JIOSY VE NY MALAGASY?
21. nyadala
(
29/12/2011 10:49)
ilay fiteny hoe "Jiosy malagasy" angamba tsy dia marina loatra satria kristiana , silamo ary mpanompo sampy ny sasany, fa aleo lazaina hoe "malagasy taranaka Jiosy".
ary marina ny hoe "tsy taranaka jiosy daholo ny malagasy" satria eo ireo vezo zay tsy mifora sy ireo Sianaka (kananita taranak'i Siaha sy anak), ankoatr'ireo dia ampahany non négligeable amin'ny population malagasy no tena taranaka Jiosy.
ary raha araky ny voalazan'ireo mpaminany dia mazava fa io fanopoan-tsampy mbola ataon'ny sasany io miampy ny fomba ratsy nataon'ireo razantsika sasany taloha ( tadidio ny voateny ao amin'ny EX 20:4) no mahatonga an'izao olana rehetra izao, fa raha miverina aminy sy maninina ny ratsy rehetra nataontsika sy ny razantsika isika dia tena ho tafavoaka ihany ary ho tanteraka daholo ny teny fikasana nataon'Andriamanitra tamin'i Abrahama, Isaaka, Jakoba, Mosesy sy ireo mpaminany maro hafa. fa alohan'izany rehetra izany dia mila mahafantatra ny maha izy azy aloha ny malagasy tsirairay .

22. tefigasy
(
29/12/2011 11:18)
Tena mbola betsaka kay ny olona taraiky, sa angamba andeha atao hoe te hiverina amin'ny fahiny. Tsy mahagaga raha misy ny olona no mbola te hanaraka ny fitsipika sy fivavahana jiosy satria kay taranaka jiosy hono izy ireo.
Mipetraka ny tantara fa na izany aza mety hitondra inona ho anao moa ny fahafantarana fa jiosy, andriana, ... ianao ? Tsy efa nilaozan'ny toetr'andro ve izany ho an'ny kristianina, toa olona milaza ho kristianina daholo mantsy ireo milaza ny heviny eo ambony ireo?
Efa tsy misy intsony izao na jiosy na jentilisa fa iray ihany ny olombelona rehetra eo amin'ny Tompo. Tsy ny mahataranak'i abrahama ara-nofo anao intsony izao no zava-dehibe fa efa tamin'ny fanekena taloha izany satria efa tanteraka ny fahariana vaovao ankehitriny.
Ny atahorako dia hihazakazaka ho jiosy mpiodina sy mpimonomonona tamin'andriamanitra daholo nareo fa tsy handroso hiditra amin'ilay fahariana vaovao ! Aza misy eny izany

23. bor2lais
(
29/12/2011 12:09)
tefigasy > izay ange no isan'ny mahafinaritra amin'itony sehatra tahaka itony e ! Amin'ny alàlan'ny fifampizarana no mety ahazoana fanazavana na valim-panontaniana (tsy ampoizina) !
:-)
tefigasy:
Tsy mahagaga raha misy ny olona no mbola te hanaraka ny fitsipika sy fivavahana jiosy satria kay taranaka jiosy hono izy ireo.
:-)
24. nyadala
(
29/12/2011 12:43)
tefigasy:
Tsy mahagaga raha misy ny olona no mbola te hanaraka ny fitsipika sy fivavahana jiosy satria kay taranaka jiosy hono izy ireo.
raha mijery ny Torah ianao dia miverimberina foana ilay fiteny hoe "Et cela devra vous servir d´ordonnance pour des temps indéfinis" , io "temps indéfinis" io anefa dia atao @ teny hebreo hoe "leolam vaed" zay midika hoe "mandrakizay doria". raha araky ny tenin'Andriamanitra zany dia éternelle ny Torah.
misy milaza anefa fa efa "aboli" hono ny lalàna, ny dikan'izany ve dia misy contradiction ny tenin'Andriamanitra? mandainga ve izany izy sa niova hevitra indray?
Tsia hoy izy hoe
"Moi, l'Éternel, je ne change pas. Malachie 3. 6"
ary ny teny fikasana natao tamin'ny Jiosy aza dia mandrakizay.
Ary hoy Yeshoua (Jesosy) hoe ;"mathieu 5:17 " Ne croyez pas que je sois venu pour abolir la loi ou les prophètes; je suis venu non pour abolir, mais pour accomplir"
noho izany tsy hampianatranao hihinana hena kisoa na hiasa andro sabata mihitsy no nahatongavany teto fa hanoratra an'ireny lalàna ireny amin'ny fonao mba hitiavan'Andriamanitra anao.
"Placez-vous sur les chemins, regardez, Et demandez quels sont les anciens sentiers, Quelle est la bonne voie ; marchez-y, Et vous trouverez le repos de vos âmes !" Jérémie 6:16
Ny asan'i Yeshoua dia mamerina an'Israely amin'ny lalana marina, ny lalana narahin'ireo razana fahiny , ny loharano fisotrony: ny Torah lalàna an'Andriamanitra.
25. nyadala
(
29/12/2011 12:44)

