Fividianana Airbus

41. rasera ( 19/04/2012 15:07)

>>Milamn Misaotra anao fa marina ny anao adiresy mailaka no tadiaviny dia gmail dia lazaina fa fopla 'diso' fa omena azy ny tél fa hiantso ahy izy. Mandany andro marina. Izaho tsy hanome télolona eto izany fa tsy hay izay foza sy tsy foza eto ary ny voakarama sy ny manao amin'ny fitiavan-tanindrazana. Tiako ampahatsiavina azy fa ny miaramila capsat vao tonga teo ry zalahy no efa nanodina ny blindé nitondra vola nivoaka ny banky foibe nankany amin'Ambohitsirohitra. Tsy misy arakaraka fa nagiana Razanamahasoa mpiandry sady minisitry ny fitsarana. Aoko=a ny ao ambony no hitsara azy sy ny namany. Raha noroahana hiala tao amin'ny governemanta ny ministr'i Zafy dia voadaka ka nahoana izy lehiben'ny mpandroba bois de rose tsy mandroaka tena?

Izaho mivavaka indrindra ho an'ny tanindrazana ary manaja ny maha malagasy ahy ary izany no ezahako manoratra teny malagasy madio sy tsy manevateva olona. Ka hoe ny loha natao hametrahana satroka e sns... Olona tsy fantatrao ve ka tsy mitovy hevitra aminao dia hambanianao.

Izany no valiteniny voalohany, koa misaotra anao aho fa izaho aho vao niditra tato ka mbola tsotraben'Andriamanitra.
42. andrywui ( 19/04/2012 20:51)
mlamm a ! aza manala baraka eto less a !!

tena hiresaka less ah mlamm fa tsy hanao sondage zany a ! anotanio i Hery ary raha tsy mahatoky ! zah olona bandy milay be ane zah fa lisany kou tsssh ! sa aona rasera ? rasera zao akamabeako vaovao apres kelikely eo satri omeny num zah !!!
43. milamm ( 20/04/2012 12:57)
Rasera, mitovy fijery aminao aho fa tohizo ny serasera eto tsy io olona io akory no ahasakana ny fanehoankevitrao
44. rasera ( 20/04/2012 17:51)

Misaotra ra milamina an
45. andrywui ( 20/04/2012 20:27)
Dryyyyyy .....ary toa mifampionona reto san'na lehilahy lebe teo ka midongidongy eto ....ny politikatao ,,zao zao lasa iany ny roplannn tsika airbus fa velona tao iany sady mahazaka be
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1463