Fividianana Airbus
21. rasera
(
12/04/2012 22:53)
Mbola betsaka anie ny mpiasam-panjakan no tsy naharay ny karamany e. Ary ny volan'ny SECES dia lanin'ny minisitra teo aloha. Nahoana no ny an'ny miaramila no nahazo mialoha.
Aza mba mifanompa fa tsy nanompa anao aho.
Hita amin'izao ny tena endriky ny mpanohana ny mpitondra fat. Manaja aza tsy hainy.
Dia ahoana koa izany ireny volamena 52kg an'ny karana mivoaka mahazo alalana ireny? nefa any amin'ny fanjakana zara raha 1kg no volaza fa ara-dalana isan-taona?

22. rasera
(
12/04/2012 23:01)
Efa miliardera izy no tonga teo amin'ny fanjakana ary tsy nisy tsy nahafantatra izany na ny banky mondial na ny FMI aza niaky azy hatramin'ny
MCA aza azony nefa firenena firy no nanao fangatahana.
Conférence UA azony
Conférence OIF azony
9000 km làlana vitany. Tsy azo ho hanina hoy ianareo, ary ny air bus angaha azo hohanina?
Ary ny ari-karena faobe mbola tsy nisy nahavita ambony sady naharitra teto Madagasikara raha tsy tamin'ny androny
Ny anareo vola mivoaka ny banky foibe tonga dia aondrana ao Ambohitsirohitra, tsy misy bedy, tsy misy fanadiadiana,
Ny anareo dia ireto ny tanjona lainga mora, fampitahorana mora raha tsy faly dia Antanimora

23. andrywui
(
12/04/2012 23:06)
rasera a aza sendaotra toi !! - ato ko tsy azo anopana zany fa vao manopa ato elah de mipitika IP sy PS donc tsisy ompa nataoko anlah teo !! ok ??? ... d'acc ary !! zao no tiko tenennn ,,ity resaka volamena ty efa hatramzay fa tsy vao oe tamty akory , tamn androndry dada aza na 2grs aza tsy declaré !!!!! ny rubis sy ny safir emeroda sy ny emetiste kou ngah tsy fantatrao fa notrandrahan'i dada sy ry josoa sy ry sarah tao daholo tsisy deklare na 1gr aza !!! - innn ko ze 27kg raha oharina amin'ilay vatosoa be navoakan'dry dada sy ny namany tratra tany ivelany de avy eo nafenipenina reny !! - zao no ataoko anareo mahagaga ahy fa otran'ny oe zavatra vao niseho vao zao daholo zany amnle tsy firaharahianareo anle politika sy ny fiainampirenena teo alou io de otran'ny zavatra vaovao zan ireo aminareo !!! - tadidio fa tsy misy ampaha1000 ny afera ratsy fanaondry zalah nifandimby rehetra teto mitsy ny zavatra resahanareo ato !!!!!! izany Tsiranana zany no tsy haiko tsara fa raha mbola ny taty afara de tandroka + tandroka daholo !!!
24. andrywui
(
12/04/2012 23:10)
raha tena tsy nanao fahotana ary i dada de asaivo miditra izy ee !!!!!! de ho apongatra eo daholo ny zavadoza vitany sy ny milliers des milliards lasany vao itampimbava !!! - fantatro tsara tany amn miaramila zany secret zany zany ry rasera a !!!exacte mihitsy ny chiffres mipetraka any fa voalaza fa nalain'i dada mialohan'ny nandosirany !! sa tianao ve ho avoakako eto ny chiffres sy ny boites nakany azy rehetra ????? -
26. hery
(
13/04/2012 04:20)
andrywui> Aza mikorontana fa alamino tsara aloha ny valinteny vao manoratra... manjary manoratra be dia be :-)
Tsy tokony resaka mampikorontana izany fa resaka alamina tsara.
Alohan'ny hamaly dia mieritreritra tsara ny zava-misy aloha dia avy eo atambatra ny hevitra dia miaraka apetraka fa tsy tonga dia apetraka izay tonga ao antsaina taitaitra, dia rehefa kelikely dia tonga saina dia mametraka hafa indray :-)
Dia aza mampitaha amin-dRavalo fa ny zava-misy amin'izao ampitahaina amin'ny zavatra tokony ho izy

27. andrywui
(
13/04/2012 07:09)
hery:non tsy zany mitsy Fa fananiko tapatahana le izy ry hery Fa mahamonamonaina b le izy lava be iny Fa efa ato anaty coco ato sallow ny valiny Fa aminio methodeko io izy mateza jerena ...
andrywui> Aza mikorontana fa alamino tsara aloha ny valinteny vao manoratra... manjary manoratra be dia be :-)
Tsy tokony resaka mampikorontana izany fa resaka alamina tsara.