26. Tefigasy
(
29/12/2011 13:10)
No comment !
Lasa HS le resaka jiosy raha hanohy an'ireo resaka ataonao ireo aho ry "ny adala".
Conclusion kely fotsiny ary e: jiosy zany nareo de tandremo sao misy tsy arahina ara-bakiteny ny lalàna nomena anareo tamin'ny fahariana voalohany. Izahay efa tsy any tsony fa bon courage ry namana isany !efa planete hafa ny anay izao no nomen'i Jeso anay jentilisa fahiny lasa zanaka natsangana fa tsy jiosy akory!

27. zokieva
(
29/12/2011 13:26)
Aleo aloha hazava fa na jiosy na tsia dia ny famonjena dia ao @ i Jesoa irery iany fa ity no tokony hofantatra fa ny Malagasy irery no Jiosy eto ambonin'ny tany ka mino an'i Jesoa ho Mesia ka izay no antony hoe" anton'izao rehetra mitranga eto @ firenena izao!" satria hisy fifohazam-panahy lehibe eto @ ity nosy ity atsy ho atsy ka ho to ny hoe Jiosy mino an'i Jesoa kristy fa alohan'izay aloha dia hisy fahoriana mavesatra tsy zaka eto ary efa miandoha izy izao,tena ho mafy be mihitsy io ka hibebaka avokoa ny Malagasy dia ho sitranina @ izay ny taniny (2tan.7/14)
28. bor2lais
(
29/12/2011 14:10)
zokieva:
Aleo aloha hazava fa na jiosy na tsia dia ny famonjena dia ao @ i Jesoa irery iany
Hatreo aloha dia iraisako hevitra !
zokieva:
fa ity no tokony hofantatra fa ny Malagasy irery no Jiosy eto ambonin'ny tany ka mino an'i Jesoa ho Mesia
Misarika fanamarihana vitsivitsy ny zavatra lazainao :
1. voambara etsy ambony fa tsy ny Malagasy rehetra anie no Jiosy e !
2. tsy ny Malagasy rehetra ihany koa no (efa) Kristiana (mino an'i Jesoa ho Mesia) !
zokieva:
ka izay no antony hoe" anton'izao rehetra mitranga eto @ firenena izao!" satria hisy fifohazam-panahy lehibe eto @ ity nosy ity atsy ho atsy
Irariana mba tsy ho tahaka ny Bemolanga ilay "atsy ho atsy" ! :-)
zokieva:
ka ho to ny hoe Jiosy mino an'i Jesoa kristy fa alohan'izay aloha dia hisy fahoriana mavesatra tsy zaka eto ary efa miandoha izy izao,tena ho mafy be mihitsy io ka hibebaka avokoa ny Malagasy dia ho sitranina @ izay ny taniny (2tan.7/14)
Dia miankina amin'ny maha-jiosy na tsia ny Malagasy ve ny fahatanterahan'io faminaniana io ? ;-)
29. rijadolly
(
29/12/2011 15:19)
Raha izay sy izay ny antony maha Jiosy ny Gasy amin'ny sasany dia ny hevitro sy antony ankafizako ny fahalalana an'io dia ny ahafantarako fa tena Andriamanitry Jakoba sy Isaka... tokoa ve ny ny Andriamanitsika Gasy, Zanahary Ilay nahary izao tontolo izao. Tena sampy marina ve no ninoantsika io? sa naratsiana fotsiny ihany mba ahazoana ny tanitsika.
30. nyadala
(
29/12/2011 15:41)
rijadolly:
Raha izay sy izay ny antony maha Jiosy ny Gasy amin'ny sasany dia ny hevitro sy antony ankafizako ny fahalalana an'io dia ny ahafantarako fa tena Andriamanitry Jakoba sy Isaka... tokoa ve ny ny Andriamanitsika Gasy, Zanahary Ilay nahary izao tontolo izao. Tena sampy marina ve no ninoantsika io? sa naratsiana fotsiny ihany mba ahazoana ny tanitsika.
raha ny Zanahary tokoa dia tena Andriamanitr'Israely ihany io (http://fr.wikipedia.org/wiki/Migrations_juives_%C3%A0_Madagascar#Traditions.2Fcoutumes_anciennes_communes_.C3.A0_tous_les_malgaches,) nentin'ny Hebreo teto madagasikara ary tena nino azy ny malagasy , fa na nino an'ny Andriamanitra marina aza izy dia mbola teo ihany ny fanopoan-tsampy sy razana.
31. rijadolly
(
30/12/2011 03:31)
Ekena tokoa fa nisy ny fanopoan-tsapy fa kosa tokony navahana tsara hoe ireto sampy, ireto kosa ny fanompoana an'Andriamanitra. Ny olana mantsy dia nobangoina ho iray ireo fivavahana Malagasy ireo mba ahalefy ny FIRAISANKINA, FIHAVANANA ary ilay HERY tsy hita maso miaro ny tanitsika.
32. bichette
(
30/12/2011 08:28)
Fa inona moa no olana raha misy ra jiosy na tsia ny gasy e ?
Ilay resaka fanompoantsampy, efa nisy foana na hatramin'ny andron'i Mosesy aza na dia efa tena nahita sy vavolombelona ny fahalebiazan'Andriamanitra aza ry zareo. Ny important na jiosy na tsy jiosy dia ny hoe manaiky an'i Jesosy Kristy ho Tompo sy Mpamonjy ary hoe Izy ilay Mesia.
Ny fanomoantsampy avy amin'ny babylone, tamin'ny israelita tany egypta, maro no nandray ny fanompoana tao.
Ianareo ve tsy mahatsikaritra fa misy tanan'Andriamanitra miahy an'i Madagasikara ihany na dia tena efa tena mampalahelo be aza ny gasy ?

