fa nahoana ny mpivavaka sasany milaza fa mivavaka nefa tsy misy fiovana hita mintsy eo @ toetrany fa ny teo ihany no teo?
21. ikaretsaka
(
11/09/2010 13:27)
fafane:
Fa nahoana ny mpivavaka sasany milazafa mivavaka nefa tsy misy fiovana hita mintsy eo @ toetrany? Tena zava-misy tokoa io,fa ndray2 tenenina @ vava fotsiny lay hoe zahay mivavaka fa tsy miova akory lay olona, fa maninona moa isika no manantona mivavaka amin'Andriamanitra? inona no tanjona tadiavintsika? avelako aloha nareo hamaly fa ho avy eo ihany aho, mazotoa fa hifampizara fahasoavana eto isika e
"vavaka=tolona fa tsy sento"
La parole à dire, la vérité à faire connaître. Le chemin à parcourir. La lumière à diffuser. La vie à vivre. L'amour à aimer. La joie à répandre. Le sacrifice à offrir. La paix à donner. Le pain de vie à manger. L'affamé à nourrir. L'assoiffé à rassasier. L'étre nu à vétir. Le sens abri à loger. Le malade à guérir. L'isolé à aimer. L'indésirable à accueillir. Le lépreux pour laver ses plaies. Le mendiant pour lui sourire. L'ivrogne à écouter. Le malade mental à protéger. Le tout-petit à embrasser. L'aveugle à guider. Le muet pour parler à sa place. L'estropié pour marcher avec lui. Le drogué à secourir. La prostituée à sortir du danger et à secourir. Le prisonnier à visiter. Le vieillard à servir. Pour moi: Dieu!
novalian'i ikaretsaka ny 14/09/2010 14:48
22. andrywui
(
12/09/2010 11:03)
Misy ary ry fafane ny mpivavaka mbola miditra membres Satanique etsy sy eroa ny Antokom-pivavahany koa !... amiko dia izao na i JEHOVAH naé i SATANA !! izay ihany fa tsy misy antenantenany arak'ireo fanamarihan'i Ika etsy ambony io !! hoe mba fikambanana mitady haka pouvoir sy mitady hery fotsiny ireo dia mitady hanindry !!.. tsisy an'izany ! ... tsy azo amboamboarina ny Fahalehibeazan'Andriamanitra Jehovah ka ho vetavetaina aminjavatra hafa !!..
23. ikaretsaka
(
12/09/2010 14:40)
Fa tadidio fa ny hoe jehova sy satana dia tsy hoe rehefa mety am ze irevenao anazy ny tranga de jehovah zay de rehefa tsy mety de satana izay... tsy isika no manapaka anzay
24. ouioui
(
12/09/2010 21:22)
ika:
Fa tadidio fa ny hoe jehova sy satana dia tsy hoe rehefa mety am ze irevenao anazy ny tranga de jehovah zay de rehefa tsy mety de satana izay... tsy isika no manapaka anzay
Fa ahoana leity no hilazan'elah an'iazy bainn?? fa izy ty vitan'ny tenitenenina foana , azavao !!
Elah ihany no tena mpanao an'zany eo koa eto elah no miala sirika eo [IMG]http://smileys.sur-la-toile.com/repository/Reflexion/U_THIN%7E1.GIF[/IMG]
25. andrywui
(
13/09/2010 07:56)
Fa tadidio fa ny hoe jehova sy satana dia tsy hoe rehefa mety am ze irevenao anazy ny tranga de jehovah zay de rehefa tsy mety de satana izay... tsy isika no manapaka anzay
non non non non ! ra-Ika a !... tsisy an'izany hoa fa rehefa hiresaka an'Andriamanitra isika de aza afangarongarondra-Ika ao mihitsy I satana !
- tena miteniteny foana mihitsy nama ty kofa ty kah ! ...
26. ikaretsaka
(
13/09/2010 13:53)
za tsy miteny oe aza afangaro, fa hoe ekeo ny fiarahany maniry, dia tsarao @ voany ny hazo
27. andrywui
(
13/09/2010 15:02)
raha ny "voany "izany alou ra-Ika de tena voany malazo sy lo ary efa motraka no tazako a !.... (vono olona ve ? filalaom-paty ve ? filalaovan-taolambalo ve ? filalaon-tapakazo sy sapankazo sy vovo-paty ve ? rano voahasina tsy hita fototra ve ? lavenona tsy hita fototra ve ? ... ka "voany , voany " inona no tadiavinao ndrematoa Ikary !!!...