Alohan'ny hamaly dia mieritreritra tsara ny zava-misy aloha dia avy eo atambatra ny hevitra dia miaraka apetraka fa tsy tonga dia apetraka izay tonga ao antsaina taitaitra, dia rehefa kelikely dia tonga saina dia mametraka hafa indray :-)
Dia aza mampitaha amin-dRavalo fa ny zava-misy amin'izao ampitahaina amin'ny zavatra tokony ho izy
De faharoa ny resaka valiana raha mba maita havaly kely I sefo fa hors sujet fona enao ..
28. rebiryx
(
13/04/2012 08:31)
Merci Hery tamin'ny infos mazava be io, efa naparitako any amin'ny namana rehetra aty dago io mba hahafantaran'izy ireo ny tena marina. Ma handefaso vaovao ihany e !
hery:
Mitohy ihany ny infos azo:
le père d'un mécanicien Airbus Toulouse me donne ce soir ces quelques infos :
-les deux avions que vous venez d'acquérir peuvent étre comparés aux voitures Peugeot 405 des années 90 ; alors que le monde moderne est aux véhicules hybrides.
-les deux Airbus que "votre pays" vient de traiter avec la France feront partie des vieux coucous d'ici quelques années dans la mesure où aucune compagnie aérienne commerciale n'en voudra ; et de ce fait ils seront interdits de vols sur l'Europe.
-Votre gouvernement se fait avoir par la France, sachant que Air France est dans une mauvaise impasse actuellement.
29. rasera
(
13/04/2012 08:53)
Ho Atoa andrywui, Mba manaraha ianao vaovao
Ohatrinona no vola tavela tao amin'ny banky foibe tamin'i Deba lasa namonjy ny reny malalanareo, sy ny halatra volabe nataon'ny minisitry ny raharaham-bahiny Rajaonarivelo??
Dia ohatrinona ny vola tao talohan'ny nivoahan'i dadanay nandeha tany afrika atsimo?? Satria tsy tia rà mandrika izy ka tsy tiany hifanndrina ny mutin Capsat sy ny garde présidentiel teny Mavoloha, ary Niels MARQUAT no nandefa azy nivoaka tao. Nanome alalanan ny fitondrana vonjimaika ho an'ny manamboninahitra efatra be galona sy antitra indrindra, Sainsy raha vao tsy nitsangana akory ireo dia i Commandant Charles no nandrahona ireo mba hanome ny fitondrana an'i Andry Domelina.
Vakio ny fiakain-kelika nataon'io miaramila io sy ny an'i Noel Rakotonandrasana.
2ème coup d'Etat io hoy ry zareo
Nanampy izany ny coup d'Etat Major nataon'i Ndrianarijaona, mahamenatra. Mba afaka manome valin-teny ahy ve ianao manan-tsaina tsy mametraka ny lohanao tsy hametrahana satroka fotsiny? fa tsy fanerena daholo ireny rehetra ireny. Ary manana diploma momban'ny fitantanana ny etat major ve io sa ny basy no mahery ka hony ny ntaolo hendry aleo ""Aleo mipetraka toy izay miady amin'ny adala""
Ny ahy ny lohako asiako satroka mba hiarovako ny masoandro sy hananako fisainana mahay mandajalanja fa tsy be dehaka fotsiny. Ny anao ny saina mety tonga hatreny amin'ny tafon'ny olona ao ambanin'ny rihana misy ahy ao ambony.
Jereo ""ny repoblika fahaIV"" hono vazaha frantsay 4 akaman'ny foza no tonga mitsangatsangana no lazaina fa nanara-maso ny fifidianana. Izao na ny mpividy ny tanindrazana OIF aza nitsipaka an'io. Dia mba omeo ahy ny valin-teninao momban'io?
Tsy misy mahamenatra eran-tany ohatran'io nataonareo io. Milaza firenena iray nanao fifidianana toy ireny, nefa ratsikirity mba dehaka hoe manana traikefa momban'ny lalam-panorenana.
Mba valio kely ireo tsikera nataoko ireo fa aza mamerimberina teny fotsiny eto ianao.