33. bichette
(
30/12/2011 08:35)
nyadala:
zokieva:
Mba asio resaka kely aloha io e! fa izaho dia resy lahatra fa tena JIOSY ny razambentsika ary misy porofo betsaka tsy azo lavina izany ka izany no anton'izao rehetra mitranga eto @ firenena izao!
Tena manana razana jiosy tokoa ny malagasy , ary hita amin'ny fomba fiteny, fombafomba, amin'ny arkeolojia, amin'ny lovantsofina ary amin'ny jenetika.
raha amin'ny lafin'ny teny dia maro dia maro ny teny hebreo sy teny semitika amin'ny teny malagasy. efa misy 1000 mots ou méme plus any mihitsy ny teny hebreo amin'ny teny malagasy araky ny tatitr'ireo mpandalina.
ireto misy ohatra vitsivitsy:
parasy -Parosh
soa-shoua
kala-kala
ariva-erev/arev
andro-ad or (moment de la lumière)
toraka-torakh
mikomy-koum
madeha (leha)-lekh
voly-boul
raha amin'ny fombafomba indray dia tena maro mihisty ny fombafomba jiosy arahinny malagasy.
ireto koa misy ohatra vitsivitsy:
-Ny sorona fanaon'ny malagasy zay manaraka ny levitikosy tok faha 3
-Ny vokatra zay hita ao amin'ny deoteronomia 14:28
-ny ranom-bolamena sy ranon-tsoratra zay hita ao amin'ny nomeria 5:2
-Ny fetin'ny rantsan-kazo zay atao hoe "soukot" amin'ny Jiosy
-Ny famorana /didim-poitra : brit milah amin'ny Jiosy
-Ny finoana andriamanitra iray ihany "Zanahary" avy @ teny hoe "Yah nahary", Yah zay andriamanitry ny Jiosy.
-Ny calendrier lunaire zay tena fanaon'ny Jiosy taloha tokoa
-Ny santatra zay atao hoe "bikourim" amin'ny Jiosy.
ary dia mbola maro, ary ataoko fanamarihana fa eto Imerina no tena ahitana fomba jiosy be indrindra, indrindra fa ireo fombafomba fanaon'ny mpisorona Jiosy taloha.
raha amin'ny lafiny arkeolojia dia ahitana soratra ebreo tranainy maro eto, toy ilay soratra ao nosy mangabe ohatra na ilay soratra paleo-hebreo ao alakamisin'ambohimaha.
amin'ny lafin'ny jenetika indray dia ahitana an'ireo haplogroupes J,J2,R1b, R1a ary E1b1b et madagasilara, indra indrindra fa ny eto Imerina zay ahitana taux ambony indrindra an'ireo haplogroupes ireo. ary iraisana amin'ny Jiosy izy ireo.
Aza adino koa fa maro ny teny malagasy avy any indonesia an ! io no tena fototra voalohany indrindray ny haut plateaux. avy eo nisy mpivahiny niditra - arabo - jiosy - izay nitondra fomba hafa koa avy eo.
__
ny tokony ataontsika dia izao, mandeha araky ny fahamarinana fotsiny ihany. izay !!!!!! tsy mpihaino fotsiny ny tenin'Atra fa mi pratiquer koa. izany no zava dehibe. Mbola famindrampon'Andriamanitra no tsy maha ringana an'i Madagasikara na dia tena efa betsaka aza ny tsy mety ao !
izaho aloha manamafy fa tena misy ra jiosy e ! ary tena misy mihitsy ! par revelation (tantara lava be) !!! tsara anie izany e ! sa ahoana ??? ;-)
34. nyadala
(
30/12/2011 09:57)

