fa nahoana ny mpivavaka sasany milaza fa mivavaka nefa tsy misy fiovana hita mintsy eo @ toetrany fa ny teo ihany no teo?
1. fafane
(
09/09/2010 21:32)
Fa nahoana ny mpivavaka sasany milazafa mivavaka nefa tsy misy fiovana hita mintsy eo @ toetrany? Tena zava-misy tokoa io,fa ndray2 tenenina @ vava fotsiny lay hoe zahay mivavaka fa tsy miova akory lay olona, fa maninona moa isika no manantona mivavaka amin'Andriamanitra? inona no tanjona tadiavintsika? avelako aloha nareo hamaly fa ho avy eo ihany aho, mazotoa fa hifampizara fahasoavana eto isika e
novalian'i vonynive ny 30/09/2010 08:41
2. AndriambyII
(
09/09/2010 22:05)
Amiko dia mety ho mbola maro ny zavatra tokony ho nataony vao hisy valim-bavaka ho azony .Mety tsy mbola tonga lafatra ny fanekem-pinoany.Ny tokony hataony angamba dia ny mandinika ny momba azy mangina any @ toerana milamina tsy misy afa-tsy izy sy ny tenany manokana .Mbola manana zavatra tokony ho fatariny momba ny tenany sy ny fanahiny izy.
3. soanja
(
10/09/2010 03:51)
fafane:
Fa nahoana ny mpivavaka sasany milazafa mivavaka nefa tsy misy fiovana hita mintsy eo @ toetrany? Tena zava-misy tokoa io,fa ndray2 tenenina @ vava fotsiny lay hoe zahay mivavaka fa tsy miova akory lay olona, fa maninona moa isika no manantona mivavaka amin'Andriamanitra? inona no tanjona tadiavintsika? avelako aloha nareo hamaly fa ho avy eo ihany aho, mazotoa fa hifampizara fahasoavana eto isika e
Amiko dia ezaka daholo ny zava-drehetra. Tsy ahita olona tongalafatra tsinona isika. Isika dia ny miiba sy miabo no manome antsika ho olombelona. Ny soa indrindra amiko dia ny fahalalana fa tsy irery isika amin'ny fiainana fa ao Andriamanitra Mpanoro lalana sy manome fahendrena. Ka raha mino izy fa misy izany dia ho avy ny fotoana hofohazany indray andro any. Tsy mihevitra na sahiran' ny olan'ny hafa aho fa ny olako dia mbola iray loha hoy ny Malagasy. Aoka aho handinin-tena lalandava ny momba ahy. Andriamanitra miandrakitra ny hafa ary inoako ny fitiavany antsika rehetra.
4. arialy
(
10/09/2010 07:06)
ny ahy indray ny zavatra remarqueko dia betsaka ny olona mivavaka fa tsy mijery afa tsy ny tenany iany, za manana fianakaviana tena mivavaka na ny avy amin'ny vadiko aza , fa dia mahagaga ahy rehefa mivavaka dia limité ny cercle , ohatra refa isakafo dia :mangataka tsodrano oan'ny sakafo hanina sy ny mpihinana ihany fa tsy mangataka ho an'ireo izay tsy manana.
za alo catho atramzay ary nianatra tany am catho tam kely atram 13ans, dia efa nozarina mivavaka hoan'i hafa koa.
Fa remarque ny ahy , protestant sy finoana hafa daolo ireo lazaiko oe mivavaka oan'ny tenany iany ireo, na ohatra oe ampio iRa.... fa marary, fa tsy mba manohy oe ampio koa ireo izay marary hafa rehetra, limité fona lay fivavahana izany .