Tsy taitra aho raha toa izaho irery no mamaly anao eto satria mivilana ""hors sujet"" ny rediredinao eto fa tiako ho fantatrao ireo ka izany no mbola hamaliako anao.
Rehefa tapitra ny tiako ampitainao any amin'ny foza tao anao dia ampy ahy izay
Tsy adala akory ny firenena mikambana raha tsy manaiky io saritsarim-pitondrana io.
Fanontaniana farany .
1 Inona moa no tena asa mivaingana nataon'ireo mpikambana tao amin'ny HAT?
2 Inona no lalana nahafahana nanorenana ny FIS? na i Chataignier aza nilaza ny handravana an'io. Inona no asany ankoatry ny mampitahotra izay rehetra manohitra ny fanjakana.
30. rasera
(
13/04/2012 09:15)
tena mahavariana ahy mihitsy ny fihevitrao ry andrywui.
Tereo ohatrinona ny vola tavela tao amin'ny banky foibe t@ Deba nandeha,,niampy nyhalatra nataon'i Rajaonarivelo.
Dia ohatrinona ny vola tao taorian'ny nandehana'idada tany afrika atsimo.
Raha manara-baovao ianao dia akeoko ianao hijery izany , raha tsy izany dia rediredy ny ano
Mba ataovy kely ny fanoharana ny ari-karena faobe tmin'ny andron'i Deba, Ravalo rsy ny ani Domelina dia mba teneno ahy hoe ohatrinona ny vola lazainao nangalarin'i Dada izany
Tadidio fa efa miliardera izy no tonga teo amin'ny fitondrana, ary ireo pseudo mpitondra izao dia fialonana no nanohanany an'ity boay kely izay manana succes amin'ny fampirevena ny tanora dondrona Tena Gasy tsy Vanona tsy mieritreritra afatsy revy.
Ireto no zavatra vitan-dRavalo tsy ho vitan'i Domelina
MCA i gasikara no nahazo izany voalohany
Ny conférence UA tokony natao ny 2009. Ny 4x4 tokony nampiasaina tamin'izany lasa firevena fotsiny nataon'ny FAT izay tsy hitako izay ilaina azy ankoatry ny fanomezana asa tsy mamokatra ho an'ny firenena fa népotisme
Ny conférence OIF tokony natao teto Dago 2010. Saingy tsy tian'ny reny malalanareo satria ho hitan'ny firenena hafa ny fandrosoan'i Gasikara, ka ohatra ratsy izany, mifanipaka amin'ny asan'ny frantsafrika.
Ny làlana 9000 km izay mahonena fa hatramin'izay naha teo anareo fat dia tsy mandeha amin'ny laoniny ny fikarakarana azy.
Manan-tsaina marina tokoa ianao satria tonga hatrany amin'ny tafon'ny trano ny rihana misy anao fa ny anay asiana satroka mba hiarovana ny ao anatiny hahay mandajalanja sy manaja ny fiteny malagasy, mamoaka hevitra amin'ny teny nolovaiko tamin'ny razako ary hajaiko satria io no ahy. Fa tsy viraviraiko amin'ny tenim-boto ohatry ny fitondrana misy eto Manankasintsara.
Mba hakaro ambonin'ny soroka ny fampiadian-kevitra fa tsy mirefarefa amin'ny tany.

31. andrywui
(
13/04/2012 10:01)
he he he rasera !! mahafinaritra ah mikozy amlah ! ok, ok, ok !! d'acc, d'acc, d'acc !!
raha resaka fahotana n'ny mpitondra no ho tsistsihantsika mtsamy eto de tena ho lava ty listrampahotann'i dada ty ! fa ze tena fahotana mahafaty no tanisako kely amin'i toi eto ka nahakivy !!