Tena msy mihitsy ary be ny porofo, ary mety handany iray andro iray manontolo raha hiresaka izany amin'ny antsipirihany......
manaiky tokoa ahy fa tena misy teny indoneziana ny teny malagasy, ary misy rà avy any koa, fa raha kosa io teny Indoneziana io ihany no tena teny fototra, mety ho diso, satria mbola anisan'ny teny fototra koa ny teny akkadiana ary indrindraindra fa ny teny hebreo , misy tokoa aza ny milaza fa azo atao anisan'ny teny semitika ny teny malagasy indrindraindrindra fa ny teny merina (ao @ ny bokin'i Mompera Xavier Razakandrainy "NY HOVA SY NY HEBREO")
36. zokieva
(
30/12/2011 11:21)
lay izy koa izany azo atao hoe misy sady tsy misy @ maha jiosy ilay fifohazam-panahy voalazako tetsy aloha satria n'iza n'iza miova fo dia fitahiana no valiny
37. bor2lais
(
30/12/2011 11:23)
H.S
Ary noheveriko fa isan'ireo mpikaroka momba ity resaka ity ange ianao ry Tefigasy e ! :-) :-) :-)
H.S - Tapitra

38. nyadala
(
30/12/2011 12:28)
ny "J, J2, R1b, R1a ary E1b1b1b" dia haplogroupe,
ny haplogroupe dia particules kely dia kely zay tsy hita raha tsy any amin'ny Adn ao anatin'ny noyau an'ny cellules, ireny haplogroupes ireny no afaka afantarana ny firazanan'ny olona iray na ny fifandraisana ananany amin'ny olona na vahoaka hafa.
ireny haplogroupes "J, J2, R1b, R1a ary E1b1b1b" (ohatra= einstein (jiosy) zao dia haplogroupe E1b1b1b) ireny zao dia haplogroupes hita amin'ny Jiosy zay hita tsara amin'ny ampahany maro amin'ny malagasy avokoa, zay manaporofo ny fifandraisana ara drà ananan'ny malagasy sy Jiosy ary mazava hoazy fa ireny no porofo jenetika entina hilazana fa tena taranaka Jiosy ny malagasy sasany.
39. nyadala
(
30/12/2011 13:15)
hoan'ireo te ahafantatra kokoa momba an'ireo haplogroupes voatanisa ireo.
Momba ny R1b ao @ ny Jiosy
http://www.familytreedna.com/public/r1b/default.aspx?section=results
"The Haplogroup R1b (mutation M343) has appeared around 12.000 years ago in the Middle East, most likely somewhere in the Levant (today Syria, Lebanon, Israel, Jordan). These ancient forefathers were among those who developed farming in the area (but many other men of different haplogroups were also taking part). We can distinguish three different subgroups with very different geographical distribution:"
Momba ny R1a ao amin’ny Jiosy
http://www.voy.com/40560/331.html
"Ashkenazi Levites make up approximately 4% of Ashkenazi Jews. In the Ashkenazi Levites it was found that they have a rate of Haplogroup R1a1 over 50%. In general 11.5% of all male Ashkenazi were found to have Haplogroup R1a1 (R-M17)."
Momba ny E1b1b1 ao amin’ny Jiosy
http://www.e1b1b1-m35.info/2011_02_01_archive.html
"12% of Spanish Jews are E1b1b, 20% of Eastern European Jews (the ones who migrated east after they moved northward through Italy) are also E1b1b."
http://fr.wikipedia.org/wiki/%C3%89tudes_g%C3%A9n%C3%A9tiques_sur_les_Juifs
"Environ 30% à 40% des Juifs possèdent l'haplogroupe J [Note 2] et ses sous-haplogroupes. Cet Haplogroupe est particulièrement présent au Moyen-Orient ainsi que sur les rives Sud et Est de la Méditerranée[11]. Par ailleurs, 15 à 30% possèdent l'haplogroupe E1b1b[Note 3] (ou E-M35) et ses sous-haplogroupes."