5. zama91
(
10/09/2010 07:42)
misaotra lesy rahery hay tsy najedak'ialahy marina le ps fa ip fotsiny,za mantsy mba gaga hoe i ps zama91 olona tsy nanao ratsy teto,
6. Miharena
(
10/09/2010 07:43)
Vokatry ny korotan'entana izay taritaritin'ny olona tsirairay noho ny fiaraha-monina misy azy na itaizan'ny mpitari-pivavahana azy no mahatonga ny tsy fiovan-toetra. Rehefa samy n*andinika tsara ireo korontan'entana ireo isika dia tokony tsy ho voafandrika hampiasa izany intsony. Izany no antony nilazan'i Jesoa ny hoe "ianareo izay miasa fatratra sy mavesatr'entana mankanesa aty Amiko fa omeko fitsaharana". Mila ampanginina ny korontana rehetra dia mitsahatra isika. Ka ao anaty io ary izay no hiambenana tsy hambolena korontana ao anaty indray rehefa tafiditra ny Fahasoavana narotsaka ho antsika tsirairay avy.
7. bacouli
(
10/09/2010 08:20)
Marina fa tsy misy ny tanteraka !
na iray aza ety ambonin'ny tany fa ny antony mahatonga ireny olona milaza ho mpivavaka be nefa ratsy toetra be nohon'ny tsy mpivavaka na ny olona tsy mpino an'Andriamanitra dia :
Satria mbola fanahy maloto no mitoetra ao aminy fa tsy ny fanahy Masina toy ny fitiAvan-tena sy ny fitiavambola fa ny fivavahana entiny hanafenany sy hialokalofany mba tsy hiampangana azy sy hahalalàn'ny azy @ny fanaoratsiny dia hilàzana hoe :" izy ra anona .... MPIVAVAKA BE INY ve no nahvita izao ,hehehe tsy mino aho !!!",
mbola voagejan'ny satana no tena marina é!io no mahatonga azy hanao ratsy be! ny loza dia misy mahalàla tsara fa ratsy ny hataony nefa tohizany foana satria hono mameloka isan'andro jeso ,marina io koa fa mamela tokoa Andriamanitra fa misy fetra ny famindrampony é!
8. fafane
(
10/09/2010 10:11)
Marina daholo reo voalazanareo reo, fa zao: isika raha hanantona an'Andriamanitra de mila.ezaka sy fandavan-tena surtout mila mivavaka fa tsy mandeha ho azy @zao, fahamatorana sy fahononan-tena tanteraka no tadiavin,Andriamanitra amintsika. ary tokony ho tsaroana fona fa raha vao misokatra ny masontsika de misy ady hatrehana fona ao isan'andro de ny fakampanahy sy ireo fandrika ataon'ny devoly e,de zay lay ilana an'lay vavaka.mba hananana hery sy hahalalana fa fandrika ny manoloana anao, ny tena tiko ambara de zao raha vao manantona Azy(mandray an'i Jesosy ao ampo) de tokony ho mailo mandrakariva fa tsy manao kitoatoa, ary Andriamanitra efa niteny hoe:indro aho maniraka anareo toy ny zanak'ondry eo ampovoan'ny amboadia nefa matokia fa za efa naharesy an'reny. marina.ny tenin' Bacouli hoe mbola misy asan'ny devoly ao matoa mbola ratsy toetra sy tsy miova lay olona,raha hamafisina de hoe mbola tsy tena natolony.ny.tenany.fa.nataony fomba sy fahazarana lay mivavaka sy manonona ny anaran'Andriamanitra
9. fafane
(
10/09/2010 10:18)
Matetika ny olona refa miditra ao ampiangonana de ampy azy zay fa tsy de tena important aminy zay fiovam-piainana zay, fa mande ny olona de mba mande, nefa nge matiantoka fotsiny raha izay e, sady tsy tratra lay tanjona de ny fiainana mandrakizay, sa tsy zay ny antony hivavahantsika?Ahoana ny mba fahitanareo azy?
10. nanjakely
(
10/09/2010 10:38)
Misy ireo olona ahitana fiovana rehefa mivavaka ! ohatra :tsy mifoka ,tsy migoka ,tsy mijangajanga intsony ! fa misy kosa na dia efa mivavaka izao aza dia mbola itoera'ny fahotana be ihany ! zay angamba ilay hoe fasana milalotra fotsy ,
-ny tena mampalahelo aloha dia ilay olona reraka mandeha mivavaka fotsiny isan'alahady na sabotsy lava izao nefa dia ny omaly ihany no androany ,mangalatra akoho alatsinainy
-ny tena mampalahelo aloha dia ilay olona reraka mandeha mivavaka fotsiny isan'alahady na sabotsy lava izao nefa dia ny omaly ihany no androany ,mangalatra akoho alatsinainy
11. fafane
(
10/09/2010 11:56)
Tena any mihintsy ny tiko ahatongavana, reraka fotsiny, tsy mahazo valimbavaka ,tsy manampiadanana, tsy manana an'lay paix interne fa lay fanaovana ny sitrapon,Andriamanitra mantsy ahatsapanao an,izay paix zay ao anatinao ao, satria tsy mi-sentir manao2 fona enao fa miezaka manao izay azonao atao eo @ fanarahana Azy? raha eo @reo fahazaran-dratsy reo ndray ny fahalalako.azy refa tsy tinao hatao ka mangataka enao hoe esry amiko.de manafaka Izy, fa matoa tsy afaka mbola tiana zay, hoy ange ny baiboly e:
12. fafane
(
10/09/2010 12:13)