- aleo alou alohan'ny iresahana ho fantatr'elah fa miaramila ah nanomboka 2001 hatramin'ny 2008
---tsy mbola i rasera kely zany no hivarotra ronono antavy amiko eto (i dada no mpivarodronono bononoka hatramzay ny malagasy )
---Ity ary ny secret avoakako voalohany amin'ny vola lasan'i dada tao amin'ny :
UPEP = 1,2miliara ariary
PSDR (zay tsy tokony hidirany mitsy)=5,5miliara ariary
AGETIP(F=fianaratsoa)= 3,2miliara ariary
BANK CENTRAL =43miliara ariary
TRESOR= 12miliara ariary
FER=vola tokony hanaovana systeme cantonnage RN4(tana-majunga) sy RN43(Ampahatroma -Hazomay-Ankazomiriotra) sy ny perimetre irrigués rehetran'Analamanga = 20miliara ariary
-raha mitady porofo momba an'ireo i meur rasera de afaka alefa email aminao ny lien rehetra fa tena secrte total tsy tokony mbola ho avoakako ireo saingy terenao moa ah andriamatoa de ho avoakako aminao izy !! (omeo ahy ny email n'i toi )

32. mirananirina
(
16/04/2012 11:44)
Izay olona fantako dia mitaingina na corsair na air France na air mauritius sns...,fa mbola tsy nahita nande air mad mht aho!asa angaha hoe nahoana?Aiza moa no tsy ho maty antoko ny air mad,nefa izao indray mbola ampiana?????Fantiantoka iray lavaka no azo @ io fa sur aho
33. rasera
(
16/04/2012 12:53)
> Andrywui Alefaso @ity izaymailo@gmai.com ary ny porofo lazainao ireo fa manjary lasa mivoana amin'ny lohahevitra napetraka ny resaka AIRBUS ny antsika. Amin'izay himlamina ny mpiserasera eto mikasika an'io resaka io.
Vonona akoa aho ny hamoaka ny ahy dia hamaly anao arak'izay lazainao ary afaka zrainao any amin'ny olona mitovy firehana aminao.
Ny angatahako aminoa fotsiny dia aoka hifanaja tsy hifana ialahy amiko ianao fa izay ny ahy no aro fenitro.
Miandry ny tohiny ary aho
34. rasera
(
16/04/2012 12:56)
> Andrywui Alefaso @ity izaymailo@gmai.com ary ny porofo lazainao ireo fa manjary lasa mivoana amin'ny lohahevitra napetraka ny resaka AIRBUS ny antsika. Amin'izay hilamina ny mpiserasera eto mikasika an'io resaka io.
Vonona koa aho ny hamoaka ny ahy dia hamaly anao arak'izay lazainao ary afaka zarainao any amin'ny olona mitovy firehana aminao.
Ny angatahako aminoa fotsiny dia aoka hifanaja tsy hifanao ialahy amiko ianao fa izay ny ahy no aro fenitro.

35. andrywui
(
16/04/2012 19:11)
ayyy ok !!! .... monsieur Rasera tompoko a ! tsy mande akory io adresse omenao anah io fa verifieo fa misy bombina be ao !!! ...vao nalefako le email de silaka be tao na mety misy manotsana le conversation ngamba !!
36. rasera
(
16/04/2012 22:51)
> Andrywui izaymailo@gmail.com Diso tsipelina ilay teo fa adino ny l koa miala tsiny. Miandry ny vaovaonao aho.
37. andrywui
(
18/04/2012 20:29)
fopla le num nao rangah rasera fa num telephone soratana eo ambany eo aa iny haingana !! afaka atsoiko gratos enao
38. rasera
(
19/04/2012 09:08)
>> ANDRYWII Tsy diso izany io adiresy mailaka ko io fa adinoko ny l tamin'ny gmail , ary efa nandefa ny fanitsiana aho. Marihiko fa tsy voafehin'ny frantsay ny gmail.com tsy ohatry ny yahoo. Ary ny resaka mandalo fa ny soratra mijanona ka tsy hiresaka amin'ny finday anao izany aho. Raha nanana izany hevitra izany ianao nahoana no tsy nomenao ny anao?
Farany tsy numéro tél anie no nifanarahana fa adiresy mailaka e
Miandry ny valiny avy aty aminao aho.
39. rasera
(
19/04/2012 10:32)
>>ANDRYWII Aleo atomboko eto ho fampatsiahivana ny zava nitranga 2008 2009
_ FOMENTEURS et COMPLICES DU COUP D’ETAT
L'effectivité du coup d'Etat du 17 mars 2009 a été possible grâce à des financements d'origine diverse, essentiellement en provenance de la France.
Nous ne rentrerons pas encore dans les détails de la participation active ou passive de la France, résultant de la politique Africaine de l'Elysée (Francafrique, intéréts économiques français, désinformation du groupe de presse France Monde, anti-Ravalomananisme, etc…), mais plutôt, du plan d'action exact mis en place par des malgaches et certains opérateurs économiques locaux étrangers.