28. ikaretsaka
(
13/09/2010 16:07)
satria tsy azonao ny anton'ilay hoe milalao faty sns.... na inianao tsy azo
29. cyril
(
14/09/2010 07:29)
satria tsy azonao ny anton'ilay hoe milalao faty sns.... na inianao tsy azo
------- Mr Ikaretsaka =) tsy azoko ny dikanlay hoe milalao faty nareo ?? yéééé tsy azoko ary fa mba hazavao ary hoe maninona ary nareo no milalao faty ?? efa nekenao fa milalao faty nareo zany !!!
--ary aiza ao amin'ny Baiboly koa milaza na iray fotsiny aza fa hoe milalaova faty !!?? versets iray ihany dia ampy !! sao de Jesoa nampitsangana an'i Lazar iny ndray no atao reférence eo fa tsy mitombina iny an ! ....zavatra hafa iny "nampitsangana amin'ny maty ndray iny" au contraire "tanterak'iny !... hihihihi
30. ikaretsaka
(
14/09/2010 10:53)
Azonao ihany fa odianao fanina raha araka ny famoasanao hevitra anefa
31. cyril
(
14/09/2010 10:58)
hazavao ilay resako io ary hoe ry ikaretsaka fa aleo ary ataoko hoe izaho no mody fanina hoy ianao (na dia tsy izany aza fa manahy aho hoe tsisy ho lazaina i ikaretsaka)
32. mirananirina
(
14/09/2010 14:25)
Cyril,famadihana ve io lazainao milalao faty io???Sa izaho no tsy mahazo resaka!Tsy misy tokoa ao anaty baiboly io ary izany no tsy anaovany eratany azy io,fa kosa fomban'ny Malagasy taloha ela be tany io,talohan'ny Kristianina ny Kristianina.Izany hoe FOMBAN DRAZANA fa tsy zavatra hafa akory.Ary papa ray masina akory tsy milalao faty fa aza matahotra enao.Efa hoe tsy vovopaty izany ny lavenona ry Andrywui an!!!!fanamaritana fotsiny hoe vovoka enao ka ho hody vovoka indray.Ny sampankazo indray dia entina hankalazana ny tompo ambony indrindra.Sahala aminao manao ilay tanana foza orana iny,midika zavatra iny an.
33. ikaretsaka
(
14/09/2010 14:48)
ny fanontaniako amin'i andrywui sy i siril de hoe
saika haninona moa le vevavy handeha ho any am-pasana t@ Paka ireny talohan'izy ireo nisehoan'ny anjely
saika haninona moa le vevavy handeha ho any am-pasana t@ Paka ireny talohan'izy ireo nisehoan'ny anjely
34. ikaretsaka
(
14/09/2010 14:50)
ny fanontaniako an'i cyril ary dia hoe saika haninona moa ilay vehivavy VOALAZA AO ANATY BAIBOLY ireny t@ alahady marainan'ny paska?
inona no saika hataony any am-pasana?
aza odiana fanina
inona no saika hataony any am-pasana?
aza odiana fanina
35. fafane
(
14/09/2010 14:56)
Mirana a, iska tsy mahalala ny ao ampon,ny olona kosa aloha fa izay ataony no hitantsika miharihary, arak'lay hoe tsarao @ voany ny hazo, fa raha ny voa avoakany de voa tsara izy zay fa raha ratsy de mazava ho azy
36. ikaretsaka
(
14/09/2010 14:57)
fia miverina any @ fanontanian'i fafane ao @ pejy 1 isika ary..ianao ihany dia naavaly azy
37. cyril
(
14/09/2010 15:14)
Ny tian'i fafane ho tenenina anie zany de hoe nareo mitsaontsaona manamari-tena ozizy nefa ny "voany "avoakanareo faka mangidy e !...
-- ka rehefa tsaraina tokoa ny Kato ,indrindra fa tamin'ireny guerre mondial ireny dia tena faka tangena tokoa ny "voany "...
-- ka rehefa tsaraina tokoa ny Kato ,indrindra fa tamin'ireny guerre mondial ireny dia tena faka tangena tokoa ny "voany "...
38. infiny
(
14/09/2010 16:46)
satria tsy azonao ny anton'ilay hoe milalao faty sns.... na inianao tsy azo
http://www.newadvent.org/bible/num019.htm
39. ikaretsaka
(
14/09/2010 17:58)
ka ny mahagaga dia hay ery ny mitsimpona an'io, fa rehefa anontaniana hoe saika haninona ry maria madelenina t@ alahadin'ny paska... maninona no tsy tsimponina sy odiana fanina io?
40. ouioui
(
15/09/2010 01:18)
cyril:
-- ka rehefa tsaraina tokoa ny Kato ,indrindra fa tamin'ireny guerre mondial ireny dia tena faka tangena tokoa ny "voany "...
Raha izay tokoa anie bainn no voa tao de tena tsy any mihitsy e [IMG]http://smileys.sur-la-toile.com/repository/Respect/0020.gif[/IMG]
