fa nahoana ny mpivavaka sasany milaza fa mivavaka nefa tsy misy fiovana hita mintsy eo @ toetrany fa ny teo ihany no teo?

41. infiny ( 15/09/2010 12:49)
Ikaretsaka:

ka ny mahagaga dia hay ery ny mitsimpona an'io, fa rehefa anontaniana hoe saika haninona ry maria madelenina t@ alahadin'ny paska... maninona no tsy tsimponina sy odiana fanina io?


Tsy hoe io fotsiny no notsipoiniko fa io no itako voalohany manazava azy bebe kokoa. Tsy miteny koa io hoe izay mikasika faty dia maloto mandrakizay fa toa voafetra (erin'andro raha tsy diso za). Raha nandeha tany ry maria madelenina izany dia tsy hikasika azy ao foana akory fa mila misasa 7 andro dia madio ra manaraka an'io. Fa raha mikasika ilay izy foana dia maloto foana izany. Sa tsy izany?
42. ikaretsaka ( 15/09/2010 14:04)
de ny fanontaniako ange ry infiny de hoe fa ahoana notonga de ilazana ferme be hoe io no manazava azy bebe kokoa e? tsy nojerenao akaiky ve hoe raha tsy sitrak'Atra akorydia tsy ho nitranga sy voasoratra akory ny tantaran-dry maria madelenina andro vo mangiran-dratsy t@ alahadin'ny paska.

ny ahy anie ny fanontaniako aminareo de tsotra e... rehefa mamaky soratra masina (mitsimpona) dia rehefa inona iloay fehezanteny no tsimponina de rehefa inona no odiana fanina?
novalian'i vonynive ny 24/09/2010 11:06
43. infiny ( 15/09/2010 14:33)
Io no itaKO hoy aho fa tsy voatery manazava azy tanteraka ho an'ikaretsaka io. Efa nolazaiko koa ny an'i maria madelenina teo, fa tsy hoe nodina fanina akory. Tsy maintsy mikasika ilay faty anie rehefa handevina ohatra e. Fa izany hoe tsy maintsy omena avokoa ve izany ny toerana misy ny teny hoe faty rehetra ao rehefa miteny? Sa hoe rehefa hanoana hevitra iray araka ny baiboly dia hoe vakio manomboka genesisy hatramin'ny apokalipsy? (izaho aloha tsy mbola nahavita namaky ny baiboly hatramin'ny farany). Rehefa alahady koa ve ohatra ry mopera sy pasitera ka hanazava lohahevitra iray dia alaina daholo ny toerana rehefa momba ilay lohahevitra dia vakina?
44. ikaretsaka ( 15/09/2010 15:21)
de miverina @ ilay nolazain'ilay bandy akama hoe raha izay tiatianao momba'ny tenin'Atra ihany no alainao fa izay tsy tiatianao dia na lavinao na odianao fanina... dia tsy ny tenin'Atra intsony no inoanao @ izay fa ny tenanao
45. infiny ( 15/09/2010 15:25)
Satria forcer-nao ho izay ilay izy dia izay no inoanao ary tsy azon'ikaretsaka ny tiako lazaina.
46. cyril ( 15/09/2010 16:21)
infiny ==) angaha i ikaretsaka io mahazo zavatra lazaina azy ndray mpande zany ?? averin'infiny in-telo farafahakeliny io vao azokazony ratsy hoe izay tokoa .....
47. fafane ( 15/09/2010 21:12)
ny ahy kosa aloha raha milaza fa mivavaka de voaloany hita mankany ampiangonana, 2em ahitana fiovana ny toem-panahiny, fa aiza moa no ahalalana ny ao ampon'ny olona fa Dieu irery ihany no mahalala izany; fa aza variana mijanona ao antrano zany fa efa antomotra ny fihavian'ny Jesosy a, de jereo ny momba ny fanahintsika fa tsy misy afa-miala @ fitsaran'i Dieu daholo a
48. ikaretsaka ( 15/09/2010 21:56)
infiny:

Satria forcer-nao ho izay ilay izy dia izay no inoanao ary tsy azon'ikaretsaka ny tiako lazaina.