Petit retour en arrière
Le 13 Décembre 2008, la TV VIVA du Maire de d'Antananarivo, Andry RAJOELINA, sort l'intégral de 1 heure, du discours de l'ancien dictateur déchu Didier RATSIRAKA, incitant les Malgaches à la désobéissance civile et à la condamnation du Régime RAVALOMANANA pour des motifs fallacieux.
Il est d'ailleurs très surprenant que RATSIRAKA soit sorti de son devoir de réserve sur le territoire français, sans avoir été inquiété ou rappelé à l'ordre par la France, qui l'héberge si gracieusement depuis 2002
La réaction ne se fit pas attendre : fermeture de la chaîne par les Autorités Malgaches.
RAJOELINA profite de cette fermeture pour donner un ultimatum au Régime RAVALOMANANA, sans méme prendre la peine d'user de toutes les démarches et procédures de recours et voies légaux pour faire entendre son point de vue pour la réouverture de sa station
On peut comprendre que Monsieur RAJOELINA ne soit pas content que sa Télé soit muette, mais de là à sciemment organiser des Manifestations anti-gouvernementales, puis des émeutes, cela dépasse l'entendement sur les intentions réelles du concerné…
Le complot
Fin décembre 2008, RAJOELINA se rend avec son épouse et ses enfants à Paris pour prétexter se ressourcer en famille du fait de la tension entre le gouvernement et lui.
Il n'en sera rien.
Il rencontrera à Paris, en banlieue parisienne, les dirigeants et certains membres de HETSIKA DIASPORA.
Devant son auditoire, il rendait en fait compte de l'avancement du plan de renversement de RAVALOMANANA pour lequel il s'est engagé auprès de ces derniers :
- il leur a assurer que « ses mercenaires » étaient déjà prét (les milices oranges et la partie des militaires mutins – voir liste CAPSAT)
- il s'est engagé à effacer toutes traces de Marc RAVALOMANANA et de TIKO S.A dans tout Madagascar (rendu effectif pas les pseudos émeutes du 26 janvier 2009)
- il a annoncé que la Place d'Ambohijatovo allait étre baptisée Place de la Démocratie à son retour à Antananarivo
- il a assuré que dès son installation au pouvoir, les anciens dirigeants exilés en France pourront rentrer à Madagascar
45 millions de Dollars ont fait le trajet Paris-Tana, en 2 fois, entre janvier et février 2009.
15 millions remis par Didier RATSIRAKA et ramené directement par RAJOELINA et sa femme en Janvier, et 30 millions répartis entre les « ministres HAT » issus de la Diaspora, nommés sur la Place du 13 mai, et qui se sont rendus sur Antananarivo
Cet argent a essentiellement servi au financement des émeutes, et à préparer le renversement.
En ce qui concerne les émeutes, les organisateurs ont agi en totale synchronisation, en réalisant un travail méticuleux. Un groupe de personnes en 4x4 se dirigent vers les cibles, les ouvrent par effraction, laissent entrer les pillards et émeutiers, puis mettent le feu, et cela dans le méme temps, dans toute l'Ile, sur tous les bâtiments MAGRO et TIKO, sans aucun dommage collatéraux habituels aux mouvements de ce type ne soit constaté (magasins karana ou étrangers…)
Sur place, des civils et des militaires ont préparé activement le coup d'Etat :
> Pascal RAKOTOMAVO, éminence grise d'Andry RAJOELINA et ancien premier ministre du dictateur Didier RATSIRAKA
> certains membres de la Franc Maçonnerie issue de la GLNF :
. les frères Gerard et Franck L qui ont usé de leur relation pour l'adhésion effective d'élites à ce coup d'état
. Stéphane R et Dominique A., jeunes malgaches. Le premier a pris contact et travaillé les colonels et sous-officiers (voir LISTE) de l'ancienne Garde Présidentielle (RESEP et REGAP) du Dictateur RATSIRAKA déchu en 2002, et le second certains membres de la Police Nationale où il a ses entrées
> des proches de RAJOELINA qui se sont occupés de recruter les milices oranges, de la logistique, de la communication :
. Nathalie R publiciste de la place, a mis son savoir-faire au profit du Complot et de la Stratégie de Communication du Mouvement TGV