13. nanjakely
(
10/09/2010 14:29)
dia misy ndray efa mba niovakely ny sasany dia niverina ndray refa taty aoriana ,nimamo toaka ndray ohatra na lasa mpijangajanga be ndray ,
--- misy indray dia tena vao maika pire satria : "ozy i Leraneny be izay ndray andro .. e e e e! de misaotra an'Andriamanitra lehibe aho rey anaka isany fa de afaka tamin'ny sigara anie ny zanakolahy ee! tsy mifoka tsony mihitsy izy zao fa de izany daina, daina zany sisa hony no mba fohany eee""

14. daran
(
10/09/2010 14:30)
ka matoa ny ol ts miova d tena bol ts ao anatiny lay fitiavana te hampifaly an'A/tra. Bol ts ao anatiny koa ny tahotra an'A/tra ka toy ny hoe mivazivazy @ A/tra izy isaky ny mivavaka sy mandé miangona kanefa manao ny ataony ihany. Mila lay ol mits no maniry hiova satria tiany hifanaraka @ zay tian'A/tra ny fiainany
Mahery ny tenin'Atra ary manana pouvoir manova ol kanefa ref ts handairany lé ol d na izy mits no ts manao effort na nanao effort izy fa ts manam-paharetena na mba te hiseho fotsiny izy hoe mivavaka d ny ratsy atao ihany ny anaran'i Jesosy tafiana. Voa mafy izy amin'izay satria A/tra masina ary tokony hiezaka hadio @ lafiny rht zay tratrantsika sika (fitondran-tena, fiteny, finoana, fialamboly....)

15. michaela22
(
10/09/2010 14:31)
"ozy i Leraneny be izay ndray andro .. e e e e! de misaotra an'Andriamanitra lehibe aho rey anaka isany fa de afaka tamin'ny sigara anie ny zanakolahy ee! tsy mifoka tsony mihitsy izy zao fa de izany daina, daina zany sisa hony no mba fohany eee""
hi hi hi hi... tena afaka sigara tokoa zany lay zanany anie e
16. AndriambyII
(
10/09/2010 18:28)
Ny blem @ hashich anie dia ny manafoana ny neurone ao @ tenan' ny olombelona ilay izy ry nanja kely a ! Nefa io cellule io no tsy mi se reproduire ohatry ny cellule ambiny rehetra ao @ tenan' olombelona .Dia izay no hitenenana hoe "very tadidy ohatry ny lahiantitra nanao politika ".
17. rijadolly
(
11/09/2010 04:06)
NY fandavatena no zava- dehibe, fa raha tsy ao io dia VERY NY HEZAKA.
18. Miharena
(
11/09/2010 07:20)
Ny fahatsapana tanteraka fa tempolin'Andriamanitra (Tempolin'ny Fanahy Masina) ny tena no azo lazaina hampiova toetra ny olona.
Matetika dia tsy mamaky Baiboly akory ny olona mpandehandeha any am-piangonana amin'ny routine ary tsy mandalina ny maha-Tempolin'Andriamanitra azy fa heveriny fa mbola lavitra beeee izany Andriamanitra ivavahana izany ary koa tsy sahy ny manatona Azy akory izy miditra ny fiangonana fa manjavozavo ao aminy avokoa izay ifampizaràna ao.

19. mirananirina
(
11/09/2010 08:59)
Ka misy mirehareha @fivavahana fotsiny ,nefa ny ao ampony aho tsy izay.Sahala amiko izao ,efa ela be tsy niditra ampiangonana(akoatra invitation olona)De lazaina ve aho fa devoly??Na olona tsy mivavaka???ATE angamba Mirana hozy Andrywui tao ambany tao??Laviko avy hatrany.
20. andrywui
(
11/09/2010 09:31)
zay ndray i Mirana ! tsy niteny hoe ATE anareo mihitsy ah fa io ndray mirana ary tena

mihitsy kouuuu ....! sa ahoana ?

mihitsy kouuuu ....! sa ahoana ?