"Albert Einstein was from the 20% of Eastern European Jews and belongs to Haplogroup E1b1b
Sephardi Jews have about 15%-29%, of haplogroup J2, and Ashkenazi Jews have 15%-23%".
Momba ny J2 sy J ao amin’ny Jiosy
http://www.j2abraham.com/
"4. J2 is the only haplogroup subclade that is significantly present in all known Israelite populations, i.e. general Jewish, Samaritan, Beni Israel of India & Cohanim."
"http://fr.wikipedia.org/wiki/%C3%89tudes_g%C3%A9n%C3%A9tiques_sur_les_Juifs
Environ 30% à 40% des Juifs possèdent l'haplogroupe J [Note 2] et ses sous-haplogroupes. Cet Haplogroupe est particulièrement présent au Moyen-Orient ainsi que sur les rives Sud et Est de la Méditerranée[11]. Par ailleurs, 15 à 30% possèdent l'haplogroupe E1b1b[Note 3] (ou E-M35) et ses sous-haplogroupes."

40. Miharena
(
03/01/2012 05:39)
Miarahaba ny namana rehetra tratry ny taona 2012.
Mahafinaritra ny resaka famelabelerana ataon'i Nyadala eto amin'ity lohahevitra ity ary azo atao hoe tsy iadian-kevitra loatra satria ny évidence no tantaraina eto.
Ny hany mba tiako homarihina fotsiny dia tsy misy na iray aza olombelona tsy manana fifandraisana amin'ny LOHARANO nipoirana ary izao rehetra izao na ny hita na ny tsy hta dia avy AMINY avokoa.
Ny famoronan'ny saina ihany no manakana io fahamarinana tsy azo ihodivirana io.
Ny andro sy ny fotoana moa dia nametraka ny tantara sy ny fivoaran'ny natiora rehetra fa ny FOTOTRA dia IRAY ihany ary io no efa fantatry ny razambentsika sy ny razamben'ny oln-drehetra isan-tokony.
Ny maha-foana ny tantara iray tsy ho tafiditra ao anaty kolon-tsaina dia ny fanindrahindrana ny zavatra hita maso ivelany sy ny olana (faux problèmes) voaforon'ny olombelona ka anisan'izany ny an'ny Malagasy, ka na ny fahazoana ny maha-kristiana aza dia manomboka somary tsy azon'ny ankamaroan'ny mpikambana ao am-piangonana.
Dia miverina any amin'ny tsy fahaiza-mamoaka ny firenena ao anatin"ny fahasahiranana izany satria ny maha-izy ny tena adino fa variana manakatra izay zava-poana ara-politika izay efa fantatra fa kilalaon'ny tandrefana tsy manam-poto-pisainana afa-tsy ny hanjakazaka ara-materialy sy ara-tsaina.
Miala amin'ny vahoan'io fanjanahana io no antoka azo lazaina hahatafavoahan'ny Malagasy ary ny fahazoana ny tantara dia isan'ny manome amin'ny ampahany hery ao anaty fa ny tena izy dia ny fahafantarana marina fa efa ananantsika hatrizay ka mandrakizay ny famindram-pon'Andriamanitra izay efa ao anatintsika hatrizay ka mandrakizay. Raha tsy manana io jery mahafoaka be io ny tsirairay dia mbola hitsilopy ihany eo amin'y fahatsilovan-tsaina ilaina hitomboana eto amin'ny fiainana eto ambonin'ny tany.