. DJ K… a recruter les milices
. Eric R. dirigeant de société d'engrais malgache
. la famille RAMAROSON : entre Alain, qui arme les mercenaires et le frère André qui travaille ses employés pour grossir le rang des manifestants du 13 mai qui désempli au lendemain du 26 janvier 2009: les cars de la Savonnerie Tropical dépose et ramasse les employés chaque jour
> des français établis à Madagascar, qui ont fait l'objet d'expulsion du gouvernement Malgaches pour atteinte à la Sûreté de l'Etat :
. Messieurs MOYON, père et fils, dirigeants de la société ASSIST Development. Le fils, Alain MOYON bénéficiait pourtant du soutien du fils (Heriniaina) d Premier Ministre Charles RABEMANANJARA de RAVALOMANA ( ? ?), dans ses multiples conflits judiciaires (Affaire FUNRECO, Concession des Iles Hara et des archipels des Mitsio…)
. Patrice NEVEU, gendre de Pascal RAKOTOMAVO, ancien premier ministre du Dictateur RATSIRAKA
. Patrick LELOUP ancien conseiller et proche de Alain RAMAROSON
> des opérateurs indopakistanais qui financent activement les putschistes par milliard d'Ariary
. Ilias A. dirigeant de sociétés
. Hassanein I. dirigeant de sociétés
> des traîtres au sein méme du Gouvernement de RAVALOMANANA, sabotant toute initiative , et induisant le Président en erreur :
. le Premier ministre le Général Charles RABEMANJARA : ancien Directeur de Cabinet de Pascal RAKOTOMAVO (sous la Présidence du Dictateur RATSIRAKA), et qui a favorisé l'inertie du gouvernement RAVALOMANANA
. Jacques SYLLA, ex-premier Ministre et Président de l'Assemblée Nationale du régime RAVALOMANA, sabordant depuis l'Intérieur toute initiative du Président, profitant de sa place stratégique de représentant du Président Marc RAVALOMANANA aux premières assises nationales du Ihintsy à Ambohimananbola…
> Et bien d'autres personnes et personnalités politiques encore :
. Edagar R.. , Président et Dirigeant d'Entreprise malgache, ayant immigré à Maurice juste avant les événements et qui finance activement les putschistes
. le Cardinal Odon RAZANAKOLONA, proche de 'l'AREMA (partie de l'ancien Dictateur RATSIRAKA) et dissident du MFM, qui saborde les assises nationales du Ihintsy à Ambohimananbola
Il est bien sûr inutile de citer tous les anciens membres du gouvernement du Dictateur déchu en 2002 et ses proches, tous exilés en France, et qui ont conçu et géré tout ceci depuis la France :
. Didier, Roland et Sophie RATSIRAKA
. Pierrot RAJAONARIVELO
. Herivelona RAMANANTSOA
. Tantely ANDRIANARIVO
.Totobe NAZARA
. Jean Emile TSARANAZY
. …
> des personnalités industrielles françaises, des responsables de la Région Ile de France, ainsi que des responsables du Ministère des Affaires Etrangères français y ont également pris part…
> > A Genève, Ndrema ROBEL est parmi les initiateurs du PUTSCH, derrière RAJOELINA. Il représente d'ailleurs actuellement, les intéréts de ce dernier. ROBEL, Nadine RAMAROSON -Ministre actuel de la HAT et sÅ“ur du tristement cèlebre Alain RAMAROSON, Président du Comité de Défense de la HAT et Chef des Mercenaires- et d'autres complices ont essayé de vendredes émeraudes malgaches et autres pierres précieuses en SUISSE… Un certain « VICO » fait également partie de ce groupe de mafieux, basé à l'étranger
Valio raha misy diso jereo ny video an'i Deba nilaza tsy nanontaniana fa nanampy an'i Rajoelina. Ny miaramila dia nataoni Daba fitaovana 1500 ny kolonely ary 150 ny jeneraly, ny sous off tsy te handoa hetra. Afaka jerenao koa ny conférence diaspora nataon-Rajaona niaraka tamin'i Urfer, ny nataon'ny france24 talohan'ny nahazoany didy tsy mahazo miresaka an'i madagasikara intsoiny. Ny vadin'i French Doctor Kouchner no nitantana an'io france24 io tamin'izany Françafricain iringiriny.

40. milamm
(
19/04/2012 14:05)
Rasera a, odiany tsy hita daoly zany. Olona nalefa hanao sondage eto io wui io fa tsy ifanakalo hevitra akory, voakarama anao tsianjery sy itsikilo fa tsy manana ventinkevitra ny tenany manokana