tsy resaka forcer izany fa resaka common sense fotsiny hoe maninona no hamaky ihany na hitsimpona ihany dia ity andalanteny raisina dia ity modiana fanina nefa samy mahakasika ilay resaka izy 2?
tsotra be ohatran'izay ange ilay remark ko e fa tsy haiko hoe iza no tsy mahazo amzany!
49. ouioui ( 15/09/2010 23:56)
Hay misy mahatsikaritra adi-paikan'ika , nedala anie ry zalahy vao mianga ny fanontaniana dia efa aholan-kolana, lery rery foana no tsy mahazo tsara, na téléchargena impiry aza tsy hoditra ny lohany, ny azy ny idées pré-établies ao an-dohany ao ihany no asesiny [IMG]http://smileys.sur-la-toile.com/repository/Grands_Smileys/downloading.gif[/IMG] Lasa moulin à parole sisa bainn [IMG]http://smileys.sur-la-toile.com/repository/Grands_Smileys/emoticon-msn-sourire-affreux.gif.gif[/IMG]
50. fijo ( 23/09/2010 20:58)
ny ankamaroann'y mpino anie ry akama,ka hampiseo ny akanjo vaonovidiany no ten aantondiany any e.izay vavaka any,tsy olana aminy fa rehefa hatory izy mody mandohalika,dia vita iny,fa le akanjo vaovao kosa mila aseho ny hafa,sao tsy ita ny valerany.
51. vonynive ( 24/09/2010 11:06)
mampalahelo tokoa aloha e,
1- mbola olombelona isika ety antany fa tsy anjely nefa izany tsy midika oe mahazo manao ratsy fitondrantena isika, aoka ny Tompo die Jesosy no halaina tahaka fa tsy ny olombelona
2- fa misy mihitsy kosa ireo zay kristianina anarana fotsiny, ireo ilay sandoka, manaja ahy @ molotra oy jeso fa ny fony kosa lavitra, raha ireny no jerena dia mampakivy ka aza mijery ireny, "mijery an'i jesosy tompon'ny finoana sy mpanefa azy"
3 fa natao ho fitaratra isika kristianina ka aoka ho modely araka ny tenin'i apostoly paoly oe "manahafa ahy fa izaho manahaka an'i Kristy".
4 ny maha-kristianina dia tsy ivelany fa fiainana, fianianana ny fitiavana, ny fahamasinana, fahamarinana sns...
5- mety manota ny tena kristianina fa tsy mpanota, izany oe mibebaka ka tsy manao ota intsony, tsy minia manota na manana mauvaise foi,
maereza daholo e
52. vonynive ( 30/09/2010 08:39)
izao no hevitro :
1/ ny zavamitranga de misy ireo zay manonona ny anaran'i jeso @ molony fa ny fony de lavitra an'Atra,
2/ ao kosa ireo zay tsy mampanjaka an'i Jeso eo @ fiainany tanteraka, tena mivavaka izy saingy tsy maharesy ny fahazarandratsy sy ny fakampanahy, ireo le voalazan'i ...(namana eo ambony fa tsy tadidiko) oe misy fanahy ratsy,

vahaolana :
-mijery an'i Jeso tompon'ny finoana sady mpanefa azy, Izy jerena, halaintahaka
-azo atao iany ny mitaratra ireo kristiana satria mpanaradia an'i Kristy izy ireo araka ny tenin'i Paoly oe "manahafa ahy fa izaho manahaka an'i Kristy, saingy mbola olombelona isika fa tsy anjely akory, zany tsy midika oe mahazo manota a, tandremo, mety ho latsaka @ ota isika fa tsy manana mauvaise foi hanota
maereza daolo e
-ny fanolorantena tanteraka ho an'i Jeso iany no afahana mandresy ny ratsy rehetra
53. vonynive ( 30/09/2010 08:41)
izao no hevitro :
1/ ny zavamitranga de misy ireo zay manonona ny anaran'i jeso @ molony fa ny fony de lavitra an'Atra,
2/ ao kosa ireo zay tsy mampanjaka an'i Jeso eo @ fiainany tanteraka, tena mivavaka izy saingy tsy maharesy ny fahazarandratsy sy ny fakampanahy, ireo le voalazan'i ...(namana eo ambony fa tsy tadidiko) oe misy fanahy ratsy,

vahaolana :
-mijery an'i Jeso tompon'ny finoana sady mpanefa azy, Izy jerena, halaintahaka
-azo atao iany ny mitaratra ireo kristiana satria mpanaradia an'i Kristy izy ireo araka ny tenin'i Paoly oe "manahafa ahy fa izaho manahaka an'i Kristy, saingy mbola olombelona isika fa tsy anjely akory, zany tsy midika oe mahazo manota a, tandremo, mety ho latsaka @ ota isika fa tsy manana mauvaise foi hanota
maereza daolo e
-ny fanolorantena tanteraka ho an'i Jeso iany no afahana mandresy ny ratsy rehetra
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.008