na tsy asiana resaka politika sy firehana mihitsy aza dia tsy dia nisainana loatra na voan'ny pression angamba ny air mad nividy air bus satria ny na ny frantsay aza efa tsy hampiasa an'io araka io lazainao io, voafandrika sy fanariam-pako sisa isika ....
marina daholo ireo lazain'i Hery ireo satria olona ambonimbony ao am MD aza sahy nilaza ireo koa ary nanampy hoe tsy hay izy ity ...tena tsy hay
12. niryna ( 12/04/2012 16:01)

andrywui:

tranainy ?? hay ve e !!! ... ary toa otran'ny mialona i ramse ? ngah nisy naninnn anareo taminareo nividy air force one e , air force two e zao e zao e !! ka zao ny fanjakana mba mividy roplann kely taratasy mba atao fivezivezen'ny gvt fa tsy natao fananampianakaviana otran'ny an'ny sasany ka toa hafahafa firesaka zany havako zany ??!!!.....

hery a> ka hoe tsy azo lazalazaina hono ny vidiny k'nou.
andry a> rehefa nividy air force ny prezindent Ravalomanana toa nenjehinareo mafy ery kanefa izao ny ataony ihany no averinareo,tsy niresaka ny vahoaka akory? sa misy zavatra indray ao ambadika ao hiarahanareo amin'ny frantsay ooop
13. ziva6 ( 12/04/2012 19:48)
inona @ io lety ry andrywui no azony vahoaka ho hanina!
14. milamm ( 12/04/2012 22:12)
mbola sahirana mandavaka ny lavaka ilevenany reto fitondranjiolahy ka atao ahoana na koa nividy bala itifirana tena, midika tsy firaharahiana ireo laharampahamehana takiany ambany lanitra oh. tsisy hafa t@ Air Force 1 sy 2 io samy iarahamahita ny tohiny leo ny olona rehetra tofoka filma efa nandeha io miandry fotoana rahovina? zao v tsy otrany oe oh.fandaharampotoana androany de tsotra ny fitaovana (motif) namelezana an'Atoa Ravalomanana 2009 no ampiasaina hamonoana tena fividianana roplana io tsy hiditra @ vidiny sy ny fandoavana ny trosa aloany fanjakana isika efa volaza ao aloha zany, mandrora mitsilany io fitondrana io ny vokany tsy maintsy ho avy mahandrasa ftsn ihany. efa voalaza ao ambony ngambany fa volampanjakana tanteraka no nividianana ireo roplana 2 mandritra 6 taona
ny 1 hafa ony atao fanomezana ny 26 jona ho avy zao ny fahatongavany.
15. andrywui ( 12/04/2012 22:27)
io ary hery no mba takatry ny fanjakana ka nde hanao okory ary fa de io no atao masotsokina eo e !!
--sambatra ny dadanareo nahavidy roa vaovao be natao roplaninam-pianakaviana fa ty de io honjohonjon'io ratsy ketaka kely io no mba atao ze ahavita anio e ,

, ny fitsitsiana sy fihafiana manko no iaianana fa tsy ty robaroba be nataon'i dada fahiny ty no vaindohandraharaha koa aminizao ,, zao mba tsy lany volabe lava ny gvt sy ny membres gvt refa mba misy fivoriana atao fa de io no sady andoha no antongotra eo ee ,, atao akory fa de refa mba tsy mandry fotsy alou fa efa mba misy mahatsindry tsihy de zay ee !!

- tsy tokony ho faly ve isika fa tsy mirobaroba foana ny fanjakana e ,,na de te hividy koa ary mou aiza ze vola fa ny mach.admin sy ny karamampanjakana enjehana ny fotodrafitrasa enjehina ,ny fihaina ny mponina andavan'andro ko etsy andaniny satria na ny karaman'ny samva aloan'ny kominina aza defa amanapitrisany koa !!!

-- taonan'ny fitsitsiana zao ka tsy maninnn io hery aaa !!!

--tsisy hosaringotina koa eo na te hanao aza !! tany mena vy hirehatryiii
16. rasera ( 12/04/2012 22:40)
ilay Andryuii dia tsy misy votoantony lehibe loatra ny lazainy hany ka tsy misy mamaly azy isika eto, Tsara ampatsiahivina azy fa raha ny vola azon'ny Fat t@ trafic bois de rose dia afaka nividy boeing 777 tsara lavitra noho io isika sady tsy mandany kerosene no be place, saingy ny reny malala nanohana ny fanonganam-panjakana dia nanosika an'ireto hividy an'ireo airbus ireo. Fatina fiaramanidina izay ho lo rehefa tapitra ny vidiny. Mampidi-kizo ny malagasy.

Ny amin'ny air force one I sy II dia tadidio fa mba tsy hanelingelenana ny zotra no antony nividianan-dRavalo azy ary tsy hitazona an'izy roa izy fa ny iray hamidy dia ampiana ny vola hividianana ilay faharoa izay afaka mandeha lavitra vao manampy kerosene.

Momban'ny tany izay lazainao fa namidy Daewoo. Ianao irery sisa no be resaka amin'izany fa raha nisy fifanarahana vita sonia teo dia tonga ny koreana naka ny anjarany, izay no atao hoe fitohizan'ny fahefana.

Toy io Airbus "ohatran'ny bus eto an-tanana tsy ela velona io" dia hizaka an'io izay hitondra manaraka eo fa raha ny Fat tsy hahazaka fanjakana amin'ny fifidianana izany. Dia tsy maintsy mandoa ny vidin'io izay mandimby eo.

Mazava aminao angamba ny tiako ho tenenina.

Mba akaro ny hevitra fa aza ny eo ihany no averina toy ny bolokim-bazaha, mamerina izay lazaina azy fa tsy afaka manakatra lavitra.
17. andrywui ( 12/04/2012 22:40)
ny des milliards tao amin'ny banky mba tokony ahazahoana tsaratsara ty lasan'ny sasany nitsoaka nofaohany daholo kou innnn tsony no ahazahoana tsara fa de io alou no mba tratrin'ny vola de ifalio eee na mbola 405 aza io ko maninnn ?? tsara ane ny 405 ee mbola betsaka miriorio reny eny !! ny simca sy 2cv aza mbola mande atao taxi !!!
18. andrywui ( 12/04/2012 22:42)
refa zatra nilibe be sy nirobaroba tam dada alou de hisadapta amity fitsitsiana ty mihitsy eee io no mapimenmennn b ny sasany ato io !!! fahiny trafokena no natao toko ary ko !!!
zao ty rondravibomanga kely sy patsa de minainaina be tsy zatra mihafy hon hon hon hon
19. andrywui ( 12/04/2012 22:47)
le rasera a !! ka ny volan'ny bois des rose anie ry le annnty efa nolazain'i m.i.s.a teto fa pahina angaha elah fa nandoavana ny karamampanjakana sy nanodinanan ny mach.admin daholo fa btsisys natao ampaosy na nentina nitsoaka otran'ny an'i dadanareo eee !! mba misaina na aza mijery tokana otran'ny soavaly de faharoa io loha io anie oa lazaiko matetika eto foana fa natao hiasa fa tsy ipetrahan'ny satroka fotsiny eee
20. andrywui ( 12/04/2012 22:49)
rasera a !! raha tsy nofaohanlisany sy ny dadanlisany tao kou anie ny volambahoaka tao amn tresor sy ny banky de mba nety afaka naka tsaratsara kokoa noho io ny fanjkana !! avereno alou ny nagalarina vao manao mamo miantso polisy eto
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.3075